Mitady vady

41. ni81 ( 02/02/2009 13:10)
eka ouz e!
42. heidi ( 02/02/2009 13:21)
Izaho dia mitady vady vita gasy mipetraka any andafy manana nationalité vazàh na farafaratsiny CDI, tsy mifidy taona fa mety dôly na zokiko na zandriko


izaho indray manana tts vazà fa sômera be mitsy sady tsy manana diplome entina miasa no kamo mivoretaka fotsiny de mety ve????
si tout est ok de mba i tsistar zany no andrandraina hamelona eo am fiainana fa enjana izy ity..... :°) RAIKITRA SA TSIA?????? :°)
43. sakaizakely ( 02/02/2009 13:30)
heidi>
ka nenazy to otra le efa dokazy efa namokatra ireny no tiany kou
ndroky mbola jojopil io tsa mety :D
44. ainaheri ( 02/02/2009 13:58)
TsiStar:
.

ainahery:
enao zany tkou otrany be taikafé klé hihi,aiza kou tsy maintsy taratasy vazà na farafaratsiny CDI
Angaha moa tsy mahazo mifidy rehefa hoe hitady ihany? Ny olana dia ity, efa nolazaiko tetsy ambony ihany fa tsy nazava tsara angamba, izaho ihany no miantoka ny frais-ko sy ny lany raharahanay, hamidiko avokoa ny machine eto ampelatanako, tsy mety amiko mihitsy rahatoa ka hoe tonga any nefa afaka 8 volana na 1 taona dia iverina hody aty Madagasikara satria lany paps. Koa raha afaka mifidy ihany, maninona moa?




Maka riska be enao zany an, :-D :-D :-D ,d aona ra oh ka tsy milamina ny anareo 2 refa tonga aty?


45. heidi ( 02/02/2009 15:39)
sakaizakely:

heidi>
ka nenazy to otra le efa dokazy efa namokatra ireny no tiany kou
ndroky mbola jojopil io tsa mety :D

ka saodé mba tafiditra ao anatin'ilay dimy ihany kou


:°) :-D
46. Koditra ( 02/02/2009 17:36)
Heidi:
izaho indray manana tts vazà fa sômera be mitsy sady tsy manana diplome entina miasa no kamo mivoretaka fotsiny de mety ve????
TsiStar : laingany zany, mahay mahandro vary sy laoka ary mazoto miborosy trano be kou io :-D :-D
47. vale ( 02/02/2009 18:22)
tsara raha misy 4 na 5 dia mba afaka mifidy tsara aho

drai,drai,draiiiiiiii, efa tsy maintsy vhv manana paps na CDI de mbola hifantina koa ranamana, anefa ny oul raha vao manana paps ka misy oul tsy manana paps tia anazy dia misalasala be hiany satria sodé le paps fotsiny no tadiaviny, une fois stable izy fa nahazo paps mantsy de ilaozany eo le vhv, ho sarotra ny raharaha raha izany, le hankaty an-dafy mintsy izany no maha-mainka anao, sarotra be hoy aho ilay conditions apetrakao, ny oul manana paps méfiantes be dol mihintsy, efa be no voapitsika mantsy! bon courage anefa na izany aza!!!!!
48. heidi ( 02/02/2009 18:24)
enao an! :-D aza lazalazaina fa manjary reciprok be! zahay :-D
manao vaky batrilana :-P
49. heidi ( 02/02/2009 18:25)
ouayyy! voadingan'i vale aho marina ho an'i koditra io ambony io :°)
50. ni81 ( 02/02/2009 18:27)
drai,drai,draiiiiiiii, efa tsy maintsy vhv manana paps na CDI de mbola hifantina koa ranamana, anefa ny oul raha vao manana paps ka misy oul tsy manana paps tia anazy dia misalasala be hiany satria sodé le paps fotsiny no tadiaviny, une fois stable izy fa nahazo paps mantsy de ilaozany eo le vhv, ho sarotra ny raharaha raha izany, le hankaty an-dafy mintsy izany no maha-mainka anao, sarotra be hoy aho ilay conditions apetrakao, ny oul manana paps méfiantes be dol mihintsy, efa be no voapitsika mantsy! bon courage anefa na izany aza!!!!!
aza ampitahorina kosa izy fa sao tsy ho sahy eo ry vale a! :lol: :lol:
51. Papoose ( 02/02/2009 21:12)
tsy mandray mihitsy v na de manana ttsy aza??? ko tsy tena triste be v zany ry tristar? :(
52. vale ( 03/02/2009 00:07)
ni: :lol: zany mintsy marina e, raha vao oe lhl tsisy paps de mailo mintsy le vhv! :-D :-D :-D :-D
53. heidi ( 03/02/2009 06:35)
de aon ndray kosa ny sipa tsy misy papier tonga de misarangotra be :°)
misy bandy fatako izay nahita sipa tany am province hono de nande niaona fa tonga de ni réclame tts hanaovana mariage lay sipa anefa aza lay sipa tsy am gout-ny akory satsia tsy nety nandefa sary mitsy nandritra ny fanoratana, nopehany kely fotsiny lay sipa de zay lasa rombotra izay :-D
54. lovelyri ( 03/02/2009 08:17)
tristar hihihi za zao a manan ttsy vazah sy manana CDI saingy za mipetraka eto DAGO de aôna :-w :-w :-D :-D :-D
55. TsiStar ( 03/02/2009 15:17)
Misaotra an'ilay olona 1 nandefa hafatra manokana tatsy ambadika izay tsy hotononiko anarana, misaotra anareo izay nankahery, misaotra antsika rehetra izay namaly, misaotra mialoha ho an'izay mbola ho avy.

Ny tsara ho fantatrareo angamba dia ity, raha resaka paps fotsiny no mahamaika ahy dia tsy nilaina akory ny nametraka an'ity dinika ity teto, marobe ireo vazaha vavy miandry mahazo fotsiny manao filazàna etsy sy eroa ary mahatoky 100% ny bika amanendriko aho saingy vady gasy no ilaiko, hafa ihany ny vehivavy malagasy, tsy atakaloko ny hafa.
56. TsiStar ( 03/02/2009 15:23)
Heidi> inona no manakana anao hanoratra tsy hanoratra sy hanome adiresy atsy ambadika atsy raha te-hitsapa sy hifanakalo hevitra ?

lovelyri> ny fitadiavana eto Madagascar mihitsy no efa tsy dia mety amiko intsony, mihitsoka daholo izay hatao rehetra no sady tsy matoky ny hanao investissement hafa eto intsony.
57. heidi ( 03/02/2009 16:46)
55. Mpandefa : TsiStar [ Valio ] 03-02-2009 16:23:00
Lohateny : Re : Mitady vady
Heidi> inona no manakana anao hanoratra tsy hanoratra sy hanome adiresy atsy ambadika atsy raha te-hitsapa sy hifanakalo hevitra ?


ka fangah ny sipa no manao premier pà raha tsy ny bandy, ny ahy proposition mba ho tafiditra ao anatin'ny kandidà 5 voalohany de anjaranao no mandefa sary sy mandroso manakalo hevitra.... :^)
58. kelly13 ( 03/02/2009 19:24)
za ndray sady ttsy vaza no ttsy gasy no CDI sy CDD aôna? raikitra?







oay, saika adinoko, za efa ramama b; efa ho 5 ny zafikeliko fa za kosa touzour zeune! ;-) :°)
59. Papoose ( 03/02/2009 20:59)
ahoana aloha zany be fitiavana zany eeee, mba azavao kely fa mety hiety aminao le cousine-ko rehefa iavonanao ny tsy maha-ampy taona ahy!!!
fa firy taona enao eee :?:
60. vale ( 04/02/2009 01:16)
heidi:

de aon ndray kosa ny sipa tsy misy papier tonga de misarangotra be :°)
misy bandy fatako izay nahita sipa tany am province hono de nande niaona fa tonga de ni réclame tts hanaovana mariage lay sipa anefa aza lay sipa tsy am gout-ny akory satsia tsy nety nandefa sary mitsy nandritra ny fanoratana, nopehany kely fotsiny lay sipa de zay lasa rombotra izay :-D



:-D :-D :-D :-D :-D heidi!!! hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088