Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa ........
21. rzakarivola
(
17/08/2009 14:11)
xxx:
Misy Adtra ny ahalalana azy ohatra kely fotsiny ty misy devoly tena hita be zao ny asany
==> Afaka hazavainao tsara ve ity ?
22. ikaretsaka
(
17/08/2009 14:48)
Ny fitambarantsika rehetra mifandray ao anaty sy ivelany ary manodidina mifanasoa sy mifampizara ary mifanabe, mamelona no manome an'Andriamanitra.
==> Dia ahoana ny amin'ireo maty ?
mitambatra foana isika ataoko...
ny Razantsika hendry sy lalim=pandinihana aza nahalala ilauy hoe velona 1 trano maty 1 fasana
23. soanja
(
17/08/2009 15:12)
rzakarivola:
soanja:
Ny fitambarantsika rehetra mifandray ao anaty sy ivelany ary manodidina mifanasoa sy mifampizara ary mifanabe, mamelona no manome an'Andriamanitra.
==> Dia ahoana ny amin'ireo maty ?
Tafiditra ao anatin'io manodidina io ny maty.
Ny fahafatesana dia famelana ny nofo hivadika na hiverina ho isan'ny naman'ny tany na vovoka fa ny fanahy kosa dia mitoetra ary manohy ny asa iandreketany avy amin'ny mahafanahy azy. Isika olombelona dia fanahy mitafy nofo. Efa nisy isika hatramin'izay ary mbola hisy foana mandrakizay. Ny endrika no hiova arakaraky ny fiovana misy eo amin'ny universe.
24. ikaretsaka
(
17/08/2009 15:38)
rzakarivola:
@ alalan zavatra rehetra ka....finding God in all things hoy I Md Ignace de Loyola izay
==> WHERE to find God -> in all things
HOW ?
http://www.mycatholicvoice.com/media/AXaEEB
sopapa 1 mety hanampy anao
25. rijadolly
(
17/08/2009 19:34)
Niryna:Ao anatitsika ny FITIAVANA
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa miaraka amintsika izy?
Niryna:Miboiboika tsy tana fa mivoaka ety ivelany ho an'manodidina.
Ahoana no azavanao izany amin'ny olona?
Bobone:Na dia ao anaty fotaka sy ady aza ianao dia tsy mba kivy rehefa miaraka amiNy, ary hita ny manodidina anao izany FamonjeNy anao izany,eny fa na dia ny mason'fahavalo aza dia ataony latabatra ihinanao.Ary ny vatolampy no ataoNy fitoheran-tongotra hijoronao.Ra.....
:D :D :D marina daholo ny teninareo fa ny ahy ny hamantarako azy hoe miaraka amiko Atra dia to feno fifaliana hatrany na misy olana mahazo aza! miran-tava hatrany!!! Ny tontolo hita maso dia manambara ny fanatrehan'Atra ihany koa io masoandro be mibaliaka io ! rivotra iainantsika io araka ny tenin'ny sasany ! eo koa fo maivana !! saina milamina sns e! betsaka !!!
26. soanja
(
18/08/2009 04:14)
rijadolly:
Niryna:Ao anatitsika ny FITIAVANA
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa miaraka amintsika izy?Niryna:Miboiboika tsy tana fa mivoaka ety ivelany ho an'manodidina.
Ahoana no azavanao izany amin'ny olona?Bobone:Na dia ao anaty fotaka sy ady aza ianao dia tsy mba kivy rehefa miaraka amiNy, ary hita ny manodidina anao izany FamonjeNy anao izany,eny fa na dia ny mason'fahavalo aza dia ataony latabatra ihinanao.Ary ny vatolampy no ataoNy fitoheran-tongotra hijoronao.Ra.....
:D :D :D marina daholo ny teninareo fa ny ahy ny hamantarako azy hoe miaraka amiko Atra dia to feno fifaliana hatrany na misy olana mahazo aza! miran-tava hatrany!!! Ny tontolo hita maso dia manambara ny fanatrehan'Atra ihany koa io masoandro be mibaliaka io ! rivotra iainantsika io araka ny tenin'ny sasany ! eo koa fo maivana !! saina milamina sns e! betsaka !!!
Tokoa anie izany!
27. bobone
(
18/08/2009 05:37)
soanja:

haleloia a!! misaotra e! manjabe ilay hevitra ! hmmmm :D :D :D :D :D :D
tsiky foana hoah ny miaraka @ Tompo e! :D :D :D :lol: (l) (l) :idea:
haleloia a!! misaotra e! manjabe ilay hevitra ! hmmmm :D :D :D :D :D :D
tsiky foana hoah ny miaraka @ Tompo e! :D :D :D :lol: (l) (l) :idea:
28. ari.malala
(
18/08/2009 07:34)
rzakarivola:
ikaretsaka:
@ alalan zavatra rehetra ka....finding God in all things hoy I Md Ignace de Loyola izay
==> WHERE to find God -> in all things
HOW ?
I really don't understand the purpose of the question...Razakarivola, do you believe that everything you see is God's creation? if so, you can find Him in all things.
29. niryna
(
18/08/2009 15:57)
cutie:
ny fihetsikao, ny fitondra-tenanao, ny fiainanao sns.........de azo itarafana fa he is around us :D
=D>
30. niryna
(
18/08/2009 15:57)
ni81:
ny fihetsikao, ny fitondra-tenanao, ny fiainanao sns.........de azo itarafana fa he is around us@ fomba fiteny ihany koa.
=D>
31. niryna
(
18/08/2009 15:59)
Ratoa:=D>
ny zava mitranga aminao koa dia ahafantaranao fa ao Andriamanitra, momba sy mitahy anao. izany no maha tonga ireny raki-pisaorana sy fangatahana hira sy vavaka fisaorana Azy ao am-piangonana ireny.
Misy koa ny mivavaka mangina misaotra noho ny soa nomen'Andriamanitra azy. Ny fietsika sns dia entina anehoana fa mahatsiaro ianao fa miaraka aminao Izy. Anisan'nizany ny fanajana sy tsy famingavingana ny hafa na inona na inona no hatsaràn'ny hevitra na anatra atolotrao azy, tsy voatery izay toroanao handray ny anatrao ary ianao izany dia ihezaka tsy hanery azy fa ampiseho amin'ny fomba mendrika fa ao aminao tokoa Izy.
^:^ =D>
32. niryna
(
18/08/2009 16:03)
izany no maha tonga ireny raki-pisaorana sy fangatahana hira sy vavaka fisaorana Azy ao am-piangonana ireny.
cutie:
hafa ndray iny mbola tsy henoko :)
ny fahatongavantsika miangona dia mampiseho ihany koa fa andeha hidera azy isika noho ny zavatra nataony sy mbola ataony antsika,ireo mpiara miangona izay mangetaheta azy dia samy mizara izany fa Atra be fitiavana izy ka dia miseho amin'izay fitiavana ny hafa izany koa izay fitiavany antsika izany,
Matetika tokoa dia misy olona manao voady fa nomen'Atra fahasoavana izy dia mizara izany fahasoavana izany any am-piangonana.Ny fifanampiana ny hafa na eo amin'ny teny na ara-bola na fitiavana dia efa taratra ilazana fa ao amintsika koa Atra ,sa ahoana ?
33. niryna
(
18/08/2009 16:06)
simplex:
raha tsy hita maso ny rivotra, ahoana no ahalalana fa eo izy, misy izy?
:arrow: feel that it's real
(l)simp
;-)
tsy ratsy ,misaotra simplex a
Raha izaho no ampiseho izany dia toy ireny havana tonga mamangy aty ireny,mitantara ny any an-tanana izy hoe izany leitsy ka paradisa an-tany a :D dia manontany ny fianakaviana hoe mba tantarao hoe ny fiainana any.Mino izay lazainy ve ilay fianakaviana ? eny mino tokoa izy,nahita ilay toerana ve ilay mpanontany ? tsia tsy nahita izy fa ny fitantaran'ilay havana tonga taty fotsiny dia nampino azy
Toy izany koa isika,izay manana experience fa ao anatintsika Atra ,tsy voatsampan'ny tanana izy saingy fantatra fa ato anantsika .mety ve izany ?
:D
34. niryna
(
18/08/2009 16:08)
ikaretsaka:
@ alalan zavatra rehetra ka....finding God in all things hoy I Md Ignace de Loyola izay
ohatra hoe ahoana raha toa ka misy olona tianao ho lazaina fa tsy ita maso Atra kanefa ato anantintsika izy ? miaraka amintsika isan'andro izy ?
35. niryna
(
18/08/2009 16:12)
niryna:
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa miaraka amintsika izy?
If God is invisible,how can we know he is around us?
Ahoana no azavanao izany amin'ny olona?
misaotra mialoha
(l) niryna
soanja:
It's not an IF.
Tsy hita maso Andriamanitra. Izay no mahatonga ny mahasarotra ny olona amin'ny ankamaroany mahatsapa Azy/ mahalala Azy fa miaraka amintsika satria tsy vitan'ny hoe manana Azy aho ny zavamisy, fa tena tokony IAINA azy isika. Izy no tokony hampiodina ny fiainantsika, hanoro, hanilo, hanome fahendrena ary indrindra hamelona antsika.
Ny hoe " around us" indray dia azoko lazaina fa he is not just around, He/ She is within us. Ny fitambarantsika rehetra mifandray ao anaty sy ivelany ary manodidina mifanasoa sy mifampizara ary mifanabe, mamelona no manome an'Andriamanitra.
satria maro no fanontaniana mipetraka amintsika,raha misy izany Atra izany maninona no nanao ny devoly izy ohatra,tsy Atra mihitsy no nanao ny devoly fa Atra nanao ny anjely ka ireo anjely ireo dia nomena fahalalana sy zo hifidy ny tiany toa antsika mino sa tsy mino ny fisian'Atra .Izany dia midika fa na tsy mino ny fisiany ny olona tsy milaza fa tsy misy izy.Raha toa ka tsy ita maso izy kanefa lazaintsika fa misy ahoana no anazavana ny olona fa miaraka amintsika izy
:D
36. niryna
(
18/08/2009 16:22)
xxx:
Misy Adtra ny ahalalana azy ohatra kely fotsiny ty misy devoly tena hita be zao ny asany
xxx a ny devoly tsy kely lalana ,hoy ilay rangahy mamboly izay hoe aleo aloha esorina ny ahitra ratsy fa manimba ny voninkazoko,tsy kely lalana tokoa izy ary vao maika mampianatra ny olona tsy hino azy.Izao anefa dia manao fahagagana maro tokoa izy saingy misy fihafarany sy fetrany avokoa.
37. niryna
(
18/08/2009 16:25)
niryna:
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa miaraka amintsika izy?
If God is invisible,how can we know he is around us?
Ahoana no azavanao izany amin'ny olona?
misaotra mialoha
(l) niryna
tywa68:
Tsy ny hita maso ihany no porofo fa Izy no hanome anao ny fanazavàna @ fomba hafa koa. Eo indrindra no mahasamy hafa ny olona, ary tsy hifanerena, satria ny tsapanao tsy voatery tsapako :lol: ilay fifaliana sy fitoniana misy aminao d efa azo raisina ho endrik'ilay fisiany ao aminao. :-* Vavaka sisa no ampiana mba tsy ho variana ka ho lasa any ankafa. :wink:
marina izany ,tsy antery ny fampahafantarana an'Atra fa fizarana ho an'izay mangetaheta,raha toa tsy mangetaheta moa izy dia tsy ampaninona sy tsy ampiraika azy izany.soa ihany fa nomen'Atra ny zanany isika niaina toa antsika na dia tsy nanana fahotana aza,Mba ahoana re izany fiainana tsy miaraka amin'Atra izany e?
38. niryna
(
18/08/2009 16:27)
niryna:
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa miaraka amintsika izy?
If God is invisible,how can we know he is around us?
Ahoana no azavanao izany amin'ny olona?
misaotra mialoha
(l) niryna
rzakarivola:misaotra anao
==> Ilay fanoharan'i simplex hitako mazava.
Velabelariko hoe : fomba roa no ahatsapantsika fa misy rivotra ny toerana misy antsika :
1- Ny ahafahantsika miaina.
2- Rehefa mitsoka ny rivotra.
Dia tahaka izany no ahafahan'ny olona mahatsapa an' Andriamanitra eo @ fiainany, nisy fiasany (mitsoka) izay tsapany, na ny fandraisany azy ao anaty mihitsy.
ilay fitiavan'Atra ao anatintsika no ahafantaran'ny olona fa zanak'Atra tokoa isika ary ita amin'ny fiainana andavanan'andro iainana izany
:-*
39. niryna
(
18/08/2009 16:29)
rzakarivola:
ikaretsaka:
@ alalan zavatra rehetra ka....finding God in all things hoy I Md Ignace de Loyola izay
==> WHERE to find God -> in all things
HOW ?
izaho koa vao nanontany ,eny raha mamaly izy arabaina indraindray tsy ho voatery hamaly sa ahoana ? tsy maintsy valiana ve
:roll: :D
40. niryna
(
18/08/2009 16:35)
bobone:
:D :D :D marina daholo ny teninareo fa ny ahy ny hamantarako azy hoe miaraka amiko Atra dia to feno fifaliana hatrany na misy olana mahazo aza! miran-tava hatrany!!! Ny tontolo hita maso dia manambara ny fanatrehan'Atra ihany koa io masoandro be mibaliaka io ! rivotra iainantsika io araka ny tenin'ny sasany ! eo koa fo maivana !! saina milamina sns e! betsaka !!!
misaotra aky nizara a nanao ahoana izay ilay marary ? HS kely fa azafady
maro dia maro tokoa ary mihavaka tanteraka tokoa izany ,indrindra eo amin'ny fomba fiainana,tsy mora ny manaraka an'Atra raha te ho tahaka azy isika ,tsy misy afaka mitovy amin'Ata anefa fa ny toetra izay nataony no tiantsika ho dimbiasana ka izay no mahatonga hoe tsy mora ny maranaraka ny hazofijaliany.Mora ho an'ny mpitazana koa anefa ny manenjika raha manao fahadisoana na dia kely fotsiny aza isika ary dia voateny foana ny hoe mba anarany ny mpivavaka na hoe ireny hono ka mpivavaka,isika anefa dia olombelona nofo sy ra ary mbola milolo lanitra sy mandia tany ka tsy maintsy mianjera indraindray.Na izany aza dia misy toetra maro izay novain'Atra ao anatintsika rehefa tena miaraka aminy tokoa isika,tsy tia ady ,tsy mialonalona tsy be fialonana ,tsy tia kely na tia tena fa mizara ,maro e,fa mivavaka isika ny mba omeny ny fanahy masina ampianatra antsika
Tompo o ovay ny foko mba ho mora anarina ,toy ny an'ny zazakely tsotra sady marina
o^o o^o o^o
