Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa ........
1. niryna
(
14/08/2009 16:52)
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa miaraka amintsika izy?
If God is invisible,how can we know he is around us?
Ahoana no azavanao izany amin'ny olona?
misaotra mialoha
(l) niryna
If God is invisible,how can we know he is around us?
Ahoana no azavanao izany amin'ny olona?
misaotra mialoha
(l) niryna
novalian'i niryna ny 02/09/2009 16:29
2. cutie
(
14/08/2009 18:16)
ny fihetsikao, ny fitondra-tenanao, ny fiainanao sns.........de azo itarafana fa he is around us :D
3. ni81
(
14/08/2009 20:35)
ny fihetsikao, ny fitondra-tenanao, ny fiainanao sns.........de azo itarafana fa he is around us@ fomba fiteny ihany koa.
5. Ratoa
(
14/08/2009 20:54)
ny zava mitranga aminao koa dia ahafantaranao fa ao Andriamanitra, momba sy mitahy anao. izany no maha tonga ireny raki-pisaorana sy fangatahana hira sy vavaka fisaorana Azy ao am-piangonana ireny.
Misy koa ny mivavaka mangina misaotra noho ny soa nomen'Andriamanitra azy. Ny fietsika sns dia entina anehoana fa mahatsiaro ianao fa miaraka aminao Izy. Anisan'nizany ny fanajana sy tsy famingavingana ny hafa na inona na inona no hatsaràn'ny hevitra na anatra atolotrao azy, tsy voatery izay toroanao handray ny anatrao ary ianao izany dia ihezaka tsy hanery azy fa ampiseho amin'ny fomba mendrika fa ao aminao tokoa Izy.

6. cutie
(
14/08/2009 21:04)
izany no maha tonga ireny raki-pisaorana sy fangatahana hira sy vavaka fisaorana Azy ao am-piangonana ireny.
hafa ndray iny mbola tsy henoko :)
7. simplex
(
14/08/2009 21:06)
raha tsy hita maso ny rivotra, ahoana no ahalalana fa eo izy, misy izy?
:arrow: feel that it's real
(l)simp
;-)
9. ikaretsaka
(
14/08/2009 21:32)
@ alalan zavatra rehetra ka....finding God in all things hoy I Md Ignace de Loyola izay
10. soanja
(
14/08/2009 23:30)
niryna:
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa miaraka amintsika izy?
If God is invisible,how can we know he is around us?
Ahoana no azavanao izany amin'ny olona?
misaotra mialoha
(l) niryna
It's not an IF.
Tsy hita maso Andriamanitra. Izay no mahatonga ny mahasarotra ny olona amin'ny ankamaroany mahatsapa Azy/ mahalala Azy fa miaraka amintsika satria tsy vitan'ny hoe manana Azy aho ny zavamisy, fa tena tokony IAINA azy isika. Izy no tokony hampiodina ny fiainantsika, hanoro, hanilo, hanome fahendrena ary indrindra hamelona antsika.
Ny hoe " around us" indray dia azoko lazaina fa he is not just around, He/ She is within us. Ny fitambarantsika rehetra mifandray ao anaty sy ivelany ary manodidina mifanasoa sy mifampizara ary mifanabe, mamelona no manome an'Andriamanitra.
11. ikaretsaka
(
15/08/2009 05:52)
hoy ilay Architect malaza iray izay
"
"God is the great mysterious motivator of what we call nature, and it has been said often by philosophers, that nature is the will of God. And, I prefer to say that nature is the only body of God that we shall ever see. If we wish to know the truth concerning anything, we'll find it in the nature of that thing"
frank lloyd wright

12. xxx
(
15/08/2009 16:40)
Misy Adtra ny ahalalana azy ohatra kely fotsiny ty misy devoly tena hita be zao ny asany
13. ari.malala
(
17/08/2009 06:16)
soanja:
niryna:
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa miaraka amintsika izy?
If God is invisible,how can we know he is around us?
Ahoana no azavanao izany amin'ny olona?
misaotra mialoha
(l) niryna
It's not an IF.
Tsy hita maso Andriamanitra. Izay no mahatonga ny mahasarotra ny olona amin'ny ankamaroany mahatsapa Azy/ mahalala Azy fa miaraka amintsika satria tsy vitan'ny hoe manana Azy aho ny zavamisy, fa tena tokony IAINA azy isika. Izy no tokony hampiodina ny fiainantsika, hanoro, hanilo, hanome fahendrena ary indrindra hamelona antsika.
Ny hoe " around us" indray dia azoko lazaina fa he is not just around, He/ She is within us. Ny fitambarantsika rehetra mifandray ao anaty sy ivelany ary manodidina mifanasoa sy mifampizara ary mifanabe, mamelona no manome an'Andriamanitra.
Miombon-kevitra tanteraka!
14. tywa68
(
17/08/2009 09:45)
niryna:
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa miaraka amintsika izy?
If God is invisible,how can we know he is around us?
Ahoana no azavanao izany amin'ny olona?
misaotra mialoha
(l) niryna
Tsy ny hita maso ihany no porofo fa Izy no hanome anao ny fanazavàna @ fomba hafa koa. Eo indrindra no mahasamy hafa ny olona, ary tsy hifanerena, satria ny tsapanao tsy voatery tsapako :lol: ilay fifaliana sy fitoniana misy aminao d efa azo raisina ho endrik'ilay fisiany ao aminao. :-* Vavaka sisa no ampiana mba tsy ho variana ka ho lasa any ankafa. :wink:
15. rzakarivola
(
17/08/2009 13:33)
niryna:
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa miaraka amintsika izy?
If God is invisible,how can we know he is around us?
Ahoana no azavanao izany amin'ny olona?
misaotra mialoha
(l) niryna
==> Ilay fanoharan'i simplex hitako mazava.
Velabelariko hoe : fomba roa no ahatsapantsika fa misy rivotra ny toerana misy antsika :
1- Ny ahafahantsika miaina.
2- Rehefa mitsoka ny rivotra.
Dia tahaka izany no ahafahan'ny olona mahatsapa an' Andriamanitra eo @ fiainany, nisy fiasany (mitsoka) izay tsapany, na ny fandraisany azy ao anaty mihitsy.
16. rzakarivola
(
17/08/2009 13:37)
cutie:
ny fihetsikao, ny fitondra-tenanao, ny fiainanao sns.........de azo itarafana fa he is around us :D
==> Afaka hazavain'i mafatifaty v le hoe ny fihetsiko no ahafantarana fa eto anivontsika izy, na manerana antsika ?
17. rzakarivola
(
17/08/2009 13:54)
ikaretsaka:
@ alalan zavatra rehetra ka....finding God in all things hoy I Md Ignace de Loyola izay
==> WHERE to find God -> in all things
HOW ?
18. bobone
(
17/08/2009 13:58)
:D :D :D marina daholo ny teninareo fa ny ahy ny hamantarako azy hoe miaraka amiko Atra dia to feno fifaliana hatrany na misy olana mahazo aza! miran-tava hatrany!!! Ny tontolo hita maso dia manambara ny fanatrehan\'Atra ihany koa io masoandro be mibaliaka io ! rivotra iainantsika io araka ny tenin\'ny sasany ! eo koa fo maivana !! saina milamina sns e! betsaka !!!
19. rzakarivola
(
17/08/2009 14:09)
ikaretsaka:
hoy ilay Architect malaza iray izay
"
"God is the great mysterious motivator of what we call nature, and it has been said often by philosophers, that nature is the will of God. And, I prefer to say that nature is the only body of God that we shall ever see. If we wish to know the truth concerning anything, we'll find it in the nature of that thing"
frank lloyd wright
==> Izaho tsy nanao architecture, fa izahay kosa nianatra architecture des ordinateurs. D izaho indray hiteny hoe "the best way to know the truth concerning a thing is to find the creator of that thing and get the answer from Himself".
Raha tiako ho fantatra ny teninao marina, dia mila manontany anao ny heviny aho.
Averiko eto ilay parable : "Aza kendainao ny zaza rabaina!" ... Inona no tian'ilay zatovo nolazaina? Raha io teny io no halalininao dia tsy ny marina nambaran'ilay olona no ho fantatrao, fa ny marina araka ny hevitrao manokana ... izay mety ho diso tanteraka.
If you want to know the truth about cretion, you must ask GOD to explain everything. How much more should you ak GOD Himself to make you know His will ?
And I know but one thing : JESUS CHRIST is the living word of GOD, i mean, GOD speaks to human beings through JESUS CHRIST.
20. rzakarivola
(
17/08/2009 14:10)
soanja:
Ny fitambarantsika rehetra mifandray ao anaty sy ivelany ary manodidina mifanasoa sy mifampizara ary mifanabe, mamelona no manome an'Andriamanitra.
==> Dia ahoana ny amin'ireo maty ?