tsy mahay miteny français i R8 !!!
41. ifiona
(
05/02/2009 09:23)
paiso: ka mety te hi-pratique lery fa io teny io hono anie raha vao tsy pratiquéna dia mora adino e hihihihihi 8O :lol: zay ry zareo fa nahafinaritra ny niady hevitra, fa dia veloma kely aloha fa ndé hianatra teny frantsay aho hahahahaha :-D
42. Dmon
(
05/02/2009 09:25)
molota : ahoana moa no ahalalanareo fa mahay an'zany za? sady za ko aloha raha ho president de aleko president ny'revy sy ny tsaky eh!!! tsy mety amiko io.
43. bema555
(
05/02/2009 09:25)
ifiona>>> odinareo tsy fatatra mitsy ny dikan'nle teny hoe BASE an! tout le monde est censé connaître la base ; surtout enao président!
nga rehefa tsy mahay ny hafa de maninona kou enao ra tsy mahay! zay le hoe tsy ny namanao no ifaninananao fa ny tsara vitanao omaly! tsy hoe tsy mahay miteny français ny atsy afrika atsimo ny filoha de tsy maninona ra tsy mahay ko ny antsika!
OHATRA:
ra any am-pianarana enao : misy mpianatra anakiray tsy mahay maths ( ataontsika hoe X no anarany) zéros fôna ny note-ny! de enao kou tsy mahay (ohatra io an)! de hoz enao mieritreritra oe : tsy maninona za rah tsy mahay maths satria i X kou ara tsy mahay kou!
ny anao jerena tsy atsaraina fa tsy ze X no akana rèpere! repère!!

44. molota
(
05/02/2009 09:31)
Aza maika ny Hitsara, fa rehefa enao no Filoham-pirenena dia aza manao izay zavatra hitanao fa tsy mety raha tsy hoe moramora ny mitondra firenena koh! :idea: nareo angé otrany tena hoé lafatrab miitsy ny é :wink:
45. ifiona
(
05/02/2009 09:31)
bema555: zao no maha samihafa azy! tsy any am-pianarana isika zao . ny any am-pianarana voatery tsy maintsy mahay satria misy controle @ farany, fampianarana iray ihany no omena ireo mpianatra anaty classe iray! fa kosa rehefa prezida dia tsisy noterena hahay teny frantsay velively mihitsy! sady tsisy hirarahiany an'izay base eo! tsy hoe ny sasany tsy mahay no atao repère fa samy mandeha @ zay reviny io, zay no hilazako hoe rehefa mahay dia tsara, rehefa tsy mahay dia basta! tsy maninona mihitsy fa tsy zany no hahamenatra azy.
ôtran' mapmé be lé ohatra omenao kou! :lol:

46. bema555
(
05/02/2009 09:36)
mapmé aôna l'ty an! :lol: :lol:
ohatra fontsiny oa io fa to raisinao an-tendrony ndray le oe any am-pianarana!ny tena sarotra tsy maninona ra tsy hainao fa ny base tokony ho hainy!!!!
tokony mianatra amiko izy ohatra! fa za mako mba mahay base kely ihany!

47. Dmon
(
05/02/2009 09:41)
ifiona : iza io waaa lelômm ah?
molota : tena raha za aloha no teo @ toerany ra molota de aleko tode teny gasy ranoray no natao ah! kôzy eh.

48. notron
(
05/02/2009 09:51)
Ary ahoana koa ilay hoe "On va rehabiliter cette bâtiment"? sy ilay hoe "Le Minisitra des affaires etrangères"?
Mino aho fa tsy nihevitra ny hanendrikendrika ny Minisitry ny raharaham-bahiny frantsay izy akory t@ ilay hoe Rolland sy Dolin no tompon'antoka fa tsy azony ny tian'ilay vazaha be ho lazaina satria sady @ telephone koa moa.
Ny tena mampiheritreritra dia ity : handray ny fihaonan'ny francophonie i Madagasikara @ 2010 nefa .... dray dray dray dray dray
Mahereza daholo eeeeee!

49. xxx
(
05/02/2009 10:18)
Hoy ilay journaliste vahiny izay indray andro, "raha misy président africain mahay miteny frantsay dia raha tsy voalohany ny président Ratsiraka dia faharoa, fa raha misy maharesy azy de mety ho ny mpanjaka Marokana (Hassan II angamba tamin'zany)", nanana safidy ange isika tamin'izany e, ka naninona no tsy nitazona ilay mahay miteny frantsay, izy rahateo tamin'zany (Ra8 io) efa fantantsika fa votsa tokoa raha manao valan-dresaka tamin'ny mpanao gazety vahiny fa de mbola nofidiantsika ihany, tsy lany izy raha ny mpandroaka sarety sy ny mpamboly teny ambanivohitra fotsiny no nifidy azy (tsy mahafehy teny vahiny) fa indrindra isika antanan-dehibe sy ny intellectuel aman'hetsiny dia tompon'antoka tamin'ny nahalany azy, ka de ISIKA MIANAKAVY MIHITSY ANGE ZANY NO NANDRA E F'AZA DE MANAMBANIMBANY AZY TOA IO, izao zao misy ilay boay kely io, TGV io, milay be lery amin'ny TENIM-BAZAHA, dieny zao ataovy tsara ndray ny safidy sao hanenenana any aoriana, tsarovy anefa fa tsy voatery ny fahaizana teny vahiny no hilazana fa hahafehezana sy hampandrosoana firenena! efa hita izany ankehitriny, efa hita koa teo aloha. Tsy pro Ra8, tsy pro TGV fa manaja ny demokrasia fotsiny de lay safidintsika vahoaka in-2 nisesy izay
50. bema555
(
05/02/2009 10:23)
notron:
Ary ahoana koa ilay hoe "On va rehabiliter cette bâtiment"? sy ilay hoe "Le Minisitra des affaires etrangères"?
Mino aho fa tsy nihevitra ny hanendrikendrika ny Minisitry ny raharaham-bahiny frantsay izy akory t@ ilay hoe Rolland sy Dolin no tompon'antoka fa tsy azony ny tian'ilay vazaha be ho lazaina satria sady @ telephone koa moa.
Ny tena mampiheritreritra dia ity : handray ny fihaonan'ny francophonie i Madagasikara @ 2010 nefa .... dray dray dray dray dray
Mahereza daholo eeeeee!
ifiona>>> hitanao @n'io @ zay angamba fa ratsy zany président tsy mahay miteny français zany! lasa manao ny tsy tokony hatao lery satria TSY MAHAZO RESAKA tsinona ka! de image-n'ny gasy no simba nge e!
de mbola hiteny ihany ve enao hoe tsy maninona izy ra tsy mahay teny frs?
rA TSY MAHAY IZY MAMPANINONA AZY NY mampiasa mandika teny au moins! mba tsy hisian'ny mal interpretation ataony @ resaka ifanaovan'ny @ mpandraharaha any ivelany
51. xxx
(
05/02/2009 10:28)
xxx:
misy de mande mikipy ny gasy sasany! ny te hi-accepter ny réalité mitsy. Tsy adala nge reny olona mianatra teny français reny: misy antony! ngô enao ve filoha de tsy hahay! tsy hahamenatra ve zany! manala baraka ny gasy e!
C'est pas un problème de ne pas parler le français ou l'anglais ou n'importe quelle langue étrangère , demandez à Vadimir poutine s'il parle allemand ,ou portugais ,ou bien espagnol , allez voir aussi hu jintao na i margaret tatcher s'ils parlent d'autres foutres langues a part leurs langues maternelles .
:lol: :lol:
52. nyavo2000
(
05/02/2009 10:36)
Ny français n'i Andry ndray dia ilay am-bava ihany ( nianatra teny @ sekoly miteny frantsay) saingy mba tsy mahafehy koa leiry, jereo tsara ny zavatra lazainy. Oh tamin'ilay nitsidika ny "suprême center" i Andry:
résolution DEFINITIF
décision ADEQUAT
azonareo jerena ny sary mikasika izany.....

bema555:
notron:
Ary ahoana koa ilay hoe "On va rehabiliter cette bâtiment"? sy ilay hoe "Le Minisitra des affaires etrangères"?
Mino aho fa tsy nihevitra ny hanendrikendrika ny Minisitry ny raharaham-bahiny frantsay izy akory t@ ilay hoe Rolland sy Dolin no tompon'antoka fa tsy azony ny tian'ilay vazaha be ho lazaina satria sady @ telephone koa moa.
Ny tena mampiheritreritra dia ity : handray ny fihaonan'ny francophonie i Madagasikara @ 2010 nefa .... dray dray dray dray dray
Mahereza daholo eeeeee!
ifiona>>> hitanao @n'io @ zay angamba fa ratsy zany président tsy mahay miteny français zany! lasa manao ny tsy tokony hatao lery satria TSY MAHAZO RESAKA tsinona ka! de image-n'ny gasy no simba nge e!
de mbola hiteny ihany ve enao hoe tsy maninona izy ra tsy mahay teny frs?
rA TSY MAHAY IZY MAMPANINONA AZY NY mampiasa mandika teny au moins! mba tsy hisian'ny mal interpretation ataony @ resaka ifanaovan'ny @ mpandraharaha any ivelany
53. xxx
(
05/02/2009 10:40)
Zava-pitranga daôlo ange reny e! hitanareo refa misy vahiny mitsidika eny @ lapam-panjakana ireny, misy tsy mande amin'ny lôniny ange ny français-n'izy reny fa tsy misy maka lagy e! sa ve refa vazaha ve de tolerer-na? ny olona tsy mahay nefa miezaka aza ange indraindray no lasa ambiance indray e! ohatra hoe : Amerikana amin'ireny Peace Corps reny mba miezaka miteny gasy : MILAY AN? SADY LIANA DAOLO NY REHETRA MIHAINO AZY, fa azony atao tsara ny miteny ny tenin-drazany izay teny iraisam-pirenena fa aleony miteny gasy na tsy de manjarinjary aza, REHAREHANY IZANY!
54. ndenn
(
05/02/2009 10:42)
L'essentiel c'est de comprendre ses interlocuteurs en face de soi ,même avec des gestes mimiques , y a pas de problème du tout ,au contraire c'est un avantage et beaucoup d'opportunité pour des perspectives commerciales internationales !
55. xxx
(
05/02/2009 10:47)
n'ino'inona ny lazainareo reefa tsy mahay Ra8 de tsy mahay rangah a, mahamenatra, president ve enao de tsy mahay teny frantsay sy anglisy,
mahamenatra...
eny e, iny moa no atao hoe president koa atao ahoana iny no Atao moa fa ireto mpanaradia azy manaiky taritin'olon-donto no tena vendrana fa tsy dia izy loatra.
Tsy fidiny ho azy no tsy nianatra e,
"With money, you can buy book but you can't buy knowledge"

56. bema555
(
05/02/2009 10:56)

tena miom-bon-kevitra ny aty e! zay mits!

57. mia
(
05/02/2009 11:08)
Na Ra8 na TGV samy tsy mahafehy teny frantsay!!
Ny an'i TGV raha resaka andavanandro miaraka amin'ny olona familier angaha dia misosa fa rehefa dinihana marary ny sofin'ny prof de français!!
Ohatra ilay hoe au jour d'aujourd'hui sady averiny fona!! cela ne se dit pas ! raha te frime fotsiny na te hampiseho hoe maharaka dia mety fa tsy académique izany!!
tsy misy tena mahafehy iznay ka tsy aleo ve tsy mifanabaty

58. bogoskel2009
(
05/02/2009 11:18)
mb milatsaha eo de ho hita fa ts ny an tena foana no haratsiana e.ny mahavoa antsika malgasy de faly @ ts fahaizan sasan nefa ny an tena aza ts hita.
59. xxx
(
05/02/2009 11:21)
bema555:
xxx:
n'ino'inona ny lazainareo reefa tsy mahay Ra8 de tsy mahay rangah a, mahamenatra, president ve enao de tsy mahay teny frantsay sy anglisy,
mahamenatra...
eny e, iny moa no atao hoe president koa atao ahoana iny no Atao moa fa ireto mpanaradia azy manaiky taritin'olon-donto no tena vendrana fa tsy dia izy loatra.
Tsy fidiny ho azy no tsy nianatra e,
"With money, you can buy book but you can't buy knowledge"
tena miom-bon-kevitra ny aty e! zay mits!
"With money, you can buy book but you can't buy knowledge"
Ka hitanao @ izany ary ilay fandehany ,la connaissance ne s'achete pas ,dia iR8 izany dia vato boribory tsy tsy manan-tsaina sy tsy manam-panahy ?
60. xxx
(
05/02/2009 11:27)
Ka hitanao @ izany ary ilay fandehany ,la connaissance ne s'achete pas ,dia iR8 izany dia vato boribory tsy tsy manan-tsaina sy tsy manam-panahy ?
VOALAZANAO.
Rah tsy izany ve koa hivarotra tany @ vahiny. Hambakain'ny oul.
Zany eo ihany fa ireo conseiller ireo zany de tsangan'olona fotsiny?