FANAMBANIANA NY AMBANY RAZANA NO POLITIKANAREO
22. xxx
(
24/11/2009 14:55)
wiwi maimbo katalaha =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
wiwi maimbo divou
misafidiana tena eto
wiwi maimbo divou
misafidiana tena eto
24. swann
(
24/11/2009 14:58)
ka tsy ny cotiers ihany anie le raciste ty no mainty fa isika rehetra mihitsy no Afrikanina e! zany oe na elah io aza rehefa tafaraka amin'ny tena fotsy toy ny vazah elah de maimbo elah aminy !! tadidio ny lohakely za !.....fa mbola averiko ihany fa sao ary hoa nareo milaza fa merina fotsy (za koa) io ka efa manisa kintana sy mieritrertr hoe vazah e !?? AFRIKANINA elah !! malagasy elah = Afrikanina ! ireto zanak'i DADA ireto de tena nahazo ny toetsaindrainy daholo kah !! werawera sy miseho milay daholo nefa refa tena eo alohan'ny vazah de mainty sy maimbo daholo ISIKA FA AFRIKANINA:-w :-w :-w
ASA AVERINA IMPIRY ZAY VAO HO AZONIRETO TIM IRETO MAZAVA TSARA AO ANDOHANY AO ......
26. xxx
(
24/11/2009 15:09)
ra wiwi mihitsy no mpanavakavaka eto,jereo anie ny titre e,FANAMBANIANA NY AMBANY RAZANA ,ary ny ambony razana mba iza ry wiwi
27. swann
(
24/11/2009 15:14)
Aza mamadidresakan'ny frere nay eo nareo fa laisany mitsy no tena raciste eto e! nampianarin'i dadanlaisany no nahatonga an'io ...!! :evil: :evil: :evil:
28. xxx
(
24/11/2009 15:21)
:oops: :oops: :lol: :oops: :oops: tsy mety aloha ny resaka fanavahana ara-poko sy ara- pivavahana sy ara- pihaviana izany eto Madagascar
29. xxx
(
24/11/2009 15:22)
raha hoe fanambaniana ny mitovy razana(malagasy) dia ok ,fa ela aza miteny hoe ambany razana koa, :-D :-D :-D
30. pikatti
(
24/11/2009 15:33)
FANAMBANIANA NY AMBANY RAZANA NO POLITIKANAREO
jereo tsara tokoa anie ny lohateny avokan'elah ,
elah ihany no tonga de mamaritra fa misy zany AMBANY RAZANA izany,refa tsy arak'elah le kôzy de aza mitsoatsoana

31. terrywui
(
24/11/2009 15:56)
Zany letsy no marina ! ze nokozinle akamanareo ihany no averiko eto fa za angah lety namorona a ! manambany ny merina mainty izy lazainy fa bas quartier e, iva razana e, mahantrakely ee!!....ze kozinaro ihany no naveriko papa a !!
fa tsy ny cotiers ihany anie ry zalah raciste reto no mainty fa isika rehetra mihitsy no Afrikanina e!
--zany oe na elah io aza rehefa tafaraka amin'ny tena fotsy toy ny vazah elah de maimbo elah aminy !! tadidio ny lohakely za !.....
---fa mbola averiko ihany fa sao ary hoa nareo milaza fa merina fotsy (za koa) io ka efa manisa kintana sy mieritrertr hoe vazah e !?? AFRIKANINA elah !! malagasy elah = Afrikanina ! ireto zanak'i DADA ireto de tena nahazo ny toetsaindrainy daholo kah !! werawera sy miseho milay daholo nefa refa tena eo alohan'ny vazah de mainty sy maimbo daholo ISIKA FA AFRIKANINA
ASA AVERINA IMPIRY ZAY VAO HO AZONIRETO TIM IRETO MAZAVA TSARA AO ANDOHANY AO ...... Miverina ery ambony

32. stalingrad
(
24/11/2009 16:27)
Efa manaiky lets zan ny TIM fa mpanambany oul sy raciste rawiwi fa aoka zay a, lova tamin'i dada io ka sarotra resena e ! mivava elah ho azy fa tsy hainy ny dikan izany hoe Malagasy Tokana, Iray Teny, Nosy Iray zany a !! atao ahoana e !
33. pikatti
(
24/11/2009 17:10)
okay lesy ben a,elah anie akama foana fa ny hevitra fotsiny no tsy hitovina ,ny fomba fijery samy manana ny azy aleo iny tsy asarotana :wink:
34. maryline
(
24/11/2009 17:14)
pikatti:
okay lesy ben a,elah anie akama foana fa ny hevitra fotsiny no tsy hitovina ,ny fomba fijery samy manana ny azy aleo iny tsy asarotana :wink:
Miombin-kevitra @ Pikatti tsy ny olona no miady fa ny hevitra no tsy mitovy e! io le politika tsy hain'ny ankilany, raha tena nisy tokoa ny fifandeferana sy ny fitiavan-tanindrazana tsy nivarina any an-kady ohatr'izao ilay Nosintsika
35. xxx
(
24/11/2009 18:25)
terrywui:
Zany letsy no marina ! ze nokozinle akamanareo ihany no averiko eto fa za angah lety namorona a ! manambany ny merina mainty izy lazainy fa bas quartier e, iva razana e, mahantrakely ee!!....ze kozinaro ihany no naveriko papa a !!
fa tsy ny cotiers ihany anie ry zalah raciste reto no mainty fa isika rehetra mihitsy no Afrikanina e!
--zany oe na elah io aza rehefa tafaraka amin'ny tena fotsy toy ny vazah elah de maimbo elah aminy !! tadidio ny lohakely za !.....
---fa mbola averiko ihany fa sao ary hoa nareo milaza fa merina fotsy (za koa) io ka efa manisa kintana sy mieritrertr hoe vazah e !?? AFRIKANINA elah !! malagasy elah = Afrikanina ! ireto zanak'i DADA ireto de tena nahazo ny toetsaindrainy daholo kah !! werawera sy miseho milay daholo nefa refa tena eo alohan'ny vazah de mainty sy maimbo daholo ISIKA FA AFRIKANINA
ASA AVERINA IMPIRY ZAY VAO HO AZONIRETO TIM IRETO MAZAVA TSARA AO ANDOHANY AO ...... Miverina ery ambony
ny ani wiwi hoe bas quartier =merina mainty na ambany razana ,izany hoe ny olona eny isotry, andranomanalina,antohomadinika ,anatihazo,andavamamba ireo no atao hoe ambany razana ,misy tsalo masiso betsaka eny @ atao hoe as quartiers donc tsy mitombina ny idee an ' i toi
:-D :-D :-D
36. harybe
(
24/11/2009 18:30)
ny tian'ny ra wuiwui lazaina dia oe avy ao afrika ve?
izaho kosa aloha dia tsy hanaiky velively oe afrikanina eh!! tadidio fa ny vazaha no nizara ka nanao oe afrika ny asty, amreika ny aroa , asia ny aria, dia anga moa refa oe tafiditra eo faritra afrika itsika dia midika izany fa afrikanina, irao fotsy hoditra mipetraka ao afrika atsimo sy ny manodidina azy aza mbola mahalala tsara ny tena fihaviny toy ny oe hollandais na koa portuguais na koa anglais sy ny sisa, izaho dia aty @ faritra afrikanina no fiaviko fa kosa tsy manana razana afrikanina aho,
soa dia manana ilay ataon'ny vazaha oe "complexe d'inferiorité" aza ity wuiwui ty?

37. fijo
(
24/11/2009 20:27)
inona indray re ity rediredy ity ry akama e?????matahotra sao lasann'y arema indray ny kil ,dia mody manodina resaka an????
38. AndriambyII
(
24/11/2009 22:25)
Politika wui wui izany tsy mitondra mankaiza . Vao teraka ny olombelona dia efa manana ny distinction d\' attirance @ reniny sy ny rainy ary ny rahalahiny sy ny anabaviny .Tsy maintsy manana an\' io daholo rehefa zaza tomombana ara- batana sy ara- tsaina .Mivoatra manaraka ny taona io sentiment io ary na ho inona na ho inona dia tsy maintsy misy fanavahana ao anaty loha ao na dia mangina tsy haseho vahoaka aza izany.Ireny toetra ireny no atao hoe \" fibres psychedéliques \" ka mahatonga ny tsy dia ampy fandinihina loatra fa misy fahasamihafanaa tokoa ny olombelona eto antany raha resaka Race izany , ny olona tsy mahatsapa izany dia mety tsy hanana fandaminan-tsaina eo @ fiainany manokana ,mety mahatonga aretin-tsaina , na paranoia , na tic , na tare psychologique , etc etc izany retenues de reflexions izany , ary mety mitarika obssession maladive sy mety hitarika fahadalàna tanteraka raha tsy voaharaka .
Politiquement aloha dia izaho mino fa iray tsy vakivolo ny malagasy rehetra 20 millions ,socialement indray dia manaiky fa misy karazany efatra ny Razamben\' ny malagasy , ary efa nisy izany hatr@fotoana anterieur à JC ho an\' ireo izay tsy mahalala mbola manaraka ny idées reçues à travers les livres d\' histoires nentina hanjanahana ny fotom-pisainan\' ny tompo-tany ho zanahina .
Raha tena mpanao politika marina i wui wui dia tadidio fa betsaka ny fitaovana efa nampiasain\' ny olona mpitondra teto an- tany nampiasaina hahazahoana ny fitondrana : Racisme ,Tribalisme ,Religions ,Croyances ,Genocides , Colonisation , Esclavages , Fatwa ,etc etc ....
Raha ny foto- pisainan\' i Democrite no tiana sy katsahina @ izao vanim-potoana izao hitondrana ny politika dia asakasaky ny tsi 11 io .Tsy afaka ho lavina nefa koa mety tsy hahomby , satria efa foto- pisainana navadiky ny taon-jato . Il faut savoir vivre son époque , principe tsotra angamba izany.
Fa ny fandefasana arguments mampizarazara ohatr\' izao ataon\' i wui wui izao kosa aloha dia tsy handaitra intsony angamba ao Mada satria na aiza na aiza @ izao fotoana izao dia tadidio fa tsy maintsy misy fifandonana foana ny @ resaka politika io noho ny vokatry ny surpopulation mondiale , jereo ohatra ity ;
http://www.la-croix.com/Une-vendetta-ensanglante-le-sud-des-Philippines-/photo2/2402732/4085

39. terrywui
(
25/11/2009 08:58)
ka aza miteniteny foana anzany racisme zany nareo ref hita fa tsy mety e! fa ny anreo TIM ane de alefalefa any ze tratry ny vava refa resy aminle adi hevitra e!
ny tian'ny ra wuiwui lazaina dia oe avy ao afrika ve?Raharibe a!! tena nianatra tsara aloh ve toi sa ahoana e! na inona filazan'i toi na innn de AFRIKANINA ny Malagasy ary tena AFRIKANINA hiringiriny mihitsy !!.. fa ity no mety hilazanlah hoe tsy Afrikanina elah /f'angah lety ry lety ny fotsy eto Tananarive ihany no Malagasy a?? tadidio fa mainty daholo ny 80 à 85%n'ny Malagasy eto M/car...!!! ary elah de taranaka maizina elah !tsisy resaka complexe d'inferiorité mihitsy ny filazana tantara otrizany fa zany no marina ...! eny , mety ho fotsy be elah ao afovoantany ao , mety vazahzah endrika elah fa elah AFRIKANINA elah lety ry lety e ....!!
izaho kosa aloha dia tsy hanaiky velively oe afrikanina eh!! tadidio fa ny vazaha no nizara ka nanao oe afrika ny asty, amreika ny aroa , asia ny aria, dia anga moa refa oe tafiditra eo faritra afrika itsika dia midika izany fa afrikanina, irao fotsy hoditra mipetraka ao afrika atsimo sy ny manodidina azy aza mbola mahalala tsara ny tena fihaviny toy ny oe hollandais na koa portuguais na koa anglais sy ny sisa, izaho dia aty @ faritra afrikanina no fiaviko fa kosa tsy manana razana afrikanina aho
40. stalingrad
(
25/11/2009 10:23)
elah de taranaka maizina elah !tsisy resaka complexe d'inferiorité mihitsy ny filazana tantara otrizany fa zany no marina ...! eny , mety ho fotsy be elah ao afovoantany ao , mety vazahzah endrika elah fa elah AFRIKANINA elah lety ry lety e ....!!AFRIKANINA ZANY ELAH RY LETY A