Vola sa harena ny mitia?

61. fahamarinana ( 27/04/2009 12:28)
:arrow: ari :za koa tsy mahazo resaka ,hatreto !! ,aleo hiandry any fasaly sy ni ary koditra aloha ! :wink: ...
Laotsy :misaotra niheno sy niezaka ary indrindra tsy sorena tamin'ny fangatahana ! :) (l)
62. laotsy ( 27/04/2009 17:04)
tsy maninona e!
63. fasaly ( 27/04/2009 20:39)
mba hamaly amzau aru zà ry zareo!!!

ny ahy alou tsy ny tarehy lotra no itiavako oul
ary tsy vola ihany kou!
fa fitiavana nifanojo tamin'ny azy! hummmm
fa na izany aza ilaina ny vola , raha tsy misy ny sosy dia manjary miady lava ny mpivady na ny mpifakatia :P
donko ho an'i ari. FAHAMARINAN ni LAOTSY , tsara amiko izy raha mifanaraka sy mety amiko hihihihi indrindra ny toetra ny toe-tsaina sy ny fomba fombam-piainana.... tina waz izy raha mifandray ny rehetran noho izany ny tsara mety ho ratsy aminao ny ratsy mety ho tsara aminao
mahavaly ny fantaninai' ari. ve???? :wink: :-D 59. Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 27-04-2009 14:25:32
Lohateny : Re : Vola sa harena ny mitia?
lol ela b za ts tato d ts arako tson le reaska hoan fasaly, ra indry no atao hoe rats d za zan in?
64. fasaly ( 27/04/2009 20:41)
KODITRA/: tsy fantatr'i laotsy mitsy ka! :wink: :-P :-D
65. ikaretsaka ( 27/04/2009 21:32)
fahamarinana:

:arrow: Ika : :-D :-D letie ! mampihomehy vao maraina !...Inona no ho vidina ho an'Ika ? Malabary bemiray moa sa tsy tafa ?? :) (l)


raha manaitra azy zany tsary manahy e
66. ari.malala ( 28/04/2009 12:35)
lay lojikan-dresaka hoe inona no itiavana olona aloha angamba mba azoko iany hoe arakaraky ny tsirairay io. Hoan'i fasaly zao zay, fa ny tian' ilay lohahevitra hoe vola sa harena ny mitia ambara mints no ts azoko.
67. ni81 ( 28/04/2009 14:22)
hoy laotsy
fa enao aloha ve mety voasarika lehilay tazana avy ety ivelany! ohatra hoe : iny izy fa manana vam dia mamoha ny fiara iantso anao dia iny enao fa miditra! ary dia teny faly ery an!
Tsy mety amiko aloha ny olona toy izany e! Tsy hanatona eo mihitsy aho na kely aza.
dia hoy ianao hoe zay tiana mitombo tarehy! Marina koa angamba izany fa!
ny anao ve ra irony hoe coup de foudre moa? taitra t@endrika fotsiny enao na ts fantatro dia tonga dia raikitra? dia hoe na ratsy inona io na rats inona dia hangezanao fôna ny tarehany! sao re mvonto @ alaelonao ny tarehin'ilay olona e! Mitandrema e!
Ny antony hilazako aminao hoe "izay tiana mitombo tarehy" dia izao: atao toy ny voninkazo ny fitiavana ka kolokoloina isan'andro ho maitso mavana fa tsy ilay resaka hoe "coup de foudre" mihitsy akory.
68. fahamarinana ( 28/04/2009 14:53)
Laotsy:
dia hoe na ratsy inona io na rats inona dia hangezanao fôna ny tarehany! sao re mvonto @ alaelonao ny tarehin'ilay olona e! Mitandrema e!

:arrow: :-D :-D Mahatsikaiky koa ilay fandraisan'ny Laotsy ilay resaka kah ! tokoa moa !...
Dia inona indray aloha ny ifandraisan'ny vola sy harena eto e ? (l)
69. fasaly ( 28/04/2009 14:59)
ari. tsy de mahay mampiditra hevitra loatra izy io fa ny tiny lazainy de hoe tena fitiavna ve ny hitiavana olona na hanambadiana olona iray sa resaka intérét vola na harena fotsiny kestion efa mpipetraka kom dab e! :wink: :-D :-D :-D aleo hivanitika klou

jereo aza raha tsy somary nasian'i fahamarinana sy ni81 remark ny fomba fanoratr'i laotsy tsy nazav mitsy zé tiny lazaina :-D :^)
70. fahamarinana ( 28/04/2009 15:08)
:arrow: fasaly : ka te hamaly dinika mafy ary za fa tsy arako dia miandry foana hoe hamaly nareo dia lasa nihitatra ilay izy ! Soa Laotsy mahazaka hanihany tsara ! sa ahoana ry Laotsy ? :)
Amiko manokana indray dia tena fitiavana no hanambandiana olona iray ,raha za no resahako aloha an ,fa ny tranga mety miseho dia mihena iny fitiavana iny na mety hitombo avo zato heny ,na koa antony hafa isan-karazany mety mampiova azy ! Dia na tondrahana toa vonikazo araka ny lazain'ny ni81 dia tsy haniry na sesehana zezika zato kg aza satria ilay fotony no efa lo na manomboka ho lo ,na ny ankoatran'io hoe vao maika maniry be dia mamoa sns sns !!
Ny coup de foudre moa dia misy ary hisy hatrany ,tsy voatery resaka tarehy hatrany fa mety koa ilay toetra no mahasarika,ohatra hoe manana ilay toetra nirinao mafy ilay olona na sahalahala amin'izay e !
Asa raha nahavaly na tsia fa lasa toa nihitatra aza o ? (l)
71. fasaly ( 28/04/2009 17:50)
ny ahy kou akay lay toetrany mitsy tsy votery anefa hoe andrely latraka antany io toetra io! tsy ho voatery toetra tsara be mitsy fa toetra mifanaraka amiko tsara izany, ny personalitény izany angamba sa tsy haiko ny maha fehy azy..... lay olona manana toetra midaka be malemy paika be bonaika be reny tsary voako mantsy diso tsara fanahy manao oui be foana tsary voako fa lay
mmahay mifandona am toetra ratsiko sy toetra tsarako iny no manintona ahy :-D tsy haiko fa toa mivanitika waz zany aho no sady lasa miditra forum kely ndray he he he! fa tsy otsan'ny taloha :?
72. ni81 ( 28/04/2009 18:07)
Ny tiako ho lazaina @ lé hoe toy ny voninkazo sns...ary koa ilay hoe tiana mitombo tarehy dia matetika mantsy samy manana ny fiainany na samy nanana ny nahazatra azy mihitsy ny olona 2 miaraka fa rehefa tena eo izay vao mifandamina tsikelikely ny hanamboarana ilay fiainana iarahana
73. laotsy ( 28/04/2009 21:42)
ari.malala:

lay lojikan-dresaka hoe inona no itiavana olona aloha angamba mba azoko iany hoe arakaraky ny tsirairay io. Hoan'i fasaly zao zay, fa ny tian' ilay lohahevitra hoe vola sa harena ny mitia ambara mints no ts azoko.



Tsotra ry C an! Ts ny hatsaran'ilay olona V no itiavan'C azy fa mety ny fananany na fisehoany @fahitana hoe manambola izy!
oh: mamoha vam lay kofa de enao taitr tonga de tara avy hatrany! nefa ts de mahaliana anao akory ny endriny! zay? azo?
74. laotsy ( 28/04/2009 22:00)
Mamoha varavaran'ilay fiara io ry ari fa diso hevitra an! ts varavarana lakozia akory!
Ts de we le hvt no ts mety fa nataoko zvt ts azo lôtr mitsy le iz @zany mande tsara discutaka sa aôn!
Ny hvt ane tera-bary e! fa izay mahay mampiasa azy ihany no mavokatra be ôtran'ireny inona ireny!
dia ianareo mba mila manakatakatra a! konya a!
fa izao e! le coup de foudre alo de tsy toetra mits e! fa endrika!
Fa ra mahay psyco enao de mety toetra nd1²!
fahamarinana a! : ny ifandraisany @lay oe mivonto @ alaelon'olona de izao: lay olona tena tia nefa ny anao vola sy harena no itiavanao azy! mazava an?
ni81 : lay fanoharana @lay voninkazo ry ni a! ts mety an! tonga raisiko an-tendrony hoe : ts ny olona rht ane no tia voninkazo, tsy ny olona rht ane no mikolokolo voninkazo e!
zay alo ! fa mbola lava ny valiny e! mbola hitohy
75. ni81 ( 29/04/2009 08:48)
ni81 : lay fanoharana @lay voninkazo ry ni a! ts mety an! tonga raisiko an-tendrony hoe : ts ny olona rht ane no tia voninkazo, tsy ny olona rht ane no mikolokolo voninkazo e!
zay alo ! fa mbola lava ny valiny e! mbola hitohy
tsy ny olona rehetra no tia voninkazo! marina tokoa; tsy ny olona rehetra no manana "main verte" hoy ireo mpahay azy, saingy ny tian-kambara dia hoe rehefa tiana ilay izy dia kolokoloina tsara atao izay hahatsara azy hatrany raha mbola azo atao.
Eo ambony eo mantsy i faha dia milaza hoe:
ni81 dia tsy haniry na sesehana zezika zato kg aza satria ilay fotony no efa lo na manomboka ho lo
tsy azo lavina koa io fa rehefa lò izy dia n'inon'inona atao tsy tafa intsony e!
76. fasaly ( 29/04/2009 10:12)
oh: mamoha vam lay kofa de enao taitr tonga de tara avy hatrany! nefa ts de mahaliana anao akory ny endriny! zay? azo?


dainnn aiza kosa de vam vovo ve de mampikorapaka :lol: afaka eritaona iny defa lany valerany.....
77. fasaly ( 29/04/2009 10:14)
fa izao e! le coup de foudre alo de tsy toetra mits e! fa endrika!
Fa ra mahay psyco enao de mety toetra nd1²!


tsy mazava mitsy :-D
78. fritou ( 17/06/2009 14:41)
voditsobika aza mana-tandrify hono e! sady raha ny samy tsara fona no iaraka de aona zany le ratsy? sa samy ratsy no miaraka? tsy mety kosa zan e! fa na izany aza misy iany alou oul ratsy be fa be vola de mihaingo be sy mapiseoseo de reven sipa e!
79. laotsy ( 17/06/2009 17:17)
Mitad ho vôvalinao le iz ry fritu an! de ho sanatri ve enao le mpanao indr1² klé! manahirana an! de malaelo konko za za e! msaotra an! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0593