fanomezana taova
4. simplex
(
20/08/2009 14:39)
fahotana kosa anefa ilay hoe
mamono an'i koto mba hamonjena an'i bema
tsy tokony forcer-na le izy...
:)
5. simplex
(
20/08/2009 14:41)
ny tiako tenenina hoe na marary efa sans issue tahaka ny inona aza le olona dia tsy maintsy endrasana hatr@ fara fofon'ainy... vao alaina ny taovany.
6. ravakamalala
(
20/08/2009 14:57)
raha mbola velona zany ilay mpanome taova dia tsy autorisé, fa tsy maintsy andrasana hoe maty izy vao mety ?
7. ravakamalala
(
20/08/2009 15:03)
nefa indray rehefa maty anie ny olon iray dia miaraka maty aminy koa ny taova-ny e! ....satria tsy mikoriana intsony ny ra dia tsy maintsy intsony koa izany ilay taova!
8. tywa68
(
20/08/2009 15:13)
Ravakamalala > arakarak'ilay taova io : ny rein zao azo omena ny 1, satria mbola mandeha tsara izy 2, fa tsy voatery miandry olona maty vao esorina...
Dia ny taova hafa koa fa misy fetrany aorian'ilay fahafatesana anefa ! :wink: Isaorana anie Andriamanitra Tompo nanome antsika an'izany saina maranitra zany ka ahafahana mitsinjo ny hafa. :-*
Dia ny taova hafa koa fa misy fetrany aorian'ilay fahafatesana anefa ! :wink: Isaorana anie Andriamanitra Tompo nanome antsika an'izany saina maranitra zany ka ahafahana mitsinjo ny hafa. :-*
9. simplex
(
20/08/2009 15:18)
ravaka,
araka ny efa nolazain'i tywa io ka.
tsy tonga dia jokotra ny taova fa mbola misy marge azo angalana anazy.
Zany hoe efa maty le olona fa ny taova mbola azo tahirizina dia afindra @ olon-kafa...
oui, isaorana anie A/tra :-*
10. ikaretsaka
(
20/08/2009 20:22)
ravakamalala:
raha mbola velona zany ilay mpanome taova dia tsy autorisé, fa tsy maintsy andrasana hoe maty izy vao mety ?
Raha tsy hahafaty ny 1 ny fanomezana.Taova ny 1 de tsy maninona ka... ohatra hoe voa (reins) ohatra...tsy maninona ny manome ny voa 1 raha salama ny voanao 2 ka misy olona marary voa 2 mila voa 1...
Ny ra koa toy izany..sy ny tsoka
11. soanja
(
21/08/2009 02:15)
ravakamalala:
voararan ny fivavahana ve ny fanomezana taova , na mbola velona na rehefa maty?
Miankina hoe ny fivavahana inona no resahina eto? Isankarazany mantsy ny fivavahana na finoana misy eto an-tany ary ao tokoa ny hilaza fa na ny handeha dokotera aza tsy azo atao fa ny finoana an'i Jesoa irery ihany dia hahasitrana. Ao koa aza ny hoe tsy azo atao ny mifamindra ra sns... koa miankina amin'ilay finoan'ilay olona io fa raha Xtianina fiangonana mahazatra dia ny Famonjena ny hafa dia fitiavan-dehibe tokoa.
12. rzakarivola
(
21/08/2009 06:37)
simplex:
tsia, famonjena aina aza izany... marim-pitiavana lehibe indrindra.
;-)
==> Izao no nolazain'i Jesoa "Tsy misy manana fitiavana lehibe mihoatra noho izao, dia ny mahafoy ny ainy hamonjy ny sakaizany"
13. rzakarivola
(
21/08/2009 06:40)
simplex:
fahotana kosa anefa ilay hoe mamono an'i koto mba hamonjena an'i bema tsy tokony forcer-na le izy ... :)
==> Ouz ny Malagasy hoe "aleo mifanena @ mpamosavy toy izay mifanena @ mpandainga"
Ouz JEsosy hoe "Ny devoly dia mpandainga sady rain'ny lainga, izy dia mpamono olona hatramin'ny voalohany"
Ny famafazana lainga izany no famonoana olona, mihoatra lavitra noho ny famosaviana.
Ahoana izany izany hoe "mamono an'i Koto mba hamonjena an'i Bema" ? Fahotana izany ny mandainga @i Koto mba hamonjena an'i Bema ?
14. rzakarivola
(
21/08/2009 06:53)
Isaorana anie Andriamanitra Tompo nanome antsika an'izany saina maranitra zany ka ahafahana mitsinjo ny hafa. :-*
==> Marina ilay tenin'i Soanja hoe, arakaraka ilay finoana. Mety mahavaly ilay fanontaniana raha toa ka samy mba milaza ny finoany ny tsirairay mikasika io.
Misy tokoa ny olona tsy manaiky an'izany, na @ samy antoko iray aza, satria voalaza fa fanaovana tsinontsinona an' Andriamanitra mpamorona izany. Misy koa ny misaotra an' Andriamanitra, tahaka io eo ambony io.
Mety mba hiombona @ fandavana na fisaorana ny rehetra raha toa ka miara-mahafantatra hoe : inona no antony nanomezan' Andriamanitra, RAY TSITOHA, MPANAO IZAO REHETRA IZAO, saina hahavitan'ny olona zavatra toy izany ?

15. ari.malala
(
21/08/2009 10:36)
rzakarivola:
simplex:
fahotana kosa anefa ilay hoe mamono an'i koto mba hamonjena an'i bema tsy tokony forcer-na le izy ... :)
==> Ouz ny Malagasy hoe "aleo mifanena @ mpamosavy toy izay mifanena @ mpandainga"
Ouz JEsosy hoe "Ny devoly dia mpandainga sady rain'ny lainga, izy dia mpamono olona hatramin'ny voalohany"
Ny famafazana lainga izany no famonoana olona, mihoatra lavitra noho ny famosaviana.
Ahoana izany izany hoe "mamono an'i Koto mba hamonjena an'i Bema" ? Fahotana izany ny mandainga @i Koto mba hamonjena an'i Bema ?
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: zay ndra le manao interperetation n'importe quoi... :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: aza mba razakarivola iany hoa :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. ikaretsaka
(
21/08/2009 11:39)
Mampatsiaro ahy ilay tary kely tato taloha ity...
Aina sy organe no sujet...lainga no velabelarina....
Aina sy organe no sujet...lainga no velabelarina....
17. simplex
(
21/08/2009 12:38)
rzakarivola:tsy azoko tsara le tiana hambara.
Ouz JEsosy hoe "Ny devoly dia mpandainga sady rain'ny lainga, izy dia mpamono olona hatramin'ny voalohany"
Ny famafazana lainga izany no famonoana olona, mihoatra lavitra noho ny famosaviana.
Ahoana izany izany hoe "mamono an'i Koto mba hamonjena an'i Bema" ? Fahotana izany ny mandainga @i Koto mba hamonjena an'i Bema
Fanotaniana sady valiny ve le izy sa inona?
Ny lainga dia fahotana foana satria mandika directement ny article iray ao @ didy folo manao hoe "aza mandainga, aza miampanga lainga".
Na izany aza misy ny lainga tsy dia manina loatra, lainga atao mba hi-eviter-na fahotana lehibe kokoa. Tokony reparer-na fotsiny ilay lainga avy eo... Na dia hoe mi-servir cause aza ilay lainga eto dia tsy amporisihana loatra satria bedabe ny parametres tsy voafehin'ny olombelona... l'enfer est pave de bonnes intentions ozy ny voanjo.
Ny filazana @ i koto hoe raha maty izy dia azo omena an'i bema ny taovany dia tsy fandaingana. Ny fiezahana na hoe fanerena azy hampahaingana ny fahafatesany kosa anefa dia fahotana satria manampy azy hanala ny ainy izany...
Ny tiako nahasongadina tery ambony tery dia ny hoe, eny misy bons arguments hoe efa ho faty ihany toi ry koto, terminal izany, fa ra maty androany toi dia mety manavotra an'i bema... Marina izany fa en meme tps lasa mamono an'i koto izany raha ohatra ka mbola tsy tokony ho faty androany i koto (fa hoe @ herin'andro ohatra) fa navela ho faty ohatra raha sendra ni-crush na koa hoe omena fanafody mampahaingana an'ilay process mampafaty azy...
Fa le izy aloha miankina @ finoan'ny tsirairay ee. Mbola discussion lava be koa le hoe mi-signer DNR (do not resuscitate: aza velomina tsony ah ra sendra lasa), ve azo raisina ho toy ny famonoan-tena sa tsia? Ny euthanasie sy ny sisa...
:)
18. fahamarinana
(
21/08/2009 12:39)
ravakamalala:
voararan ny fivavahana ve ny fanomezana taova , na mbola velona na rehefa maty?
:arrow: Tsy haiko aloha na voararan'ny Fivavahana fa ny ahy manokana dia efa nisoratra anarana aho mba hangalana ny taovako raha tanty tonga ny androko!Raha afaka hanavotana ny hafa mpiara-belona dia tsy misy fatiantoka ho ahy,efa hody vokoka ihany arô !
Na mbola velona aza ka misy ahafahako manao izany ka ekeny vady aman-janako dia mbola ataoko koa ,rahatoa ka tsy mitarika fahafatesana ho ahy ka tsy aha-kamboty ny ahy ihany koa !
Raha zanako moa mazava ho azy dia foiko ho azy manontolo ny amiko sy ao antiko raha ilaina izany satria menaky ny Aiko ! Fa FAHA hatrany zay an,mety tsy ianao na ianareo ihany koa ! :) (l)
19. rzakarivola
(
21/08/2009 14:10)
ari.malala:
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: zay ndra le manao interperetation n'importe quoi... :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: aza mba razakarivola iany hoa :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
==> Tena tia anao i Jesoa Kristy.
20. rzakarivola
(
21/08/2009 14:25)
simplex:tsy azoko tsara le tiana hambara.
Fahotana izany ny mandainga @i Koto mba hamonjena an'i Bema
Fanotaniana sady valiny ve le izy sa inona?
==> Fanontaniana fotsiny iny ka. Fa aleo izao ary fa ho lava loatra raha hazavaiko.
simplex:
Ny lainga dia fahotana foana satria mandika directement ny article iray ao @ didy folo manao hoe "aza mandainga, aza miampanga lainga".
Na izany aza misy ny lainga tsy dia manina loatra, lainga atao mba hi-eviter-na fahotana lehibe kokoa. Tokony reparer-na fotsiny ilay lainga avy eo... Na dia hoe mi-servir cause aza ilay lainga eto dia tsy amporisihana loatra satria bedabe ny parametres tsy voafehin'ny olombelona
==> Tsy fantatro izay fandraisan'ny rehetra izao teninao izao, fa ny fahazoako an'izao dia hoe mahazo manota (mandika ny Didy folo) fa tokony honerana iny ota iny avy eo. Ahoana ny fomba anonerana ny fahotana vita araka ny finoanao?
simplex:
Ny filazana @ i koto hoe raha maty izy dia azo omena an'i bema ny taovany dia tsy fandaingana. Ny fiezahana na hoe fanerena azy hampahaingana ny fahafatesany kosa anefa dia fahotana satria manampy azy hanala ny ainy izany...
==> @ity ohatra, ahoana no fomba anonerana ilay fahotana eto (rah sanatria nisy) ?
simplex:
Ny tiako nahasongadina tery ambony tery dia ny hoe, eny misy bons arguments hoe efa ho faty ihany toi ry koto, terminal izany, fa ra maty androany toi dia mety manavotra an'i bema... Marina izany fa en meme tps lasa mamono an'i koto izany raha ohatra ka mbola tsy tokony ho faty androany i koto (fa hoe @ herin'andro ohatra) fa navela ho faty ohatra raha sendra ni-crush na koa hoe omena fanafody mampahaingana an'ilay process mampafaty azy...
==> D finalement, bon sa mauvais? Fieritreretako an, tokony halamina ity hevitrao ity. Fa ahy izay ouz le namako iray.
simplex:
Fa le izy aloha miankina @ finoan'ny tsirairay ee. Mbola discussion lava be koa le hoe mi-signer DNR (do not resuscitate: aza velomina tsony ah ra sendra lasa), ve azo raisina ho toy ny famonoan-tena sa tsia? Ny euthanasie sy ny sisa...
:)
==> Fahazoako ilay resak'i simplex dia izao : fahotana foana no mamono olona sy mandainga na ahoana na ahoana, ary fahotana => fanamelohana @ afo. Raha efa any isika, sao dia any @ilay fanonerana @izay no tsara fantarina sy trandrahina?