tsy mahay miteny français i R8 !!!
21. xxx
(
05/02/2009 08:35)
Lisany aza milaza anzany fa maheno mpanao gazety ao @ tanana aho alefa direkta par phone le resaka ao @ tanana l=fa tena mampanongotena nama a! tena rekany be le kofa nefa hoe journaliste mamenatsa zany a!
22. ifiona
(
05/02/2009 08:37)
bema555: mazava ny ahy hoe rehefa mahay dia tant mieux, rehefa tsy mahay, tsisy tokony hahamenatra an'izany! fa firy % amin'ireo mpitondra eran-tany moa no mba mahay an'izany teny frantsay zany? tsisy hirarahiany an'izany anie e, rehefa mazava ny zavatra tiany ambara d'efa ampy azy zay!ny sasany aza aleony mampiasa mpandiaka teny fa tsy te hisahirana hianatra teny hafa! fa ireo mahatsiaro menatra dia miala tsiny aloha aho fa angamba efa miankina be loatra amin'ireo frantsay ireo.
23. molota
(
05/02/2009 08:38)
Na tsy mahay Base aza tsy olana miitsy zany!!! :^) tsy terena hianatra teny Frantsay ny Malagasy!! ko ra tsy hoé mahay teny Frantsy dé hoé tafita koh!! mampihomehy BBB :-D :lol: :D :twisted:
24. Dmon
(
05/02/2009 08:38)
xxx : hihihihihi, reny nge le mampiomehy ho aho eh!! ilay zavatra teneninao anie ho ren'ny olona be dia be eh, fa tsy hoe resaka "entre pote" ka hoe tsy maninona io fa reveo lolllllllllllll
25. Dmon
(
05/02/2009 08:44)
molota ah : ilay fivorian'ny firenena afrikanina nga hoy aho manontany anao amin'ny teny gasy?? hihihihihihihihihi
26. ZoGasy
(
05/02/2009 08:45)
Ity Jerena:
http://www.youtube.com/watch?v=Hnxags924jw
D aza mifanalabaraka samy malagasy.
>>Raha ny filon'ny firenena lazaina fa Ngeza sy lasa lavitra @fandrosoana no tsy mahay teny Anglisy [tenin'ny varotra eran-tany sy Fanontoloana], d aza alAna baraka ny filohan'ny firenenao.
Misaotra.
27. Dmon
(
05/02/2009 08:49)
ZoGasy : hihihihihihihihi, milay eh, sady le commentaire ko lolll be ouahahahahahahahahaha
28. bema555
(
05/02/2009 08:51)
ifiona >>> nareo angamba TIM hatrany @ tôlanareo mitsy! tsy mety miova! ninoninona réalité misy! lafy tsara fôna no jerena fa odina tsy hita ny lafy ratsy!
auxiliaire AVOIR au temps passé composé!! accord du pronom personnel sujet avec l'auxiliaire! 3ème personne du pluriel !!! sy ny tsy haiko tsony ......leçon n'ny ankizy classe de 8ème ngamba zany ra tsy diso za! D ZANY V! ENAO FILOHAM-PIRENENA;
auxiliaire AVOIR au temps passé composé!! accord du pronom personnel sujet avec l'auxiliaire! 3ème personne du pluriel !!! sy ny tsy haiko tsony ......leçon n'ny ankizy classe de 8ème ngamba zany ra tsy diso za! D ZANY V! ENAO FILOHAM-PIRENENA;
30. molota
(
05/02/2009 08:56)
dmon a!!RA tsy hoé tsy mahay miteny frantsay sy anglish dé hoe tsy afaka haneo ny heviny kohh hihiiiiih enao no tena mahalatska, enao Oa aza miseho milay eo, ny teny gasy dia afaka mivadika @ny teny rehetra MAZAVA :idea: ary enao oah AZA MITSARA fa tsy ampafirin'ny mahay enao io io :!: :-D :{ :evil:
31. ifiona
(
05/02/2009 08:57)
bema555: aiza kosa e, tsy TIM zany za, ary zay lé mampalahelo an'ilay malagasy e, raha vao manome hevitra mazava iray dia hoe enao angamba havan'itsy na enao angamba efa antokon'itsy, tsss! eny e tsy omeko tsiny fa efa takaitra navelan'ny colonisation angamba
Dmon: d ahoana lelômm ah! lol :lol:
Dmon: d ahoana lelômm ah! lol :lol:
32. Dmon
(
05/02/2009 09:01)
molota : za nge tsy mitsara mihintsy eh! avereno jerena daholo aloha ny "post"-ko rehetra, miteny fotsiny aho hoe mahagaga sy mampiomehy sady somary mahamenatra ilay izy. ary ny hoe teny gasy azo adika teny angilisy sns, marina tokoa zany na ny teny angilisy sy ny sisa koa aza azo avadika ho teny gasy, fa ilay teneniko anie de hoe ny prezida rehetra ao nga hampiasa teny gasy? lolllllllllllllllll
33. bema555
(
05/02/2009 09:05)
ifiona>> tena tinao ny miteny hoe..... nohon'ny colonisation e!.....colonisé ny saina e!......takaitra navelan'ny colonisation.
sôde enao mitsy no mbola colonisé fôna hatramizao e! an! tsy te hiraharaha ny teny frs satria zareo ni-colonisé antsika gasy! aza raisina @ hevitr'io fa raha nanao an'zany daholo ny pays colonisé rehetra de eritrereto ze mitranga.... SATRIA rancoeur zany no manjaka e!
sôde enao mitsy no mbola colonisé fôna hatramizao e! an! tsy te hiraharaha ny teny frs satria zareo ni-colonisé antsika gasy! aza raisina @ hevitr'io fa raha nanao an'zany daholo ny pays colonisé rehetra de eritrereto ze mitranga.... SATRIA rancoeur zany no manjaka e!
34. ifiona
(
05/02/2009 09:05)
Dmon: ô ry Dmon a tsy ny prezida rehetra koa anie no mahay teny frantsay ao @ firenena afrikana, misy aza tsy mahay teny anglisy, nefa ry zareo nga menatra zany oups
36. xxx
(
05/02/2009 09:09)
TSy koi na mahay frantsay izy na tsy mahay fa le jadona mlintsy no tsy mlay. TGV ihany no fidianay sady ny tolona tsy maintsy mandresy. Ze mifidy andra 8 eo de efa azo daholo ny numeroany ka hinan'ny ... izy.
Zay fa ny arivo lahy tsy maty indray andro :D :D :D :D
Zay fa ny arivo lahy tsy maty indray andro :D :D :D :D
37. ifiona
(
05/02/2009 09:10)
bema555: tsy hoe zany mantsy fa ilay nareo menatry ny tsy fahaizan'ny prezida teny frantsay no mampalahelo e! tsy mahay izy, c'est un fait, fa tsy tokony atao hahamenatra zany satria mba hampahafirin'ireo prezida eran tany moa no mba mahay an'izany teny frantsay zany, tsisy hirarahiany an'izany anie e. Na francophone na anglophone na xylophone hahahaha zay é :-D :-D :-D
38. molota
(
05/02/2009 09:14)
zao ihany ry Dmon a!! za Oa hifidy an'ilah @ 2012 satryy Dmon mahay base Anglais sy frantsay hihiihihhiiii :lol: :-D :^) :{
39. Dmon
(
05/02/2009 09:14)
ifiona : marina nge zany eh, fa zao ary, rehefa tsy de nahay (tsy de nahay hoy aho) lery de tokony nataony teny gasy de A à Z le kôziny teo.
40. paiso
(
05/02/2009 09:21)
Au moins kosa mba milamina ny teny fa tsy sady miteny anglisy no miteny frantsay nefa tsy tena hay ny teny anglisy no tsy tena hay ny teny frantsay tsy aleo ve tonga de niteny gasy fotsiny de nisy mpandika teny toy izay niteny anefa tsy mande amin'izay laoniny ny fiteny. ohatrany mahamenatra ihany anie zany na izany na tsy izany e. FA zay alou mbola hifidy Ra8 ihany na tsy mahay aza izy e. TGV zany anie ka mety ho tapa-prein refa annn e! manjary mitsotsotsotso fotsiny refa mande fa tsy mijery izay hoseny tsony.
Zay e de mazotoa Ra8 de Bon courage TGV
Zay e de mazotoa Ra8 de Bon courage TGV
