Mandehana araka ny Mazava...
61. soanja
(
21/09/2009 22:45)
cutie:
Mpandefa : soanja [ Valio ] 21-09-2009 16:32:01
Lohateny : Re : Mandehana araka ny Mazava...
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
Ny HAZAVANA raha adikako amin'ny teny Anglisy dia Light. Ao anatin'i hazavana ny fahaizana sy fahatsapan-tena ary indrindra indrindra ny Fifohazana. Ireo telo ireo anefa dia mifono ao anaty Fitiavana avokoa. Ny Fitiavana no vokatra azo avy amin'ireo telo ireo.
Zany " Vice" izany amiko dia mbola naman'ny eo ampifohazana. Mbola matory ary mety hifoha ary mety hatory hatrany.
tsisy resaka emotion le fitiavana lazaina eto ry soanja sa ????
Tafiditra ao anatin'ny Fahatsapan-tena ny emotion, Cutie.
Zany hoe rehefa misy zavatra mitranga dia ny fahatsapan-tena no manome hoe : inona no tsapan'ny foko amin'izao zavamitranga izao? Inona no heverin'ny saiko fa hitany? Afaka hafangaroko ve ireo sa aleo hilamina dia asesy ny fiasany ao anatintsika. Io fahatsapan-tena io dia fahaizana manavaka ny asan'ny fo sy saina. Ny fanahy no manome io fanavahana io. Matetika rehefa misafotofoto ny zavamisy dia ny olona mahatsapa tena dia miaataka mihitsy aloha hi-process ny zavamisy. Atao toy ny hoe mandeha helikoptera mihitsy ny asan'ny fo amin'io mitazana ilay zavamisy ety ambany hoe inona io zava-mitranga io. Rehefa azonao tsara hoe inona no zavamitranga dia afaka mampiasa ny emotion mifanraka amin'izany amin'izay satria olombelona isika. Ny FO no hampiray antsika. Io no ipetrahan'ny/ itoeran'ny fitiavana. Bold text
Mbola mieritreritra ihany za we ahona no ahatongavana any @ le we deep self-realization ary higher level of consciousness raha mbola tafiditra ao ny emotion???
Ny fahatsapan-tena amiko manko midika fa nahita ny positive sy ny negative ny zavatra iray enao, fa ny deep understandig of self 1 ihany ny lalana , tsy misy tsony ao we negative ty na positive ty. Zany we you are in peace. Sa ahona ry soanja???
Ok Cutie. Omeo ahy aloha hoe inona avy no ao anatin'io emotion resahindry io e. Amin'izay afaka mijery aho fa mifandray ny resantsika? Raha hazava tsara dia hoe inona avy ny emotion tsapan'olombelona? Misaotra
:-* :-*
63. cutie
(
21/09/2009 23:28)
Ok Cutie. Omeo ahy aloha hoe inona avy no ao anatin'io emotion resahindry io e. Amin'izay afaka mijery aho fa mifandray ny resantsika? Raha hazava tsara dia hoe inona avy ny emotion tsapan'olombelona? Misaotra
Le emotion tiako lazaina de zao, miresaka we Fitiavana ndry ery ambony de we io avy @ fo, sy tsapa sns. Ka ny ahy ndray ny fahitako azy raha mbola misarangotra @ zao rehetra zao ny oul mbola mora manjaka loatra le emotion satria mora baikon'ny fo, tsy hahatsapa self realization zany misty ny oul ray. Le emotion tiako lazaina eto zany le mbola fikirana @ zavatra 1, mbola voarebireby ny saina sy ny fo. Tsy haiko tsony ny manome ohatra fa zao le izy, raha mbola baikon'ny fo de mbola mitady excuse @ fanaaovana zavatra 1, ohtra we te hanampy ny mahantra na te hanao asa soa ohatra, de lazaina fa we ny we fitiavana no manosika ny oul hanao an'reo rehetra, nefa tsy tokony ho zay tsony raha tena mahatsapa fa nifoha ny oul ray tsy mitady excuse tsony fa your True self no manjaka, zany we le Fitiavana eto efa tsy tafiditra ao anatiny antony hanaovana asa soa sns tsony fa efa Mazava ao anatinao ny lalana tokony arahirana sy ze rehetra ataonao. Tsy haiko na mazava zay na tsia.
64. cutie
(
21/09/2009 23:49)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 22-09-2009 00:51:16
Lohateny : Re : Mandehana araka ny Mazava...
K'efa we tsisy devoly zany
hay???? :-D
65. rakaroka
(
22/09/2009 02:10)
[quote=soanja]
Raha "ity fehezan-kevitra" ity no voizina dia tsary mipaka @ hafa ny hafa ny hazavana nentin´ny hafa fa samby mitsilo ny lalan-kizorany @
fanilony avy ! Ary nisy mihitsy sady MMMmaaaro no niraparapa nahatonga ny fisian´ny Christ isan-karazany sy "andrasana"rahateo ny xtiana mba hazava eo imason´ny olona fa tsy ho an´ny tenany ftsn sanatria !
Ka na hitaona tahaka ny inona azy indry rehefa tsy mifandray ny onde alefandry sy ny azy dia tsy hifanojo io ka. Ny azontsika atao dia mahalala hoe samy mandefa ny ondeny ao anaty universe ao ary mino fa izay onde izay dia iray ny vala iasany dia ny universe na hoe Andriamanitra Izy eto.
Raha "ity fehezan-kevitra" ity no voizina dia tsary mipaka @ hafa ny hafa ny hazavana nentin´ny hafa fa samby mitsilo ny lalan-kizorany @
fanilony avy ! Ary nisy mihitsy sady MMMmaaaro no niraparapa nahatonga ny fisian´ny Christ isan-karazany sy "andrasana"rahateo ny xtiana mba hazava eo imason´ny olona fa tsy ho an´ny tenany ftsn sanatria !
66. soanja
(
22/09/2009 02:17)
cutie:
Ok Cutie. Omeo ahy aloha hoe inona avy no ao anatin\'io emotion resahindry io e. Amin\'izay afaka mijery aho fa mifandray ny resantsika? Raha hazava tsara dia hoe inona avy ny emotion tsapan\'olombelona? Misaotra
Le emotion tiako lazaina de zao, miresaka we Fitiavana ndry ery ambony de we io avy @ fo, sy tsapa sns. Ka ny ahy ndray ny fahitako azy raha mbola misarangotra @ zao rehetra zao ny oul mbola mora manjaka loatra le emotion satria mora baikon\'ny fo, tsy hahatsapa self realization zany misty ny oul ray. Le emotion tiako lazaina eto zany le mbola fikirana @ zavatra 1, mbola voarebireby ny saina sy ny fo. Tsy haiko tsony ny manome ohatra fa zao le izy, raha mbola baikon\'ny fo de mbola mitady excuse @ fanaaovana zavatra 1, ohtra we te hanampy ny mahantra na te hanao asa soa ohatra, de lazaina fa we ny we fitiavana no manosika ny oul hanao an\'reo rehetra, nefa tsy tokony ho zay tsony raha tena mahatsapa fa nifoha ny oul ray tsy mitady excuse tsony fa your True self no manjaka, zany we le Fitiavana eto efa tsy tafiditra ao anatiny antony hanaovana asa soa sns tsony fa efa Mazava ao anatinao ny lalana tokony arahirana sy ze rehetra ataonao. Tsy haiko na mazava zay na tsia.
Okay,tena mazava tsara amindry mihitsy ilay process saingy rehefa tonga amin\'izay isika, io toerana lazaindry io \" Fitoniana Feno\" dia azoko lazaina fa \" Celestial Immortals\" na \" ireo olon\'ny lanitra tsy mety maty\' no mahavita izany . Io dia ny olona toy an\'i Jesoa, Bhouda, Masina Maria , Mother Theresa sy ireo olomasina maro tsy voatanisa no manana azy. Zany hoe ireo dia efa nisy hatramin\'izay teto an-tany tamin\'ny alalan\'ny fiainana taloha sy nahita ny fahendrena feno, nahavita zavamaro tsy voatanisa mihoatra ny fiainana niainany izy ary tsy hadino mandraka androany ny asany, ny anarany sy izay zavabitany.
Isika anefa dia mbola olon\'ny vatana ihany na dia Fanahy aza. Zany hoe mbola tena tsy hoe afaka miala direkta amin\'ny fahalemena isan-karazany saingy kosa manana fiezahana mihoatra tokoa hiala amin\'izay mangeja satria efa nifoha.
Hazavaiko,
Raha misy ohatra hoe 9-11 fanindroany eto US tonga dia tsy afa manoatra isika fa tonga dia malahelo sy ontsa ary indraindray tezitra aza ka zary jenjina. Ny zavatra atao voalohany dia mandeha manao meditation mijery hoe inona ity manjo ahy? Identify your feeling and emotion? Efa hitandry hoe tahotra sy fahatezarana no manjaka dia hoy ianao hoe TSIA ao anaty meditation fa diovy ny foko fa tsy mahatsara ahy izany sady mitohy ny vavaka. Vita ny meditation dia tokony ho maivamavaina ianao. Rehefa avy eo. Ka rehefa miverina mijery ny simba sy ny maty tao amin\'ny 9-11 indry dia tsy voan\'ilay maharary intsony fa milamina amin\'izay ary matetika aza mivadika fangorahana ireo nahavita ilay zavatra no feno ao anatinao satria mbola matory ry zareo. Ny hafa lasa tamin\'iny moa dia efa kopy indry hoe olon\'afaka izy ireo amin\'ny mahaolombelona aloha, ny fanahy indray mitohy any ankoatra dia miankina tamin\'izay fisokafan\'ny varavarana faharoa ao no ahalalany hoe inona ny andraikitra manaraka.... mitohy ny diantsika na maty aza isika.
Tsoaka - Ao anaty fahatsapan-tena no ahalalana ny zavatra tsapan\'ny fo sy saina. Mahay manavaka an\'ireo mazava no isan\'ny fifohazana. Rehefa mahalala izany ianao dia ny zavatra manaraka misy rehefa avy eo momba anao dia vokatr\'izay fahatsapan-tena izany avokoa. Tokony ny FITIAVANA anefa no hitondra anao sy hitarika anao amin\'ny asa sahanina rehetra satria izay ilay fanilo ao anaty: Ny Fanahy! Ny fontsika dia tena miasa tokoa ao anaty fifohazana saingy ny fahalalana ny manitsy izay atao no tena isehoan\'ny fifohazana. Ny Fitoniana Feno kosa dia efa tena faratampony io ka sarotra ny azahoana an\'io fa ny miakatra mankany no lalantsika mbola ho faty ara-batana. Io Fitoniana feno io no atao hoe Fahasambarana angamba amiko. Iza anefa moa no tena efa nahatratra azy amintsika? Ataoko fa mbola tsy misy aloha. Sa ahoana hoy indry?
67. rakaroka
(
22/09/2009 02:29)
[quote=soanja]
Ho ahy "tsy ny mahaizy ny hafa mifanahaka amiko monja no "exploitables" fa indrindra koa ny tsy itovizana! indrindra moa @ mondialisation , raisin´ny maro ho fanoitra ny "diversite" ka tsy izay hifanahana ihany no jerena fa ny hifamenoana koa,sns.
Ary "riche" kokoa!
Ny fanekentsika ny hafa ho manana ny mahaizy azy mifanahaka amintsika no hitako hazavana manome fitoniana ahy aloha hatramin'izao.
Manao ny asako aho, afapo ny Fanahiko dia afaka miampita amin'ny endrika hafa indray aho fa tsy hidoko eto an-tany intsony! Io no faniriako.
Ho ahy "tsy ny mahaizy ny hafa mifanahaka amiko monja no "exploitables" fa indrindra koa ny tsy itovizana! indrindra moa @ mondialisation , raisin´ny maro ho fanoitra ny "diversite" ka tsy izay hifanahana ihany no jerena fa ny hifamenoana koa,sns.
Ary "riche" kokoa!
68. soanja
(
22/09/2009 02:37)
rakaroka:
[quote=soanja]
raisin´ny maro ho fanoitra ny "diversite" ka tsy izay hifanahana ihany no jerena fa ny hifamenoana koa,sns.
Ary "riche" kokoa!
Tsy diso velively izany Rakaroka. Ny tiako lazaina dia ny asa ataon'ny tsirairay mifandraika/ ifandraisana amin'ny tsirairay no ifamenoana tokoa. Amiko tsy ambony noho i Bozy aho saingy izahay sy izy dia mifameno tokoa eo ampifandraisana eo. Izay no tsy hanilihana ny hafa na hisy inona na hisy inona fa ny mission mifandraika amin'izay fifohazanao kosa dia izay no atao.
69. soanja
(
22/09/2009 02:43)
cutie:
your True self no manjaka, zany we le Fitiavana eto efa tsy tafiditra ao anatiny antony hanaovana asa soa sns tsony fa efa Mazava ao anatinao ny lalana tokony arahirana sy ze rehetra ataonao.
Your True Self eto no fahitako azy dia tonga dia mahalala hoe IRAY isika rehetra. Izaho sy ianao dia namaste. Ny fanilo any aminao tazako. Ianao koa mahatazana ahy. Ny manodina antsika dia FITIAVANA. Ny fitiavana dia Andriamanitra. Andriamanitra dia ny misy manodidina antsika sy ao anatintsika mamehy ny momba antsika rehetra eto an-tany ka hatrany amin'ny Universe. True Self= Love
70. rakaroka
(
22/09/2009 03:12)
soanja:
Ny tiako lazaina dia ny asa ataon'ny tsirairay mifandraika/ ifandraisana amin'ny tsirairay no ifamenoana tokoa.
Tsy voatery hoe ny asa ihany vao afaka hifameno fa any @ hevitra aza, dia ny "blem" anefa raha toa efa "feno ny azy" ny veran´ny olona iray, tsy misy handrarahana ny an´ny hafa intsony !
Amiko tsy ambony noho i Bozy aho saingy izahay sy izy dia mifameno tokoa eo ampifandraisana eo.
Angamba fa dia toa nofiko h@ izao hoe ny mihopampana any @ manam-be mba hameno ny tsy fahampiana any @ tsy manana.
En faite misy "fifamenoana" sy tsy fifamenoana" arakaraka!
71. rakaroka
(
22/09/2009 03:19)
[quote=soanja]
Mety hamitaka @ vraie vision de l´univers , de la nature ny emotion!
Ny "fahatsapa-tena anefa dia en pulsation avec le "respect" de tout Univers"
Tafiditra ao anatin'ny Fahatsapan-tena ny emotion
Mety hamitaka @ vraie vision de l´univers , de la nature ny emotion!
Ny "fahatsapa-tena anefa dia en pulsation avec le "respect" de tout Univers"
72. soanja
(
22/09/2009 03:36)
rakaroka:
Tsy voatery hoe ny asa ihany vao afaka hifameno fa any @ hevitra aza, dia ny "blem" anefa raha toa efa "feno ny azy" ny veran´ny olona iray, tsy misy handrarahana ny an´ny hafa intsony !
ka ny hevitra anie Rakaroka dia tena isan'ny naman'ny asa tokoa. Raha manoratra boky ianao dia tsy hihevitra aho hoe inona io fa asa soratra. Raha mikabary ianao dia hoy aho hoe miasa mampita hevitra ianao. Ny asa dia isankarazany ny fisehony ka na dia olona kilemaina iray aza na vegetative aza na tsy mahahetsika eo amin'ny misy azy nefa miezaka mifandray amintsika na zay manampy azy eo dia efa asa izay. Tsy voafetra ny atao hoe asa.
73. soanja
(
22/09/2009 03:43)
rakaroka:
Amiko tsy ambony noho i Bozy aho saingy izahay sy izy dia mifameno tokoa eo ampifandraisana eo.
Angamba fa dia toa nofiko h@ izao hoe ny mihopampana any @ manam-be mba hameno ny tsy fahampiana any @ tsy manana.
En faite misy "fifamenoana" sy tsy fifamenoana" arakaraka!
Ny fifamenoana tsy voatery ho direkta akory fa na tsy mahafantatra izay Bozy resahiko aza aho dia ny asa apetrako ho an'izao tontolo izao ho anjarako dia hinoako fa hoampiasain'i Bozy na ny zanany na izay nifandraika aminy any. Amiko izany ny zava-drehetra dia atao ho an'ny Universe ary manantena ianao fa ny Universe hamita izany amin'ny alalan'ny fahaizany azy. Andriamanitra io fifandraisana io. Ny asa na ny mission ataoko kosa dia mazava ka na marary cancer aza i Sanjay any Inde ohatra dia ny fanampiako amin'ny hazakazaka ataoko ho fanangonam-bola hitadiavana sy hikarohana ny fanafoanana ny cancer dia ampy hampilamina ny saiko. Ny tena akory ka hoe Zanahary hahavita hanakatra izao rehetra izao fa ny anjara kely izay natokana ho ahy dia ho vitako tsara tokoa ary imatimatesako ny famitana azy. Ohatra hafa, na mpanasa vilia aza ny asako ohatra dia ny mamita iny andraikitro fanasana vilia iny faran'izay madio vitako dia ampy hametrahako ny filaminan'ny saiko. Io no fahitako ny fifandraisana. Fa asa anefa satria tsy mitovy ny fahitan'olombelona ny zavamisy.
74. soanja
(
22/09/2009 03:49)
rakaroka:
[quote=soanja]
Tafiditra ao anatin'ny Fahatsapan-tena ny emotion
Mety hamitaka @ vraie vision de l´univers , de la nature ny emotion!
Ny "fahatsapa-tena anefa dia en pulsation avec le "respect" de tout Univers"
ka raha olombelona ianao aloha dia tsy afa manala ny emotion tsy hisy mihitsy. Ny fahaizana mandanjalanja ny hamoahana azy sy hiatrehana azy any anaty dia efa tena fahaizana tokoa ary mila ezaka sy fahaiza-manao indrindra mety ho efa mahazatra. Ny zava-drehetra anefa dia mihelina ary tsy mahazatra foana matetika. Amiko resaka ambony latabatra ny fahitako ny tenako raha hilaza fa tsy hanana emotion intsony. Isan'ny mahaolombelona ao anaty Universe ahy izany. Nasiana an'io ny momba ahy. Izay any amin'ny Universe kosa dia aoka ho izay any no hisahana izay mety mifandraika amin'izay ifandraisany amiko.
Io respect de tout universe io zany no tsara azavaindry raha mety.
75. cutie
(
22/09/2009 04:28)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 22-09-2009 04:17:56
Lohateny : Re : Mandehana araka ny Mazava...
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
Ok Cutie. Omeo ahy aloha hoe inona avy no ao anatin'io emotion resahindry io e. Amin'izay afaka mijery aho fa mifandray ny resantsika? Raha hazava tsara dia hoe inona avy ny emotion tsapan'olombelona? Misaotra
Le emotion tiako lazaina de zao, miresaka we Fitiavana ndry ery ambony de we io avy @ fo, sy tsapa sns. Ka ny ahy ndray ny fahitako azy raha mbola misarangotra @ zao rehetra zao ny oul mbola mora manjaka loatra le emotion satria mora baikon'ny fo, tsy hahatsapa self realization zany misty ny oul ray. Le emotion tiako lazaina eto zany le mbola fikirana @ zavatra 1, mbola voarebireby ny saina sy ny fo. Tsy haiko tsony ny manome ohatra fa zao le izy, raha mbola baikon'ny fo de mbola mitady excuse @ fanaaovana zavatra 1, ohtra we te hanampy ny mahantra na te hanao asa soa ohatra, de lazaina fa we ny we fitiavana no manosika ny oul hanao an'reo rehetra, nefa tsy tokony ho zay tsony raha tena mahatsapa fa nifoha ny oul ray tsy mitady excuse tsony fa your True self no manjaka, zany we le Fitiavana eto efa tsy tafiditra ao anatiny antony hanaovana asa soa sns tsony fa efa Mazava ao anatinao ny lalana tokony arahirana sy ze rehetra ataonao. Tsy haiko na mazava zay na tsia.
Okay,tena mazava tsara amindry mihitsy ilay process saingy rehefa tonga amin'izay isika, io toerana lazaindry io " Fitoniana Feno" dia azoko lazaina fa " Celestial Immortals" na " ireo olon'ny lanitra tsy mety maty' no mahavita izany . Io dia ny olona toy an'i Jesoa, Bhouda, Masina Maria , Mother Theresa sy ireo olomasina maro tsy voatanisa no manana azy. Zany hoe ireo dia efa nisy hatramin'izay teto an-tany tamin'ny alalan'ny fiainana taloha sy nahita ny fahendrena feno, nahavita zavamaro tsy voatanisa mihoatra ny fiainana niainany izy ary tsy hadino mandraka androany ny asany, ny anarany sy izay zavabitany.
Isika anefa dia mbola olon'ny vatana ihany na dia Fanahy aza. Zany hoe mbola tena tsy hoe afaka miala direkta amin'ny fahalemena isan-karazany saingy kosa manana fiezahana mihoatra tokoa hiala amin'izay mangeja satria efa nifoha.
Hazavaiko,
Raha misy ohatra hoe 9-11 fanindroany eto US tonga dia tsy afa manoatra isika fa tonga dia malahelo sy ontsa ary indraindray tezitra aza ka zary jenjina. Ny zavatra atao voalohany dia mandeha manao meditation mijery hoe inona ity manjo ahy? Identify your feeling and emotion? Efa hitandry hoe tahotra sy fahatezarana no manjaka dia hoy ianao hoe TSIA ao anaty meditation fa diovy ny foko fa tsy mahatsara ahy izany sady mitohy ny vavaka. Vita ny meditation dia tokony ho maivamavaina ianao. Rehefa avy eo. Ka rehefa miverina mijery ny simba sy ny maty tao amin'ny 9-11 indry dia tsy voan'ilay maharary intsony fa milamina amin'izay ary matetika aza mivadika fangorahana ireo nahavita ilay zavatra no feno ao anatinao satria mbola matory ry zareo. Ny hafa lasa tamin'iny moa dia efa kopy indry hoe olon'afaka izy ireo amin'ny mahaolombelona aloha, ny fanahy indray mitohy any ankoatra dia miankina tamin'izay fisokafan'ny varavarana faharoa ao no ahalalany hoe inona ny andraikitra manaraka.... mitohy ny diantsika na maty aza isika.
Tsoaka - Ao anaty fahatsapan-tena no ahalalana ny zavatra tsapan'ny fo sy saina. Mahay manavaka an'ireo mazava no isan'ny fifohazana. Rehefa mahalala izany ianao dia ny zavatra manaraka misy rehefa avy eo momba anao dia vokatr'izay fahatsapan-tena izany avokoa. Tokony ny FITIAVANA anefa no hitondra anao sy hitarika anao amin'ny asa sahanina rehetra satria izay ilay fanilo ao anaty: Ny Fanahy! Ny fontsika dia tena miasa tokoa ao anaty fifohazana saingy ny fahalalana ny manitsy izay atao no tena isehoan'ny fifohazana. Ny Fitoniana Feno kosa dia efa tena faratampony io ka sarotra ny azahoana an'io fa ny miakatra mankany no lalantsika mbola ho faty ara-batana. Io Fitoniana feno io no atao hoe Fahasambarana angamba amiko. Iza anefa moa no tena efa nahatratra azy amintsika? Ataoko fa mbola tsy misy aloha. Sa ahoana hoy indry?
ok hitako @ zay ny mahasamihafa ny hevitsika, ndry mieazaka manazava azy araky ny western view moa za ndray manazava azy from eastern view :)
Fa tsy manin fa arako ihany ny tian-dry lazaina. Azoko le we self realization, sy le meditation sy ny tariny :)
76. fidinirina
(
22/09/2009 09:51)
Tena miala tsiny fa tsy arako intsony fa lasa nihitatra be mihitsy ilay fifanakalozan-kevitra. Nefa tsy maninona fa izay ilay fitadiavana ny mazava.
Marina izany, tsy vitan'ny miteny fotsiny hoe kristianina dia ampy fa tsy maintsy manana ny FM. Tsy ny olona rehetra tokoa no manana an'io.
Ny devoly tsy maintsy hazera any @ farihy mirehitra afo satria hoavy Jesoa hanangana ny fanjakany ety an-tany.
Ikaretsaka no miteny an'io fa tsy ny Baiboly. Hazavao hoe naninona ary izy no nomena anarana sy nosoratana tao raha tsy nisy akory ?
cutie:
tsy maintsy manana ny FM hoy i fidi ny xstiana rehetra, de we avy @ jesoa io de nefa avy eo ndray milaza we mbola ho avy jesoa haka zay mino azy, ka raha tsy zany ve tsy ho any an-danitra daholo ny xtiana rehetra satria we tsy maintsy manana ny FM, in no antony mbola we handringanan'i jesoa ny fanjakan'ny devoly???
Marina izany, tsy vitan'ny miteny fotsiny hoe kristianina dia ampy fa tsy maintsy manana ny FM. Tsy ny olona rehetra tokoa no manana an'io.
Ny devoly tsy maintsy hazera any @ farihy mirehitra afo satria hoavy Jesoa hanangana ny fanjakany ety an-tany.
ika:
K'efa we tsisy devoly zany
Ikaretsaka no miteny an'io fa tsy ny Baiboly. Hazavao hoe naninona ary izy no nomena anarana sy nosoratana tao raha tsy nisy akory ?
77. cutie
(
22/09/2009 13:06)
Ny devoly tsy maintsy hazera any @ farihy mirehitra afo satria hoavy Jesoa hanangana ny fanjakany ety an-tany.
De aiza le farihy mirehitra afo io???
de le resaka fifohazam-panahy mbola miandry za :) @ le fanazavana
78. ikaretsaka
(
22/09/2009 15:21)
ny baiboly ry fidy tsy miteny izany an...sa misy vava koa io boky io?
80. rakaroka
(
22/09/2009 19:55)
[quote=soanja]
Io respect de tout univers io zany no tsara azavaindry raha mety.
Misy "antony" sy ny antsoiko hoe "raison d'étre" avokoa ny "Hary" tsi1/1 avy !
Io na "miaina , matiera, fifandraisana, fihetseham-po,ny lalàna samihafa sy ny fifamatoran'ny "hetsika sy ny fiantraikany" ! Donc raha ny marina somary "injuste" ihany ny fanaovana safobemantsina ny "existencen'ny hafa
tondé "tsindriana ny hafa tsotra izao! Mety hiteraka "fifangaroana ilay izy! ..
Dia anefa "ILAINA TOKOA ny PERTINENCE" eo @ fametrahana zavatra iray. Ary ny "hazavana" anie tsy hoe "lumière" ihany fa "compréhension INDRINDRA koa!
Raha bangoina tsotra hoe "Fitiavana , ary d'ailleurs efa izay aza ny "slogan notatataina. Ny "effet" dia lasa nisy ny hira "s'il suffisait d'aimer"...na
On ne peut pas "vivre" avec de l'amour et de l'eau fraiche", sns...taratra fa tsy"voazava" araka ny tokony ho izy ilay "Fitiavana", ary samby manana ny "andraisany izany rahateo ny tsi1/1 tsy voatery hi-partage ny fihevitrao izany raha teny iray monja toa io no nampitainao, satria tsy voatery hamisavisa izay am-para-atoka (devellopementn'izany ny mpanaraka ka samy mandray izay andraisany azy!