Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa ........

61. ikaretsaka ( 26/08/2009 16:30)
Zany hono e
62. cutie ( 26/08/2009 19:27)
ho avy eo ihany izy e :-D :-D :-D
63. ikaretsaka ( 26/08/2009 20:23)
niryna:

(zahako)
@ alalan zavatra rehetra ka....finding God in all things hoy I Md Ignace de Loyola izay

ohatra hoe ahoana raha toa ka misy olona tianao ho lazaina fa tsy ita maso Atra kanefa ato anantintsika izy ? miaraka amintsika isan'andro izy ?




Ianao ange tsy mamaky sy mijery izay sopapa atoroko anao fa ny anao foana ihany no asesinao e de fanontaniana efa voavaly no averinao anontaniana e... efa tenenina foana!
http://www.mycatholicvoice.com/media/AXaEEB
64. soanja ( 27/08/2009 02:15)
ikaretsaka:

[quote=niryna]
(zahako)
@ alalan zavatra rehetra ka....finding God in all things hoy I Md Ignace de Loyola izay

ohatra hoe ahoana raha toa ka misy olona tianao ho lazaina fa tsy ita maso Atra kanefa ato anantintsika izy ? miaraka amintsika isan'andro izy ?




Ianao ange tsy mamaky sy mijery izay sopapa atoroko anao fa ny anao foana ihany no asesinao e de fanontaniana efa voavaly no averinao anontaniana e... efa tenenina foana!
http://www.mycatholicvoice.com/media/AXaEEB
65. niryna ( 27/08/2009 04:41)
tywa68:

Rzakarivola > Ny ahy aloha d tsotra ny fiainako an'ity hoe fiainana kristianina ity : rhf mahay mihaino d afaka manampy olona ohatra, tsy misy tambiny, satria am-pitiavana.
Indray2 anef dia tsy mora satria ny maha-olombelona tsy ho foana mihitsy, ary misy olona mahate-hamono koa @ fanontaniana sy valiteny apetrany ohatra eto d :lol: :-*


hay ve ty no niteny an'io e

Hoy ilay olona iray izay hoe fa iza mora ny fiainana?
Mitantara ny ditran'ny zanany eo izy kanefa izy olon'Atra be mihitsy. Life is not fair ... indraindray miangatra ny fiainana ary na manao soa aza isika ka tsy mila tambiny misy koa manararaotra ilay fahatsorana fa na izany aza dia tsy misy tsara toy ny manampy olona ary tsy mijery izay tambiny any araka ny tenenin'i ty

fanontaniana adaladala kely ahoana aky izany hoe maha-te hamono izany ?
tezitra be ve indry ato anatin'ny sera? sa ahoana?
66. ari.malala ( 27/08/2009 05:42)
indraindray miangatra ny fiainana
:roll: :roll: :roll: fa...... iza hono no nanome ny fiainana? :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: d miangatra zany le nanome ny fiainana ra zany? :-w :-w
67. tywa68 ( 27/08/2009 06:47)
Niryna > efa nahita anahy tezitra angah ndry tato ? ny ahy rhf tsapako fa hahatezitra ahy d hialàko ary tsy hidirako akory...d maka rivotra sy mijery sujet hafa aho, na olona na resaka d zay no efa naha-zatra ahy ary mety amiko :lol:
Ari.malala :-*
68. ikaretsaka ( 27/08/2009 19:53)
ari.malala:

indraindray miangatra ny fiainana
:roll: :roll: :roll: fa...... iza hono no nanome ny fiainana? :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: d miangatra zany le nanome ny fiainana ra zany? :-w :-w


za mbo gaga
69. niryna ( 29/08/2009 18:13)
ari.malala:

D

razakarivola, aza raisina an-tendrony hoa ny zavatra ambaran'ny oul! aza zatra maka zavatra terre à terre iany kou fa manjary manafintohina b ny miresaka @nao! franchement! zà kou ts niteny mits hoe henoy zay lazaiko, na ampitahao @ feon'Atra na @ feon'iza. Adihevitra no atao eto fa ts hifandresy lahatra akory ka hoe tsmaints mihaino anà za miresaka amko. Olona miseho mahalala sy mitory an'Atr enao ko ts hahay haita anazy ao @ zavaboahariny? hafahafa!!!

angamba tsy izy irery kosa e fa manao izany koa isika indraindray ,indrindra rehefa tsy azo izay ilay tenen'in'ny hafa :D

tywa :-D :-D :-D :-D :-D hay kay ts zà rery le romotra sy mila hahadaroka oul am le fanontaniana sy valinteny :-D
ari a.mety mitombona ve ny hoe misy olona mahay mampianatra na koa hoe misy olona tsy afaka ny ampianatra fa tsy manana faharetana? mety ho izay koa angamba no mahazo antsika indraindray ,mila manana faharetana isika rehefa manome sujet ary tsy tokony ho tezitra amin'izay valiteny omen'ny hafa fa mila lanjalanjaina fotsiny ny vava izay avokoaka satria ilay izay fahafinaretana no idirana eto fa tsy antery ka hoe tsy maintsy miditra aho,mety.
Ny tiako tenenina dia hoe ihomehezana,na omena ba kely fa tsy hoe mila darohana,raha tsy mahay ve izao ny zanak'i ary dia ho darohanao izy ? mila manana faharetana isika fa tsy ary mitovy daholo ny olona ary tsy ary anaiky antsika avokoa ny olona fa rehefa tonga ny hafatra dia izay indrindra eto amin'ny fizarana ny tenin'Atra sy ny fampahafantarana ny olona an'i Jesoa kristy
eritreritra ny ahy iny ka avereno raha tsy mety
70. niryna ( 29/08/2009 18:23)
niryna:

Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa miaraka amintsika izy?
If God is invisible,how can we know he is around us?
Ahoana no azavanao izany amin'ny olona?
misaotra mialoha
(l) niryna


efa nazavaiko ny tantara keliko eo ambony ary toy ny toerana izay mbola tsy hita hoy aho no inoantsika fa misy tokoa ilay izy satria misy ny mitantara izany toerana izany ,toy izany koa ilay "Atra " ireo olona niaina tao anatiny ,ireo tantara nomen'Atra antsika izay voasoratra ao anaty baiboly,ny fandaharana izay nomeny ary nifameno izay voasoratra ao anatin'ny ny tt sy ny tv izay nilaza ny zavatra hisy ary tanteraka tokoa izany sy mbola miandry izay ho avy koa isika. Izany rehetra izany dia tsy inona fa ny finoana izay ao anatintsika ( by faith)
Na dia tsy mahita an'Atra aza isika dia ny finoana ao anatintsika no manamporofo ny fisiany ,miaraka amintsika izy,mandresy lahatra antsika izy,mitarika antsika tsy andeha amin'ny lalan'ny ratsy intsony ary raha misy aza izany dia ampiany sy vonjeny isika . Ireo olon'Atra marobe izay miaraka amintsika na mizara amintsika dia efa azo anamporofona ny fisiany,eny fa na dia tsy mahita azy aza isika dia mino sy ary mahatoky azy hatramin'ny farany


71. niryna ( 29/08/2009 18:27)
niryna:

Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa miaraka amintsika izy?
If God is invisible,how can we know he is around us?
Ahoana no azavanao izany amin'ny olona?
misaotra mialoha
(l) niryna
tsimpona

Romana 1:20
Fa ny fombany tsy hita, dia ny heriny mandrakizay sy ny mah'Andriamanitra Azy, dia miseho hatramin'ny nanaovana izao tontolo izao, fa fantatra amin'ny zavatra nataony; ka dia tsy manan-kalahatra ireo;




72. ikaretsaka ( 29/08/2009 21:03)
Ka ilaina tsimpona sy mitatitra ny kozin-drapaoly @ talosy ve zany vo araka ry niryna?
73. cutie ( 30/08/2009 20:36)
:-D :-D :-D :-D
74. ari.malala ( 31/08/2009 06:11)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D

niryna, ne joue pas l'avocat du diable :-P
75. rzakarivola ( 01/09/2009 12:21)
Réponse à la question : Comment savoir que Dieu est parmi nous? (Immanuel).
--> Par Jesus Christ, Dieu s\'est montre aux habitants de notre monde, a montré son amour pour nous.
Mais une autre question s\'impose : Comment prouver que ce Jesus de la Bible des chrétiens est vrai ?.
--> L\'histoire de Jesus dans son entourage, dans son peuple (rouge foncé), se voit (se retrouve) chez ceux qui croient en Lui, dans leur entourage, dans leur peuple (bleu foncé), et Sa parole se réalise. Voici quelques détails :

1- Les pharisiens (et les juifs) ont voulu depuis longtemps mettre à mort Jesus, mais celà ne s\'est réalisé qu\'au moment désigné par Dieu.
2- Les pharisiens (et les juifs) ont traité Jesus de démoniaque.
3- Les pharisiens, c\'étaient les théologiens du temps de Jesus
4- Les juifs, c\'étaient le peuple de Dieu du temps de Jesus.
5- Jesus a dit aux pharisiens (et juifs) :
\"En effet, je vais vous envoyer des prophètes, des sages et des spécialistes de l\'Écriture : vous allez tuer ou crucifier les uns, fouetter les autres dans vos synagogues, et les persécuter d\'une ville à l\'autre,\"
6-
Jesus a dit à ses disciples : \"Souvenez-vous de ce que je vous ai déjà dit : le serviteur n\'est jamais supérieur à son maître. S\'ils m\'ont persécuté, ils vous persécuteront vous aussi ; s\'ils ont gardé mes paroles, ils garderont aussi les vôtres. 21 Mais c\'est à cause de moi qu\'ils agiront ainsi, parce qu\'ils ne connaissent pas celui qui m\'a envoyé.\"

- De nos jours, il y a toujours des théologiens
- Les chrétiens sont les juifs spirituels
- IL n\'y a qu\'à voir la relation entre chrétiens, les conversations dans ce forum, comparer avec ce qui est écrit dans la bible.
76. ikaretsaka ( 01/09/2009 16:58)
rzaka>
sao hamaly ilay fanontaniana kokoa nohon'ny tsimpona

Depuis cinq siècles, « Chercher et trouver Dieu en toute chose » est le chemin spirituel que saint Ignace de Loyola propose à chacun de vivre par la pratique des « Exercices spirituels », fruits de sa propre conversion. Des témoins d'aujourd'hui disent comment, en les pratiquant, ils conjuguent vie quotidienne et foi.
http://fr.wikipedia.org/wiki/Exercices_spirituels
77. niryna ( 02/09/2009 05:15)
ari.malala:

:-D :-D :-D :-D :-D :-D

niryna, ne joue pas l'avocat du diable :-P



:cry:
78. niryna ( 02/09/2009 05:17)
xxx:

Misy Adtra ny ahalalana azy ohatra kely fotsiny ty misy devoly tena hita be zao ny asany

mba azavao hoe xxx a

79. niryna ( 02/09/2009 05:28)
indraindray miangatra ny fiainana

firifiry ny olona tsy manana anjara-masoandro? mijaly ampanambadiana,miteraka tsy manambady,manana vady mpamono vady,mpisotro toaka .na mpijangajanga santionany ireo ,firifiry ny olona nilaozambady ary mametraka zaza? maro ary tsy ho voatanisa satria mbola manjaka ny herin'ny ratsy ary mila mivavaka isika anohitra izany na amin'inona izany na amin'inona ka tsy mifanaraka ny asan'Atra sy fampianarana nomen'Atra ho antsika .Misy tsy manana anjara masoandro ary hoentiny mandra -maty mihitsy aza,izay no azoko omena an'io

ari.malala:
:roll: :roll: :roll: fa...... iza hono no nanome ny fiainana? :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: d miangatra zany le nanome ny fiainana ra zany? :-w :-w
ikaretsaka:


za mbo gaga




:roll: :cry: :cry: ika tsy mba manampy ny fondation'ny olona mba ahafantatra an'ilay kristy fa vao maika mandrava ny efa nahorina ooops
80. niryna ( 02/09/2009 05:33)
ikaretsaka:

rzaka>
sao hamaly ilay fanontaniana kokoa nohon'ny tsimpona

Depuis cinq siècles, « Chercher et trouver Dieu en toute chose » est le chemin spirituel que saint Ignace de Loyola propose à chacun de vivre par la pratique des « Exercices spirituels », fruits de sa propre conversion. Des témoins d'aujourd'hui disent comment, en les pratiquant, ils conjuguent vie quotidienne et foi.
http://fr.wikipedia.org/wiki/Exercices_spirituels


fa tsara kokoa amiko ilay tsimpona mba ahaizana ny tenin'Atra izay nosoratany ho antsika ka ahafantsika miaina amin'izany noho hoe hoy i ranona hoe .. eritreritra ny ahy io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0084