Vola sa harena ny mitia?

1. laotsy ( 21/04/2009 17:45)
tô olona tsy mitov zao no betsak miaraka!
za ve no mialon sa...? ireo vehivavy tsar ten miarak @ lehilah ts sahaza azy rah n fandinihako a! mampalaelo! zay fa mba valio mlay e!
novalian'i laotsy ny 17/06/2009 17:17
2. simplex ( 21/04/2009 18:28)

bedabe ireo fa aza malahelo ny an'sasany ee :)

tsssssss tssssst dia ampy
;-)
3. fasaly ( 21/04/2009 21:27)
d tsy maitsy ny tsara samy tsara zany no tsara miaraka dia ny ratsy samy ratsy no miaraka, izay no lojik amin'i laotsy :�)
4. Koditra ( 21/04/2009 22:16)
nefa samy manana ny tsara aminy sy ny ratsy aminy, mbola miampy anlay oe zay tina mitombo tarehy.

laotsy zao nahazo anlay tsara sa lay ratsy? :lol:
5. Faribolana ( 21/04/2009 23:16)
Ka ilay tsara @ laotsy anie mety ratsy @ hafa e, dia vice-versa.
Moa koa ilay vehivavy tsara io mety mahita hoe ratsy tarehy ilay lehilahy fa tsara fanahy, na ohatr'izany dia tiany izy. Fa aiza kosa no dia hoe ratsy daholo e.
6. endrika01 ( 22/04/2009 05:07)
Raha sipa lay tsara tarehy fa le kofa ratsy ,araka ny fijerinao we tsy mifanentana,mampalaelo...,de raha ny hevitro manokana de aleo miaraka amle ratsy tarehy de amzay tsy maha taratara ny viavy hafa tsony! Hi hi hi :wink: amzao manko to ny sipa ndray no mikoty bandy :D
7. fasaly ( 22/04/2009 05:16)
endrika: ka na ratsy aza ny an'i sasany kotiny kou :wink: :-D sady tsy misy maharatsy anzany refa mitavozavoza ny bandy hikoty :-D
8. fasaly ( 22/04/2009 05:17)
bjr kditra! koditsa be zà vao nahita anao ndray :�)
9. ari.malala ( 22/04/2009 06:43)
azo faritana v ny atao hoe tsara d otran'ny ahoana no atao hoe ratsy? :°)
10. fahamarinana ( 22/04/2009 06:48)
:arrow: fasaly :za koa koditra be nahita anjy!! ela hany zanyyy ! hihi !
endrika :nampahatsiaro ahy namana iray izay hoe naleony vady ratsy tarehy no nalaina amin'izay mba tsy misy manadala !Ohatrany nahatsikaiky ahy ihany tamin'izany fa ny marina dia tena tsy nisy nanadala tokoa ny vadiny fa izy ndray no lasa nanadala ny any hafa !
laotsy : Ilay hoe sahaza arakaraka ny tsirairay ,eny e! mety misy tsy mifanaraka raha ny fomba fijerintsika ety ivelany fa misy ifanarahany ao matoa tavela miaraka izy ireo !
Amiko manokana aloha dia sady tiako ny tsara tarehy no tiako ny tsara fanahy !Toa misy izy ireny kah fa mazana maika ny olombelona mifidy dia dila ilay olona nirina fa any aoriana any vao sendra mifanena aminy ! (l)
11. tywa68 ( 22/04/2009 07:37)
Fahamarinana : njy angah nikoropaka nifidy :-D :-*
12. lovelyri ( 22/04/2009 07:52)
ari a za jerena de hitanjy hoe ôtrany aôna le tsara :-D :-D :^)
13. fahamarinana ( 22/04/2009 07:54)
:arrow: tywa : njy an !...en general moa no lazaiko e,cas mety hitranga sy mety efa nitranga tamin'ny tsirairay !!!!..nefa raha fatra-pifidy mety ilaozan'ny omby mihahaka eo ! :-D (l)
14. fasaly ( 22/04/2009 10:02)
fahamarinana: fa naon no de koditsa e???? tonga havana ve vao koditra hihihih
15. fasaly ( 22/04/2009 10:03)
lovelyri:

ari a za jerena de hitanjy hoe ôtrany aôna le tsara :-D :-D :^)


ari. zà jerena de hainjy ny hatao hoe ratsy


:wink: :-P
16. lovelyri ( 22/04/2009 13:43)
sô de mifamadika aza zany définition antsika roa zany ry fasaly :roll: :-D
17. Djhamhal ( 22/04/2009 15:04)
nefa aza adino fa ny vady anie jerijery é! ka sao de tsy hisy mpijery eo tokoa :roll:
18. ni81 ( 22/04/2009 16:02)
ari. zà jerena de hainjy ny hatao hoe ratsy
:lol: :lol: Fa ny toa inona no atao hoe tsara raha injy no milaza fa ratsy koa e! Dia zà zany toa inona retany e! =))

Fa izay tiana mitombo tarehy ry laotsy a!
19. fahamarinana ( 22/04/2009 16:08)
ni81:
Fa ny toa inona no atao hoe tsara raha injy no milaza fa ratsy koa e! Dia zà zany toa inona retany e!

:arrow: za koa mametra-panontaniana hoe toy ny inona re e,tsika roa fa tsy njy irery an ! ?... :wink: (l)
20. ni81 ( 22/04/2009 16:21)
za koa mametra-panontaniana hoe toy ny inona re e,tsika roa fa tsy njy irery an ! ?...
:-D :-D :-D toy ny jako kely miafina ao anaty ala ve? Sa mitakoko anaty setroka? :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081