Mitady vady
21. heidi
(
01/02/2009 17:48)
i Heidi koa ho hita eo izay ho lazainy.
ny ahy alou mila sary foana vao mandroso am pà manaraka e! :°)
22. ni81
(
01/02/2009 18:30)
n
y ahy alou mila sary foana vao mandroso am pà manaraka e!zay zany hono e! mihetsika enao :lol: :-P
24. ni81
(
01/02/2009 18:38)
ka tsinormal kosa ve hoy injynormal mihitsy kah! :)
misy oul tena mino ato hoe tena roboka ireto vehivavy ireto an? :-D :-D
25. dadasy
(
01/02/2009 18:57)
ni81:
ni81> vao maika mitombo hatrany ny fanantenako mahita ny valiteninao. Tsy blèm mitsy fa vonona aho hiaraka aminao hanabe sy hanoro làlana ny zanatsika.=)) =)) =))
Aza misalasala manoratra amiko @ email raha manapahavonònana. Misaotra hatrany.
aza mananihany olondehibe hoa! :) :) :)
28. ainaheri
(
01/02/2009 20:05)
enao zany tkou otrany be taikafé klé hihi,aiza kou tsy maintsy taratasy vazà na farafaratsiny CDI :-D :-D :-D
29. ni81
(
01/02/2009 20:24)
enao zany tkou otrany be taikafé klé hihi,aiza kou tsy maintsy taratasy vazà na farafaratsiny CDI=)) =))
30. Koditra
(
02/02/2009 00:15)
TsiStar:Taiky. Tsy ratsy an! :lol:
Izaho dia lhl befitiavana, mahay mahandro vary sy laoka tsara, mazoto miborosy trano isanandro, ny asako dia mpandrafitra fanaka. Izaho dia mitady vady vita gasy mipetraka any andafy manana nationalité vazàh na farafaratsiny CDI, tsy mifidy taona fa mety dôly na zokiko na zandriko, tsy blèm na célibat na mananotena na divorcée na andalapisarahana, tsy blèm na efa niteraka aza fa otiaviko miaraka @zanany.
Tsara raha mba misy 4 na 5 @ nareo dia mba afaka misafidy tsara aho.
Marihiko fa tonga dia fisoratana avy hatrany fa resaka sérieux be io an !
Miandry anao ny foko dia misaotra mialoha.
33. sakaizakely
(
02/02/2009 08:08)
raha vhv izao tsistar de hoatrity ny ho tohin'ny resaka http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m493907e6664cb
fa lhl de toa samy tsy taitra ry be wawawa isany, fa hoatr'ireny mivaronkena ireny fotsiny de odiantsy hita
fa na zany aza hitako oe lafo be le sosisy vita malagasy klé, tsy hay akory ny gabarit, ny halavany sy ny hateviny, ny vitesse de perçage sns... nefa de vidina cdi hono na nasionalité
traisss
tsy raikitra ny kandidatira-ko fa tsy araky ny fahefamividiko le sosisy
8-) 8-) 8-) 8-) 8-)

35. xxx
(
02/02/2009 08:47)
misy any manana CDI (indeterminer) fa bandy leizy ry lety ! ka aona ihinana ve ty sa hiandry laoka ???
36. princesseN
(
02/02/2009 09:12)
tsy manan-kolazaina eh! :? :? :? :? :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
37. TsiStar
(
02/02/2009 09:36)
Noue> Diso be ianao. Tsy hoe tsy mifidy, izay indrindra aza no nilazako hoe tsara raha misy 4 na 5 dia mba afaka mifidy tsara aho. Manaraka an'izay dia tsy maintsy mbola misy fifanankalozan-kvtra ifanaovana vao afaka miroso lalina kokoa.
Heidi> raha hoe resaka sary indray dia aza matahotra fa sady tsara bika no misy tarehy, tsy anenenanao. Andramo ka izahao.
ainahery:Angaha moa tsy mahazo mifidy rehefa hoe hitady ihany? Ny olana dia ity, efa nolazaiko tetsy ambony ihany fa tsy nazava tsara angamba, izaho ihany no miantoka ny frais-ko sy ny lany raharahanay, hamidiko avokoa ny machine eto ampelatanako, tsy mety amiko mihitsy rahatoa ka hoe tonga any nefa afaka 8 volana na 1 taona dia iverina hody aty Madagasikara satria lany paps. Koa raha afaka mifidy ihany, maninona moa?
enao zany tkou otrany be taikafé klé hihi,aiza kou tsy maintsy taratasy vazà na farafaratsiny CDI
38. TsiStar
(
02/02/2009 09:42)
sakaizakely:Cas tsy mitovy, ny resaka lazainao dia resaka fivarotan-tena, ny ahy dia annonce mitovy @ireny fahita @gazety sy Meetic sy ny site hafa ireny saingy nataoko version Forum fotsiny.
raha vhv izao tsistar de hoatrity ny ho tohin'ny resaka Jereo eto
fa lhl de toa samy tsy taitra ry be wawawa isany, fa hoatr'ireny mivaronkena ireny fotsiny de odiantsy hita
40. heidi
(
02/02/2009 12:57)
36. Mpandefa : TsiStar [ Valio ] 02-02-2009 10:36:21
Lohateny : Re : Mitady vady
Noue> Diso be ianao. Tsy hoe tsy mifidy, izay indrindra aza no nilazako hoe tsara raha misy 4 na 5 dia mba afaka mifidy tsara aho. Manaraka an'izay dia tsy maintsy mbola misy fifanankalozan-kvtra ifanaovana vao afaka miroso lalina kokoa.
Heidi> raha hoe resaka sary indray dia aza matahotra fa sady tsara bika no misy tarehy, tsy anenenanao. Andramo ka izahao.
:-D KA ALEFASO AZA ALOU NY SARY .......ny fifanakalozankevitra koa important be satria saodé tsy mitovy ny feeling... NY BIKA sy endrika zany efa ok! :-D :-D :-D