Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa ........
41. cutie
(
21/08/2009 18:07)
15. Mpandefa : rzakarivola [ Valio ] 17-08-2009 15:37:27
Lohateny : Re : Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa ........
Hoy i cutie:
ny fihetsikao, ny fitondra-tenanao, ny fiainanao sns.........de azo itarafana fa he is around us
==> Afaka hazavain'i mafatifaty v le hoe ny fihetsiko no ahafantarana fa eto anivontsika izy, na manerana antsika ?
Tsy haiko ny manazava azy fa refa tojo azy enao mahay azy :-D :-D :-D :-D
42. niryna
(
22/08/2009 06:07)
cutie:

rzaka a,sarotra be ny miaina amin'ny maha kristiana antsika satria matetika dia ataon'ny fahavalo ho fitaovam-piasana andemena sy andavoana antsika ny maha kristiana antsika,misy koa ny hoe kristiana eo amin'ny molotra fotsiny ary dia miseho mivantana koa ilay izy amin'ny toetra ny fiteny na ny fitafy ,ny zavatra tarafin'ny olona amintsika dia manamporofo avokoa fa kristiana isika.
Isika dia fahazavana avy amin'i kristy ary raha fahazavana dia mitsilo ny maizina,jiro manazava ny manodidina,mazava ho azy fa raha fahazavana isika dia mahazo jiro avokoa izay manodidina antsika satria ao amintsika izany fahazavana izany.fa raha toa kosa ka milaza fa manan-jiro isika kanefa dia miafina any ambanin'ny latabatra izany dia mitady ilay jiro ny manodidina antsika ary mety ho velom-panontaniana izy hoe aiza ny jironao toa tsy itako.Mety sarinteny angamba no ilazako azy fa amin'ny maha zanak'Atra antsika dia miezaka isika mba anao toetra tsara izay nampianariny antsika ka na inona ataontsika dita tokony ita taratra tokoa izany. eny fa na dia amin'ny asa ataontsika ka tsy misy olona mibaiko aza ohatra dia efa ita taratra fa manana an'Atra intsika.
Izany hoe izay rehetra atao dai ataontsika ho an'Atra avokoa ka mendry ny omena voninahitra amin'izay rehetra atao izy
Mety mazava aminao ve ny tiako lazaina ?
43. rzakarivola
(
24/08/2009 07:43)
ikaretsaka:
Soanja:
Ny fitambarantsika rehetra mifandray ao anaty sy ivelany ary manodidina mifanasoa sy mifampizara ary mifanabe, mamelona no manome an'Andriamanitra.
==> Dia ahoana ny amin'ireo maty ?
mitambatra foana isika ataoko...
ny Razantsika hendry sy lalim=pandinihana aza nahalala ilauy hoe velona 1 trano maty 1 fasana
==> Io nataoko gras en rouge io no antony nametrahako ilay fanontaniana. Hoe, isika ve afaka manabe sy mamelona ireo maty (tsy hevitsika manokana momba ny maty no anontaniako eto, fa ny toeran'ny maty ao amin'ilay hevitra nosoratan'i Soanja io noraisiko io) ?
44. rzakarivola
(
24/08/2009 07:45)
soanja:
Tafiditra ao anatin'io manodidina io ny maty.
Ny fahafatesana dia famelana ny nofo hivadika na hiverina ho isan'ny naman'ny tany na vovoka fa ny fanahy kosa dia mitoetra ary manohy ny asa iandreketany avy amin'ny mahafanahy azy. Isika olombelona dia fanahy mitafy nofo. Efa nisy isika hatramin'izay ary mbola hisy foana mandrakizay. Ny endrika no hiova arakaraky ny fiovana misy eo amin'ny universe.
==> Raha azoko tsara ny hevitra entinao izao dia hoe : ny antsointsika hoe fahafatesana dia tsy fahafatesana akory, fa processus normal eo @ fiainan'ny olona?
45. rzakarivola
(
24/08/2009 08:00)
ari.malala:
WHERE to find God -> in all things
HOW (to find GOD in all things) ?
I really don't understand the purpose of the question...Razakarivola, do you believe that everything you see is God's creation? if so, you can find Him in all things.
==> Ny tanjon'ny fanontaniako dia ny hampahazava tsara ilay hevitra, ahafahako mijery na azoko ekena ilay izy na tsia. Savasavaiko ny raviny hahitako ny fotony.
Inoako tokoa fa ny zavatra ary (created) rehetra dia Andriamanitra irery ihany no namorona azy. Izay indrindra no antony anontaniako hoe, ahoana (araka ny hevitry ny mpanoratra na ireo miombon-kevitra aminy) no fomba (comment) ahitana an' Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra ? Fantatro fa ao Izy, fa ahoana no hanavahako an' Andriamanitra @ zava-boahariNy ? Ohatra, ahoana no hanavahako an'i ari.malala sy ny feon' Andriamanitra miteny amin'ny alalany, mba hahafahako misaotra an' Andriamanitra raha toa mahazo sitraka @izay ataoko aho, na mifona amiNy koa raha fanakianana no azoko ?
46. rzakarivola
(
24/08/2009 08:31)
niryna:
Hoy i cutie:
ny fihetsikao, ny fitondra-tenanao, ny fiainanao sns.........de azo itarafana fa he is around us
Tsy haiko ny manazava azy fa refa tojo azy enao mahay azy :-D :-D :-D :-D
Hoy i niryna
rzaka a, sarotra be ny miaina amin'ny maha kristiana antsika satria ... ary dia miseho mivantana koa ilay izy amin'ny toetra ny fiteny na ny fitafy ,ny zavatra tarafin'ny olona amintsika dia manamporofo avokoa fa kristiana isika.
Isika dia fahazavana avy amin'i kristy ary raha fahazavana dia mitsilo ny maizina, jiro manazava ny manodidina, mazava ho azy fa raha fahazavana isika dia mahazo jiro avokoa izay manodidina antsika satria ao amintsika izany fahazavana izany. fa raha toa kosa ka milaza fa manan-jiro isika kanefa dia miafina any ambanin'ny latabatra izany dia mitady ilay jiro ny manodidina antsika ary mety ho velom-panontaniana izy hoe aiza ny jironao toa tsy itako.
==> Sahiran-kirana be ihany aho, fa hitako ihany ilay izy, ary nifanampy mihitsy ilay tenin'i cutie tery aloha sy ny an'i niryna. Mamelà ahy hamintina kanefa ahitsiho ihany raha tsy izao (cutie, niryna) : @ fiainan'ny olona anankiray izay manana an' Andriamanitra dia afaka hahitan'ny manodidina fa eo tokoa Andriamanitra. (fiainana = {fiteny, fihetsika, fitondran-tena, ... }) Izay ? raha izay dia azoko.
Nosaintsainiko ilay fanoharan'i niryna dia izao no zavatra tao an-tsaiko : ny jiro rehefa mazava ao @ izay itoerany, dia mampiseho ny zava-misy eo @ izay ahitana azy, na ny ratsy na ny tsara : ny loko, ny endrika sy bika, ny fahalotoana, ... sns rehetra. Ny kristiana izany, izay lazain'i Jesoa hoe "fahazavan'izao tontolo izao, fanaovan-jiro", @ alalan'ny fiainany (fiteny, fihetsika, fitondran-tena, ...) dia mahatonga ny toe-po sy fanahy ary maha izy azy ny manodidina azy hiseho miariary, na @ fahatsarana na @ faharatsiana ?
niryna:
Mety sarinteny angamba no ilazako azy fa amin'ny maha zanak'Atra antsika dia miezaka isika mba anao toetra tsara izay nampianariny antsika ka na inona ataontsika dita tokony ita taratra tokoa izany. eny fa na dia amin'ny asa ataontsika ka tsy misy olona mibaiko aza ohatra dia efa ita taratra fa manana an'Atra intsika.
Izany hoe izay rehetra atao dai ataontsika ho an'Atra avokoa ka mendry ny omena voninahitra amin'izay rehetra atao izy
Mety mazava aminao ve ny tiako lazaina ?
==> Ity farany ity somary misy tsy mazava kely, mazava raha jereko @ fijeriko havanana, fa raha ampitahaiko @ ilay maha kristiana dia somary tsy azoko.
47. tywa68
(
24/08/2009 09:19)
Rzakarivola > Ny ahy aloha d tsotra ny fiainako an'ity hoe fiainana kristianina ity : rhf mahay mihaino d afaka manampy olona ohatra, tsy misy tambiny, satria am-pitiavana.
Indray2 anef dia tsy mora satria ny maha-olombelona tsy ho foana mihitsy, ary misy olona mahate-hamono koa @ fanontaniana sy valiteny apetrany ohatra eto d :lol: :-*
Indray2 anef dia tsy mora satria ny maha-olombelona tsy ho foana mihitsy, ary misy olona mahate-hamono koa @ fanontaniana sy valiteny apetrany ohatra eto d :lol: :-*
48. cutie
(
24/08/2009 22:56)
Hoy i niryna:
Mety sarinteny angamba no ilazako azy fa amin'ny maha zanak'Atra antsika dia miezaka isika mba anao toetra tsara izay nampianariny antsika ka na inona ataontsika dita tokony ita taratra tokoa izany. eny fa na dia amin'ny asa ataontsika ka tsy misy olona mibaiko aza ohatra dia efa ita taratra fa manana an'Atra intsika.
Izany hoe izay rehetra atao dai ataontsika ho an'Atra avokoa ka mendry ny omena voninahitra amin'izay rehetra atao izy
Mety mazava aminao ve ny tiako lazaina ?
==> Ity farany ity somary misy tsy mazava kely, mazava raha jereko @ fijeriko havanana, fa raha ampitahaiko @ ilay maha kristiana dia somary tsy azoko.
hamaly an'i rz..... za :)
raha ny fahazahoako io lazain'i niryna io de ze zavatra ataonareo rehetra n'in nin @ fiainanao de tokony ataonao araky ny tokony ho izy( am-pitiavana , ampanetrehan-tena, araky ny fahamarinana ) satria misy dikany daholo reny rehetra reny, refa hainao ny dikany de ho hainao ny halanjany ny fiainanao.
49. niryna
(
25/08/2009 05:09)

=D> =D> ^:^
misaotra aky cutie a
izany hoe isika no jiro manazava ny manodidina,tsy mila miteny akory hoe jiro aho ,mazava avokoa izay andalovantsika.Hoy ilay ankizy izay nisangisangy hoe raha tsy eto izy tsy misy jiro manazava antsika,hi,hi.
Satria kristy no jiro fahazavan''izao tontolo izao ary izay manana azy dia manana fahazavana,novolavolainy isika ary lasa nomeny shape hafa satria ny fananantsika azy ao anatintsika dia nampiova ny fiainantsika manontolo.Mety mbola tezitra ve izany isika> eny tompoko, saingy afaka mitezitra fa tsy manota,izany hoe rehefa tsy mandratra ny tenanao na ny tenan'ny hafa noho ilay fahatezeranao hianao dia efa zava-dehibe izany,ahoana koa izany? tezitra amin'ilay olona fa tsy anozona azy kosa aloha,mamela azy,ahoana raha tsy mifona amintsika izy,efa namela azy isika dia izay,izy sy Atra indray izay .Dia ho voatery ho kristiana ve vao mamela olona? tsia,na tsy kristiana aza dia afaka mamela raha ao aminy ny fo mamela,ary raha toa ka milaza hoe kristiana kanefa tsy mamela? dia mivavaka mba omen'Atra fo hamela satria nampianariny isika ny hoe "mamela ny helokay tahaka ny namelanay ny meloka taminy" forgive our debts as we forgive our debtors"
50. ni81
(
25/08/2009 05:31)
Indray2 anef dia tsy mora satria ny maha-olombelona tsy ho foana mihitsy, ary misy olona mahate-hamono koa @ fanontaniana sy valiteny apetrany ohatra eto dtandremo! :lol:
55. niryna
(
25/08/2009 19:27)
Indray2 anef dia tsy mora satria ny maha-olombelona tsy ho foana mihitsy, ary misy olona mahate-hamono koa @ fanontaniana sy valiteny apetrany ohatra eto d
ni81::D
tandremo! :lol:
mahate-hamono koa ny fanontaniana sy ny valitenin apetrany eto:D
matoa ny olona manontany kosa aloha dia mba manitikitika azy ilay izy e raha mamaly indray ka tsy mifanaraka ny valiny dia afaka manome isika raha mahafantatra ny valiny na milaza izay eritrerintsika fotsiny ka,tsy mila tezitra amin'izany na koa rehefa tsy tiana ilay sujet apetraky ny hafa dia dinganina fotsiny raha hoe tsy tiako ny mamaky ny sujet-n'iny . hevitro irery io hoy faha izay
:D :-*
56. niryna
(
25/08/2009 19:36)
Tywa68:
matahotsa be zah
:D
rakapy:
Aleo maka garda kaoro raha izany :-D :-D :-D
:D
ka rehefa ho avy ny loza ny tain'omby aza mampianjera izay k'nou,fa rehefa manana an'i kristy tsy matahotra satria efa misy mpiampina mahafantatra ny hantsana hianjerana sy hiaro amin'ny fahavalo rehetra .....sa tsy maintsy maka garda kaoro ihany :wink: :wink:
57. Ratoa
(
25/08/2009 23:26)
lasa nivaona ny resaka fa izao: ny maso-panahinao no ahitanao Azy, indrindra raha mino Azy ianao.
59. ari.malala
(
26/08/2009 10:36)
tywa :-D :-D :-D :-D :-D hay kay ts zà rery le romotra sy mila hahadaroka oul am le fanontaniana sy valinteny :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
razakarivola, aza raisina an-tendrony hoa ny zavatra ambaran'ny oul! aza zatra maka zavatra terre à terre iany kou fa manjary manafintohina b ny miresaka @nao! franchement! zà kou ts niteny mits hoe henoy zay lazaiko, na ampitahao @ feon'Atra na @ feon'iza. Adihevitra no atao eto fa ts hifandresy lahatra akory ka hoe tsmaints mihaino anà za miresaka amko. Olona miseho mahalala sy mitory an'Atr enao ko ts hahay haita anazy ao @ zavaboahariny? hafahafa!!!

60. tywa68
(
26/08/2009 11:15)
cutie:
lasa aiza mdray ary i rz............. :D
Cutie aaaaaaaaaa > avereno @zay i Rzakarivola fa malahelo i Ari.malala
:-D :-D :-D
Ari.malala : nampitaiko ny hafatra :lol: :-*