ody "gasy" hoe?

101. milamm ( 26/11/2009 19:25)
sali ravonjy ,efa nolazaiko teo aloha rehetra ny olana mbola mipetraka ary ny vahaolana na ianao no minia tsy mamaky na koa te hidoika @ hevitra tsy tsara faka ,misy ny fahasamihafany hevitra nefa kosa misy ny marimaritra tsy azo ialana,jereo tsara le teniny ika teto e zay itovizako hevitra aminy
voalaza

>

- nahoana no tsy misy aiza no porofo anamafisany ravonjy zany? tsy finoana akory io fa mbola tsy takatry ny siansa ny fanazavana izany,@parapsychology no miresaka an'io "aura" ary mizara 2 io,etheric sy spiritual ,karazana taratra tsy hitany masony rehetra @ zao fa ireo nomempahasoavana @ le maso fahatelo no afaka mahita izany(olomasina,ny mpanao meditation,mpahay haiady ...) manandoko samihafa izay efa nisy nandalina talohany ravonjy@ siansa nefa tsy voazavany tanteraka toa andry robert Todd(skeptic's dictionnary) http://www.skepdic.com/auras.html any ravonjy manazava izany , tsotra ny antony amiko ny energy medicine tsy afaka hanazava energy spiritual na oviana na ovina ,tsy midika zany fa tsy misy satria tsy ekeny ravonjy

- tsy nisy niresaka dogma teo na fivavahana na politika e,fa firy moa reo aretintsaina nomarihiko fa tsy hitany siansa ankoatrany,paranoia,schizophrenia sns...tsy ny androbe fotsiny ihany ary tsy ny aneroxia rehetra akory no voatsabony siansa fa nahita aho joba slovakiana 1 izay efa hatr@ 4 taona izy no tratran'io aretina io ary nalehany dolilidoly na atrany zamerika na sina,eropa fa eee tsy sitrana ary nilaza izy fa mbola tena kely ny finoana ahasitrana reo voany io aretina io
vakio tsara 1 mande izay voalazako rehetra aloha vao amaly,fa lasa resaka miodikodina araky teniny ika tsy mandroso tsy mihemotra otrany lelonjaza
102. ikaretsaka ( 26/11/2009 19:52)
izay mantsy
103. ravonjison ( 27/11/2009 11:07)

Salut Milamm.
Ika a, ianao aloha dia voatery miandry kely satria nataon\' i Milamm rempotra aho ka tsy maintsy mamaly. ( ha ha ha ).
Eto , araka ny voalzanao dia mazava ny tsy mampitovy antsika, resaka phenomene paranormal sy medecine alternative. Ho azavaiko izay azo hazavanina diáa asiako ohatra .

Misy ny zavatra tsy azo hazavaina, ka di alazaina hoe : tsy fantatra. Donc samy miezaka ny hahafantatra izany daholo ( fa tsy azo atao avy hatrany hoe misy hery miafina ao).
Ohatra : tsy fantatra hoe misy sa tsy misy ny extraterrestre. Dia samy mbola mikaroka aloha.

Voalaza teo :
-> tsy voatery hoe fiable io ary fijery borne tahaka ny borne rehetra ny mametra hoe io ihany >>

Tsy mametra io ihany aho fa kosa dia milaza hoe : io aloha , dia rehefa tsy mamaha ilay olana io dia izay vao miditra any @ zavatra hafa .
Antony : ny siansa ( medecine scientifique ) @ zavatra efa fantatra dia manome vahaolana mazava. Ka raha zavatra efa misy vahaolana no ndeha ho lazaina fa hery miafina sns...dia tsy azoko ekena ( ny maty maty ihany , ny marary marary ihany, voir ohatra etsy ambany)

Voalaza teo :
\"......ny universelle ngamba de oe efa henika tanteraka erantany na manerana izao tontolo izao ,tsy de izay loatra ngambany no zvmisy azy satria misy toerana na tany tsy ahitana na tongany zany medicine izany fa ezaka na dingana anapariahana izany indostria ezahina iroborobo izany handroso kokoa no iainana(io ilay fanatontoloina/globalization resahiko)...\"


Ny universelle tiana ho lazaina eto dia valable partout, ary samy manao izany daholo, satria voajanahary izany.
Ohatra : ny zazakely rehefa afaka mandeha dia manokatra tiroir. Manokatra tiroir izy indraindray satria mihevitra fa misy biscuits ao. Hitany mantsy ny mamany taloha naka ilay biscuit avy ao.
Manao siansa io zazakely io, satria nandinika ny manodidina azy izy ary avy @ izay no namahany ny olany ( hanoanana).
Raha misy manadala ilay zaza hoe : aza manokatra tiroir izany fa ny biscuit dia avy any @ anjely. Dia ho lany andro ilay zaza.
Ny zaza sasany anefa dia mino tokoa fa avy @ anjely ny biscouit, ny sasany kosa tsy mino satria efa voaporofony ilay izy ( nanokatra tirior izy ary hitany tao ilay biscuit.
Siansa io ary siansa niveau ambany.
Ny siansa ataon\'ny mpikaroka dia mitovy @ izay ihany sainga efa ambony dia ambony ny niveau-ny, tsy ratsy , tsy tsara, tsy gasy , tsy vazaha , fa toetra voajanahary fotsiny.

Voalaza teo :

\"......nahoana no tsy misy aiza no porofo anamafisany ravonjy zany? tsy finoana akory io fa mbola tsy takatry ny siansa ny fanazavana izany,@parapsychology no miresaka an\'io \"aura\" ary mizara 2 io,etheric sy spiritual ,karazana taratra tsy hitany masony rehetra @ zao fa ireo nomempahasoavana @ le maso fahatelo no afaka mahita izany(olomasina,ny mpanao meditation,mpahay haiady ...) manandoko samihafa izay efa nisy nandalina talohany ravonjy@ siansa nefa tsy voazavany tanteraka toa andry robert Todd(skeptic\'s dictionnary) Jereo eto any ravonjy manazava izany , tsotra ny antony amiko ny energy medicine tsy afaka hanazava energy spiritual na oviana na ovina ,tsy midika zany fa tsy misy satria tsy ekeny ravonjy........\"

Fintiniko : ny aura sy ny phenomene paranormal sasany dia lazaina fa misy olona afaka mahita izany na mahatsapa ( manana maso fahatelo na cinqueme organe de sens. Ny aura hono dia azo ampiasaina @ dignose na aretina , ary koa azo hitsaboana.

Ny ankamaroan\' ireo zavatra ireo dia efa nokaronina daholo ( raha manmpy kosa ve moa maninona ), efa natao ny teste isankarazany, fa eee, soloky sy fandrebirebena olona daholo ny ankamaroany.
Ny aura dia zavatra tsy misy fa noforomporonin\'ireo izay mino ny \"ésoterique\" , samy hafa daholo ny valintenin\'ireo izay milaza fa mahita izany. Efa ni-tester-na t@ fanaovana diagnose sy fitsaboana , fa samihafa daholo ny lazain\'ireo olona ireo , ny diagnose samihafa, ny fistaboana nandamoka....
Tsy azo ampasaina sy hiatadiavana tombotsoa hoan\' ny daholobe mihitsy satria tsy nisy.

Ny \" Kirlian photography \" dia phenomene ara-fyzika tsotra izao ( tsy misy zava-miafina ao ) , fa tsy sarina AURA velively !!!!

Ny ankamaroan\'ny olona izay milaza ma manana maso fahatelo na 5eme organe de sens dia mpisoloky daholo, mpitady vola ...Tsy mbola nisy 5eme organe se sens voaporofo t@ alalan\'ny fitadiavana tombotsoa hoa an\' ny daholobe hatramin\'izao.

Soloky daholo izany rehetra izany.
Misy boky izay ato milaza ny mikasika izany. Tsy ho ela dia hoavadiko @ teny gasy ilay boky ( enga anie), ary azon\'ny sasany ho vakiana koa.

Voalaza teo :
\" .... tsy nisy niresaka dogma teo na fivavahana na politika e,fa firy moa reo aretintsaina nomarihiko fa tsy hitany siansa ankoatrany,paranoia,schizophrenia sns...tsy ny androbe fotsiny ihany ary tsy ny aneroxia rehetra akory no voatsabony siansa fa nahita aho joba slovakiana 1 izay efa hatr@ 4 taona izy no tratran\'io aretina io ary nalehany dolilidoly na atrany zamerika na sina,eropa fa eee tsy sitrana ary nilaza izy fa mbola tena kely ny finoana ahasitrana reo voany io aretina io
vakio tsara 1 mande izay voalazako rehetra aloha vao amaly,fa lasa resaka miodikodina araky teniny ika tsy mandroso tsy mihemotra otrany lelonjaza


Misy ny aretina tsy azo sitranina, dia tsy azo sitranina. Misy izany foana atý isan\'andro.

Misy tantara iray niseho itý tatý :
Nisy lehilahy iray antitra voan\' ny cancer. Efa natao daholo ny teste rehetra dia efa mazava fa cancer grave no mahazo azy, ary tsy azo tsaboina intsony.
Dia nambara t@ fianakaviana ny zava-misy. Dia efa nanomboka nionona ireo.

Nisy mpitsabo iray mampiasa homeopatie sy aura anefa nilaza t@ fianakaviany fa manana fanafody mahasitrana azy, saingy lafobe. Dia nanomboka nikaondoha ny fianakaviana hoe inona no atao ? Namaky ireny resaka esoterique ireny tany @ internet. Tapa-kevitra ary izy ireo fa hivarotra trano sy fiara mba hanavotana ilay rangahy.
Nitsangana sy nandray andraikitra ilay dokotera mpitsabo ary nanazava : ny aminy dia tsy misy azo atao intsony. Fa ianareo fianakaviana kosa dia ahantra @ tsy misy dikany raha toa ka hivarotra trano ny fiara izany, mbola misy zazakely ireo sns...
Resy lahitra ihany ireo fianakaviana ka tsy nivarotra ny fananany. Ilay rangahy maty tsy ela taorian \'izay.

@ fomba ahoana no azon\' ny olona iray milaza fa mahasitrana ny fanafody ananany raha tsy voaporofo ny fandairany ? @ alalan\' ny filazana fa misy ny aura, izay olona vitsy sy voafidy ihany no mahita azy ?

Saika hanararaotra ny fahorian\' ny sasany ilay rangahy kanefa voasakana ara-potoana.

NB: io dokotera mpitsabo io dia namako, hiaraka amiko any Dago any izy any aoriana any ka ho azonareo hamarinina ilay zava-nitranga.

104. ikaretsaka ( 27/11/2009 17:44)
Ravonjy> vakio tsara aloha ny nolazain'i milamm

Miala tsiny aloha Ravonjison fa ho "cardre-ko" kely ianao alohan'ny "handanianao fotoana" hanazava sy hiodikodinana indray:
Tsy mametra io ihany aho fa kosa dia milaza hoe : io aloha , dia rehefa tsy mamaha ilay olana io dia izay vao miditra any @ zavatra hafa .
Antony : ny siansa ( medecine scientifique ) @ zavatra efa fantatra dia manome vahaolana mazava.

de hoy aho: Ny siansa ihany ve eo manome vahaolana mazava sy 1 er recourse @ "famahana olana"? ... pas necessairement ho'a, raha hoy ianao hoe eny de satria nahoana? fa aza ahodikodina @ hoe blabla "universel e... euh rehefa tsy mamaha vao eeeeeeuhhhh"
io le lazaiko hoe tsory!

Ny universelle tiana ho lazaina eto dia valable partout

velabelaro ny partout... 19 km Miala an'Ambatolampy de efa tsy valable manko io

Ny ankamaroan'ny olona izay milaza ma manana maso fahatelo na 5eme organe de sens dia mpisoloky daholo, mpitady vola


dia ahoana ny fijerinao ny olona manana don ary? sa "soloky koa ny don" mandra mpaha voa "don"any any aminao k'aloha?



@ fomba ahoana no azon' ny olona iray milaza fa mahasitrana ny fanafody ananany raha tsy voaporofo ny fandairany ? @ alalan' ny filazana fa misy ny aura, izay olona vitsy sy voafidy ihany no mahita azy

1) amin'ny alalan'ny fanandramana sy ny fijerena aloha hoe nahasitrana na tsia ( na aura io na siantifika na versilel na tsaryverisel) na ny siantifika itompoan-dravonjison fatratra aza niainga t@ zany aby fa tsy nanao pouf pof tao radoko akory de heo nahasitrana io!
2) momba ilay hoe vitsy ihany.... ko raha bobaka sy sisika rehetra ary ... tsaryy ho lasa doko aby isika? .. dia lasa mandika ilay teny hoe samy nomena ny fanomezam-pahasoavany aby, foana le hoie hisy mpampianatra sy mpianatra sns?
105. ravonjison ( 28/11/2009 12:30)
Salut Ika a . Mitohy indray izany ny resatsika .

Voalaza teo :

\"........de hoy aho: Ny siansa ihany ve eo manome vahaolana mazava sy 1 er recourse @ \"famahana olana\"? ... pas necessairement ho\'a, raha hoy ianao hoe eny de satria nahoana? fa aza ahodikodina @ hoe blabla \"universel e... euh rehefa tsy mamaha vao eeeeeeuhhhh\"
io le lazaiko hoe tsory!.......\"

Ny siansa ihany ve no manome vahaolana mazava sy 1er recourse @ famahana olana ?
Valiny : - @ zavatra tsy mbola fantatra sy tsy mbola voafehy ny lalána mikasika azy dia TSIA. Noho izany azo atao ny miala nenina @ zavatra hafa ( fivavahana , ody gasy sns....). Laviko kosa anefa ny fanararaotana ny fahorian\'ny sasany ka manao izany ho fitadiavam-bola ( voir : ohatra mikasika ilay mararay voan\' ny cancer ), foronona daholo izao atsanga tsy amanorana izao.
- ENY, @ zavatra efa voafehy ny lalána mikasika izany, ary manana vahaolana mazava ny siansa. Eto dia laviko ny fitadiavana vahaolana any antoeran-kafa satria mandany fotoana izany . Ny fitsaboana ny aretina sasany dia miankina @ fotoana ny fahombiazany. Noho izany tsy tokony handany fotoana, na vola any antoeran-kafa, fa tokony tonga dia hiroso avy hatrany @ vahaolana mazava.

Tokony avahana dieny mialoha izany, manana vahaolana mikasika io aretina io ve ny siansa sa tsia. Raha tsia , izay vao mandeha any ananaonanona any.

Voalaza teo :

\"......velabelaro ny partout... 19 km Miala an\'Ambatolampy de efa tsy valable manko io........\"

Efa voalazako teo fa manao an\'io daholo , na zaza ( voir ohatra etsy ambony), na saka, na olona , fa saingy ny sasany @ fomba tsotra, ny sasany @ fomba efa \" compliqué \"
Ny olona rehetra , na manodidina an\' Ambatolampy dia manao siansa daholo, @ fomba tsotra @ fiainany andavanandro, fa tsy tsikaritrao. Ny tsikaritrao dia ilay siansa efa compliqué be any @ laboratoire ihany. Ny mpisikidy sy ny mpanao doy gasy koa dia manao siansa , saingy @ niveau isankarazany , ary afenimpeniny ny azy.


Voalaza teo :

\"......dia ahoana ny fijerinao ny olona manana don ary? sa \"soloky koa ny don\" mandra mpaha voa \"don\"any any aminao k\'aloha?.......\"

Ny \" don \" dia misy tokoa , tsy azo lavina. Fa araka ilay \" evidence based medecine \" dia tokony asehony sy porofoiny mazava @ alalan\'ny test fa manana don tokoa izy ary mandaitra ilay izy ( iarahamhita). Fa tsy izay rehetra miteniteny hoe manana \" don \" dia afaka mitsabo sy maka vola avy @ olona.


Voalaza teo :
\".......) amin\'ny alalan\'ny fanandramana sy ny fijerena aloha hoe nahasitrana na tsia ( na aura io na siantifika na versilel na tsaryverisel) na ny siantifika itompoan-dravonjison fatratra aza niainga t@ zany aby fa tsy nanao pouf pof tao radoko akory de heo nahasitrana io!
2) momba ilay hoe vitsy ihany.... ko raha bobaka sy sisika rehetra ary ... tsaryy ho lasa doko aby isika? .. dia lasa mandika ilay teny hoe samy nomena ny fanomezam-pahasoavany aby, foana le hoie hisy mpampianatra sy mpianatra sns? .......\"

Mazava hoa fa @ alalaln\'ny fanandramana sy fijerena hoe mahasitrana sa tsia . Io anefa dia tsy azo tonga dia atao @ olona , fa tsy maintsy mandalo ireo etape voalazako tetsy ambony ( voalavo sns... , izay maharitra 5 taona eo ho eo. Misy ny sasany tsy te handalo io etape io dia mody mamoromporona hoe : hery miafina e, tsy azon\'ny siasnsa hazavaina e, sns....
Ny aura dia efa nojerena akaiky , nanaovana fanandramana , sns..., fa nandamoka daholo, na diagnose , na therapie.

Azonao atao no mianatra medecine, tsy voatery ianao hampianatra na hitsabo olona, fa ny tenanao sy ny fianakavianao no tsaboanano, ianao kosa manaraka ilay fepetra hoe : ny fomba efa nahitana porofo ihany no azo ampiasaina. Ho hiatano fa tsy ho voarebirebin\'ireny voyants, homeopate, sns ireny ianao.
106. ikaretsaka ( 28/11/2009 18:36)
Toa vao mainka misangodingodina be ihany ange le famaritana sy fanasokajiana ataonao @ le sokajy anankiroa ryravonjison e
0) nolazainao ny hoe universelle, notarogignao ny hoe aharihary le izy
avy eo lazainao indray fa afenimpenina
Ny mpisikidy sy ny mpanao doy gasy koa dia manao siansa , saingy @ niveau isankarazany , ary afenimpeniny ny azy.
dia ahoana ihany.. sa avoaka miditra ohatran ny lohana sokatra izy ity... apoitra aloha de afenina de le mipoitra de le misitrika .. oui eny eee... avy eo non tsy izay kaaaa avy eo .... oui avy eo non? de ahoana ihany?


1)
Ho hiatano fa tsy ho voarebirebin'ireny voyants, homeopate, sns ireny ianao.

ny homeopatie ange ka efa scientifique ravonjison e! ary misy dokotera medecin d'etat specialized sy maka specialization in homeopaty aloha, ka aoka aloha hazava ny eo

Ny " don " dia misy tokoa , tsy azo lavina. Fa araka ilay " evidence based medecine " dia tokony asehony sy porofoiny mazava @ alalan'ny test fa manana don tokoa izy ary mandaitra ilay izy ( iarahamhita). Fa tsy izay rehetra miteniteny hoe manana " don " dia afaka mitsabo sy maka vola avy @ olona

Matetika ny olona manana don ange tsy miteny hoe "izy manana don" fa ny olona no tonga de mahita @ vokatry ny nataony hoe hein toa tena sitran ilay rangahy iny tokoa aho dia mandeha @ izay ny bouche a oreille e, tsy niteny mihitsy i Padre Pio ohatra hoe avia aty aby laisany tsaboiko fa ny olona no nahita fahasoavana dia nampiely ny vaovao any hoe ... "mba andramo ihany ry zalahy i Padre pio " a


Mazava hoa fa @ alalaln'ny fanandramana sy fijerena hoe mahasitrana sa tsia . Io anefa dia tsy azo tonga dia atao @ olona

dia miverina indray any @ hafatra faha 90 no miakatra isika lasa nanaiky ihany ravonjison @ farany hoe @ alalan'ny fanandramana no hijerena hoe mahasitrana na tsia....
Kara raha olona no hotsaboina aminy ange ko maninona no tsy hoe tonga de azo atao @ olona?
107. ravonjison ( 29/11/2009 11:33)
Salut Ika . Manahirana ihany itý , fa dia tsy azoko mihitsy izay tsy ahazoanao ny atao hoe siansa.


Voalaza teo:
\"......dia ahoana ihany.. sa avoaka miditra ohatran ny lohana sokatra izy ity... apoitra aloha de afenina de le mipoitra de le misitrika .. oui eny eee... avy eo non tsy izay kaaaa avy eo .... oui avy eo non? de ahoana ihany?.....

Efa voalazako fa ny olona rehtra dia manao siansa daholo, fa @ niveau isankarazany . Ny mpsikidy koa dia manao, rehefa mahandro , na miantsena, @ fiainana andavanadro. Ny mikasika ny fiainana andavanandro dia tsy misy zavatra afeniny, satria toy ny olona rehetra izy ( @ atoandro ny mpamosavy dia toy ny olona rehetra ihany). Raha ny mikasika ilay ody gasy kosa dia manao siansa tapatapany , tsy feno izy, ary afeniny izany.

Voalaza teo :
\".......ny homeopatie ange ka efa scientifique ravonjison e! ary misy dokotera medecin d\'etat specialized sy maka specialization in homeopaty aloha, ka aoka aloha hazava ny eo....\"

Io izao dia efa fandrebirebena olona toy ny mahazatra ( fitadiavana vola koa ). Ny homeopatie dia tsy \" medecine scientifique \" velively , mifanohitra tanteraka @ lalanan\'ny natiora efa voadinika ny zavatra resahina aho. Atý ny homeopatie dia tsy azon\'ny assurance aloha ny vidin\' ny fanafody , satria efa mazava fa tsy misy effet. Ny placebo no betsaka.


Voalaza teo:
\"........Matetika ny olona manana don ange tsy miteny hoe \"izy manana don\" fa ny olona no tonga de mahita @ vokatry ny nataony hoe hein toa tena sitran ilay rangahy iny tokoa aho dia mandeha @ izay ny bouche a oreille e, tsy niteny mihitsy i Padre Pio ohatra hoe avia aty aby laisany tsaboiko fa ny olona no nahita fahasoavana dia nampiely ny vaovao any hoe ... \"mba andramo ihany ry zalahy i Padre pio \" a ......\"

Eny e, tsara ange raha misy olona afaka manala probleme @ olona e. Fa raha resaka fitsaboana, tokony halefa any @ clinique ( Befelatanana, .....sns) aloha izy , ary asaina mitsabo olona 1000 ( arivo , ohatra), Tsy maintsy misy olona mpitsabo mahay ( comission) mijery sy manaramaso , ary mano ny evaluation .. Dia ho hita eo raha voatsabo tokoa ireo olona na tsia , ary firy no voatsabo ?

Voalaza teo :


\"......dia miverina indray any @ hafatra faha 90 no miakatra isika lasa nanaiky ihany ravonjison @ farany hoe @ alalan\'ny fanandramana no hijerena hoe mahasitrana na tsia....
Kara raha olona no hotsaboina aminy ange ko maninona no tsy hoe tonga de azo atao @ olona? .....\"

Tsy hitako izay tsy mazava @ izany !
Ilay fitsaboana tsy misy porofo noho izany tsy mandaitra ( mila mndalo ilay procedure 5 taona aloha, manomboka voalavo, avy eo alika , ......izay vao olona @ farany), ny olona angalana vola, ny olona lany andro any, ary indrindra indrindra ny olona lany andro sy vola any kanefa tsy voatsabo, ny sasany maty. Kanefa raha toa ka notsaboina @ medecine scientifique ( ireo aretina izay efa ananana vahaolna) dia ho sitrana soamatsara.

Tsy ny olona velively no nde hanaovana fanandramana @ voalohany!!!
108. AndriambyII ( 29/11/2009 16:57)

Tsara faritana tokoa araka ny sasany ny teny hoe \\\\\\\"ody\\\\\\\" aloha .
Ny ody dia vokatra fiovan-javatra miseho eo @ natiora sy ny zava-boahary ,eto antany tahaka ny eny andanitra .Raha ny tokony ho izy dia maro ny fomba mety hahafantarana izany , raha alefa lavitra ny fandinihana . Nefa dia aleo aloha zavatra roa no asongadina mba hahitan\\\\\\\' ny olona ny mety hipoiran\\\\\\\' izany hoe ody izany ( Scientifiquement et naturellement )

Ny \\\\\\\"science\\\\\\\" dia afaka manaporofo (nefa tsy tena tonga lafatra ) fa misy foana ny interactions des elements ao anatin\\\\\\\' ny univers misy antsika .
Mbola tsy nahita ilay minipicoscope capable de voir la base solide de l\\\\\\\' infinité de la matières à des milliards de milliars puissance moins milliards de milliard de milliards de milliards de milliards ... aloha hatramin\\\\\\\' izao ra olombelona ,na suprahypermegatelescope faran\\\\\\\' izay mahiratra mahita ny any @ tsy hita anavanavana mihoatra ny univers araka izay takatry ny sain\\\\\\\' ny tsi 11 misy ireo galaxie marobe , fa tombatombana araka izay tratra no maro sy aseho ny ankamaroan\\\\\\\' ny olombelona dondrombelona eto an-tany sy izay efa lasana any ankoatra .
Raha ny @ ody no asiana resaka dia azo lazaina tsotra hoe intrusions d\\\\\\\' éléments etrangers ao anaty ny tenan\\\\\\\' ny zava-manan\\\\\\\'aina rehetra angamba no azo handikana azy ary mitarika rejets, intolérances, destructions, infections,mutations , transformations ,adaptations organiques sy ny sasany mety hita @ fifangaroan\\\\\\\' ireo element tsy tokony hiray toerana ireo , ary miseho @ endriny hafa hitan\\\\\\\' ny maso ety ivelany sy izay fomba fandraisan\\\\\\\' ny tsi11 ny antony niaviany .Dia mbola azo alaina antsary an\\\\\\\' eritreritra ny hevitra samihafa nety nipoitra avy @ ireny fisainana nandalo hatr@ ny fahagolan-tany ireny ka hatr@ izao fotoana iainantsika izao.Ary ireo processus ireo dia identiques foana teto @ planete tany rehefa mba nanao fikarohana ny sasany.
Ny zavatra nahamarika ahy koa ny fahaizan\\\\\\\' ny malagasy nampiasa ny FANAFANA hanoherana ireo lazaina fa ODY ireo . Niavian\\\\\\\' ny teny hoe FANAFODY =FANAFANA @ ODY .Voalaza fa avy atsy sy avy ary ny fiavian\\\\\\\' ny ody , nefa mety ho marina ny mino fa ny tsy fahafantarana sy ny fangetahetana te hahalala ny zavaboahary no manosika ny olona hanakiana ny vokatr\\\\\\\'ireny asan\\\\\\\' ny natiora ireny.Na koa ny te hahafantarany ny toe-tsaina hananan\\\\\\\' ny hafa manoloana ny tsy fahatakarany ny asan\\\\\\\' ny voary @ ankapobeny koa,ka rehefa tonga @ toerana tsy azo hioharana dia nanao zavatra tsy tandry ary miandrandra fanampiana avy @ hafa satria nanao ny tsy tokony hatao ( contre nature ).Tsy misy tsiny ny @ izany , nefa kosa mba mila moderation ihany ilay fitenenana rehefa omena fahefana afaka maneho hevitra ny tsi 11@ alalan\\\\\\\' ny blog isankarazany @ izao fotoana izao isika mba ho impartial sy ho net kokoa @ fampitana ny vaovao isan-tsokajiny .

Ny naturelle :ody gasy ,ody sinoa ,ody amerikana , ody , eropeana , ...avy @ i satana daholo hoy ny sasany teo .
Iaraha- mahalala fa ra olombelona dia tsy tonga lafatra @ lafiny fahafantarana ny univers , ary nahatonga fanandrakandramana isan-karazany t@ fihinanana na fanomezana sakafo tsy tokony ho sakafom- batana na sakafon\\\\\\\' eritreritra velively indraindray .Noho ny fahatahorana ny tsy fahafantarana ny voary izany indrindra no nanosika ny olombelona hanao xprience @ olona mitovy aminy mba tsy hijaliany na hiarovany ny tenany manoloana ny fahadondronana izay fantany fa tandra vadi-koditra tsy hisaraka aminy mandra- maty .Ny cobaye humain voalohany nanaiky izany dia i JC mba hamonjeny ny fanahin\\\\\\\' ny olombelona very tao @ afobe mivaivay \\\\\\\"hono\\\\\\\". Nanaraka ny ambiny toa an-dry mohameta sy zoroastride ary ry parzis sy ny sisa .
En fait izany ny ody dia vokarin\\\\\\\' ny tsy fahalalàna ny lalàna mifehy ny voary ary mahatonga fiovana mahery vaika sy fahafatesana aza raha tsy mbola betsaka ny olona tonga @ ilay toerana ahafantaranana ny ambaindain\\\\\\\' ny fahaizana ambangovangony entina miatrika ny erana universel .
Efa nilaza koa angamba ny sasany fa i satana dia zanak\\\\\\\' A/tra nania ka nalefany tany @ afobe . Pauvre satan !!












109. ravonjison ( 30/11/2009 11:49)
Voalaza teo:

".......Ny zavatra nahamarika ahy koa ny fahaizan\\\' ny malagasy nampiasa ny FANAFANA hanoherana ireo lazaina fa ODY ireo . Niavian\\\' ny teny hoe FANAFODY =FANAFANA @ ODY .Voalaza fa avy atsy sy avy ary ny fiavian\\\' ny ody , nefa mety ho marina ny mino fa ny tsy fahafantarana sy ny fangetahetana te hahalala ny zavaboahary no manosika ny olona hanakiana ny vokatr\\\'ireny asan\\\' ny natiora ireny.Na koa ny te hahafantarany ny toe-tsaina hananan\\\' ny hafa manoloana ny tsy fahatakarany ny asan\\\' ny voary @ ankapobeny koa,ka rehefa tonga @ toerana tsy azo hioharana dia nanao zavatra tsy tandry ary miandrandra fanampiana avy @ hafa satria nanao ny tsy tokony hatao ( contre nature ).Tsy misy tsiny ny @ izany , nefa kosa mba mila moderation ihany ilay fitenenana ......"

Hivereno vakiana ilay voalazako etsy ambony ( 52) : la dualisme sorcier/tradihterapeute, fa mety mahaliana anao.

Voalaza teo :

".......En fait izany ny ody dia vokarin\\\' ny tsy fahalalàna ny lalàna mifehy ny voary ary mahatonga fiovana mahery vaika sy fahafatesana aza raha tsy mbola betsaka ny olona tonga @ ilay toerana ahafantaranana ny ambaindain\\\' ny fahaizana ambangovangony entina miatrika ny erana universel ......"

Io dia mifanaraka @ itý voalazako itý ihany:
".......Efa voalazako fa ny olona rehetra dia manao siansa daholo, fa @ niveau isankarazany . Ny mpsikidy koa dia manao, rehefa mahandro , na miantsena, @ fiainana andavanadro. Ny mikasika ny fiainana andavanandro dia tsy misy zavatra afeniny, satria toy ny olona rehetra izy ( @ atoandro ny mpamosavy dia toy ny olona rehetra ihany). Raha ny mikasika ilay ody gasy kosa dia manao siansa tapatapany , tsy feno izy, ary afeniny izany......"
110. ikaretsaka ( 30/11/2009 12:57)
".......En fait izany ny ody dia vokarin\' ny tsy fahalalàna ny lalàna mifehy ny voary ary mahatonga fiovana mahery vaika sy fahafatesana aza raha tsy mbola betsaka ny olona tonga @ ilay toerana ahafantaranana ny ambaindain\' ny fahaizana ambangovangony entina miatrika ny erana universel ......"

Io dia mifanaraka @ itý voalazako itý ihany:
".......Efa voalazako fa ny olona rehetra dia manao siansa daholo, fa @ niveau isankarazany . Ny mpsikidy koa dia manao, rehefa mahandro , na miantsena, @ fiainana andavanadro. Ny mikasika ny fiainana andavanandro dia tsy misy zavatra afeniny, satria toy ny olona rehetra izy ( @ atoandro ny mpamosavy dia toy ny olona rehetra ihany). Raha ny mikasika ilay ody gasy kosa dia manao siansa tapatapany , tsy feno izy, ary afeniny izany......"


ka efa hita fa tspany aby na siansa na tsy siansa fa io no ahodikodina eo
111. niryna ( 02/12/2009 20:21)
LazaDaddy:

aza manaiky rebirebena amin'ny fiantsoana hoe ody "gasy" ianareo. Tsy ody "gasy" ny anaran'ireny fa "ody sy mosavin'i Satana", ary feno an'ireny na any Afrika na any Etazonia, na any Eraopa na any Azia na aiza na aiza. Tsy ny "gasy" no tompon'ireny karazan'ody ireny fa i Satana.

ahirato ny maso!
satria gasy isika dia izay ody ataon'ny asan'ny maizina dia tsy ho lazaina hoe ody satana izany fa toa hafahafa fa ody gasy ka.Herin'ny maizina avy izany
Kristy izao niakatra teny ambonin'ny tendrombohitra nivavaka,nisy olona nitantara anay koa fa eny ambon'ny tendrombohitra izy no mandeha mivavaka koa ary dia nivadika ho azy hono ny lelan'ilay namany.Ny olona mino an'i herin'ny hafa fa tsy Atra koa dia eny ambonin'ny tendrombohitra ry zareo no manao fanatitra,misy fiteny ilay izy fa tsy tadidiko,ireo olona andriana ambony ireo,manao fatitra eny amin'ny fasana,araraka ny ran'omby ary ny fokontany no zaraina ilay omby mbola manta,mbola kely ny teny no nahita ireny fa raha izao aho tsy andany fotoana hijery ireny intsony,marobed ny finoanoam-poana misy na ny gasy na ny vazaha fa samy manana ny anarany sy fomba fampiasana azy,ny vahiny mijery tanana,mijery horoscope,mahita aho ao amin'ny baiboly ny finoana iray ao misy horoscope,ny fijerena karatra ,ny vato antoko,ireny aseho amin'ny film aty amintsika ireny,eny fa na dia ny toerana misy lolo feno olona kanefa rehefa idirana ilay tanana dia tsy mahita na olona iray aza hianao.
Mitandrema fotsiny fa na ny finoana aza dia misy mamadika tsy hifanaraka ny baiboly intsony na ankehitriny na hatrizay ka izay no mahatonga an'i kristy miteny hoe mitandrema,mitandrema ,miambesa fa maro no hilaza ho mpaminana amin'ny anaran'i kristy kanefa dia ho sandoka no betsaka



112. fijo ( 10/12/2009 23:29)
dikan'ny hoe "ody" anie lety ka fanafody e,fitsaboana,sangy gasy no nampiasa an'io fahiny dia naratsiana ilay izy.izao ny eropeanina mankany afrika mianatra ny fampiasana azy ireny,ka inona ihany ary izy ity?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0706