Mandehana araka ny Mazava...

41. soanja ( 21/09/2009 01:02)
rakaroka:

Ny réaction manoloana ny "fahasamihafana" matetika mi-défendre" izay an'ny tena dia tsy "curieux 'tsony @ fahafantarana ny hafa !..

Tsy voatery mitombina izay fijery lazainao izany. Amiko na dia fantatro aza fa tsy hamokatra ho ahy ny finoana iray antsoina hoe SILAMO dia adidiko ny mahafantatra sy mianatra ary mahalala ny momba azy ireo satria amiko IRAY ny dianay na dia samihafa aza ny lalana. Ka raha toa ka hifanojo izahay indray andro any dia tsy hisalasala aho hilaza ny maha-mpiombonantoka anay ao amin'Andriamanitra satria nanao ny devoarako aho fa tsy nijanona ho jamban'ny finoako fotsiny.

Asa anefa ny hafa fa izay ny momba ahy. Tsy voatery hitovy anefa ny fomba fijery satria vatana mety maty no ananantsika fa tsy mbola ilay Fanahy mandrakizay fotsiny akory.

42. soanja ( 21/09/2009 01:07)
rakaroka:

[quote=soanja]

'zao tsy hitsara an'i Bozy fa ny "fomba nitaizany" ny zanany kosa dia azoko hakana lesona hoenti-miaina , ary "IMPORTANT" BBBbe izay fa tsy agorisa any @ fitiavan'Atra ftsn , io lesona notsoahina t@ "fitaizan'i Bozy io, dia mbola entina am-pitiavana koa "hanasoavana" na ny fiainako na ny an'ny manodidina.

ka tsy izay ve moa ny fanazavana raisiko. Ny fisian'ny Bozy sy ny zanany dia fahasoavana ho ahy satria miresaka amiko Andriamanitra ampitiavana mampiseho ahy an'i Bozy sy ny zanany ary ny fifandraisany. Matoa izy nataony eo amin'ny lalako ka nahatsapa aho dia betsaka ny zavatra azoko avy amin'iny sy ny azoko atao manoloana izany. Tsy lany hevitra sy creativite ny mpifoha amin'ny torimasom-panahy. Tsy miraviravy tanany izy fa hisy asa ataony satria avy ao anaty misy tosika mitondra izany hery miasa ety ivelany izany. Izay vita sy tsy vita dia tsy azo ananenena anefa satria ny asa androany dia ho an'ny androany ary ny androany no mandrakizay. Isaorana Andriamanitra tamin'izany hery nomeny izany.

43. cutie ( 21/09/2009 13:30)
Ho entiko eto @ manaraka ny fifozaham-panahy

mbola miandry hatramizao :)
44. rakaroka ( 21/09/2009 13:30)
Dia "averiko foana ilay hoe "honneteté d'ésprit" :
39 ianao milaza principe tsy am-piheverana ny interessement ny "hafa"
40 ianao miseho ho interessé @ hafa!
Raha niresaka "accessoires" aho ery ambony , somary no-négligé-nao ilay izy, anefa justement "TSY NEGLIGEABLES" tahaka ny fihevitra eto ny "accessoire" maro eo @ fiainana andavan'andro sahala @ hoe "lampe" na "radio" tsy misy "pile" anefa any an-kodahoda ohatra! Eo anie no mahatonga ahy mihevitra fa "manafoana ny antom-pisian'ny hafa isika indraindray anefa ilay Christ" ka tsy nisaina toa izany, fa na ny madinika indrindra aza dia manana ny "anjara toerany avokoa!" Misy dikany!
Remarques tsy milaza ny cas-nao manokana aho @ réaction lazaiko eo fa il est évident en général mi-défendre" ny fijery" nibeazana azy foana ny tsi1/1!
45. cutie ( 21/09/2009 13:53)
Ny HAZAVANA raha adikako amin'ny teny Anglisy dia Light. Ao anatin'i hazavana ny fahaizana sy fahatsapan-tena ary indrindra indrindra ny Fifohazana. Ireo telo ireo anefa dia mifono ao anaty Fitiavana avokoa. Ny Fitiavana no vokatra azo avy amin'ireo telo ireo.

Zany " Vice" izany amiko dia mbola naman'ny eo ampifohazana. Mbola matory ary mety hifoha ary mety hatory hatrany.

tsisy resaka emotion le fitiavana lazaina eto ry soanja sa ????
46. soanja ( 21/09/2009 14:32)
cutie:

Tafiditra ao anatin'ny Fahatsapan-tena ny emotion, Cutie.

Zany hoe rehefa misy zavatra mitranga dia ny fahatsapan-tena no manome hoe : inona no tsapan'ny foko amin'izao zavamitranga izao? Inona no heverin'ny saiko fa hitany? Afaka hafangaroko ve ireo sa aleo hilamina dia asesy ny fiasany ao anatintsika. Io fahatsapan-tena io dia fahaizana manavaka ny asan'ny fo sy saina. Ny fanahy no manome io fanavahana io. Matetika rehefa misafotofoto ny zavamisy dia ny olona mahatsapa tena dia miaataka mihitsy aloha hi-process ny zavamisy. Atao toy ny hoe mandeha helikoptera mihitsy ny asan'ny fo amin'io mitazana ilay zavamisy ety ambany hoe inona io zava-mitranga io. Rehefa azonao tsara hoe inona no zavamitranga dia afaka mampiasa ny emotion mifanraka amin'izany amin'izay satria olombelona isika. Ny FO no hampiray antsika. Io no ipetrahan'ny/ itoeran'ny fitiavana. Bold text

47. soanja ( 21/09/2009 14:37)
rakaroka:

Dia "averiko foana ilay hoe "honneteté d'ésprit" :
39 ianao milaza principe tsy am-piheverana ny interessement ny "hafa"
40 ianao miseho ho interessé @ hafa!

39-Ny tiako ambara eo dia tsy ho avy HAMPITAHA aho raha ny finoana satria tsy hitondra ahy mankaiza izany. Satria fantatro fa tsy mitovy ny fifohazana.

40- Kosa dia ilaiko ny fahafantarana azy ireo isan'ny fifohazako izany. Ny fahafantarana tsy midika hoe hampitaha. Raha hampitaha aho dia hanana endrika hitsara eo imasoko. Ny fahalalana azy ireo kosa dia ny hahafahako hitia azy ireo no tanjona.

48. soanja ( 21/09/2009 14:47)
rakaroka:

Raha niresaka "accessoires" aho ery ambony , somary no-négligé-nao ilay izy, anefa justement "TSY NEGLIGEABLES" tahaka ny fihevitra eto ny "accessoire" maro eo @ fiainana andavan'andro sahala @ hoe "lampe" na "radio" tsy misy "pile" anefa any an-kodahoda ohatra! Eo anie no mahatonga ahy mihevitra fa "manafoana ny antom-pisian'ny hafa isika indraindray anefa ilay Christ" ka tsy nisaina toa izany, fa na ny madinika indrindra aza dia manana ny "anjara toerany avokoa!" Misy dikany!

Miankina amin'ny hoe " tsy FIraharahiana" ny resaka eto. Ny hazavana amiko dia manoro sy manome anao ny fahalalana ny tontolo. Io no asan'ny saina amin'io resaka io. Ny hoe tsy raharahiako dia hoe tsy asiako sirany mihitsy na dia hitako aza fa mananotanona ny zavamisy satria izay ilay fiakarana amin'ny next level na higher consciousness dia ny tsy fanananao fifikirana amin'ny zavatra tsy hitondra anao mankaiza.

Ka raha hozy i Rakaroka hoe io lampy dia hoy aho hoe hitako io. Ilainao ve ny lampy dia hoy aho hoe tsia fa efa manana afokasika aho dia aleo iny no ampiasaiko.

i rakaroka ve mihevitra fa tsy zavadehibe amiko i Boudha, ry Mahomet sy ry Holmes sy ny hafa.... Mitovy tsy misy valaka amin'ny ametrahako an'i Jesoa eo amin'ny fiainako ireo. Manam-pahendrena avokoa ary nanoritra ny fiainako ho hisy lanjany manoloana ny masoko. Ny hoe inona avy no voalazany ao kosa dia tena miala tsiny fa hosivaniko satria izay no nanomezan'Andriamanitra ahy ny saina. Hijery hoe inona no zavabitan'olombelona ary inona no mahasoa sy ny tsy mahasoa...

Asa na mahavaly io na tsia.

49. ikaretsaka ( 21/09/2009 15:09)
Azafady fa ohatran'ny mifampi-contradict be nge zany filozofian soanja izany e...lazaina fa. [B]ataonao mitovy lenta[/b] avokoa....avy eo ngefany sivaninao indray hoe "ireto" no "mety aminao" donc lasa tsy mitovy lenta njay le izy izany fa matoa manko sivanina ny raha raiky dia dia efa misy fanavahana ao izay...
Velabelaro misimisy kokoa hoe hamakafakana azy lalindalina kokoa raha tsary mahadiso!
50. soanja ( 21/09/2009 16:05)
ikaretsaka:

Mety tsy mazava tokoa ny tiako ambara.

Ny nahafantarako an'i Jesoa dia ny baiboly. Ny nahafantarako an'i Boudha dia boky samihafa. Ny nahafantarako an'i Mahometa dia ny Coran. Izany hoe ireo olona ireo dia olom-panahy avokoa amiko ary manana higher consideration ho an'ireo olona ireo aho amin'ny sehatry ny fiainako. Fa hoe izay voalazan'ny soratra rehetra nolazaina fa notenenina no asiako sivana. Satria tsy nihaona atamin'ireo olona ireo akory aho fa ny teny voalazany na ny filozofiany no nampitaina tamiko. Noho izany tiako ireo fa tsy voatery hoe antsakany sy andavany ny fandraisako izay voalazany ka hiasa amiko.

Toy ny vadiko ihany io e. Na tiako hoatra ny inona aza lery tsy hoe izay lazainy dia tapitr'ohatra avokoa eo anatrehako. Mampiasa sivana aho raha ilaiko izany. Izy ary tena hitako fa tsy amin'ny alalan'ny boky no nahalalako azy.

51. ikaretsaka ( 21/09/2009 16:13)
mainka tsary mazava le ohatra...
le vady ange eto ka olo raiky fa jesosy mahometa sy boudha sy ny sisa marobe e
52. soanja ( 21/09/2009 16:55)
ikaretsaka:

mainka tsary mazava le ohatra...
le vady ange eto ka olo raiky fa jesosy mahometa sy boudha sy ny sisa marobe e

tsy azoko ny tian'i Ika hanontaniana zany.

Amiko anadahy sy rahavavy ara-panahy daholo ny olona, na vady io na olonkafa. Fa tsy voatery izay tsapany fa mandaitra aminy dia handaitra amiko avokoa. Izay mandaitra amiko ihany no miasa amiko. Zany hoe avy any anaty ny zavatra tsapako ifandraisako amin'ny hafa. Fa tsy ny hafa no hanome didy na lalana ho ahy arahiko na hilaza amiko fa ity ilay marina Rasoa. Ny Fahamarinana dia avy any anaty mipoitra ety ivelany. Ireo boky ireo dia avy ety ivelany miezaka mampifandray ahy amin'ireo anadahy sy rahavavy ara-panahy eto an-tany.

53. rakaroka ( 21/09/2009 17:59)
8O 8O 8O
Heu...Ny teny atsipy angamba dia ity ! "Hary" iray ao anatin'ny "tontolo" isika!
Hary manana ny maha-izy azy avy ihavahany @ tsi1/1 na koa ifanahafany @ tsi1/1. Atao hoe "inconsciemment" izany no nanahafan'i Soanja ny fomba fijery efa nisy dia ny hoe "samy manana ny diany" ny tsi1/1 , ka izay mivoy io
na 'za na ny Bouddhista sns ...dia tsy olana anie izany! Fa ny olana dia eo @
"fitaizana" sy "fampitana" ny dogme sy riba sy ny zavatra nasesika mba
"hanarahana ny dian'ny olona iray voafaritra!"...
Ary raha miteny "Izy hoe izay mino ahy ny asa ataoko no ataony koa?..." tsy hoe "manaraka ny diany ve izany ?..."
54. rakaroka ( 21/09/2009 18:58)
[quote=soanja]
[quote=rakaroka]

Ny hazavana amiko dia manoro sy manome anao ny fahalalana ny tontolo.

Asa aloha tant que na nabaliaka ho an´ny rehetra aza ny masoandro, maro no borne tsy ta halala ny tontolo izany fa izay tandrify azy ihany!
Ho ahy indray "ny fahalalana marina ny tontolo no hitarika "hazavana!"

Ka raha hozy i Rakaroka hoe io lampy dia hoy aho hoe hitako io. Ilainao ve ny lampy dia hoy aho hoe tsia fa efa manana afokasika aho dia aleo iny no ampiasaiko.

Ka eto indrindra anie Soanja no mahatonga ahy hitaona fandrao sanatria ny fihaninana @ "vary ihany!" no zary tsy maha-ampy sakafo ny malagasy ankehitrio . Misy fiantraikany betsaka eo @ fiainana hany ny
"toe-tsaina" . Isika notezaina tanaty tsy fisiana angamba dia mora mihanina ? sa ny "fihaninana" na suffisance no naninteraka tsy "fahampiana"
Exemple concret : mahaiza manao laoka ramkizy! =>desequilibre alimentaire!
Manakiana ve ´za ? sa maneso ? sa manenjika ? sa manaratsy ? TSIA
MITIA toa aní Soanja tia ny hafa koa fa @ fombako!

55. soanja ( 21/09/2009 19:12)
rakaroka:

! Fa ny olana dia eo @
"fitaizana" sy "fampitana" ny dogme sy riba sy ny zavatra nasesika mba
"hanarahana ny dian'ny olona iray voafaritra!"...
Ary raha miteny "Izy hoe izay mino ahy ny asa ataoko no ataony koa?..." tsy hoe "manaraka ny diany ve izany ?..."

Namaste. Tena Hary iray ao anatin'ny tontolo tokoa isika ary izany dia natao samy hanana ny diany avy.

Io notsindriako eo ambony io tokoa no tena olana satria tsy natao hikaroka intsony isika rehefa nobeazina, fa lasa nandray vonona. Izay hitako fa tsy manampy mihitsy ny fahafantarana ny tena takian'ny Fanahy izay ao anatin'ny tena. Zary mpandray baiko.

56. soanja ( 21/09/2009 19:19)
rakaroka:

[quote=soanja]
[quote=rakaroka]

Ny hazavana amiko dia manoro sy manome anao ny fahalalana ny tontolo.

Asa aloha tant que na nabaliaka ho an´ny rehetra aza ny masoandro, maro no borne tsy ta halala ny tontolo izany fa izay tandrify azy ihany!
Ho ahy indray "ny fahalalana marina ny tontolo no hitarika "hazavana!"

Mino aho fa mifandray ireo. Tsy afaka ny ahita ny tena Izy ao anaty maizina ianao. Mi-imagine angamba azonao atao sy ny illusion ny zavatra mety tsapanao na heverinao fa andalovana. Rehefa niseho ny MAZAVA dia mahazo fahalalana ianao izay hitanao eo aloha. Mifandray amin'ilay zavatra hitanao eo ianao vao mahazo FAHALALANA BEBE KOKOA. Miala an'ilay zavatra iainanao eo ianao ka mibanjina azy avy lavitra fa tsy lavitra be, vao tena mahafantatra tanteraka hoe inona ilay zavatra hitanao io ao anaty hazavana. Satria tsy isan'ny tafiditra ao intsony ianao nefa afaka mbola mankafy azy tamin'ny fahatsiarovana ny zavatra nianana sy ny nahalalana hoe hatraiza no tokony hanekena izay nisy teo amin'ny fiananao.

Ny tiako tenenina dia tena mila miala mihitsy isika manavaka ny emotion vao tena mahafantatra hoe ahoana sy inona. Io ilay higher level of consciousness. Hazavana ahitana ny tontolo. Efa niaina ary mahalala ary afaka miala tsy maratra.

57. soanja ( 21/09/2009 19:23)
[quote=soanja]

Ka eto indrindra anie Soanja no mahatonga ahy hitaona fandrao sanatria ny fihaninana @ "vary ihany!" no zary tsy maha-ampy sakafo ny malagasy ankehitrio . Misy fiantraikany betsaka eo @ fiainana hany ny
"toe-tsaina" . Isika notezaina tanaty tsy fisiana angamba dia mora mihanina ? sa ny "fihaninana" na suffisance no naninteraka tsy "fahampiana"
Exemple concret : mahaiza manao laoka ramkizy! =>desequilibre alimentaire!
Manakiana ve ´za ? sa maneso ? sa manenjika ? sa manaratsy ? TSIA
MITIA toa aní Soanja tia ny hafa koa fa @ fombako!

Ka na hitaona tahaka ny inona azy indry rehefa tsy mifandray ny onde alefandry sy ny azy dia tsy hifanojo io ka. Ny azontsika atao dia mahalala hoe samy mandefa ny ondeny ao anaty universe ao ary mino fa izay onde izay dia iray ny vala iasany dia ny universe na hoe Andriamanitra Izy eto.

Ny fanekentsika ny hafa ho manana ny mahaizy azy mifanahaka amintsika no hitako hazavana manome fitoniana ahy aloha hatramin'izao.

Manao ny asako aho, afapo ny Fanahiko dia afaka miampita amin'ny endrika hafa indray aho fa tsy hidoko eto an-tany intsony! Io no faniriako.
58. rakaroka ( 21/09/2009 19:27)
[quote=soanja]

i rakaroka ve mihevitra fa tsy zavadehibe amiko i Boudha, ry Mahomet sy ry Holmes sy ny hafa.... Mitovy tsy misy valaka amin'ny ametrahako an'i Jesoa eo amin'ny fiainako ireo. Manam-pahendrena avokoa ary nanoritra ny fiainako ho hisy lanjany manoloana ny masoko. Ny hoe inona avy no voalazany ao kosa dia tena miala tsiny fa hosivaniko satria izay no nanomezan'Andriamanitra ahy ny saina. Hijery hoe inona no zavabitan'olombelona ary inona no mahasoa sy ny tsy mahasoa...

Asa na mahavaly io na tsia
.

´za aloha tsy mitaona olona mihitsy ho an´i Bouddha na Mahomet,
indrindra moa i Maitreya izay nilaza aza raha ny marina ny hanadinoana Azy. Milaza ny "concept"-ny ftsn no ataoko. Dia mipetraka ny hoe tsy voatery inoana ka!
Ka iza moa no sahy niresaka ireny teto, h@ resaka sampy sns raha tsy i Soanja :?: Au contraire isaorako sy ananako "estime" noho izany aza ´ndry satria ny hafa tsy sahy na ny hi-"aborder" ny sujet aza! Fa ´zao :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$ :-$
´za MAHATSAPA fa vokatry ny FAMEPERANA izaitsizy teo @ fitaizana nisy dia betsaka ny lanim-piainana sahala @ NORANTSANANA izany!
Ho an´i Soanja dia misy "accessoire" tsy ilainao loatra, anefa ity :-w :-w :-$ Io zavatra tsy ilainao io no mety ho "fiveloman´ny hafa!".
Betsaka @ particule tsy alehan´ny saintsika mihitsy anie no nilaina nosainina sy noheverina vao zary nitondra soa ho an´ny fiainantsika koa aza! Ary ao anatin´ireny "hary" rehetra ireny, ny loi mifehy izany
koa no maninteraka hazavana.
59. cutie ( 21/09/2009 20:19)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 21-09-2009 16:32:01
Lohateny : Re : Mandehana araka ny Mazava...
Hoy i cutie:

Voalaza teo :
Ny HAZAVANA raha adikako amin'ny teny Anglisy dia Light. Ao anatin'i hazavana ny fahaizana sy fahatsapan-tena ary indrindra indrindra ny Fifohazana. Ireo telo ireo anefa dia mifono ao anaty Fitiavana avokoa. Ny Fitiavana no vokatra azo avy amin'ireo telo ireo.

Zany " Vice" izany amiko dia mbola naman'ny eo ampifohazana. Mbola matory ary mety hifoha ary mety hatory hatrany.

tsisy resaka emotion le fitiavana lazaina eto ry soanja sa ????

Tafiditra ao anatin'ny Fahatsapan-tena ny emotion, Cutie.

Zany hoe rehefa misy zavatra mitranga dia ny fahatsapan-tena no manome hoe : inona no tsapan'ny foko amin'izao zavamitranga izao? Inona no heverin'ny saiko fa hitany? Afaka hafangaroko ve ireo sa aleo hilamina dia asesy ny fiasany ao anatintsika. Io fahatsapan-tena io dia fahaizana manavaka ny asan'ny fo sy saina. Ny fanahy no manome io fanavahana io. Matetika rehefa misafotofoto ny zavamisy dia ny olona mahatsapa tena dia miaataka mihitsy aloha hi-process ny zavamisy. Atao toy ny hoe mandeha helikoptera mihitsy ny asan'ny fo amin'io mitazana ilay zavamisy ety ambany hoe inona io zava-mitranga io. Rehefa azonao tsara hoe inona no zavamitranga dia afaka mampiasa ny emotion mifanraka amin'izany amin'izay satria olombelona isika. Ny FO no hampiray antsika. Io no ipetrahan'ny/ itoeran'ny fitiavana. Bold text

Mbola mieritreritra ihany za we ahona no ahatongavana any @ le we deep self-realization ary higher level of consciousness raha mbola tafiditra ao ny emotion???
Ny fahatsapan-tena amiko manko midika fa nahita ny positive sy ny negative ny zavatra iray enao, fa ny deep understandig of self 1 ihany ny lalana , tsy misy tsony ao we negative ty na positive ty. Zany we you are in peace. Sa ahona ry soanja???

60. cutie ( 21/09/2009 21:29)
Hoy i cutie:
de mba hazavao aza we fa ny fanahy aty aminay tsy ao mitsy koa

Tsy misy kristiana, raha tena kristiana, tsy manana ny fanahy masina. @ Kristiana, io fanahy masina io no mampahery, mpitari-dalàna, mampihazona ny finoana. Nomen'i Jesoa kristy ny eglisy io hampiorina Azy mandra-piveriny.
Raha misy hetahetanao te-ahafantantra ny sitrapon'Andriamanitra sy te-ahazo ny dikan'ny tenin'Andriamanitra dia ny fanahy masina no angatahina hiasa ao anatinao hanampy anao. Ndrao mantsy hisy hamaky ny baiboly tahaka ny fanadihadihana lahatsoratra ka samy hitsikera araka ny hevitry ny tenany. Tsy tokony iadin-kevitra ny tenin'Andriamanitra satria io irery no Marina.
Raha misy milaza fa mahita zavatra hafa nefa tsy voasoratra ao dia mpisandoka ireny satria efa tapitra ny faminaniana ary tsy azo ampiana na anesorana intsony izay voalaza. Ny andrasantsika dia andro ahatanterahan'ny zavatra voasoratra sisa dia ny andro hiverenan'i Jesoa kristy haka izay mino Azy ka hanome ny mpino ny fiainana mandrakizay ary handrodana ny fanjakan'ny devoly sy ny asa ratsiny eto an-tany hananganana ny fanjakan'Andriamanitra tahaka ny efa any an-danitra

tsy maintsy manana ny FM hoy i fidi ny xstiana rehetra, de we avy @ jesoa io de nefa avy eo ndray milaza we mbola ho avy jesoa haka zay mino azy, ka raha tsy zany ve tsy ho any an-danitra daholo ny xtiana rehetra satria we tsy maintsy manana ny FM, in no antony mbola we handringanan'i jesoa ny fanjakan'ny devoly???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081