Mandehana araka ny Mazava...
1. fidinirina
(
18/09/2009 07:31)
I Jaona 1 Izay hatramin'ny voalohany, dia izay efa renay, izay efa hitan'ny masonay, izay efa nojerenay sady efa notsapain'ny tananay, dia ny amin'ny Teny Fiainana
2 (fa efa naseho ny fiainana, ary efa nahita azy izahay, dia tonga vavolombelona ka manambara aminareo ny fiainana mandrakizay, izay tao amin'ny Ray ka efa naseho taminay),-
3 izay efa hitanay sy renay no ambaranay aminareo, mba hahazoanareo firaisana aminay koa; ary ny firaisanay dia amin'ny Ray sy amin'i Jesosy Kristy Zanany.
4 Ary izao zavatra izao no soratanay, mba ho tanteraka ny fifaliantsika. [fifalianareo]
5 Ary izao ny teny renay taminy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra dia mazava, ary tsy misy maizina akory ao aminy.
6 Raha hoy isika: Manana firaisana aminy isika, kanefa mandeha amin'ny maizina, dia mandainga isika ka tsy manao ny marina.
7 Fa raha mandeha eo amin'ny mazava isika, tahaka Azy eo amin'ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran'i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin'ny ota rehetra.
8 Raha hoy isika: Tsy manana ota isika, dia mamita-tena, ary ny marina tsy ato anatintsika.
9 Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.
10 Raha hoy isika: Tsy nanota isika, dia mampandainga Azy, ary ny teniny tsy ato anatintsika.
Jaona 8:12 Ary Jesosy niteny tamin'ny olona indray ka nanao hoe: Izaho no fahazavan'izao tontolo izao; izay manaraka Ahy tsy mba handeha amin'ny maizina, fa hanana ny fahazavan'aina.
Jaona 12:46 Izaho tonga amin'izao tontolo izao ho fahazavana, mba tsy hitoetra ao amin'ny maizina izay rehetra mino Ahy.
novalian'i ikaretsaka ny 03/10/2009 11:44
2. cutie
(
18/09/2009 11:06)
I Jaona 1 Izay hatramin'ny voalohany, dia izay efa renay, izay efa hitan'ny masonay, izay efa nojerenay sady efa notsapain'ny tananay, dia ny amin'ny Teny Fiainana
2 (fa efa naseho ny fiainana, ary efa nahita azy izahay, dia tonga vavolombelona ka manambara aminareo ny fiainana mandrakizay, izay tao amin'ny Ray ka efa naseho taminay),-
3 izay efa hitanay sy renay no ambaranay aminareo, mba hahazoanareo firaisana aminay koa; ary ny firaisanay dia amin'ny Ray sy amin'i Jesosy Kristy Zanany.
4 Ary izao zavatra izao no soratanay, mba ho tanteraka ny fifaliantsika. [fifalianareo
Tsy mazava tsara we le in no hitany?? fiainana manao ahona zany we fiainana mandrakizay??? De nasehon'i Ray ahona koa ary zany fa tsy azoko mitsy :roll:
3. rakaroka
(
18/09/2009 19:13)
Heu...
Ny "blem" @ ny fitoriana moa izany dia ilay "voambolana" ampiasaina mihitsy no
zary miova dika araka ny "tsipona" ampiasaina , dia lasa misy "restriction" izany ny hevi-teny, ohatra hoe Jesoa izany no "mazava" ohatra fa ny "hazavana" hafa ankoatr'izay tsy "considérable"! Or ilay Jesoa toriana anefa misangojy Bbbbe tsy hita intsony izay andraisana azy noho ny fitoriana ihany! Dia ny "sens nahafantaran'ny be sy ny maro sy ny "fiheverana" ny "concept" iray "Déplacer, nivaona tanteraka"...Izay no mahafanina sy mahavery ny Bbbe ary tsy hampazava mihitsy ny "fitoriana toa izao!

4. ikaretsaka
(
18/09/2009 19:33)
izay mihitsy.. ny zavatra toriana @ ankamaroany dia tsy hay akory fa ny pli vava no asesika!
mahonena
mahonena
5. soanja
(
18/09/2009 21:18)
fidinirina:
I Jaona 1 Izay hatramin'ny voalohany, dia izay efa renay, izay efa hitan'ny masonay, izay efa nojerenay sady efa notsapain'ny tananay, dia ny amin'ny Teny Fiainana
2 (fa efa naseho ny fiainana, ary efa nahita azy izahay, dia tonga vavolombelona ka manambara aminareo ny fiainana mandrakizay, izay tao amin'ny Ray ka efa naseho taminay),-
3 izay efa hitanay sy renay no ambaranay aminareo, mba hahazoanareo firaisana aminay koa; ary ny firaisanay dia amin'ny Ray sy amin'i Jesosy Kristy Zanany.
4 Ary izao zavatra izao no soratanay, mba ho tanteraka ny fifaliantsika. [fifalianareo]
5 Ary izao ny teny renay taminy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra dia mazava, ary tsy misy maizina akory ao aminy.
6 Raha hoy isika: Manana firaisana aminy isika, kanefa mandeha amin'ny maizina, dia mandainga isika ka tsy manao ny marina.
7 Fa raha mandeha eo amin'ny mazava isika, tahaka Azy eo amin'ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran'i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin'ny ota rehetra.
8 Raha hoy isika: Tsy manana ota isika, dia mamita-tena, ary ny marina tsy ato anatintsika.
9 Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.
10 Raha hoy isika: Tsy nanota isika, dia mampandainga Azy, ary ny teniny tsy ato anatintsika.
Jaona 8:12 Ary Jesosy niteny tamin'ny olona indray ka nanao hoe: Izaho no fahazavan'izao tontolo izao; izay manaraka Ahy tsy mba handeha amin'ny maizina, fa hanana ny fahazavan'aina.
Jaona 12:46 Izaho tonga amin'izao tontolo izao ho fahazavana, mba tsy hitoetra ao amin'ny maizina izay rehetra mino Ahy.
Mazava be mihitsy. Io ilay hoe NAMASTE! Io no tsimpona hitako fa Tenin'Andriamanitra tokoa ao amin'ny baiboly.
Ny tsapanao amin'ny alalan'ireo fahatsapana nomen'Andriamanitra antsika, isan'izany ny Fanahy izao ao anatintsika dia afaka manome antsika FAHAZAVANA momban'ny Tenin'ny Fiainana na ny Fahazavana mandrakizay dia tsy iza fa Andriamanitra.
6. cutie
(
18/09/2009 21:53)
. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 18-09-2009 21:33:08=)) =)) =)) =)) =))
Lohateny : Re : Mandehana araka ny Mazava...
izay mihitsy.. ny zavatra toriana @ ankamaroany dia tsy hay akory fa ny pli vava no asesika!
mahonena
7. cutie
(
18/09/2009 21:54)
Mazava be mihitsy. Io ilay hoe NAMASTE! Io no tsimpona hitako fa Tenin'Andriamanitra tokoa ao amin'ny baiboly.
Ny tsapanao amin'ny alalan'ireo fahatsapana nomen'Andriamanitra antsika, isan'izany ny Fanahy izao ao anatintsika dia afaka manome antsika FAHAZAVANA momban'ny Tenin'ny Fiainana na ny Fahazavana mandrakizay dia tsy iza fa Andriamanitra.
de mba hazavao aza we fa ny fanahy aty aminay tsy ao mitsy koa :-D
8. soanja
(
19/09/2009 00:13)
cutie:

Tsy tena azoko ny tian'i Cutie hanontaniana.
Raha hazavaina ny tiako tenenina dia ny Fanahy ao anatintsika dia mitaky Fahazavana. Ny Fahazavana dia manerana ary isan'izany ny tenin'Andriamanitra izay heno sy tsapa ary iainana mihitsy. Io zavatra tsapa io dia ny fitambaran'ny Fanahy ao anaty sy ny fiainana ety ivelany , izay tokony lalandava hampifandray antsika rehetra ho IRAY. Io fifandraisana io no antsoina hoe FITIAVANA ary io Fitiavana io dia avy amin'Andriamanitra sady Andriamanitra.
Izay Fanahy tsy mitaky an'io fitiavana io dia tsy Fanahy Fahazavana. Ny teny rehetra manome ny Hazavana dia teny ao anaty Fitiavana. Iray ihany ny teny sy ilay Fanahy ao anatinao. Mifandray ireo ary mifanampy ho amin'ny fahasoavana sy ny hafa.
9. cutie
(
19/09/2009 00:19)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 18-09-2009 13:06:56
Lohateny : Re : Mandehana araka ny Mazava...
Voalaza teo :
I Jaona 1 Izay hatramin'ny voalohany, dia izay efa renay, izay efa hitan'ny masonay, izay efa nojerenay sady efa notsapain'ny tananay, dia ny amin'ny Teny Fiainana
2 (fa efa naseho ny fiainana, ary efa nahita azy izahay, dia tonga vavolombelona ka manambara aminareo ny fiainana mandrakizay, izay tao amin'ny Ray ka efa naseho taminay),-
3 izay efa hitanay sy renay no ambaranay aminareo, mba hahazoanareo firaisana aminay koa; ary ny firaisanay dia amin'ny Ray sy amin'i Jesosy Kristy Zanany.
4 Ary izao zavatra izao no soratanay, mba ho tanteraka ny fifaliantsika. [fifalianareo
Tsy mazava tsara we le in no hitany?? fiainana manao ahona zany we fiainana mandrakizay??? De nasehon'i Ray ahona koa ary zany fa tsy azoko mitsy
Soanja
ka le fanontaniako ambony io no asaiko valian-jy fa njy manko nilaza we namaste ery ambony ery tsinona :)
10. soanja
(
19/09/2009 00:31)
Efa hitan'ny masoko aky Cutie ny Fahasoavan'Andriamanitra. Efa tsapan'ny foko ny fitiavana feno teo amiNy amiko sy ho an'ny hafa. Io no fantatro fa nahatonga azy ireo hanoratra sy hanaparitaka ny zavatra hitany sy tsapany. Izay no mahatonga azy hiteny hoe tsara ny Tompo ka zahao.
Ny hoe fiainana mandrakizay amiko dia ny Hazavana ananao ao aminao izay ho mandrakizay. Tsy hisy tahotra na hanontany na ny kely akory ny momba anao fa hilamina sy ho tony ary hanana ny fahazavana mandrakizay. Ny fananana an'Andriamanitra dia hazavana mampiray antsika na izao na ho mandrakizay. Io Fanahy io amiko dia tsy mety maty ary rehefa milamina ianao dia hisy fiombonana milamina sy tony eo aminao sy ny hafa ao amin'Andriamanitra ka na ny fotoana aza tsy hiasa intsony fa ny anio dia Mandrakizay ihany koa! Io dia hitako (mediation), tsapako (foko) ary iainako tokoa.
Tsy ho haiko manazava an'io ankoatr'izay Cutie fa dia raha mbola tsy mazava dia mila manao meditation indray aloha zah haka inspiraka. :-* :-* :-*

11. cutie
(
19/09/2009 00:38)
ok mazava ka, raha mba nasian'i fidi fanazavana manko niaraka t@ le tsimpona bdb mba saika nazava ihany , soa ihany nisy an-jy :) :wink:
12. rakaroka
(
19/09/2009 01:08)
Ny "hazavana" tsy ampifandraisina @ fitiavana ftsn , misy connaissance sy
eveil ! sinon mahafinaritra ny olona ilay hoe " amour aveugle" fa tena tia hono ! anefa misy "vice" be dia be !

13. ikaretsaka
(
19/09/2009 01:36)
Cutie>
Spirituality means waking up. Most people, even though they don't know it, are asleep. They're born asleep, they live asleep, they marry in their sleep, they breed children in their sleep, they die in their sleep without ever waking up. They never understand the loveliness and the beauty of this thing that we call human existence.
14. cutie
(
19/09/2009 02:11)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 19-09-2009 03:36:50:-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : Mandehana araka ny Mazava...
Cutie>
Spirituality means waking up. Most people, even though they don't know it, are asleep. They're born asleep, they live asleep, they marry in their sleep, they breed children in their sleep, they die in their sleep without ever waking up. They never understand the loveliness and the beauty of this thing that we call human existence.
mila mifoha isan'andro zany nefa ndraindray mahafinaritra ihany le matory :-D :-D :-D
15. soanja
(
19/09/2009 02:19)
rakaroka:
Ny "hazavana" tsy ampifandraisina @ fitiavana ftsn , misy connaissance sy
eveil ! sinon mahafinaritra ny olona ilay hoe " amour aveugle" fa tena tia hono ! anefa misy "vice" be dia be !
Ny HAZAVANA raha adikako amin'ny teny Anglisy dia Light. Ao anatin'i hazavana ny fahaizana sy fahatsapan-tena ary indrindra indrindra ny Fifohazana. Ireo telo ireo anefa dia mifono ao anaty Fitiavana avokoa. Ny Fitiavana no vokatra azo avy amin'ireo telo ireo.
Zany " Vice" izany amiko dia mbola naman'ny eo ampifohazana. Mbola matory ary mety hifoha ary mety hatory hatrany.
16. fidinirina
(
19/09/2009 10:18)
rakaroka:
Jesoa izany no "mazava" ohatra fa ny "hazavana" hafa ankoatr'izay tsy "considérable"! Or ilay Jesoa toriana anefa misangojy Bbbbe tsy hita intsony izay andraisana azy noho ny fitoriana ihany!
F'angaha misy koa izany hazavana hafa izany ?
Ny nambaran'ny soratra masina tamiko dia Jesoa kristy irery ihany no fahazavana fa tsy misy hafa ary tsy hisy mandrakizay.
(Jésus a dit : "Je suis la lumière du monde" Izao tontolo izao mihitsy nge no noteneniny e!)
Jesoa tokoa no sarotra ny mandray Azy sa ny tenantsika no manana fahalalàna kely be dia be dia manova izay voasoratra na tsy manaiky ny fahamarinany ? Sao dia ny fihevintsika no misy pb fa tsy ny Azy. Tsy misy zavatra tokony hampifanditra raha ekena fa Jesoa dia ny fahatsarana rehetra : fitiavana, famonjena, fahamarinana, fahazavana, finoana, famelan-keloka sns
cutie:
de mba hazavao aza we fa ny fanahy aty aminay tsy ao mitsy koa
Tsy misy kristiana, raha tena kristiana, tsy manana ny fanahy masina. @ Kristiana, io fanahy masina io no mampahery, mpitari-dalàna, mampihazona ny finoana. Nomen'i Jesoa kristy ny eglisy io hampiorina Azy mandra-piveriny.
Raha misy hetahetanao te-ahafantantra ny sitrapon'Andriamanitra sy te-ahazo ny dikan'ny tenin'Andriamanitra dia ny fanahy masina no angatahina hiasa ao anatinao hanampy anao. Ndrao mantsy hisy hamaky ny baiboly tahaka ny fanadihadihana lahatsoratra ka samy hitsikera araka ny hevitry ny tenany. Tsy tokony iadin-kevitra ny tenin'Andriamanitra satria io irery no Marina.
Raha misy milaza fa mahita zavatra hafa nefa tsy voasoratra ao dia mpisandoka ireny satria efa tapitra ny faminaniana ary tsy azo ampiana na anesorana intsony izay voalaza. Ny andrasantsika dia andro ahatanterahan'ny zavatra voasoratra sisa dia ny andro hiverenan'i Jesoa kristy haka izay mino Azy ka hanome ny mpino ny fiainana mandrakizay ary handrodana ny fanjakan'ny devoly sy ny asa ratsiny eto an-tany hananganana ny fanjakan'Andriamanitra tahaka ny efa any an-danitra.
Ho entiko eto @ manaraka ny fifozaham-panahy.
17. cutie
(
19/09/2009 14:12)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 18-09-2009 21:13:16
Lohateny : Re : Mandehana araka ny Mazava...
Heu...
Ny "blem" @ ny fitoriana moa izany dia ilay "voambolana" ampiasaina mihitsy no
zary miova dika araka ny "tsipona" ampiasaina , dia lasa misy "restriction" izany ny hevi-teny, ohatra hoe Jesoa izany no "mazava" ohatra fa ny "hazavana" hafa ankoatr'izay tsy "considérable"! Or ilay Jesoa toriana anefa misangojy Bbbbe tsy hita intsony izay andraisana azy noho ny fitoriana ihany! Dia ny "sens nahafantaran'ny be sy ny maro sy ny "fiheverana" ny "concept" iray "Déplacer, nivaona tanteraka"...Izay no mahafanina sy mahavery ny Bbbe ary tsy hampazava mihitsy ny "fitoriana toa izao!
Marina mitsy zay fa efa nadika impiry aza io baiboly io vo vita hany ka lasa ze mifandraindraika @ le mpandika azy ihany no nosoratany tao :)
18. cutie
(
19/09/2009 14:15)
Hoy i cutie:
de mba hazavao aza we fa ny fanahy aty aminay tsy ao mitsy koa
Tsy misy kristiana, raha tena kristiana, tsy manana ny fanahy masina. @ Kristiana, io fanahy masina io no mampahery, mpitari-dalàna, mampihazona ny finoana. Nomen'i Jesoa kristy ny eglisy io hampiorina Azy mandra-piveriny.
Raha misy hetahetanao te-ahafantantra ny sitrapon'Andriamanitra sy te-ahazo ny dikan'ny tenin'Andriamanitra dia ny fanahy masina no angatahina hiasa ao anatinao hanampy anao. Ndrao mantsy hisy hamaky ny baiboly tahaka ny fanadihadihana lahatsoratra ka samy hitsikera araka ny hevitry ny tenany. Tsy tokony iadin-kevitra ny tenin'Andriamanitra satria io irery no Marina.
Raha misy milaza fa mahita zavatra hafa nefa tsy voasoratra ao dia mpisandoka ireny satria efa tapitra ny faminaniana ary tsy azo ampiana na anesorana intsony izay voalaza. Ny andrasantsika dia andro ahatanterahan'ny zavatra voasoratra sisa dia ny andro hiverenan'i Jesoa kristy haka izay mino Azy ka hanome ny mpino ny fiainana mandrakizay ary handrodana ny fanjakan'ny devoly sy ny asa ratsiny eto an-tany hananganana ny fanjakan'Andriamanitra tahaka ny efa any an-danitra.
Ho entiko eto @ manaraka ny fifozaham-panahy.
Mampatsiahy hira ndray reo fanazavana reo :)
19. ikaretsaka
(
19/09/2009 14:19)
Tsy misy kristiana, raha tena kristiana, tsy manana ny fanahy masina. @ Kristiana, io fanahy masina io no mampahery, mpitari-dalàna, mampihazona ny finoana. Nomen'i Jesoa kristy ny eglisy io hampiorina Azy mandra-piveriny
dia io fanahy no tokony ampiasaina fa tsy ny fitsimponana sy pli vava...
20. rakaroka
(
19/09/2009 15:26)
soanja:
[quote=rakaroka]
Ny "hazavana" tsy ampifandraisina @ fitiavana ftsn , misy connaissance sy
eveil ! sinon mahafinaritra ny olona ilay hoe " amour aveugle" fa tena tia hono ! anefa misy "vice" be dia be !
Ny HAZAVANA raha adikako amin'ny teny Anglisy dia Light. Ao anatin'i hazavana ny fahaizana sy fahatsapan-tena ary indrindra indrindra ny Fifohazana. Ireo telo ireo anefa dia mifono ao anaty Fitiavana avokoa. Ny Fitiavana no vokatra azo avy amin'ireo telo ireo..
NY véritable "blem" mamehy ny resaka @ "fitiavana ftsn"! dia izao maha olon'ny fo ny gasy izao, izany hoe misy "aspect" maha-olona développé, ary misy négligé pour ne pas dire hoe delaissé , or ny "fifohazana" tokony iantraika @ développement ara-batana , ara-tsaina ara-panahy, izay no tena "éveille" fa tsy handeha hila dia sanatria ny mahakasika ny fo ihany no
natao hilumine! Io no tsy hanaboriboriako resaka satria mora manatsotra resaka loatra ny olona maro anefa tsy voasahana akory ny "contenu"'ny zavatra iray!
Zany " Vice" izany amiko dia mbola naman'ny eo ampifohazana. Mbola matory ary mety hifoha ary mety hatory hatrany.
Anefa dia Bobaka BBbe ny "vice" @ izy filaza hoe "tiava" ftsn ity . Ohatra
fitiavana mampanara-po , mampihanta , na mifehy azy @ fijery tery
sns => Avy eo lasa tsy "mahatsapa" na ny "andraikiny na ny tokony atao ilay zaza rehefa lehibe : Maro ny "olona "zatra nolambolamboina satria fiheverana fa "fitiavana azy izany anefa nony alefa irery tsy tafa e!
Ka izany tsy manome ny sens "éveille" andrasana @ ito "Fahazavana"!