ody "gasy" hoe?
1. LazaDaddy
(
14/11/2009 01:05)
aza manaiky rebirebena amin'ny fiantsoana hoe ody "gasy" ianareo. Tsy ody "gasy" ny anaran'ireny fa "ody sy mosavin'i Satana", ary feno an'ireny na any Afrika na any Etazonia, na any Eraopa na any Azia na aiza na aiza. Tsy ny "gasy" no tompon'ireny karazan'ody ireny fa i Satana.
ahirato ny maso!
ahirato ny maso!
novalian'i fijo ny 10/12/2009 23:29
2. cutie
(
14/11/2009 02:03)
efa nahita nga i lazadaddy no miteny we feno an'reny na any Afrika na Etazonia sns :D
4. ikaretsaka
(
14/11/2009 12:29)
Fika fi borken ny olona tsy ampy fandinihina na ny olona manidy ny tenany tsy handinika hoa zany manifika ny tsy azoazony ho any @ satana izany.
Marina fa betsaka @ ireny ny tsy mbola voafehin'ny sarambaben'olona. Fa tsy midika izany hoe satroa tsy mbola hay sy voa maitrise ary tsy voazava 100% dia zava devoly! Non!
Tadidio fa ny "odi"m-bazaha dia lazain'ny tambanivohitra koa fa "mahery ody,ratsu" sns... satria tsy takatry ny sainy sy fefeny(Na nisy namefy) ny sainy tsy hamantatra ireo antony sambihafa mahatonga izany

5. Djhamhal
(
14/11/2009 12:40)
Tsy ody "gasy" ny anaran'ireny fa "ody sy mosavin'i Satana",
za manokana dia mandà tanteraka io voalaza io satria raisina we ody gasy =ody sy mosavin'ny satana dia ; ny ody =ody fa ny gasy =satana ve zany ?
6. tywa68
(
14/11/2009 12:48)
Zah koa d ohatran'i Ika hoe = rhf tsy hay d tsy voatery devoly dhl fa mety fahasoavana nomena an'lay olona mpanao azy, ka raha entiny manasoa ny mila an'zany d tsy hitako zay olana :?
7. ni81
(
14/11/2009 14:46)
Manao zavatra tsara koa i satana indraindray, hampisehoany ny heriny hiraiketan'ny olona aminy; dia @ zay hiaiky fa mitovy sy mahavita izay vitan'Andriamanitra koa izy (@ alalan'ny ody sy spiritisma isan-karazany).
9. cutie
(
14/11/2009 21:36)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 14-11-2009 13:29:29
Lohateny : Re : ody "gasy" hoe?
Fika fi borken ny olona tsy ampy fandinihina na ny olona manidy ny tenany tsy handinika hoa zany manifika ny tsy azoazony ho any @ satana izany.
Marina fa betsaka @ ireny ny tsy mbola voafehin'ny sarambaben'olona. Fa tsy midika izany hoe satroa tsy mbola hay sy voa maitrise ary tsy voazava 100% dia zava devoly! Non!
Tadidio fa ny "odi"m-bazaha dia lazain'ny tambanivohitra koa fa "mahery ody,ratsu" sns... satria tsy takatry ny sainy sy fefeny(Na nisy namefy) ny sainy tsy hamantatra ireo antony sambihafa mahatonga izany
Mbola tsy matotra @ finoany ny olona manao an'zany fa tahotra ny zavatra tsy fantatra de ahilika any @ satana :-D
10. LazaDaddy
(
14/11/2009 22:18)
Djhamhal > izay no itenenako hoe aza manaiky rebirebena satria izao:
Mody antsoiny hoe "gasy" ilay izy kanefa tsy gasy, fa teti-dratsy fisintomana ny fon'ny Gasy no hiantsoany azy hoe "gasy". Ny tena marina anefa dia an'i Satana ireny, ary tsy tao Madagasikara no niandohany fa feno an'ireny maneran-tany.

11. LazaDaddy
(
14/11/2009 22:31)
tywa68:ise angamba mety tsy mahafantatra tokoa, fa izaho mahalala tsara an'ireny matoa miteny eto. Ary nomen'i Jesoa fahefana aho, hampiasa ny Anarany, ary izany fahefana izany dia tsy azon'ireny kitikitihina.
rhf tsy hay d tsy voatery devoly
12. rakaroka
(
15/11/2009 05:37)
roll: :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$ :lol: :-$
Ary sao dia mba an'Atra aza fa tsy Satana akory :?: :wink:
Ary sao dia mba an'Atra aza fa tsy Satana akory :?: :wink:
14. ikaretsaka
(
15/11/2009 11:18)
Laza: ianona hoa aza mitapitapy fa mampihomehy... ko raha ts'inona izy ity ko ze miantso an-drazezo de "manam-pahefana"
Aza gaga hoa any aoriana any raha tratran'ny hoe "mbay tany fa tsy fantatro akory nareo"
Aza gaga hoa any aoriana any raha tratran'ny hoe "mbay tany fa tsy fantatro akory nareo"
17. fahamarinana
(
15/11/2009 14:27)
LazaDaddy:
ise angamba mety tsy mahafantatra tokoa, fa izaho mahalala tsara an'ireny matoa miteny eto. Ary nomen'i Jesoa fahefana aho, hampiasa ny Anarany, ary izany fahefana izany dia tsy azon'ireny kitikitihina.
:arrow: Mhaliana ahy izany hoe"nomeny Jesoa" fahefana izany ise ry LazaDaddy !
Zany hoe raha manana io fahefana io aby zany dia tsy voakotaban'ity satana sy devoly ity ?..Raha diso fandray aho dia aleo hiverena amiko,moa raha azo azavaina kely bitika dia mba liana aho hamaky azy !Misaotra mialoha !:) (l)
18. cutie
(
15/11/2009 15:13)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 15-11-2009 12:18:51:-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : ody "gasy" hoe?
Laza: ianona hoa aza mitapitapy fa mampihomehy... ko raha ts'inona izy ity ko ze miantso an-drazezo de "manam-pahefana"
Aza gaga hoa any aoriana any raha tratran'ny hoe "mbay tany fa tsy fantatro akory nareo"
19. LazaDaddy
(
15/11/2009 19:02)
Tonga dia miavaka avy hatrany fa tsy mahafehy tena sy tsy mahalanjalanja ny teny avaokany eto ireo voatohitohina amin'ity resaka ity :)
20. LazaDaddy
(
15/11/2009 19:12)
fahamarinana> ny tiako ambara @ ilay hoe tsy azony kitikitihina dia hoe "tsy manam-pahefana" amiko izy
Hoy i Jaona hoe: Anaka, hianareo dia avy amin'Andriamanitra ary efa naharesy ireny, satria lehibe Izay ao aminareo noho izay ao amin'izao tontolo izao"
Hoy i Jaona hoe: Anaka, hianareo dia avy amin'Andriamanitra ary efa naharesy ireny, satria lehibe Izay ao aminareo noho izay ao amin'izao tontolo izao"