Vola sa harena ny mitia?

41. fasaly ( 26/04/2009 10:18)
Koditra:

Fasaly:
FA ZAO : io koditra io alou ho koitiko mitsy izy io fa sarikenatra loatra
Sali Fasaly : koditsa ono izy mahitanà nefa milaza oe ikòty :-D
Alazako @ laotsy enao fa enao tsara tarehy nefa za metisy rajako. Tsy aradalàna ono zany. :lol: :lol:

Alaivo @zay oà lay ilakiraronao tavela ao ambany fandrinako io. :-*



koditra: ka ny ahy anie amour propra na rats ytarehy otran'ny jako kely aza enao e! fa koditra fotsiny aho refa mahita anao


:-D :-D :-D :-D
42. fasaly ( 26/04/2009 10:21)
koditra: non! tsy azoko alaina lay kiraro ao ambany fanjina ! aleo ao ihany alou satria amzay raha mianakendry mampiditra vevavy hafa ao enao defa hitany hoe misy kirarombevavy ao e! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
43. Koditra ( 26/04/2009 10:43)
Fasaly:
non! tsy azoko alaina lay kiraro ao ambany fanjina ! aleo ao ihany alou satria amzay raha mianakendry mampiditra vevavy hafa ao enao defa hitany hoe misy kirarombevavy ao e!
enao fetsy be a! :-D :-D

Fasaly:
ka ny ahy anie amour propra na rats ytarehy otran'ny jako kely aza enao e! fa koditra fotsiny aho refa mahita anao
D tsy hataotsika fatatry laotsy zany fa sao d bediny eo an! :lol:
44. laotsy ( 26/04/2009 19:12)
@nareo zan met ho sahirana mits zahay kel sôs vao mety ahazo anareo ra nanao calcul za a!
Oy za oe ilan ne sôs rzareo fa ts ny sôs no masark n fitiavana e! ref tina de mtiava fa ts gila @sôsy :x fa ti ol somary rats tare an! n anton iii! zao @zay ana rer iz ts d mis mkôt! zan r... iz mo le ôtrn rajako teo klé! :lol: ! za konko ts mbedy zan an! mfali @mafaly anareo! ataov tsar n zay ref manao fa az taitaitr zany! kony a!
45. fahamarinana ( 26/04/2009 19:22)
:arrow: Laotsy :miezaka manaraka ny soratanao aho fa tsisy raha haiko na raika aza.Raha mba soratana feno ve manahirana,ahamora kokoa ny fandraisana sy ny fomba hamaliana azy ! Fangatahana fotsiny ihany e! :) (l)
46. ni81 ( 26/04/2009 19:23)
HS Mba efa afaka manoratra lava be eto fa mba ataovy teny mazava tsara azafady fa tsy azo izay tianao ho lazaina e!
47. xxx ( 26/04/2009 19:48)
Laotsy> @ repeo zfer tsop tagn d konko zitak b z....ry :lol: slafk tsin ra tsilavin ny koz..... :x le sip konko ef nipanit tan pars de aona zan ny fivetr nero????iiii kony an!
48. laotsy ( 26/04/2009 20:18)
voaray ny fangatahanreo r zareo an!
fa zao wa sahirana zany zahay raha toa ka sôsy no tena miasa @ fitiavana an! ra diso matérialiste ko ny sasany! :o ny ankabetsahanareo teo mants tô mila sôsy tsara ihany miaraka @fitiavana! de za anie ry iza mo? tsy mbedy zany za an! fa ataovy ze ataonare fa mahafaly ana daôly ny fifalintsika! Sa aôn hozy nareo? Mlay! teneno rehefa tsisy mahazo ndray zay teneniko eto an!
49. laotsy ( 26/04/2009 20:21)
Ar misy ts mdôdô mitsy ao an!
sa mbôla mketrik mmmmmmmmmm!
afak msera fôna tsika an! mazotoa e!
50. ni81 ( 26/04/2009 20:29)
voaray ny fangatahanreo r zareo an!
fa zao wa sahirana zany zahay raha toa ka sôsy no tena miasa @ fitiavana an! ra diso matérialiste ko ny sasany! ny ankabetsahanareo teo mants tô mila sôsy tsara ihany miaraka @fitiavana! de za anie ry iza mo? tsy mbedy zany za an! fa ataovy ze ataonare fa mahafaly ana daôly ny fifalintsika! Sa aôn hozy nareo? Mlay! teneno rehefa tsisy mahazo ndray zay teneniko eto an!
Mba izao ahay vao mazava fa misaotra e!
51. ni81 ( 26/04/2009 20:31)
Ar misy ts mdôdô mitsy ao an!
sa mbôla mketrik mmmmmmmmmm!
afak msera fôna tsika an! mazotoa e!
mbola tsy fidodovana izao e! :lol: :lol:
52. ni81 ( 26/04/2009 20:40)
Tsy hoe tsy maintsy milionera na miliaridera ianao ry laotsy vao afaka mitia olona a! Ny fo sy ny saina no mitondra an'io fa kosa dia mila vola foana ianao na dia tsy eo am-piandohana aza fa aoriana kely.
Ohatra fotsiny raha hivady ianao sy ilay olona tianao.
Mila maka kopia nahaterahana ianao dia efa vola iny : manao fangatahana sns. Akanjo sy ny fitaovana rehetra @ fisoratana ...
Ny kojakoja ho enti-manana ny tokantrano vao. Be dia be fa tsy voatanisa eto avokoa e! Ireo fotsiny izao dia efa mila ilay VOLA avokoa.

53. laotsy ( 26/04/2009 20:41)
Hay kosa a!
fa de manin lôtra ary no ts midôdô klé! :wink: sa !!!!!
manao western? za tsy mait irediredena de aleo enao alo no nalana ny foko sa??? àry enao ve le anisany mankasitra sy mankamamy lay kofa be sôsy nefa ts milay ireny? lay mahasaro-piaro an-za reny! zanyyyy! :?
54. laotsy ( 26/04/2009 20:51)
Eny e!
marina izany fa ny anao anie mifandiso tahan'ny vavan'omby manoaka e!
Marina fa ny sakafo ho hanina aza dia mila vola! fa tiko lazaina dia hoe : lay bandy mampirevy ts @napa ireny! lay mseho hoe be vola ety am-piandoana e!
Fa zao enao nga efa tao anaty tontolo sa vao hiditra, tontolon'ny vady sy ny karazany zany tiko lazaina @nao zany an! toa tonga de n tena any oany no lazaina! :o !
fa ity no tiko mba hahitsy anao @ io soratra "gras" be io! lay hoe FA KOSA!
tsy fiteny ofisialy ry se io fa fitenin'ny tsy mahafantatra an!
zao ny marina e! misy teny eo anelanelan'io! mbô nianara izany mantsy dia ampianarina! zay an! ohatra: fa ireny nataony ireny kosa anefa dia tena tsy mety mihitsy an!
55. ni81 ( 26/04/2009 20:55)
Hay kosa a!
fa de manin lôtra ary no ts midôdô klé! sa !!!!!
manao western? za tsy mait irediredena de aleo enao alo no nalana ny foko sa??? àry enao ve le anisany mankasitra sy mankamamy lay kofa be sôsy nefa ts milay ireny? lay mahasaro-piaro an-za reny! zanyyyy!
Amiko aloha dia izay tiana dia mitombo tarehy e! Tsy voatery hoe: lay kofa be sôsy araka ny lazainao io akory, d lay mahasaro-piaro anao reny.Tsy milionera sy miliaridera koa hoy aho tery ambony.
56. ni81 ( 26/04/2009 21:00)
Eny e!
marina izany fa ny anao anie mifandiso tahan'ny vavan'omby manoaka e!
Marina fa ny sakafo ho hanina aza dia mila vola! fa tiko lazaina dia hoe : lay bandy mampirevy ts @napa ireny! lay mseho hoe be vola ety am-piandoana e!
Fa zao enao nga efa tao anaty tontolo sa vao hiditra, tontolon'ny vady sy ny karazany zany tiko lazaina @nao zany an! toa tonga de n tena any oany no lazaina! !
fa ity no tiko mba hahitsy anao @ io soratra "gras" be io! lay hoe FA KOSA!
tsy fiteny ofisialy ry se io fa fitenin'ny tsy mahafantatra an!
zao ny marina e! misy teny eo anelanelan'io! mbô nianara izany mantsy dia ampianarina! zay an! ohatra: fa ireny nataony ireny kosa anefa dia tena tsy mety mihitsy an!
Efa ao anatiny e!
Zao aho vao nahalala fa tsy fiteny ofisialy ilay hoe FA KOSA :lol: Ary ianao ange ka tena mahay malagasy mihitsy kanefa dia tena manimba ilay fomba fanoratra teo ambonimbony teo e! Misaotra anao aloha nanoro sy nanitsy t@ io e
57. laotsy ( 26/04/2009 21:04)
hay!
fa enao aloha ve mety voasarika lehilay tazana avy ety ivelany! ohatra hoe : iny izy fa manana vam dia mamoha ny fiara iantso anao dia iny enao fa miditra! ary dia teny faly ery an! :oops:
dia hoy ianao hoe zay tiana mitombo tarehy! Marina koa angamba izany fa!
ny anao ve ra irony hoe coup de foudre moa? taitra t@endrika fotsiny enao na ts fantatro dia tonga dia raikitra? dia hoe na ratsy inona io na rats inona dia hangezanao fôna ny tarehany! sao re mvonto @ alaelonao ny tarehin'ilay olona e! :roll: Mitandrema e!
58. ni81 ( 26/04/2009 21:07)
aleo aloha ho dinihina tsara izay avaly anao e! rahampitso ny valiny. Veloma aloha fa hi dodo.
59. laotsy ( 26/04/2009 21:26)
Ö ra koditra sy fasaly an! zao e! za nga @nareo mapitaôtr klé no natao tsy fantatro le kôzinareo! ts koi ka ataov mlay fotsn tsotr zao! afak ampitso ndray za mamaly fa ts mkandra zao ra dem zay e! mamaly @tena hafaliana za an! fa ataovy mlay fa za koa zao mbola..... :lol: :P :wink: (l)
60. ari.malala ( 27/04/2009 12:25)
lol ela b za ts tato d ts arako tson le reaska :P hoan fasaly, ra indry no atao hoe rats d za zan in? hihih i lovelyri ndray efa hay efa ela fa mandra ;) zany mou e! d momba ny lohahevitra, ts azoko le hoe vola sa harena ny mitia :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0087