tsy mahay miteny français i R8 !!!

1. bema555 ( 05/02/2009 07:36)
za alo de tsoriko fa tsy mahay français e! fa fatatro iany ny base au moins!
Filoham-pirenena ve enao de tsy hahay hiteny français: le R8 io!
hoz lery rehefa niresaka taminy journaliste n'ny rfi:
les gens qui n'obéit pas à la loi .....
les gens qui m'a collecté........

ô re olonô! ngô de tsy rariny e! eritrereto fa ny hitantsika ihany zany an ! ny any ambadika any @ miafina rehafa miresaka @ mpamatsy vola sns tsy hay!
2. Dmon ( 05/02/2009 07:39)
hihihihihi!
français 00, anglais 0 lollll nefa atao ahoana moa!! izy no filoha, ny tsara ataon'ny mpanolotsaina azy zao de mampanao "cours" an'lery.
3. xxx ( 05/02/2009 07:45)
inona moa no mba hain'iny e, ?
Oay azafady misy be de be kay :
- managadra olona izay milaza ny tsy mety ataony
- mivarotra tanindrazana
- manao didy jadona
- mampiditra ny entana sinoa izay mampahantra ny orinasa malagasy
- manangon-karena.
- ...........
:-D :-D :-D
4. molota ( 05/02/2009 07:47)
hahahahahhha NAREO no manaiky TAYm-bazaha any :-D tsy hoe fahaizana miteny Frantay na anglais no milaza fa enao no mahay mitantana, NY ZAVATRA VITA IHANYééééé :{ izahay MALAGASY ka aonaaa!! :twisted: . mampamangy any @ny oui OUI nareo anyé :-P
5. xxx ( 05/02/2009 07:52)
fa inona no vita e, mody rebirebena @ fanamboaran-dalana hanakomana ny fanangonan-karenany? sa ny maso pour voir nareo mitampina T...
6. molota ( 05/02/2009 07:59)
ny maso pour voir tw! no mitampina ko ny lalàna pour moi tsy hita pour toi! :twisted:
7. bema555 ( 05/02/2009 08:02)
mba ovina ary ny malagasy sasany vô hifoha e!
"izy ty mo trafokena ome-mahery,ka am-bava omana am-po mieritreritra"
miteny fontsiny zahay fa asakasakizay tsy hino e!

de zao kou: io produit TIKO TIKO io ! mba fantatrareo ve ny ingrédiens ataon'le ry amin'io! efa betsaka no milaza fa asin'le ody reny mba hitiavan'ny gasy azy! mba hampilona azy ao @ fitondrana.mba......tsy haiko tsony e!


8. yvonKEL ( 05/02/2009 08:06)
mampalahelo ihany tsika malagasy. mitady hevitra foana hanaratsiana oul refa tsy tiana.tsy tenin-drazana io ka na tsy hainy aza tsy manin,taiza ianareo miseho ho mpanara-baovao ireo no mba nahita ireo filoham-pirenena amerikana;bolivie ;alemana; sns ... niteny t@ fitenin' firenena hafa? moa ve tsy izao ataonareo izao lay hoe manambany tena? za de mipetraka aty FRANCE ary mbola maro no tsy mahay miteny frantsay aty ka in zao no olana?
9. ifiona ( 05/02/2009 08:09)
d maninn anefa izy raha tsy dia mahay miteny frantsay e! be anie ireo filoham-pirenena tsy mahay afa-tsy teny anglisy sy teniny nefa mahay mitantana e! nareo ko d tsss :roll:
10. molota ( 05/02/2009 08:09)
IE! sady ny olona rehetra nihinam-potsiny t@ireny gidra ireny, mihinakinana fôna ihany ry tgvendrana isany ah!! :{
11. Dmon ( 05/02/2009 08:17)
fa i molota zany tena hita mihintsy hoe miteniteny foana eh! :-@ tsy tsapany mihintsy ny hoe TENA ILAINA ny fahaizana teny hafa noho ny tenin-drazana indrindra ho an'ny olona manana toerana sy andraikitra ambony eo amin'ny firenena!
HAHAHAHAHAAHA mampiomehy mihintsy
=))
12. bema555 ( 05/02/2009 08:21)
ifiona:

tsy mahay afa-tsy teny anglisy sy teniny


enao tsy miom-bokevitra amiko nefa enao ihany no miteny indray hoe" tsy mahay afa-tsy teny anglisy sy teniny "; azonareo ihany ange le izy fa nareo no mody gisa e!
au moins zany tokony mba miteny langue roa e! surtout ra hitondrana firenena ho reharehan-dramalagasy; Teny gasy de teny français TOKONY HOHAINY ZANY AU MOINS satria tsika francophone; De hoa an'reo anglophone au moins izy mba mahay teny anglisy sy teniny araka ny teninao RA HITONDRANA NY FIRENENY: zany ve mo de hampianarina anareo e! Mampitsanaga menatra ny malagasy iray tanindrazana ny tsy fahaizany ny teny français ; fa ra za no tsy mahay ny teny français mo manin ....
13. molota ( 05/02/2009 08:24)
Fa iza no tena tsy misy SAINA, :?: fa maninona no aty Madagascar no hanaovana ny fivoriam-B ny Afrikanina FA NGA izany mila fahaizana verbe sns ... ahahahah!!! :-D :-D :-D :-D :twisted:
14. ifiona ( 05/02/2009 08:24)
fa angaha moa ny teny frantsay obligatoire, rehefa mifankahazo @ teny anglisy d'efa ampy zay, nareo no te ho menatry ny frantsay eo satria efa colonisé ny sainareo
15. xxx ( 05/02/2009 08:26)
misy de mande mikipy ny gasy sasany! ny te hi-accepter ny réalité mitsy. Tsy adala nge reny olona mianatra teny français reny: misy antony! ngô enao ve filoha de tsy hahay! tsy hahamenatra ve zany! manala baraka ny gasy e!
16. Dmon ( 05/02/2009 08:29)
yvonKEL ah, aza ampitahana kosa ny bitika sy vaventy eh!! ny tenin'ireo firenena sasany ireo anie kah teny iraisam-pirenena ny ankamaroany eh, fa ny tenitsika tsia, sady marihina fa mpanao gazety VAHINY no nanontany azy tamin'ilay fotoana niteneny hafahafa be iny, dia tsy mantsy mba niteny vahiny izy, teny vahiny 2 izay tena tokony ho hay raha ho an'ny mpitondra raharaha ambony toa azy, nefa izy 2 toa samy tsy nisy nanjary!!
dia ny tena no menatra hoe, ndreeeeh ity filohako, izao moa no filohanay!! ouahahahahahahaha fa atao ahoana eh!!!
17. xxx ( 05/02/2009 08:31)
Mbola ho hitanlisany fa pire noho i le 8 aza no hisolo azy e ! :°) aleo nge lery hiala e!
18. Rafahafahana ( 05/02/2009 08:31)
yvonKEL:

mampalahelo ihany tsika malagasy. mitady hevitra foana hanaratsiana oul refa tsy tiana.tsy tenin-drazana io ka na tsy hainy aza tsy manin,taiza ianareo miseho ho mpanara-baovao ireo no mba nahita ireo filoham-pirenena amerikana;bolivie ;alemana; sns ... niteny t@ fitenin' firenena hafa? moa ve tsy izao ataonareo izao lay hoe manambany tena? za de mipetraka aty FRANCE ary mbola maro no tsy mahay miteny frantsay aty ka in zao no olana?


Tena marina ny anao fa ny vazaha aza aty france betsaka ny mandiso nefa teniny teneniny isan'andro ny teny frantsay.
Fa iza moa no nifidy azy é, moa tsy ianareo tao M/car tao ihany ve é?
19. bema555 ( 05/02/2009 08:31)
ifiona>>> de aza mianatra teny français zany sôde lazain'olona fa kolonizé ny sainao! c'est très simple non! satria lazainao fa kolonizé ny sainay! il faut savoir afronter la réalité! ny base nge re olona no tsy hainy e! ny base @ teny français!
20. Dmon ( 05/02/2009 08:32)
molota : ouahahahahahahahahahahaha manapa-tsinay ahy ianao io!!! marina eh!!! dia maninona raha aty no atao ny fivoriamben'ny tany Afrikanina??? fa hiteny gasy daholo zany ry zalahy ao ouahahahahahahahahahahaha kay le!! zay nge le nolazaiko hoe miteny2 foana ianao eh.
maty aho marina :-D :-D :-D

ifiona : tsika nge francophone aky eh!!! eny eh fa na ilay teny frantsay na ilay teny angilisy samy tsy misy hainy ko hihihihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0477