fanomezana taova

21. ari.malala ( 21/08/2009 14:27)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
22. simplex ( 21/08/2009 17:25)
razakarivola:
Tsy fantatro izay fandraisan'ny rehetra izao teninao izao, fa ny fahazoako an'izao dia hoe mahazo manota (mandika ny Didy folo) fa tokony honerana iny ota iny avy eo.
zany hoe mizara 2 io zavatra nolazaiko io. Hoe misy ny "lainga masina". Lainga hatao mba hiarovana zavatra lehibe kokoa...
Ohatra hoe: t@ andron'i ranavalona ohatra le nisy fanenjehana ny kristianina, dia ra misy manotany oe niditra tato ve i rakoto kristianina, dia afaka mandainga enao hoe tsy ato izy na dia enao zao aza no nampiditra anazy tao... mba hiarovana ny ainy izay. izay ilay zavatra lehibe kokoa.

Ny fizarana faha-2, le nolokoin' i toi orange io, dia mandrara an'le izy hoe tsy tsara atao fa satria matetika misy zavatra "hors de control", enao mieritreritra hoe lainga masina ity kanefa tsy voaaro akory ilay zavatra lehibe nohezahina navotana. Ce qui fait que nanota in-2 enao...

Ohatra hoe tsy nino anao le mpanenjika kristianina teo dia niforcer niditra tao antrano izy ka tratrany tao i rakoto. Vokany novonoiny i rakoto sy ianao mianakavy.
Ohatra fotsiny io fa sao dia mandray perso be eo toi an :)

razakarivola:
Ahoana ny fomba anonerana ny fahotana vita araka ny finoanao?
euh ny ankamaroan'ny fahotana dia azo onerana daholo hoy aho... raha misy "offense" dia tokony averina izany ary ihany koa mifona @ ilay olona. Dia mifona @ A/tra. Ny anay katolika dia mbola miampy hoe tokony mikonfesy, mihavana @ A/tra.

Ra le resaka lainga masina teo no anotanian'i toi dia ny tokony atao dia ny mifona @ le olona nandaingana rehefa miravona ny rara. Hoe mialatsiny ah t@ le kozy iny fa otr'zao sy izao no tena antony...

razakarivola:
==> @ity ohatra, ahoana no fomba anonerana ilay fahotana eto (rah sanatria nisy) ?
ity aloha tsy lainga intsony ny fahotana eto fa efa hoe vono olona an.

Ny fanoherana eto ra hoe enao no nanome an'le hevitra dia ny hoe mifona @ ny havan'le olona. Mifona @ A/tra ary mande migadra :)

razakarivola:
D finalement, bon sa mauvais? Fieritreretako an, tokony halamina ity hevitrao ity.
mauvais ka. Sao dia tsy novakian'i toi aloha le koziko tery ambony tery eee. Ohatran'ny hoe bon le izy fa mi-masquer an'le mauvais fotsiny anefa izay. Satria, manana zo ho velona doly na i koto na i bema. Ary manohitra an'A/tra ny fangalana ny ain'i koto mba hamonjena an'i Bema. Eny fa na dia hoe hofaty tsy ho ela ihany aza i koto... mazava ve?

razakarivola:
==> Fahazoako ilay resak'i simplex dia izao : fahotana foana no mamono olona sy mandainga na ahoana na ahoana, ary fahotana => fanamelohana @ afo.
voalazanao :)


razakarivola:
Raha efa any isika, sao dia any @ilay fanonerana @izay no tsara fantarina sy trandrahina?
hevitra tsara fa zany hoe somary hors sujet kely fotsiny :P

;-)


23. ravakamalala ( 21/08/2009 20:42)
ny tena fipetraky ny olana raha ny fahazoako an ity resaka ity dia ny fahafantarana hoe tena maty tokoa ve ilay olona sa tsia? indraindra fa aty ampita aty, izay efa tena mivoatra be ny ara -medikaly, misy an ilay hoe coma ilay olona fa mbola mitempo ny fony, na koa hoe tys mitempo tsony ny fony, fa efa machine sisa no mitazona azy nefa mbola atao hoe velona.

rehefa inona tokoa no atao hoe tena maty ilay olona?
24. niryna ( 22/08/2009 05:38)
ravakamalala:

raha mbola velona zany ilay mpanome taova dia tsy autorisé, fa tsy maintsy andrasana hoe maty izy vao mety ?


misy toerana asiana soratra ao amin'ny permit hoe omena olona ve ny taovana raha maty hianao ? eny sa tsia ,tsy tadidiko tsara ilay izy,ka rehefa maty voan'ny accident tokoa ilay olona dia alain'ny hopitaly ny taovany
:roll:
misy kosa anefa firenena izay mahantra ,nivoaka tamin'ny vaovao ilay izy ary ny taova ao anatiny dia amidiny ary mbola velona izy no manome io ny hopitaly an
25. ikaretsaka ( 23/08/2009 00:34)
rzakarivola:


:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: zay ndra le manao interperetation n'importe quoi... :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: aza mba razakarivola iany hoa :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

==> Tena tia anao i Jesoa Kristy.


Ataoko fa tsy mila anao mampatsiahy azy an'izany izy de mahalala izany... izay no ilazako aminao hoe ny akanjonao anaovana de ny lalanao zorina dia ny oha-piainanao atao tsara fa tsy ny wawawa
26. ravakamalala ( 23/08/2009 09:35)
misy olona na dia efa sujet hafa ... (tsy tokony idiran ny maha propestà sy katolika .....) dia mbola mahita an izay mifampila kisa foana.

Misy tokony hipetraka any Irlande angamba ato....na tsy haiko......
27. fahamarinana ( 23/08/2009 09:54)
:arrow: :lol:
ravakamalala :tena mbola tantara hafa akia any Irlande,aleo any aloha fa tsika eto efa tsy hita ne ihany o ! (l)
28. fahamarinana ( 23/08/2009 10:07)
niryna:
misy toerana asiana soratra ao amin'ny permit hoe omena olona ve ny taovana raha maty hianao ? eny sa tsia ,tsy tadidiko tsara ilay izy,ka rehefa maty voan'ny accident tokoa ilay olona dia alain'ny hopitaly ny taovany

Eto frantsa zao anisany !! Amiko manokana aloha tsy dia hitako izay olana ,ny mifanohitra izay ary !Fitiavako ny hafa fa ahy monja izay !Rehefa maty aho tsy misy intsony mbola aha-sarotiny ahy amin'izay taovako ,za ary efa lasana ! sady indrindra aina vaovao ho an'ny hafa !....( Ny any JESOA aza moa ny ainy no nafoiny ho antsika fa tsy taova fontsiny !..:D ) :) (l)
29. tywa68 ( 23/08/2009 11:06)
zay manko :-*
30. Ratoa ( 23/08/2009 21:09)
Marina fa nanome ny ainy Jesosy amonjena antsika, saingy tsy ny rany (don de sang) na taova no nomeny. Ny alakamisy masina Izy nanafatra "izao no ataovy ho fahatsiarovana Ahy" dia tsy ampahany tamin'ny rany na ny nofony no nalaina fa symbole. Ka sanganehana ihany hamaly satria mino ny fitsangan'ny tena amin'ny maty.
Ahoana moa no hitsanganan'ny tena raha tsy ao intsony ny fo, na ny avokavoka, na aty na vavony?
Diniho ny faneke-pinoana kristiana fa ny tena rehetra no hitsangana amin'ny maty. Ka ahoana indray ary ity manome ampahany ity?
Olona tsy feno ve no hitsangana?
31. tywa68 ( 24/08/2009 04:53)
Ratoa > matoa manome taova d fitiavana no hanaovana zany : sao d ny tsy fanomezana ny taova no tsy hitsanganana @ maty ? :lol: Samy manana ny finoany marina. Dia ireny rhtra maty potika sy tsy hita rhtra ireny zany d heverinao tsy hitsangana fa tsy ampy ny vatany ? :wink:
32. ari.malala ( 24/08/2009 06:09)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D tapatsinay vao maraina mints ah ato mamaky ny valin-tenin'ny sasany :-D :-D :-D :-D

ika :-D :-D :-D :-D :-D :-D ngà hono izy iny tsy miakanjo e :P =)) =)) =))

ravakamalala, zà v le tokony makany Irlandy? :-P :-D :-D :-D :-D :-D

Ny fahazoako ilay resak'i simplex d fandikana tsotsotra ilay hoe il ne faut pas déshabiller Paul pour habiller Pierre. (simp, ahitsio raha diso ;) )Zany hoe tsy mety raha hahafaty an'i Paoly ny fakàna ny taovany hamelomana an'i Piera. Raisiko ohatra ny fo, tsisy afatsy fo tokana ao anatin'ny olona tsirairay (raha ny fahalalako aloha :-P) k raha marary ny fon'ny olona 1 d ho proposéna ny olona 1 hafa hoe ao alaina ny fonao fa hamelomana an'ity olona ity, d izay ilay tsy mety. Fa tsisy idiran'ny lainga sy ny devoly sy ny blablabla mintsy eto. :-D :-D :-D :-D

Ratoa, marina fa "symbole" no nomen'i Jesoa hoe raiso ary hano t@ ilay sakafo farany, fa iny koa anie tsy fanomezana taova hamonjena olona akory e, tsy hoe nisy narary teo d izay. Fa fanaporofoan'i Jesoa ny fitiavany, say hanaporofoany ilay hoe eo aminareo mandrakariva Aho. Samy mino ny fitsanganan'ny tena @ maty daolo angamba isika, fa amiko tsy ny fahabangan'ny tanana na ny tongotra no hitsangana. Ary ny fahazoako azy iany koa, ny nofo efa mandry ho vovoka, fa ny fanahy no voalaza @ iny resaka iny.
33. ni81 ( 24/08/2009 06:29)
Ahoana moa no hitsanganan'ny tena raha tsy ao intsony ny fo, na ny avokavoka, na aty na vavony?
Diniho ny faneke-pinoana kristiana fa ny tena rehetra no hitsangana amin'ny maty. Ka ahoana indray ary ity manome ampahany ity?
Olona tsy feno ve no hitsangana?
Dia ny fihevit'i Ratoa kosa zany dia tsy hitsangana @ maty ireny olona voan'ny accident ireny ka misy tsy hita ny taova @ vatany? :roll:. Misy izao ireny olona lanin'ny voay na lanin'ny antsantsa ireny sns koa! Andraso aloha aho hitsimpona fa misy teny manazava an'io fitsanganana io ao @ baiboly ao
34. fahamarinana ( 24/08/2009 07:19)
:arrow: :-D :-D :-D njekaiky o !Ary zay vao takatro ilay olana amin'ny fanomezana taova,kay ilay fitsanganan'ny tena amin'ny maty ve ? Sao tsa mitsangana avao fa tsy ampy havokavoka sy ny sisa ?
Euh...f'angaha moa tsy hody vovoka ihany daholo isika ? donky efa tsy izy aby ny taova sns......
.Lalina indray iny !Ilay hevitra karaha ity ilay tena tsy azoko sy tsy ho azoko mihintsy !Lasa lalina loatra ilay raha ,ary lalina amin'ny tsy takatry ny saiko !Tsa mety aminakà avao ...et dire que dradraina hoe FITIAVANA no lehibe indrindra nefa na ny taova aza ,efa ho faty antena arô,mbo tsy foy ho an'ny hafa izay tena mila azy ! :roll:
Ahy manokana moa iny,raha mahatafitohina dia aereno amiko fa aza resahana akoàry ! (l)
35. tywa68 ( 24/08/2009 09:09)
:lol:
36. rakapy ( 24/08/2009 09:49)
Ka ilay FITIAVANA dradradaraina anie ka FITIAVAN-TENA fa tsy fitavana ny hafa tsy akory e!.
Matahotra mafy ry Ratoa sy izay mitovy hevitra aminy sao tsy eo ny masony iray rehefa tonga ny fitsangana @ maty ka tsy ahita tsara ny lalana mankany am-paradisa hono.
Na koa tsy eo ny tongony iray ka tsy afaka ny hiazakazaka hamonjy ilay place mba tsaratsara any am-paradisa rahatrizay. :-D :-D :-D
37. ni81 ( 24/08/2009 10:22)
Na koa tsy eo ny tongony iray ka tsy afaka ny hiazakazaka hamonjy ilay place mba tsaratsara any am-paradisa rahatrizay.
:-D :-D :-D mampme mihitsy koa ity rakapy ity an!
38. fahamarinana ( 24/08/2009 11:14)
:arrow: ssshhh !..Rakapy mpanampy trotraka fontsiny ! :wink:
Rtoa : Hono oah ,rahatoa sanatria ny zanakao naterakao mila voa anankiray dia tsy afaka ny hanavotra azy akory ve ianao sao dia tsy hitsangana amin'ny maty fa misy niala tao ? Sa ilay hoe omena olon-kafa no tsy ekenao ?
Azonao valiana ve io? nefa azo tsy valiana koa raha manano sarotra an ! :) (l)
39. rakapy ( 24/08/2009 11:19)
Tsy hoe manampy trotraka aho fa angamba @ fomba somary feno hatsikana no anambarako ny hevitro mba ampazava azy.
40. ravakamalala ( 25/08/2009 13:28)
fa ahoana ianareo no miteny hoe tsy mitsangana ny vatana? amin ny teny frantsay anie ny fanekem pinoana dia manao hoe : "je crois (....) à la résurrection de la chairUnderlined text" mazava tsara hoe ny vatana no lazaina eto amin io, ka nahoan amoa no tsy hitsangana ny vatana?

misy koa ilay atao hoe "corps glorieux", toy ny vatan i jesoa tami izy nitsangana tamin ny maty, mino aho fa tsy ilay paoziny boba rà be teo amin ny hazo fijaliana no nentiny niseho tamin ny mpianany, ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078