Vola sa harena ny mitia?
21. fasaly
(
22/04/2009 19:36)
aoka re retany ROA vavy fa kou raha tsy hitako arokatra ny sarinareo ah!
tiko dool nareo roa de vao maika mitombo ny tarehy tsara hihhih
tiko dool nareo roa de vao maika mitombo ny tarehy tsara hihhih
22. mmmhh
(
23/04/2009 13:41)
samy manana ny tsara-ny sy ny ratsy-ny ny olona e, tsy mahagaga izany,
sady aleo mba hifangaro kosa fa dia tsy maintsy ny tsara ve zany no hiaraka @ tsara,
Mampahatsiahy ahy t@ zah nividy hena indray andro izay ity resaka ity ,
Nividy hena zah ndray mandeh dia nafangaorn'ilay mpivarotra taolany le izy, dia tezitra zah hoe maninona no asiana taolany, esory any io taolany io fa tsy tiako,
dia hozy ilay mpivarotra hoe, "dia ny ratsy tarehy zany tsy mba hanambady aminao? tsy maintsy ny tsara sy ny tsara ihany izany no miaraka?"

23. fasaly
(
23/04/2009 15:25)
lovelyri:
sô de mifamadika aza zany définition antsika roa zany ry fasaly :roll: :-D
de voavaly zany ny kestion' i ari.
:wink: :-D
FA ZAO : io koditra io alou ho koitiko mitsy izy io fa sarikenatra loatra :-D :-D :-D :^)
24. fasaly
(
23/04/2009 15:29)
Djhamhal:
nefa aza adino fa ny vady anie jerijery é! ka sao de tsy hisy mpijery eo tokoa :roll:
ka matoa novadina dia tinao izany ko! defa ao anatinlay hoe tsara aminy iny ka azo jerijerena foana raha tiana izany hihihi
25. tsiambaratelo
(
23/04/2009 20:20)
Bnjr,le we ratsy angamba mety ny tarehiny ohatra may de simbasimba ny hodi-tava de maharikoriko ny hafa ny mijery azy,na mety we sima,na njola maso,na be molotra be,hi hi,na le be volom-bava be malailay sy misavovona be ireny ! Fa ny toe-batany sy ny endriny no mety we misy defaut,fa ny fanahy mety tena amle oui,aleo miaraka am ratsy tarehy fa mahay mampihomehy,toy izay hiaraka am tsara tarehy hanome fanafitohinana kou,(hasarota-piaro).Nefa kou hafa iany le manana ny tsara tarehy,tsara fitondran-tena ! :D
26. laotsy
(
23/04/2009 21:32)
Mlay kosa iz zan a!
Mis be fanetre-ten, mis mamartr n atao tsar!
ffa : zao alo nareo vehivav mits ane n mapalaelo e! diso matérialiste lôtr nd1² de avy eo diso fitetik! sendran'le ol mkat B fa ts alehany! mis mo... ten malaelo mits za fa ataon sasan fanala az fotsn nef de mlay tsis ôtrzan! de mtonatonana e! mias n vola ka ndr1 za t ilaz oe : sô de mbô tsis tsar oanay tson àr annny? fa zao mba tik apita any @nareo veivav e: mba az d matérialiste mo e! tiav ze ten tia fa manjar ts mfaentan mits le couple! de na za mjery az manja antitr ts fidin! malaelo n eny an-tanan'ny hafa e! zay!

28. cutie
(
23/04/2009 23:46)
Vola sa harena ny mitia?:wink: :wink:
Mpandefa : laotsy [ Valio ] 21-04-2009 19:45:47
Lohateny : Vola sa harena ny mitia?
izy roa ao anatiny daholo
tô olona tsy mitov zao no betsak miaraka!
za ve no mialon sa...? ireo vehivavy tsar ten miarak @ lehilah ts sahaza azy rah n fandinihako a! mampalaelo! zay fa mba valio mlay e!
tena hita mitsy fa mialona :-D
30. endrika01
(
24/04/2009 10:53)
laotsy> fa refa mikata B ve le bandy de tsisy S ?de iza no mapikata azy?Sa we manana S lery fa saingy lany amkata de tsisy hoaminy hoavy tsony? =))
31. laotsy
(
24/04/2009 17:25)
Mtandrem enao r Cute na endrika01 fa ny ol ne ref madio ts oe be sôs avoko e! eny e! za mial nd1 fa ef nait mants de nalaelo! nef met hampalaelo ol konko ngamb! vôporofo sahad ko nareo fa..... saro-piaro za an!! an!! an!! zay!
32. cutie
(
25/04/2009 14:05)
30. Mpandefa : laotsy [ Valio ] 24-04-2009 19:25:41
Lohateny : Re : Vola sa harena ny mitia?
Mtandrem enao r Cute na endrika01 fa ny ol ne ref madio ts oe be sôs avoko e!
io ihany no azoko, sisan'zay tsy misy azoko ze voasoratra :-D :-D
34. xxx
(
25/04/2009 22:01)
ra sos dol ne no eritrertr ny ol d za mlza fa na taptr az ny andr tsis mait fafampo et an tan... sairan be le atido mkarok fianan sy sos. ts oe je menfou fa fojemange d saro-piaro dol zan ny ol? mapalael :-D :-D :-D :-D :-D
35. fasaly
(
26/04/2009 07:24)
ka iza kosa anefa no tsy tia sos e! milazà zay tsy tia fa mandainga dool zay miteny hoe non!
36. ni81
(
26/04/2009 07:46)
ka iza kosa anefa no tsy tia sos e! milazà zay tsy tia fa mandainga dool zay miteny hoe non!marina mihitsy fa sôsy daholo izao no mahatonga ny korontana etsy sy eroa e! :-D :-D
37. Koditra
(
26/04/2009 08:13)
Fasaly:Sali Fasaly : koditsa ono izy mahitanà nefa milaza oe ikòty :-D
FA ZAO : io koditra io alou ho koitiko mitsy izy io fa sarikenatra loatra
Alazako @ laotsy enao fa enao tsara tarehy nefa za metisy rajako. Tsy aradalàna ono zany. :lol: :lol:
Alaivo @zay oà lay ilakiraronao tavela ao ambany fandrinako io. :-*
39. fahamarinana
(
26/04/2009 09:59)
:arrow: Ika : :-D :-D letie ! mampihomehy vao maraina !...Inona no ho vidina ho an'Ika ? Malabary bemiray moa sa tsy tafa ?? :) (l)
40. fasaly
(
26/04/2009 10:16)
ni81:
ka iza kosa anefa no tsy tia sos e! milazà zay tsy tia fa mandainga dool zay miteny hoe non!marina mihitsy fa sôsy daholo izao no mahatonga ny korontana etsy sy eroa e! :-D :-D
FA ITA O0 AKY KO! ny famonoana olona gratos amzao dia io resa tsosy io dool ka raha izay no antony hanambadiany olona be sosy manin na ratsy be aza lay olona hihihih refa manaiky kosa ve lay be sosy azy nyazy! hum