tsy mahay miteny français i R8 !!!

61. ari.malala ( 05/02/2009 11:29)
Ilay izy anie tsy mipetraka @ hoe refa tsy mahay de basta sy mahay de bravo akory e! ary isika tsy hijery firenena hafa fa ny antsika no tenenina! ny an\'ny sasany dia maka ohatra ny hafa foana! mba ajanony io fanoharana ny tena @ hafa io fa ianao aloha jerena! raha mijery fitaratra ianao dia ianao no hitanao eo fa tys ny endrik\'i Rakot na i Rabe! fa ianareo anie ohatran\'ny hoe tena manambany an\'ilay olona ny zavatra teneninay e! rehefa tsy mahay dia tsy mahay!! ary tokony hianatra fa tsy hoe rehefa tenenina ny tsy mety atao dia iny fa ho romotra sy hanao izao karazana taimbava rehetra izao! Filoham-pirenena anie fa tsy hoe olonolompoan e! raha olona tsitra dia ekeko fa ity filoham-pirenena! maka ny tenin\'i zoky Notron aho hoe handray ny fihaonam-ben\'ny tany miteny frantsay isika @ herintaona, nefa manao akory ny filoham-pirenentsika???
62. mia ( 05/02/2009 11:36)
Ka ny iray filoham-pirenena ny iray te ho filoham-pirenena!!samy tsy mhafehy izy roalahy amiko

Tsy ny fahaizana na tsia miteny frantsay koa no midika fa intélligent ny olona iray!! raha polyglotte izy dia ok ? mbola relatif koa izany!!
fa raha mbola teny frantsay mahay an'izany daholo ny ankabeazan'ny olona, ney pays francophone rehetra,

Ny fitondrana ny firenena no tsy hain'izay te hilatsaka amizao fotsiny tsy misy programme, tsy misy élection.

63. Noue ( 05/02/2009 11:39)
xxx:

C'est pas un problème de ne pas parler le français ou l'anglais ou n'importe quelle langue étrangère , demandez à Vadimir poutine s'il parle allemand ,ou portugais ,ou bien espagnol , allez voir aussi hu jintao na i margaret tatcher s'ils parlent d'autres foutres langues a part leurs langues maternelles .
tena marina io eee ! iza nefa no president any @ firenena any aminy any sahy milaza oe izaho dia mahay an'zao langues rehetra zao eee ? tsy hotako zay hanasiavana olana @ zany eee! ny firenena hafa raha nanao fahadisoana ny president-ny t@ fitenenana teny hafa, moa ve mitsikera sy manolatra forum ry zareo hanaratsy ny president-ny oe tsy mahay teny zao sy zao eee ???


64. TWING ( 05/02/2009 11:41)
resaka teny frantsy anie no resahina e

TSA HOE...


na Le Pond io na La Pond
rehefa Tatezana dia Tatezanana

Kabarin i Ra8 t@ nitokana ny tetezan ny Fatita io


LOL
65. xxx ( 05/02/2009 11:48)
refa tsy mahay de tsy mahay fa tsy forsena hoe satria filoha izy de mahay,
tsy mahay teny avhiny ny filohantsika e, ntsooooooooooooooooooooooo
66. mia ( 05/02/2009 11:50)
tsy hitako hoe inona no tena olana amin'ilay izy!!

Isika colonie française taloha angamba no mahatonga ny gasy mihevitra hoe rehefa tsy mahay miteny français tsara dia zéro fa ny frantsay no tena lafatra!!nefa ny frantsay aza betska no tsy miteny afa-tsy frantsay!!sarko tsy mhafehy anglais mihitsy izao dia maninona??
Ra_8 anie miteny anglais e!!Allemand koa efa henoko

Ka izao ny ao an-tsaina amboary, ny sofina tampeno rehefa tena tsy zaka fa izy aloha izao no filoha ary voafidy indroa!safidim-bahoaka izany


na tatezana na pont toa zonareo ihany ilay izy ko!

Tsy izany koa no olana eo amin'ny firenena amin'izao fa ny korontana sy pillage!! fa raha ohatra kosa tena olana be ilay teny frantsay dia milatsaha ho conseillé na interprète dia taovy mipoapoaka be mihitsy ny langue de molière

Tandremo anefa variana manao angolan-teny ka adino ny fanaovana sonia contrat


:lol: :lol: :D :D :D
67. TWING ( 05/02/2009 11:53)
fomba hijerena izao fa misy ny alako bika tsy tiako tarehy

na dia efa hita zao aza oe VENDRANA dia mbola milay iny e.

Iza no sahy milaza ary oe tsy Mahay i Deba?

fa satria Ratsiraka dia tsy milay tsotra zao e.Nefa coco anie iny e
68. mia ( 05/02/2009 12:01)
Ekena fa mahay farantsay ratsiraka ary akaman'ny frantsay tokoa satria ny frantsay izao no manao asile poilitique azy

Fa saingy inona moa no tena zava-bitany raha hoe tena mahay izany izy nefa firy taona teo ihany???
Misy dikany matoa niala teo izy ary élection no nanalana azy!! élection niandry tsara ny mandat-ny !

Izy izao no porofo velona fa tsy ny fahaizana teny frantsay dia midika fa mahay mitondra firenena,

Tamin'izy teo amin'ny fitondrana no nitana ny rambony @ resaka développement i gasikara, afaka jerenareo ny archive hoe fahafiry i gasikara dans le monde nandritra ny fotoana nitondrany izay nipotran' nyy atao hoe 4MIS voalohany(izay terme noforonin'i rossy)
69. xxx ( 05/02/2009 12:06)
TWING:

resaka teny frantsy anie no resahina e

TSA HOE...


na Le Pond io na La Pond
rehefa Tatezana dia Tatezanana

Kabarin i Ra8 t@ nitokana ny tetezan ny Fatita io


LOL



:-D :-D Efa miteny aho hoe na ny teny frantsay aza anie ka teny mivalambalana é ?mbola be foana ny manao hoe cchhuiit cchhuuiiittt nefa teny sarotra tsy dia feno @ ilavana azy ilay izy .Dia nivadika tany @ angalisy koa avy eo .Ka dé mi naow naow @ tsy fantatra intsony .Ny teny manidina toy ny rivotra ,fa ny asa mivaingana no vavolombelon'ny maha-olona . :-D :-D
70. ifiona ( 05/02/2009 12:08)
ari.malala: nareo miteny hoe tsy tokony manao fanoharana sy mampitaha @ hafa foana fa ny an'ny tena aloha jerena, nefa zao, matoa anie nareo menatra dia tsy maintsy mampitaha @ ny hafa e! satria inona ary no tokony hahamenatra raha tsy ny eson-tenin'ny olona no mampatahotra anareo! zay lé izy hoe rehefa lazaina ny olona iray hoe "enao ty koa tsy mahalala menatra", dia satria ilay olona milaza io ihany no misy complexe par rapport au regard des autres! sa ahoana!
71. TWING ( 05/02/2009 12:11)
xxx.lol
72. xxx ( 05/02/2009 12:17)
TWING:

fomba hijerena izao fa misy ny alako bika tsy tiako tarehy

na dia efa hita zao aza oe VENDRANA dia mbola milay iny e.

Iza no sahy milaza ary oe tsy Mahay i Deba?

fa satria Ratsiraka dia tsy milay tsotra zao e.Nefa coco anie iny e

Iza aloha ilay nijery an'ilay bika sy tarehy é ,ary iza koa no nitsara hoe vendrana nefa mbola milay ? Izaho no milaza aminao fa raha i debanao dia tsy izy mihintsy , anontanio azy kely hoe nataony aiza ny fahendrena malagasy naha-olona azy ka mba nitsinjovany ny mpiray tanindrazana taminy ary nampidikizo ny firenena @ izao fotoana izao.

:( :(
73. xxx ( 05/02/2009 12:18)

Ra_8 anie miteny anglais e!!Allemand koa efa henoko

Vao maika fotaka! Izay no mahatonga azy hanaonao foana. Tsy azony mazava ny resaka ifanaovana @ vahiny nefa dedaka hanao devellopement Internationalle.


Tsy izany koa no olana eo amin'ny firenena amin'izao fa ny korontana sy pillage!


Odriiiiiiiyyyyyy. fa inona no nahatonga ny korotana sy pillage???
ampiasao kely wa le saina .
Sao re de lasa toy ny marary omena calmant ka mitony anio fa harary indray rahampitso??????




74. mia ( 05/02/2009 12:33)
xxx:


Vao maika fotaka! Izay no mahatonga azy hanaonao foana. Tsy azony mazava ny resaka ifanaovana @ vahiny nefa dedaka hanao devellopement Internationalle.

Odriiiiiiiyyyyyy. fa inona no nahatonga ny korotana sy pillage???
ampiasao kely wa le saina .
Sao re de lasa toy ny marary omena calmant ka mitony anio fa harary indray rahampitso??????


avoahy eto aza ny teny anglais sy allemand tsy mandeha amin'izay laoniny dia tsarao ny tokony ho fandehany e!

Samy manana ny interprétation fa tsy eto amin'ity sujet ity koa no idiran'ny resaka korontana, sa rehefa tsy mahay miteny frantsay dia mikorontana ny tany???

Ny mahatonga fandrobana dia efa mazava be fa fitiavan-tseza aniee!!!! ary porofon'izany ny autoproclamation!! sa ahoana indray??
Hatramizay ny gasy nitolona fa tsy t@ ireny fomba baribarianina ireny, ary porofon'izany dia gaga daholo hoe democratie no resahina ka autoproclamationa no natao!!


75. agoago ( 05/02/2009 12:38)
Ny francophone no mihomehy ny olona tsy mahay teny frantsay mazana ny zavatra mba ni remarqueko, ny anglophone tsy mba miraika amin zany, ataony fotsiny zay ahazoany lazainao.
Ny president ntsika anie tany ambanivohitra no nianatra, efa niara nianatra tamin'ny mpianatra toa anazy io aho avy any ambanivohitra tao amin'ny lycee iray teto andrenivohitra, tsy mahay teny frantsay loatra leiry, fa mahay kosa tao ampianarana (intelligent), dokotera ny nataony taty aoariana. Ka tsy haiko tany ampianarana mpianatra nahay ve ny président ntsika, mbola tsy nifanehatra atamin'ny olona niaranianatra taminy aloha aho hatram'izao.
Tokony aloha ho vahana amin'ny teny frantsay satria io ny hifandraisantsika voalohany, marina ny anareo. Mba mianatra ve , miantso ny ao amin'ny alliance hampanao cours? asa raha hanampotoana amin zany aloha izy.
Ka ny azy ange tsy conditions ilaina loatra ny fahaizana teny frantsay e, raha niteny gasy izy azony natao izany, tsy maintsy nitady olona handika izay nolazainy teo ireo journalistes ireo.
Mba tsy hi critiquen'ny olona anao intsony Andriamatoa Filoha dia mitenenana teny gasy foana hono zany.
76. xxx ( 05/02/2009 12:42)
mia:
Ny mahatonga fandrobana dia efa mazava be fa fitiavan-tseza aniee!!!! ary porofon'izany ny autoproclamation!! sa ahoana indray??
Hatramizay ny gasy nitolona fa tsy t@ ireny fomba baribarianina ireny, ary porofon'izany dia gaga daholo hoe democratie no resahina ka autoproclamationa no natao!!

NY TODY TSY MISY FA NY ATAO NO MIVERINA E :wink:
Dia mbola minoa fotsiny ihany eo ............... :-D
77. xxx ( 05/02/2009 12:47)
avoahy eto aza ny teny anglais sy allemand tsy mandeha amin'izay laoniny dia tsarao ny tokony ho fandehany e!


Porofo tsotra fotsiny ny saika nahalasanan'ny Corean 1.3million HA ny tanin'ny firenena Malagasy.(Mety efa vita sonia ary....ho hita eo ny tohiny)
Hatramizay ny gasy nitolona fa tsy t@ ireny fomba baribarianina ireny,


Odriiiiiiiiyyyyyy angamba mbola tsy teraka ianao t@ 72 91 na 02 fa nisy fomba barbariana tokoa t@zany.
78. mia ( 05/02/2009 13:21)
xxx:

mia:
Ny mahatonga fandrobana dia efa mazava be fa fitiavan-tseza aniee!!!! ary porofon'izany ny autoproclamation!! sa ahoana indray??
Hatramizay ny gasy nitolona fa tsy t@ ireny fomba baribarianina ireny, ary porofon'izany dia gaga daholo hoe democratie no resahina ka autoproclamationa no natao!!

NY TODY TSY MISY FA NY ATAO NO MIVERINA E :wink:
Dia mbola minoa fotsiny ihany eo ............... :-D




Tsy misy mandeha amin'izay laoniny ny fampitahana ataonao §NISY 2LECTION T@ 2002 vao filoha Ra8

tamin'ny 1972 TSY POTIKA toy izao iarivo!! tsy nandainga ny mpitarika teny hoe democratie nefa avy eo dia hoe président!!

Tsy nisy zaza 14 ans nasaina nandeha nandroba teny dia mody natao hoe martyre

Ny vahoaka manerana ny nosy dia niray hina betska lavitra mihoetra noho ireo olona teo amin'ny 13 MAI ireo!
79. gimini ( 05/02/2009 13:34)
Ny tapany ihany izany no mikobana e!
zany we,ny ol tsy mahay tena mahay manakiana, tsy mahay teny frantsay izany foana no mba hiraina, mijere kaloha tena e, refa azo ny zavatra tiana ho lazaina d tratra ny tanjona ho resahina d ampy izay, fa tsy ny fahaizana miparady akory no midika in,nareo tena ol mora anaovana kobaka ambava mintsy,sodokan'ilay ol mahay miresaka ftsn d tsy mahita fa antsana no miandry,mba misaina ihany wa e! aza d manao toe-tsaina voazanaka izany foana. ;-)
80. xxx ( 05/02/2009 13:36)
tamin'ny 1972 TSY POTIKA toy izao iarivo!!

Ary i Iarivo ihany angaha no tanana eto M/car???? ny faritany tsy asiana sira????? I Fianarantsoa izao ohatra dia nahazo faisana tanteraka hatramin' ny 2002 nosazian-dra8 nefa io no tanana nametraka azy eo @ izao plasiny izao ka izay Iarivonao na potika aza tsy hamboariny eo ihany!!!!!
message
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0531