fanomezana taova
63. ikaretsaka
(
27/08/2009 15:18)
fa ho an'ilay olona iray io ambony io
de ahoana le ho an"ireo very taolampaty izany? tsy poinsss ireny?
de ahoana le ho an"ireo very taolampaty izany? tsy poinsss ireny?
64. rzakarivola
(
27/08/2009 16:01)
\"tsy misy tsy hain\' Atra atao\" >>> noho izany hain\' Andriamanitra atao koa ny mamorona taova ho an\'ilay olona na dia tsy misy olombelona manome aza. Théoriquement, haintsika rehetra izay, fa en pratique izay tokoa ve ny fiainantsika ?
Ratoa >>> Raha mahazo tsara an\'ilay fangetahetanao aho, dia izao no amintinako ireo fanontaniana rehetra : \"rahoviana no araka ny sitrapon\' Andriamanitra ve ny greffe d\'organes sy ny karazany?\". Dia hoy aho hoe, azo zaraina 2 ilay fanontaniana (rehefa tsy mety atao 1mbava le gâteau d zaraina d hanina tsirairay) :
1- Inona no sitrapon\' Andriamanitra ?
Jesosy mamaly hoe \"Izao no sitrapon\'ny Ray; dia mba hanana fiainana mandrakizay izay mijery ny Zanaka ka mino Azy\". Izay vao mora ny valin\'ilay fanontaniana : \"araka ny sitrapon\'Andriamanitra ny famindrana taova na rà raha toa ka natao mba hahitan\'ny olona an\'i Jesosy, hinoaNy Azy\".
Efa mazava kokoa e? @ manaraka aho raha sitrapon\' Andriamanitra dia hitantara zvt précis niainako mikasika an\'io hoe \"rahoviana no sitrapon\' Andriamanitra\".

65. ikaretsaka
(
27/08/2009 18:44)
tsy misy tsy hain' Atra atao" >>> noho izany hain' Andriamanitra atao koa ny mamorona taova ho an'ilay olona na dia tsy misy olombelona manome aza. Théoriquement, haintsika rehetra izay, fa en pratique izay tokoa ve ny fiainantsika ?
T@ alalan"ny fahaizan"ny olombelona ni developper ny science ka hahafahany mifanakalo koa azo hadraisana an'io ... tadidio fa fitaovan'andriamanitra koa isika
66. rzakarivola
(
31/08/2009 13:56)
Ikaretsaka:
T@ alalan"ny fahaizan"ny olombelona ni developper ny science ka hahafahany mifanakalo koa azo hadraisana an'io ... tadidio fa fitaovan'andriamanitra koa isika
==> Raha ekena fa fitaovan' Andriamanitra hanasoa antsika ny fahaizan'ny olona siansa. Azo ekena koa ve fa fitaovan' Andriamanitra hanasoa anao ny teny ambaran'i Fidinirina eto (ohatra) ?
67. ikaretsaka
(
31/08/2009 22:56)
tsia... satria diska goaka no averimberiny.... afaka mamaky de ataony pli vava aho fa misaotra
68. ni81
(
01/09/2009 06:19)
tsia... satria diska goaka no averimberiny.... afaka mamaky de ataony pli vava aho fa misaotra:-D :-D :-D
69. ari.malala
(
01/09/2009 06:41)
:-D :-D :-D :-D ika =)) =)) =)) =)) meonao tsinay ah aingan enao =)) =)) =))
70. ikaretsaka
(
01/09/2009 15:40)
Za azany typen ilay olona hoe rehefa mila argile verte za de mandeha manantona le mehari eo analakely mpivarotra azy ireny..tsy mila mihaino le megaphone akory... moa raha tsy mila aho na hiverina injato amberivo eo aza le teny hoe "argile verte manala ny tasy rehetra...." vazavazainy @ le megaphone iny de tsary hividy za e.
De transposeo dinoana @ zay le izy de kopy razaka
De transposeo dinoana @ zay le izy de kopy razaka