Mandehana araka ny Mazava...

81. cutie ( 22/09/2009 20:02)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 22-09-2009 17:21:08
Lohateny : Re : Mandehana araka ny Mazava...
ny baiboly ry fidy tsy miteny izany an...sa misy vava koa io boky io?
:-D :-D :-D :-D
82. ikaretsaka ( 22/09/2009 20:43)
mehezan le zaza ity njay ny humour noir ko
83. soanja ( 22/09/2009 22:06)
rakaroka:

[quote=soanja]

Io respect de tout univers io zany no tsara azavaindry raha mety.

Misy "antony" sy ny antsoiko hoe "raison d'étre" avokoa ny "Hary" tsi1/1 avy !
Io na "miaina , matiera, fifandraisana, fihetseham-po,ny lalàna samihafa sy ny fifamatoran'ny "hetsika sy ny fiantraikany" ! Donc raha ny marina somary "injuste" ihany ny fanaovana safobemantsina ny "existencen'ny hafa
tondé "tsindriana ny hafa tsotra izao! Mety hiteraka "fifangaroana ilay izy! ..
Dia anefa "ILAINA TOKOA ny PERTINENCE" eo @ fametrahana zavatra iray. Ary ny "hazavana" anie tsy hoe "lumière" ihany fa "compréhension INDRINDRA koa!
Raha bangoina tsotra hoe "Fitiavana , ary d'ailleurs efa izay aza ny "slogan notatataina. Ny "effet" dia lasa nisy ny hira "s'il suffisait d'aimer"...na
On ne peut pas "vivre" avec de l'amour et de l'eau fraiche", sns...taratra fa tsy"voazava" araka ny tokony ho izy ilay "Fitiavana", ary samby manana ny "andraisany izany rahateo ny tsi1/1 tsy voatery hi-partage ny fihevitrao izany raha teny iray monja toa io no nampitainao, satria tsy voatery hamisavisa izay am-para-atoka (devellopementn'izany ny mpanaraka ka samy mandray izay andraisany azy!

Ok mazava Rakaroka.










:-* :-*
84. ikaretsaka ( 22/09/2009 22:45)
Somary HS kanefa mifandraika @ ny ato ihany
Sendra mba voavakiko androany:
Misy an'Izao ny fiatombohan'ny "Summa theologica.. bokly lehibe momban'ny finoana nosoratan'i St Thomas D'Aquin
"Quia de deo scire non possumus quid sit, sed quid non sit, non possumus considerare de deo, quomodo sit sed quomodo non sit."


izay midika hoe

"Since we cannot know what God is, but only what God is not, we cannot consider how God is but only how He is not."

Izay midika hoe "Tsy misy mahalala hoe iza Atra, fa ny hoe ny haintsika betsaka aza dia ny manasokajy hoe iza no tsy Atra"


85. cutie ( 23/09/2009 00:58)
Fa nga tsy Fanahy ndray God e . Ny manahirana @ izy ty ko manko le manomne anarana we iza le God lol
86. ikaretsaka ( 23/09/2009 03:59)
K'efa hoe ny izy tsary fantatra fa ny tsy izy no angalana theory bedebe ko
87. niryna ( 23/09/2009 04:19)
fidinirina:

Tena miala tsiny fa tsy arako intsony fa lasa nihitatra be mihitsy ilay fifanakalozan-kevitra. Nefa tsy maninona fa izay ilay fitadiavana ny mazava.

cutie:
tsy maintsy manana ny FM hoy i fidi ny xstiana rehetra, de we avy @ jesoa io de nefa avy eo ndray milaza we mbola ho avy jesoa haka zay mino azy, ka raha tsy zany ve tsy ho any an-danitra daholo ny xtiana rehetra satria we tsy maintsy manana ny FM, in no antony mbola we handringanan'i jesoa ny fanjakan'ny devoly???
fidinirina:

Marina izany, tsy vitan'ny miteny fotsiny hoe kristianina dia ampy fa tsy maintsy manana ny FM. Tsy ny olona rehetra tokoa no manana an'io.
Ny devoly tsy maintsy hazera any @ farihy mirehitra afo satria hoavy Jesoa hanangana ny fanjakany ety an-tany.

Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, Jaona 14
:arrow: tenin'i kristy ho antsika io fa angataka ny rainy izy anome ny fanahy masina na ny fanahin'ny fahamarinana izay mampianatra antsika sy mampahafantatra antsika ny asaNy, ny fahasoavaNy ,ny heriNy ary mba ampahafantarana izao tontolo izao fa tanteraka tokoa anie ny teny izay novakiana .Izay rehetra mino an'i kristy dia omeny an'io avokoa ...mangataha ny fanahy masina fa Izy no anampy antsika ahalala ny marina rehetra


ika:
K'efa we tsisy devoly zany
fidinirina:

Ikaretsaka no miteny an'io fa tsy ny Baiboly. Hazavao hoe naninona ary izy no nomena anarana sy nosoratana tao raha tsy nisy akory ?

ka izy mino an'i augustin izany koa ,mampianatra vilana ,tsy misy ny fiainana aorian'ny fahafatesana hoy izy ary ambadika ary ,tsy mino ny satana izay mazava ho azy fa izay tsy mino ny teny izay nampitondrana dia tsy miaraka amiNy ,teniNy koa izay fa tsy misy olona afaka anompo roa ,tsy misy afaka anompo an'Atra sy bahala miampy ny crystal ny an'ika ooops sy ny hoe tadiavo Atra amin'ny zavatra rehetra ..dia anjarantsika no mandray ny tandrifiny avy ,miampy ny hoe misy ve hono Atra ,tsia hoy ilay augustin-ny ,adalana koa ny mibebaka hono ...dia very amin'ny katesizy daholo izay manaraka an'ika raha izany ,diso fanantenana tanteraka mampalahelo fa izay no safidiny.Soa ihany fa mbola miantso antsika rehetra hibebaka Izy


TOMPO O TSY TAKATRY NY SAIKO,NY FITIAVANAO TSY NOHAJAIKO ,KANJO IO NO HANY ANTENAIKO .....MBA HAMONJY AHO IZAO
TOMPO O DIA RESINAO NY FOKO ILAY NANDA,VOABABONAO TOKOA TOKOA

VONINAHITRA ANIE HO AN'NY RAY SY NY ZANAKA ARY NY FANAHY MASINA ARY FIADANANA KOSA HO ANTSIKA REHETRA IZAY ANKASITRAHANY

Misaotra fidy nizara a >

:-* :-*
88. ikaretsaka ( 23/09/2009 13:37)
tadidio fa ST Augustin no anis
an'ny nahatonga io baiboly tsimpotsimponinao io
89. niryna ( 03/10/2009 04:00)
ikaretsaka:

tadidio fa ST Augustin no anis
an'ny nahatonga io baiboly tsimpotsimponinao io


ka maninona no tsy mitsimpona avy any aminy raha izany
=)) =))
90. ikaretsaka ( 03/10/2009 11:44)
Ny ahy ny hevi dehibe fonosin'ilay boky manontolo no alaiko fa tsy ohatranao hoe ze metimety ihany no tsimponina...de samatsamahana de resak'olona ary..paoly sy titosy ohatra..no lazaina fa Atra milaza aminao... avy eo anontaniana hoe ka Atra zany I Paoly de ianao I titosy?..tsary mahita avaly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085