FANAMBANIANA NY AMBANY RAZANA NO POLITIKANAREO
81. terrywui
(
26/11/2009 17:18)
leetttiéééé ! fa elah raharybe naharaka sa tsia anle kozy a! elah ko zany mievitra ny tenanlah ho vazah otran andriambyll ? fa inona mitsy no najo anireto TIM ireto androany le ??
milaza ho tsy Afrikanina zany daholo ry zalah ..! io ndray zao misy anle harybe asa na mievitra ny tenanay ho Japoney ndray sa ,Canadien ndray lery io zao :evil: :evil: :evil: :evil: leeetiééé ! be mitapy tato androany zany le

82. dofinois
(
26/11/2009 17:31)
manaraka tsara an le ady hevitra aho ry terrywui na rafanja fa misy tsy mety kosa ny anao an ,tsy rehefa bas quartier dia ambany razana akory na hoe foza hoy ireo mpomba an'i ra8 ,mba diniho ihany e ,misaotra anao ry rafanja fa tena mpisera mahay ianao an
tsiky dia ampy :lol: :lol: :lol:
tsiky dia ampy :lol: :lol: :lol:
83. terrywui
(
26/11/2009 17:36)
dofinois a! tsy za no niteny an'io fa ry zalah TIM fa aleo hazava le resaka a ! mpitatitra fotsiny ah ! ka raha misy pin pin eo de ry zalah TIM resahana ...!
84. harybe
(
26/11/2009 18:22)
terrywui:
leetttiéééé ! fa elah raharybe naharaka sa tsia anle kozy a! elah ko zany mievitra ny tenanlah ho vazah otran andriambyll ? fa inona mitsy no najo anireto TIM ireto androany le ??
milaza ho tsy Afrikanina zany daholo ry zalah ..! io ndray zao misy anle harybe asa na mievitra ny tenanay ho Japoney ndray sa ,Canadien ndray lery io zao :evil: :evil: :evil: :evil: leeetiééé ! be mitapy tato androany zany le
ialahy lesy no tena mitapy ! anga lety refa tsy mitovy hevitra amin'ilahy amin'io resaka afrikanina na tsia io dia TIM no dikan'izany an??
milaza izaho fa gasy fa tsy afrikanina! dia izay fotsiny!
85. terrywui
(
27/11/2009 09:02)
milaza izaho fa gasy fa tsy afrikanina! dia izay fotsiny!ka ny gasy AFRIKANINA daholo fa elah zany gasy hafahafa ...! Gasy extraterrestre marina...!
86. vitamatavy
(
27/11/2009 20:16)
mampiomehy mihitsy ny ataon'ity terrywui ity,tsy leo dihika mihitsy ngama,tsy efa mba tokony ho courage lery f'efa 10 mois izay ny hat no teo efa tratra ny tanjona
87. wiwiwi
(
01/12/2009 13:34)
ZAH TSY AFRIKANA NA MALAGASY ZANY RY ZALAHY FA EXTRATERRESTRE A!!! =)) =)) =)) =))