FANAMBANIANA NY AMBANY RAZANA NO POLITIKANAREO
64. terrywui
(
26/11/2009 15:43)
Henoy tsar ah de vakio tsar Andryambyll a!
--Ny fitambaran'ny Allemagne ,france ,Italy,espagnesns...no atao hoe Europeen
--Ny fitambaran'ny Amerika ,Texas ,Bresil ,Argentin...no Amerikanina
--Ny fitambaran'ny Chinois ,Indiens ,Indonesien ...no Asiatique
--Ny fitambaran'ny Malagasy ,comores ,maroc, zimbabwe,senegal ,RDC...no Afrikanina !
MAZAVA VE ANDRIAMBYLL , NOHO IZANY AFRIKANINA ELAH FA TSY VAZAH NA HIADY MAFY EO AZA

66. AndriambyII
(
26/11/2009 15:50)
Ndao indray ary atao hoe extraterrestre fa tsy olana mihintsy !!!hin hin hin hin !!!
67. harybe
(
26/11/2009 15:58)
tena ambany be izany fieritreretan'ialahy izany lesy ry wuiwui!tsy azo resahina fa ambany fisainana!
mbola zaza ilay fisainana
mbola zaza ilay fisainana
70. terrywui
(
26/11/2009 16:13)
Tsy arak elah le resaka ra harybe fa marenina teo elah fa vendrana tsy mahataka javatra na kely :evil: :evil:
71. AndriambyII
(
26/11/2009 16:19)
Izany fahadondronana izany aloha dia aleo ho an' ny jamba sy moana ary ny sembana tsy afaka manoratra intsony . Na ny olona lazaina ho tena adala aza anie ka afaka mampiasa ny antsasa-manilan' ny atidohany ra wui wui a !! izay tena fonosin' ny hevitra ao ambadiky ny sainao no aborao fa tsy misy lillilla akory eto .Tsy misy vampire na hezbollah , na membre ny al quaida ,na adepte i abou nidal , fa olona mizara ny zava-miseho isan' andro @ lafiny politika no eto . :-D :-D
72. pikatti
(
26/11/2009 16:21)
slt Billy
Ndao indray ary atao hoe extraterrestre fa tsy olana mihintsy !!!hin hin hin hin !!!
ka ny avatar ny rawix aza efa tonga de izy klé :-D :-D :-D
mbola zaza ilay fisainana
petsa rawix :-D :-D
73. terrywui
(
26/11/2009 16:22)
hay moa ngah vazah be andriambyll io mitenten foana io ! de aona vazah a! faly zany zao elah ?? fa ataoko oe vazah be ?? hin hin hin ! mapmé letsy elah ty kah kozy ee!!....! manonofy atoandro ! hay moa efa hariva ny andro kay moa ...!
74. AndriambyII
(
26/11/2009 16:26)
Ka efa oe extraterrestre indray izany hono izao ny malagasy é !! :lol: :lol: lol!!
75. pikatti
(
26/11/2009 16:32)
efa oe extraterrestre indray izany hono izao ny malagasy
:-D :-D :-D :-D
de ahoana ndray lesy rawix de ho any @ diavolana daholo ve sa aiza ndray no misy fonenana :lol:
76. terrywui
(
26/11/2009 16:33)
Izao Andriambyll a ! AFRIKANINA ny malagasy ..!! tsy misy adi hevitra izany ! fa izany no marina ..! fa raha ohatra toi ka hiditra sitoien francais na otrotrizay de miovà dieny zao fa maizina elah ! ngaly elah ! mainty elah eo alohan'ny vazah fotsy rehetra ... na de somary fotsifotsy kely aza de mainty iany ...!
77. wiwiwi
(
26/11/2009 16:46)
hody @ zay zà ry zalahy aloha fa nareo olombelona reto samy olombelona ihany fa zà tsy olombelona* :lol:
78. AndriambyII
(
26/11/2009 16:48)
Izay no olana amin' ny malagasy mipetraka aty ivelany .Manipulable a des fins sans lendemain ohatr'izay . Na citoyen européen , na americain , na aziatique , na africain , n' importe letsy wui wui tsy dia misy dikany izany a .
79. AndriambyII
(
26/11/2009 16:49)
wiwiwi:
hody @ zay zà ry zalahy aloha fa nareo olombelona reto samy olombelona ihany fa zà tsy olombelona* :lol:
=)) =)) =))
80. harybe
(
26/11/2009 17:13)
terrywui:
Tsy arak elah le resaka ra harybe fa marenina teo elah fa vendrana tsy mahataka javatra na kely :evil: :evil:
izaho ve no tsy maharaka sa ialahy no tsy tena vory saina?