Mitady vady

1. TsiStar ( 01/02/2009 12:45)
Izaho dia lhl befitiavana, mahay mahandro vary sy laoka tsara, mazoto miborosy trano isanandro, ny asako dia mpandrafitra fanaka. Izaho dia mitady vady vita gasy mipetraka any andafy manana nationalité vazàh na farafaratsiny CDI, tsy mifidy taona fa mety dôly na zokiko na zandriko, tsy blèm na célibat na mananotena na divorcée na andalapisarahana, tsy blèm na efa niteraka aza fa otiaviko miaraka @zanany.
Tsara raha mba misy 4 na 5 @ nareo dia mba afaka misafidy tsara aho.

Marihiko fa tonga dia fisoratana avy hatrany fa resaka sérieux be io an !
Miandry anao ny foko dia misaotra mialoha.
2. sakaizakely ( 01/02/2009 13:05)
fahatsorana tsy misy toy izany :lol:
mino aho fa hahazo valiny bobaka be mahafapo avy amina vhv vita malagasy ianao
aleo ihany tokoa vita malagasy fa ny made in taiwan sy china reny toa tsy alehany dol
saika mba roboka ihany ny tenako satria tafiditra tsara anatin'ny kritera, sady izaho koa tena mitady mpandrafitra ankehitriny fa be tokony atao ato antranokeliko, fa hoatran'ny mampisalasala ahy hoà ilay fitiavanao mitaky CDI na taratasy vazaha e !

;-)
3. heidi ( 01/02/2009 13:24)
MBA TE HAMPIRESAKA fotsiny eto am forum aky io ry sakaiza ah! :°)
4. ni81 ( 01/02/2009 13:28)
saika mba roboka ihany ny tenako satria tafiditra tsara anatin'ny kritera, sady izaho koa tena mitady mpandrafitra ankehitriny fa be tokony atao ato antranokeliko, fa hoatran'ny mampisalasala ahy hoà ilay fitiavanao mitaky CDI na taratasy vazaha e !
ary maninona raha atao essai 3 mois aloha ry sakaiza raha manaiky a :-D :-D
Marihiko fa tonga dia fisoratana avy hatrany fa resaka sérieux be io an !
Miandry anao ny foko dia misaotra mialoha.
:{ :lol:
5. TsiStar ( 01/02/2009 13:44)
sakaizakely > Misaotra betsaka fa efa velompanantenana sahady nahita ny valiteninao. Tsy zany fa efa leo be eto Dago aho, ny hazo efa lafo be, ny olona tsy mividy fanaka isambolana zany fa in1 isaky ny 10 taona. Ny antony lay taratasy vazàh na CDI dia tsotra fotsiny, mba ho azoko antoka ny fijanonana maharitra any andafy ahafahana manàngona aloha farafaharatsiny. Zay fotsiny.
Aza matahotra fa ataoko toy ireny tranona mpanjaka ireny ny fanakatsika, Louis 15 sa Louis 13 no tianao?
Sao dia mbola misy mavitrika any oany? Misaotra mialoha.
6. TsiStar ( 01/02/2009 14:09)
Heidi> Efa hoe resaka sérieux hoa io.
ni81> tsy ilaina zany essai zany fa efa vonona be aho, nefa azo hatao ihany raha izay no tiany.

Nareo 2 vavy angaha tsy mazoto?
7. ni81 ( 01/02/2009 14:36)
Heidi> Efa hoe resaka sérieux hoa io.
ni81> tsy ilaina zany essai zany fa efa vonona be aho, nefa azo hatao ihany raha izay no tiany.
Nareo 2 vavy angaha tsy mazoto?
:-D :-D
Anontanio aloha i sakaiza e! i Heidi koa ho hita eo izay ho lazainy.
Fa izao: zà ange manan-janaka 5 ka ho zakanao ve izany? :-P Ilay lahimatoa somary mafimafy loha izay ihany ka mieritrereta tsara aloha! :lol: Sao tonga aty vao hisaritaka eo ianareo ka ho raharaha be :^)
Sa ahoana ry ireto? :D
8. simplex ( 01/02/2009 15:07)

vady lelah sa vevavy izany tadiavina izany? :P

:°)
9. TsiStar ( 01/02/2009 15:23)
simplex> vady vhv ka. Tsy mety amiko zany lhl zany fa mialatsiny.

ni81> vao maika mitombo hatrany ny fanantenako mahita ny valiteninao. Tsy blèm mitsy fa vonona aho hiaraka aminao hanabe sy hanoro làlana ny zanatsika.

Aza misalasala manoratra amiko @ email raha manapahavonònana. Misaotra hatrany.
10. ni81 ( 01/02/2009 16:04)
ni81> vao maika mitombo hatrany ny fanantenako mahita ny valiteninao. Tsy blèm mitsy fa vonona aho hiaraka aminao hanabe sy hanoro làlana ny zanatsika.
Aza misalasala manoratra amiko @ email raha manapahavonònana. Misaotra hatrany.
=)) =)) =))
11. TsiStar ( 01/02/2009 16:12)
Adinoko fa izaho dia mila miteraka 1 farafaharatsiny, mba ifamatoratsika bebe kokoa, raha efa manana 2 na 3 na 4 na 5 enao dia mba hiarahatsika ny 1, raha mbola tsy misy moa dia hataotsika @izay hifanarahana sy mampety ny fiainantsika. Misaotra antsika.

Misaotra an' i ni81 raha nahafaly sy nampitsiky anao ny valiteniko.
12. ni81 ( 01/02/2009 16:15)
:-D :-D
13. TsiStar ( 01/02/2009 16:23)
angaha mbola misy mampisalasala an'i ni81? Lazao fa tsy blèm mihitsy eh! anoraty mitokana aho fa discrétion assurée. Misaotra hatrany.
14. ni81 ( 01/02/2009 16:26)
angaha mbola misy mampisalasala an'i ni81? Lazao fa tsy blèm mihitsy eh! anoraty mitokana aho fa discrétion assurée. Misaotra hatrany.
Aleo ihany ho tezainay sy ny rainy ireo zaza ireo fa sao tsy ho zakanao ka! :-P :lol: :lol:
15. TsiStar ( 01/02/2009 16:38)
misaotra an'i ni81 nandray anjara teto ary eh. Tsy mety amiko koa raha mbola mifankatia tsara ny Ray sy reny ary tsy tiko raha izaho no sanatria hampisaraka olona mifankatia tsara.
16. ni81 ( 01/02/2009 16:48)
misaotra an'i ni81 nandray anjara teto ary eh. Tsy mety amiko koa raha mbola mifankatia tsara ny Ray sy reny ary tsy tiko raha izaho no sanatria hampisaraka olona mifankatia tsara.
:-D :-D
17. TsiStar ( 01/02/2009 16:56)
ni81> efa mba faly ery aho teo fa nisy 2 sahady ny safidy, tsy blèm fa mbola manantena maro mbola handalo eto. Raha diso io voalazako etsy ambony io dia mbola manantena anao ametraka hafatra manokana. Misaotra.
18. ni81 ( 01/02/2009 16:58)
:°)
19. Amaury ( 01/02/2009 17:14)
:D :D mahereza dia mahita zai irine
20. Noue ( 01/02/2009 17:38)
TsiStar:

Izaho dia lhl befitiavana, mahay mahandro vary sy laoka tsara, mazoto miborosy trano isanandro, ny asako dia mpandrafitra fanaka. Izaho dia mitady vady vita gasy mipetraka any andafy manana nationalité vazàh na farafaratsiny CDI, tsy mifidy taona fa mety dôly na zokiko na zandriko, tsy blèm na célibat na mananotena na divorcée na andalapisarahana, tsy blèm na efa niteraka aza fa otiaviko miaraka @zanany.
Tsara raha mba misy 4 na 5 @ nareo dia mba afaka misafidy tsara aho.
izany no tena atao oe tsy mifidy fa rehefa manana paps fotsiny dia ok zany aaa ??


:-D :-D :-D :-D :-D
mahità zay hiriana eee!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078