fanomezana taova
41. soanja
(
25/08/2009 13:44)
ravakamalala:
fa ahoana ianareo no miteny hoe tsy mitsangana ny vatana? amin ny teny frantsay anie ny fanekem pinoana dia manao hoe : "je crois (....) à la résurrection de la chairUnderlined text" mazava tsara hoe ny vatana no lazaina eto amin io, ka nahoan amoa no tsy hitsangana ny vatana?
misy koa ilay atao hoe "corps glorieux", toy ny vatan i jesoa tami izy nitsangana tamin ny maty, mino aho fa tsy ilay paoziny boba rà be teo amin ny hazo fijaliana no nentiny niseho tamin ny mpianany, ...
Tadidio lalandava fa izao no voalaza:
I KORINTIANINA 15: 44
44 afafy tena araka ny fomban'aina izy, atsangana ho tena araka ny fombam-panahy. Raha misy tena araka ny fomban'aina, dia misy araka ny fombam-panahy koa.
44 it is sown a natural body; it is raised a spiritual body. If there is a natural body, there is also a spiritual [body].
Ny nofontsika dia nofo ihany. Ho lo tanteraka. Fa ny fanahintsika kosa tsy mba ho lo. Io no mahaOlona antsika.
42. ravakamalala
(
25/08/2009 18:57)
Manaiky isika fa mino ny fitsanganan ny tena amin ny maty. Samy misy an io ao amin ny fiaikem pinoan'ny kristianina rehetra.
Jesoa nitsangana tamin ny maty, ary nilaza izy fa ho atsangany amin ny maty koa isika main ny fara andro, koa misy fahasamihafany ary ve ny fitsanganan ny tena amin ny maty ho an i jesoa sy ho an ny olombelona?

43. Ratoa
(
25/08/2009 19:29)
banga ny tahaka izao sy tahaka izao amin-dranona sy ranona. Tompony sy Mpandidy izy fa izaho mba mi-"constater " fotsiny misy izao sy izao ary tsy ananako na ny fanafody nany antony ka ianareo mpiserasera no anontaniako. Lazao raha misy valiny araky ny soratra masina fa tsy misy antony anaovana vavabe ny amin'izany.
Momba ilay fanontaniana iray: vonona tokoa aho hanome izay azoko omena.
Fanontaniana manaraka apetrako, marina fa fitiavana daholo no manome fa izay tsy tia tsy mahay manome na mizara na bonbon iray aza. Fa izao: tompon'ny tenako ve aho? raha ny Tenin'Andriamanitra no jerena, misy teny ao ve milaza fa azoko atao sy omena amin'ny itiavako azy ny tenako?
Faha telo (sa faha firy?). Mety tsy ho zakan'ilay omena ilay zavatra nomeko ka ahafaty azy. Dia ahoana indray ny amin'izay? Sa hoe: izy ary efa ambava oana ka ahoinao inona raha maha faty azy ny taovanao? Hita ary fa tsy resaka tora-po fotsiny ilay izy fa miditra lalina dia lalina . Tsy vitan'ny vavabe angamba ireo lafiny maro ireo fa mbola azo anokafana dinika vaovao.

44. niryna
(
25/08/2009 19:43)
fahamarinana:=))
:arrow: ssshhh !..Rakapy mpanampy trotraka fontsiny ! :wink:
Rtoa : Hono oah ,rahatoa sanatria ny zanakao naterakao mila voa anankiray dia tsy afaka ny hanavotra azy akory ve ianao sao dia tsy hitsangana amin'ny maty fa misy niala tao ? Sa ilay hoe omena olon-kafa no tsy ekenao ?
Azonao valiana ve io? nefa azo tsy valiana koa raha manano sarotra an ! :) (l)
[/quote] izaho mba gaga,misy finoana tsy manome na inona na inona indrindra moa ny ra,Atra aza nanome ny zanany iray manontolo tsy ny tongony na ny tanany na ny fony fa ny vatany rehetra ka izay taova kely iny amonjena ain'olona indrindra fa ny zanako ve dia tsy omeko ?
with God everything is possible. vitan'Atra daholo ny zavatra rehetra raha ilainy izany fa nareo koa ry reto dia mampihomehy ahy eto an
45. fahamarinana
(
25/08/2009 20:29)
:arrow: niryna :tandremo sao tapa-tsinay loatra njya an !...mety tsy afaka soloina ! :)
Rtoa :aza raisina vava be ny resaka atao fa ny lazainao anie no valiana e!Tsy dia manakambara aho fa tsy hitovy ny fomba fijerintsika ka aoka hijanona eo aloha !Tsy ho takatro mihintsy !! tokoa moa zany fa io safidin'ny tsirairay ka ny ahy tsy ny anao ! !Aleo ny hafa no hanao azy raha manakambara koa ry zareo ! :)
Ny tiko tsindrina farany dia alohan'ny hamindrana taova iray amin'olona dia efa misy analyses atao aloha fa tsy hoe sanatria ho alaiko ny taovan'ny niryna fa ilaiko ,ohatra iny, fa raha ny hoe mety sy tsy hety dia tsy misy afaka ny hilaza sy hanambara fa ny fandraisan'ny vatan'ilay iray hametrahana azy no ho hita eo !....na izany aza ,noho izay ve no mety hanakana azy ?
Eny e,samihafa ny fomba fijerintsika ,izay koa moa ilay maha-dinika sy forum azy koa ! :lol: (l)

46. Ratoa
(
25/08/2009 21:03)
Hono oah ,rahatoa sanatria ny zanakao naterakao mila voa anankiray dia tsy afaka ny hanavotra azy akory ve ianao sao dia tsy hitsangana amin'ny maty fa misy niala tao ? Sa ilay hoe omena olon-kafa no tsy ekenao ?efa voavaly mazava be etsy ambony.
efa misy analyses atao aloha fafantatro mazava tsara izany ary misy havako nomena voa efa vita analyse ny mpanome ny ny nomena fa maty ihany ilay gréffée. Fa tsy izay ilay resaka.
samihafa ny fomba fijerintsika ,izay koa moa ilay maha-dinika sy forum azy koa !marina indrindra fa tsy ny mpiserasera rehetra no midinika marina ohatra anareo ry niryna sy faha. Ny vavabe lazaiko dia mikasika olonkafa etsy ambony ary tsy ilaina ho tononina fa hatsiaro tena eo ihany izy. Fa ilay hetahetako aloha dia hijanona eo koa satria tsy azon'ny be sy ny maro izany.
47. ikaretsaka
(
25/08/2009 21:24)
milay hoa le manome taova... za sy zandrinay sy neninay zao mifanome ra de misangisangy hoe raha sanatria ka maty ny 1 dia mbola misy partie ny 1 velona any @ 1..
vo ra aza izany... mainka fa organe... mety immortel iznay le organe raha apasipasy ve :-D

48. Ratoa
(
25/08/2009 23:20)
hoe raha sanatria ka maty ny 1 dia mbola misy partie ny 1 velona anyMifalia mandrakariva ao amin'i Jesosy
mety immortel iznay le organe raha apasipasy veAnontanio radoko dia miresaha koa amin' ny téléphone rouge mankany amin'i Jehovah nahary antsika.
49. ari.malala
(
26/08/2009 10:27)
Ratoa, azafady raha raisinao ho vavabe ny fanazavako, fa tsitako zay teny hoe malefadefaka mety hahazava izay tiako tenenina. Miala tsiny.
50. tywa68
(
26/08/2009 11:11)
Ari.malala > mety ny hatsikana mamely tampoka eny ampovoany eny no tsy tantin'i Ratoa :wink:
Mahavariana anie fa milaza vonona hanome izy nefa toa lazainy tsy tiany hanimbinana ny vatany sao tsy mitsangana ... d lasa vexée izy rhf tenenina hoe ampitiavana dhl, d avy eo izy mamaly hoe aiza ny tenin'Atra mikasika ny fanomezana taova :lol: ka asa iza no hahita an'izany fa raha misy mazoto hitsimpona d raisina an-tanandroa :-D :-D d isaorana mialoha koa :wink:

51. fahamarinana
(
26/08/2009 13:23)
:arrow: Ratoa : azafady fa noraisiko ho ahy ilay izy ka dia ialako tsiny tokoa !...I Faha moa akia ilay malaky mamaly izay foana fa rehefa diso mba miteny kosa an !:D
:arrow: Io anie tsy voatery ilay natao tovana no tsy namely e,mety ilay olona no efa marary sy tsy mahazaka !Na izany aza dia maro koa ny réussi fa tsy tahaka izay foana !Tahaka ny zava-drehetra akia Ratoa ,misy mety ,misy tsy mety fa rahatoa ka misy azo anavoatana dia atao hatrany mba tsy hisian'ny nenina ,moa etsy andaniny ilay fitiavana ngoda be mba hanolotra izay kely afaka hamelona ilay iray !
:arrow: Mety tsy azo sy tsy mazava amin'ny besinimaro akia fa kosa ,amiko ,dia tsara napetraka koa ahitana ny fahasamihafany ny fomba fijery !Tsy voatery ho marina ny ahy,ny an'ny hafa ,mety mitombina koa ny any Ratoa !Izay no safidy anannatsika rehetra :D (l)
Ratoa:
fantatro mazava tsara izany ary misy havako nomena voa efa vita analyse ny mpanome ny ny nomena fa maty ihany ilay gréffée.
:arrow: Io anie tsy voatery ilay natao tovana no tsy namely e,mety ilay olona no efa marary sy tsy mahazaka !Na izany aza dia maro koa ny réussi fa tsy tahaka izay foana !Tahaka ny zava-drehetra akia Ratoa ,misy mety ,misy tsy mety fa rahatoa ka misy azo anavoatana dia atao hatrany mba tsy hisian'ny nenina ,moa etsy andaniny ilay fitiavana ngoda be mba hanolotra izay kely afaka hamelona ilay iray !
Ratoa:
Fa ilay hetahetako aloha dia hijanona eo koa satria tsy azon'ny be sy ny maro izany.
:arrow: Mety tsy azo sy tsy mazava amin'ny besinimaro akia fa kosa ,amiko ,dia tsara napetraka koa ahitana ny fahasamihafany ny fomba fijery !Tsy voatery ho marina ny ahy,ny an'ny hafa ,mety mitombina koa ny any Ratoa !Izay no safidy anannatsika rehetra :D (l)
52. ikaretsaka
(
26/08/2009 14:11)
tywa68:
Ari.malala > mety ny hatsikana mamely tampoka eny ampovoany eny no tsy tantin'i Ratoa :wink:
Mahavariana anie fa milaza vonona hanome izy nefa toa lazainy tsy tiany hanimbinana ny vatany sao tsy mitsangana ... d lasa vexée izy rhf tenenina hoe ampitiavana dhl,
izay tokoa
d avy eo izy mamaly hoe aiza ny tenin'Atra mikasika ny fanomezana taova :lol: ka asa iza no hahita an'izany fa raha misy mazoto hitsimpona d raisina an-tanandroa :-D :-D d isaorana mialoha koa :wink:(nanoratana ireo zavatra tiany hangalana ny tsimpona)
t@ izany fotoana izany aza tsy tao anaty concept ny how azo afindra ny organes ko
53. Ratoa
(
26/08/2009 15:47)
tsy vexé mihitsy aho ry tywa 68, miomehy irery aza no ataoko eto koa....Saingy tsy azonareo mihitsy ilay fonds de la question ny votoatin-dresaka. resaka éthique, fanajàna ilay nahary ilay vatana sy fepetra tsy hanafitohona ilay Nahary koa. Tsy resaka safidy fotsiny na dia safidi-pitia aza. Ary ninoninona safidinao, safidy ihany iny fa ny fanantanterahana mbola zavatra hafa. Ny vokany koa mbola hafa. Izany hoe : tsy manana ny Marina Tanteraka sy Tena Azo Antoka isika olom-belona, tsy manana ny tonga lafatra.
Tsy misakana antsika tsy hiady hevitra sy hamakafaka anefa izany. Vao maika aza tokony hanosika antsika hieritreritra ny tsy fahampian-tsika.
Tsy ianao koa ry ari.malala no lazaiko manao vavabe, saingy misy saina ianao ka manongo tena sy miala tsiny. Tsy misy tsiny satria tsy nanao ary koa. Fa ny olona tsy tononiko anarana dia mbola ao ihany. Ny mpino (fijeriko ity) tonga dia nibebeka sy nanontany tena hoe sao dia nahery ary ilay teniko.
Jehovah Andriamanitra hamangivangy ny mpino ary Jesosy hanafosafo ôôôô

54. ni81
(
26/08/2009 15:54)
Tsy misakana antsika tsy hiady hevitra sy hamakafaka anefa izany. Vao maika aza tokony hanosika antsika hieritreritra ny tsy fahampian-tsikaMarina mihitsy fa mety hisy ahatafintohina ny teny voalaza matetika. Ka sao dia anisan'ireo olona nanafintohina anao tao ary aho?
56. Ratoa
(
26/08/2009 22:12)
Tsia ry ni . tsy nisy tafintohana koa fa fanamarihina ny ahy. Ao ny manao vavabe ary ao koa ny mandray an-tendrony ka miendaka amin'ny fandalinana. Ireo fanontaniana tsy nazahoako valiny izay ni-interpréter - ho zavatra hafa dia ireto:
- ankoatry ny fiandrasana na ny fahafantarana fa maty ilay olona angalana taova sy ny fahamalinana rehetra noraisina, hatraiza ny fetra tsy maintsy arahan'ny dokotera mpamindra taova (déontologie).
- Misy fetra sa tsia ny famindrana taova, ho an'ny mpanome sy ny mpamindra ary ny mpandray? (éthique, pratique na scientifique, religieux).
- ny tora-po feno fitiavana te hanavotra aina ve ampy anamarinana ny fanatanterahana ilay hetsika?
- Ny boky akantsika anatra sy ny teny navelan'Andriamanitra ve manome fepetra momba izany (conditions) sa milaza fa mahazo manao izay tiany anaovana ny taovany ny tsirairay?
- araky ny hevitrao kristiana, tena tompon'ny tenanao tokoa ve ianao ka azonao atao amin'izay tianao anaovana azy ny taova sy tenanao rehetra? efa voalaza anefa fa tsy mahay mamotsy na dia singa-bolo iray aza amin'ny lohanao ianao?
Efa voalaza fa vatana tsy marary tsy marofo (glorieux) no atsangana. Ary ny aretina sy fahantrana ary ny fijaliana dia ho fongana ka ho paradisa ny tany. inona no mety ho vokatry ny fahalalana io fanambarana io amin'ny fietsikao sy ny fiananao? (ilay teny kely ianao eto dia enti-milaza ankapobeny fa tsy manondro olona manokana eto amin'ny serasera)

57. ni81
(
27/08/2009 05:50)
Tsia ry ni . tsy nisy tafintohana koa fa fanamarihina ny ahy.Misaotra anao ary e! Efa mba niezahana mantsy ny mba tsy hanao famaly masiaka be. :)
Efa voalaza fa vatana tsy marary tsy marofo (glorieux) no atsanganaIKorintiana 15:52 fa vetivety, toy ny indray mipi-maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovana isika rehetra; fa hotsofina ny trompetra, ary ny maty hatsangana tsy ho lo intsony, ary isika hovana.
58. ari.malala
(
27/08/2009 05:53)
Ratoa, misaotra fa zay vao nandry ny konsiansiko :)
Momba ireo fanontaniana ireo ndray, raha ny hevitro anà manokana ndray d zao, ekena hoe ts mahay mamotsy na singambolo 1 ary ts mahay manalava na d 1cm @ vatako aza ah, fa voafehy ao anatin'ilay didy nomen'i Jesoa hoe 'tiavo ny namanao tahaka ny tenanao' iany ny fanomezana taova amiko. Izao mantsy, refa maty, ho lo sy ho lasa vovoka iany ny tena, ka raha misy afaka hamonjena ny hafa v, mari-pitiavana izany, d'ailleurs, enao iany aza no niteny hoe ny an'i Jesoa ny ainy manontolo no nafoiny, k ts mitovy @ mahafoy aina ian v ny manome taova satria raha nifanaraka ny momba ny taovanao sy ny taovan'ilay olona nila famonjena, efa nanome aina hoanazy zany enao satria nahavelona anazy. Toy izany tsy misy valaka ny rà. Ilay hoe tompon'ny tena ndray, efa nomen'Atra anà ny tenako d anà zany, fa fotsiny ts hoentiko hanalàna baraka ny batemy zay noraisiko ny fihetsika ataoko, araka izany, raha ho famonjena olona (iverenako foana io fa io no basen'ilay manome taova mantsy) d amiko ts fahotana no ts fanaovana tsinontsinona ilay tenako iany koa. Raha sanatria entina mijangajanga na sanatria asiana peircing any @ tsy tokony ho izy na tatoo manaratsy endrika no zay angaha no tokony hampametra-panontaniana kely iany hoe zao v no antony nanaovan'Atra ny tenako?

59. tywa68
(
27/08/2009 06:18)
Ratoa:
tsy vexé mihitsy aho ry tywa 68, miomehy irery aza no ataoko eto koa....Saingy tsy azonareo mihitsy ilay fonds de la question ny votoatin-dresaka. resaka éthique, fanajàna ilay nahary ilay vatana sy fepetra tsy hanafitohona ilay Nahary koa. Tsy resaka safidy fotsiny na dia safidi-pitia aza. Ary ninoninona safidinao, safidy ihany iny fa ny fanantanterahana mbola zavatra hafa. Ny vokany koa mbola hafa. Izany hoe : tsy manana ny Marina Tanteraka sy Tena Azo Antoka isika olom-belona, tsy manana ny tonga lafatra.
Tsy misakana antsika tsy hiady hevitra sy hamakafaka anefa izany. Vao maika aza tokony hanosika antsika hieritreritra ny tsy fahampian-tsika.
Tsy ianao koa ry ari.malala no lazaiko manao vavabe, saingy misy saina ianao ka manongo tena sy miala tsiny. Tsy misy tsiny satria tsy nanao ary koa. Fa ny olona tsy tononiko anarana dia mbola ao ihany. Ny mpino (fijeriko ity) tonga dia nibebeka sy nanontany tena hoe sao dia nahery ary ilay teniko.
Jehovah Andriamanitra hamangivangy ny mpino ary Jesosy hanafosafo ôôôô
Ratoa > eny e ! samy manana ny fijeriny tokoa : amiko rhf ampitiavana, eny fa na d raisinao tsy fanajàna an'ilay Nahary aza ny analàna ilay taova, zay marihana fa mety hanavotra (misy koa mantsy ny manao rejet) d omena, satria zay fanomezana aterak'ilay fitiavana zay no tena zava-dehibe aloha, satria mbola te kikarakara ny tempolin'Atra hita maso eo akaiky isika :wink:
Enga anie ka mba tsy ho tojo ny tsy zaka isika, hain'Atra ny mitsinjo sy manampy antsika. Izay ilay finoana hoe tsy very mandeha fa misy issue foana zay atao. Isaorana anie ny Tompo be fitia. :-*
60. ari.malala
(
27/08/2009 11:24)
Efa voalaza fa vatana tsy marary tsy marofo (glorieux) no atsangana.Io efa nomen'i ni81 io ny référence, fa ny tiako tenenina d hoe tsy misy tsy hain'Andriamanitra atao, fa ny Zanany aza voakapoka, nosatrohina fehiloha tsilo, nofantsihana, fa vatana tena mbola tsara tarehy mintsy no nentiny niseho t@ mpianany nony tafatsangana Izy, izany hoe mety banga aloha ny taova satria nanomezana olona, namonjena olona, fa refa tonga ny fananganana d fenoiny ataony mbola tsara noho ny teo aloha ndray ;) mety v lay valin-teny? :P