FANAMBANIANA NY AMBANY RAZANA NO POLITIKANAREO

41. AndriambyII ( 26/11/2009 09:00)
Fa ahoana ary izany resaka politika maizina afrikana sy ny razana manao ambony ambany vohizin\' i wui wui eto izany ? ny tsi 11 ihany no afaka mahalala ny momba² ny tenany madiodio fa tsy tokony hidiran\' ny fitsarana safobemantsina ny momba ireo identités culturelles ,ethniques , nationales ,familiales , sociales ,...,ireo.
Ohatry ny manana tendance speculative identitaire mantsy ilay izy raha terena fotsiny hoe afrikana ny malagasy ! na ireo afrikana aza anie ka mifanavaka ankitsirano be @ io resaka identité io é ! ny foko zulu , ny bantou , ny mandingue , ny amarique , ny swahili , ny haoussa , ny peul ,ny berbere ,ny magrebin.., dia samy manana izany blém izany , ary hita fa ny taratry ny fanjanahan-tsaina taloha no nisian\' izany fitsarana mitanila be izany .Fitadiavana tombony @ lafiny socio-politico economique .
Malagasy = Malagasy .Tsy afrikana , tsy eropeana , tsy aziatika , tsy amerikana , tsy arabo .
:idea: :idea:
42. terrywui ( 26/11/2009 09:28)
i sénégal zao manana ny anarany oe sénegal de tsy afrikanina zany izy ? toy izany gaboné ,ny mozambikaina ,ny congolais, ny Mlagasy ..rehefa mitondra ny anaran'ny fireneny ve de tsy Afrikanina? i Mroc aza tafiditra ao anatin'ny Afrikanina anie e ! rehefa tsy Amerikanina , na Europeen ,na Asiatique no misy anlah de AFRIKANINA elah e! ....de aza mifanambanimbany razana intsony eto fa gidro daholo isika mainty hoditra e! Tsimbazaza daholo no tanindrazana ..! f'angah raha somary mba nazavazava endrika kely toi defa mieboebo be oe vazah zaaak ...! hin hin hin hon hon h! afrikanina elah e!
43. dangytsmaty ( 26/11/2009 09:40)
salut daholo an!
Aza mifampitaiza ratsy @zany resaka racismr zany zalahy à; Gasy daholo na mainty na fotsy é! sa tsy zany
44. AndriambyII ( 26/11/2009 09:45)
=)) =)) =)) Gidro sa babakoto ?
45. terrywui ( 26/11/2009 09:53)
rehefa tsy Amerikanina , na Europeen ,na Asiatique no misy anlah de AFRIKANINA elah e! ....
zay no izy ..! tsisy afa-tsy zay ry zalah a; isika de Afrikanina a!...
46. terrywui ( 26/11/2009 09:54)
....de aza mifanambanimbany razana intsony eto fa gidro daholo isika mainty hoditra e! Tsimbazaza daholo no tanindrazana ..! f'angah raha somary mba nazavazava endrika kely toi defa mieboebo be oe vazah zaaak ...! hin hin hin hon hon h! afrikanina elah e!
tsy ho vazah naoviana elaisany ra- TIM fa amboary ny saina a ...! samy gidro daholo eto ..! babakoto ..! rajako...! sao mihevitra...!
47. AndriambyII ( 26/11/2009 10:11)
Aza manofy atoandro ! maninona moa raha atao hoe malagasy daholo ny afrikana rehetra ? @ izay angamba mety ho azon-dra wui wui ny toe-javatra ! :-D :-D :-D
48. AndriambyII ( 26/11/2009 10:24)
Maninona koa raha atao hoe malagasy daholo ny eropeana rehetra , ny amerikana rehetra , ny aziatika , ny oseanika , ny arabo ,ny sôvy ,... ??? :idea:
49. terrywui ( 26/11/2009 10:45)
Henoy tsar ah de vakio tsar Andryambyll a!

--Ny fitambaran'ny Allemagne ,france ,Italy,espagnesns...no atao hoe Europeen
--Ny fitambaran'ny Amerika ,Texas ,Bresil ,Argentin...no Amerikanina
--Ny fitambaran'ny Chinois ,Indiens ,Indonesien ...no Asiatique
--Ny fitambaran'ny Malagasy ,comores ,maroc, zimbabwe,senegal ,RDC...no Afrikanina !


MAZAVA VE ANDRIAMBYLL , NOHO IZANY AFRIKANINA ELAH FA TSY VAZAH NA HIADY MAFY EO AZA
50. AndriambyII ( 26/11/2009 11:13)
--Ny fitambaran'ny Allemagne ,france ,Italy,espagnesns...no atao hoe Europeen
--Ny fitambaran'ny Amerika ,Texas ,Bresil ,Argentin...no Amerikanina
--Ny fitambaran'ny Chinois ,Indiens ,Indonesien ...no Asiatique
--Ny fitambaran'ny Malagasy ,comores ,maroc, zimbabwe,senegal ,RDC...no Afrikanina !
Reo tambatambatra ireo ve tsy continents any @ planete Nibiru lety ra wui wui ?
51. nanjakely ( 26/11/2009 11:13)
Tafiditra anatin'ny Africain isika malagasy na dia tokony ho Asiatique aza satria Indonesiana no fototra nipoirana
52. terrywui ( 26/11/2009 12:25)
Andriambyll ....niaiky ?


=D> =D>
53. AndriambyII ( 26/11/2009 12:25)
nanjakely:

Tafiditra anatin\'ny Africain isika malagasy na dia tokony ho Asiatique aza satria Indonesiana no fototra nipoirana


Ny toerana misy no iraisana ,fa ny patrimoines samy mitazona ny azy no marina tokony ho izy ! Miankina @ fitsarana madinidinika tsy dia voahevitra ohatry ny nataon\' i wui wui ireny mantsy no nipoiran\' ny principe de discriminations & dissentions sociales ka nahatonga ny fiforonan\' ny notion nationale ,ny regroupements ethniques , ny entités linguistiques ,ny traditions ,ets , ara-tantara ,politika efa nampiasaina t@ andron\' ny empereur Meiji(Japon) , ny dynastie Ming (asie) , ny dynastie romaine (europe)... , ny catégorisation citoyenne nisy teto an-tany hatr@ izay ka hatr@ izao fotoana izao.
:idea:
54. terrywui ( 26/11/2009 12:30)
Reo tambatambatra ireo ve tsy continents any @ planete Nibiru lety ra wui wui
tsara manao lecture ndray mande ihany andriambyll fa mivoana be le resak'i toi ...! de elabe ah vao mahazava zavatra tsotra an'i toi le !...zao fotsiny ary e! --INONA NY KILASY AMETRAHANA AN'I ANDRIAMBYLL AMINIREO RAHA TSY AFRIKANN ARY FA NY MALAGASY ZANY PAYS TOKANA MAHALEO TENA AO ANATIN'I AFRIKA FOTSINY !
55. AndriambyII ( 26/11/2009 12:41)
INONA NY KILASY AMETRAHANA AN'I ANDRIAMBYLL AMINIREO RAHA TSY AFRIKANN ARY FA NY MALAGASY ZANY PAYS TOKANA MAHALEO TENA AO ANATIN'I AFRIKA FOTSINY !

:lol: :lol: :lol: Arakao ihany izany ny làlana tokony haleha ka dia manao safary bobaka be ohatr' izany ianao ra wui wui .Tsy ao anaty afrika velively koa . 8) 8)
56. terrywui ( 26/11/2009 12:54)
TSY AFRIKANINA ZANY ANDRIAMBYLL ? OAY LE .. ZAY AH VAO NAHITA MALAGASY NILAZA NY TENANY FA TSY AFRIKANINA HATRAMZAY NIPOTSAHAN MASOKO LE
57. pikatti ( 26/11/2009 13:03)
aoka lesy zay ANGILETERA a :-D :-D :-D
58. XXXo ( 26/11/2009 13:14)
I ANDRIAMBILL HONO LETY VAZAH A , TSY AFRIKANINA HONO LERY LE ....
59. pikatti ( 26/11/2009 13:47)
malagasy lesy izy a, ny afrikanina koa angé lesy malagasy daholo e,na frantsay aza zao mitomany ho gasy :-D :-D
60. terrywui ( 26/11/2009 14:27)
tena nitapy ko ra-pique le ..! gasy a , gasy ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0087