Mitady vady

61. ainaheri ( 04/02/2009 04:40)
kelly13:

za ndray sady ttsy vaza no ttsy gasy no CDI sy CDD aôna? raikitra?







oay, saika adinoko, za efa ramama b; efa ho 5 ny zafikeliko fa za kosa touzour zeune! ;-) :°)


Njy kosa alou mety amiko fona na mitondra tehina aza eee :-D :-D :-D :-D :-D

62. ari.malala ( 04/02/2009 07:15)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
63. kelly13 ( 04/02/2009 10:37)
ainaheri>hahahahaha, aleo klou amboarina sao d mba mety ny aminay sy tsistar fa za mantsy tsy mahay mahadro vary sy laoka
64. lovelyri ( 04/02/2009 11:27)
65. ari.malala ( 04/02/2009 12:13)
kelyterezy, i ainaheri efa volontera ko mbola i tsistar ian no mafatifaty hihihi
66. Mirananirina ( 04/02/2009 14:32)
tonga dia mitady efa vonona izany?Izaho aloha tsy izy fa CDD 2 mois ihany e :lol: :lol: :lol: ,sady taratasy gasy :lol: :lol: :lol:
67. TsiStar ( 04/02/2009 15:05)
Misaotra antsika rehetra hatrany. ô

kelly13:
za ndray sady ttsy vaza no ttsy gasy no CDI sy CDD aôna? raikitra?
oay, saika adinoko, za efa ramama b; efa ho 5 ny zafikeliko fa za kosa touzour zeune!
Efa voalazako tetsy ambony fa isika mila miteraka 1 farafahakeliny, koa raha mbola lonaka enao, maninona moa raha atomboka ny tafa? Raha misy ny fahazotoana dia aza misalasala manoratra atsy ambadika.

saika adinoko, ianao miantsena, izaho mahandro manamasaka. Mety ka.


Heidi> Efa vitako tao anatin'ny lohahevitra ny premier pà, raha vonona ifankafantatra bebe kokoa ianao dia anoraty fotsiny aho atsy ambadika miaraka @zay zavatra hafa tianao hofantarina, afaka miroso amin'ny étape manaraka isika avy eo.


Papoose> tena mbola tsy ampy taona marina ianao matoa tsy mahafantatra an'ilay atao hoe be fitiavana. Tsy hoe miavona akory sanatria fa tsy tehila gidragidra @ resaka fanodinkodinana zaza tsy ampy taona, aleo mailo fa efa maika ny hanambady. Azonao topazana maso ny momba ahy, ilazao izy avy eo fa tsy mbola tara akory.

Mirananirina> Efa vonona aho, maninona moa raha mitady ny efa vonona aho raha toa ka izay no fahazahoanao azy?
68. TsiStar ( 04/02/2009 15:12)
Hialàna tsiny mialoha amin'izay mety ho tara fa hikatona amin'ny zoma amin'ny 15h ity antso ity, efa nametraka dinika mitovy amin'ity aho mantsy tany amin'ny Site hafa, aleoko mba holaniana amin'ny dinika sy tafa hiarahana amin'ireo efa vonona amin'izay ny andro sy ora aorian'io, misy 2 any amin'ny site hafa, efa misy 1 eto amin'ny serasera miampy izay mbola vonona hiroso amin'ny tafa hatramin'io zoma io.
Mbola misaotra antsika hatrany.
69. Papoose ( 04/02/2009 23:11)
dia ahon za nefa alohan'ny zoma no ampy taona??

ka le be fitiavana tinao lazaina no tiko fantarina mba hiezahako na le cousine-ko ho befitiavana dia mba mitovy tadin-dokanga kouuu!!! enao aza tsy manazava akory kou, sao de tsy vitanao akory??????? :roll:
70. xxx ( 05/02/2009 09:38)
Raha tena sahirana mitady vady, midira ndray amireny lehilahy vazaha mitady lehilahy ireny fa mety tonga dia raikitra eo no ho eo satria mety manana toetram-bavy ny akama raha tia miborosy trano sns izany. mety tena miadana sady misy manamboatra tsara :-D :-D
71. kelly13 ( 05/02/2009 11:27)
mety ho lany iany aza v ny tenanay ity e, mampangitakitaka kou izy zany a!
72. heidi ( 05/02/2009 15:20)
Heidi> Efa vitako tao anatin'ny lohahevitra ny premier pà, raha vonona ifankafantatra bebe kokoa ianao dia anoraty fotsiny aho atsy ambadika miaraka @zay zavatra hafa tianao hofantarina, afaka miroso amin'ny étape manaraka isika avy eo.


AN A AN ! ka !
hevitra naroso ho an'ny daholo be ny teto fa ny tena izy enaao manokana no mandefa intro any am lay sipa zay lay sipa vao mamaly :^) izay no lojika raha ny marina..... aiza reh zany bandy tsy sahy mihetsika izany e!
sa tsy mety aminao lay kritera-ko , sipa mafy ady sômera kamo velona mitady mpamelona.... :°) FA MANANA TTS VAzà sy mahay mahandro sakafo be :^)
73. TsiStar ( 05/02/2009 16:46)
Papoose> Ilay be fitiavana dia ohatran'zao ohatra, lazainao amiko ny tsara rehetra sy ny ratsy rehetra eo aminao, torak'izany koa aho, anjaratsika no manaiky na tsia izany toetra voajanahary na tsia misy eo amintsika izany, raha toa, enga anie, ka mifanaraka dia inoako fa ho hataontsika ampitiavana daholo ny tohiny rehetra, tsy ankifandatsa amin'ny défaut-n'ny ankilany fa vao maika aza iny no ezahina itiavana azy.
Mbola miandry anareo ny foko sy ny fitiavako.
74. TsiStar ( 05/02/2009 16:50)
kelly13> Angamba tsy tazanao ilay fanontaniako tetsy ambony, tsy olana fa averiko eto, raha mbola lonaka tsara enao, na dia eo ary ny fisian'ny zafikely, ka mbola afaka anome taranaka hiarahana dia afaka mandray anao antandroa, aza misalasala mamela hafatra atsy ambadika na dia teny iray fotsiny aza hoe OK.
75. TsiStar ( 05/02/2009 16:58)
xxx69>Entanin'ny fialonana ny bika amanendriko fotsiny ianao dia tsy nanampotoana namakiana akory ny hevitra efa nisy tetsy ambony, tsy asitsika olana raha maty lolo ianao fa indro averiko fintinina eto, tsy mila lehilahy, tsy mila vazaha.

Raha ny fahazahoako azy tsara dia mety raxxx69 mihitsy angamba no mitady bandy an! Jereo fotsiny ary ilay nomerao filaharana hoe 69 ?
Diso adiresy rangahy. :-D :-D :-D
76. TsiStar ( 05/02/2009 17:00)
Heidi> indro ary fa alefako copie/coller mankany amin'ny email-nao ireo fanontaniako ireo. Mino sy manantena fatratra anao.
77. ni81 ( 05/02/2009 17:34)
Entanin'ny fialonana ny bika amanendriko fotsiny ianao dia tsy nanampotoana namakiana akory ny hevitra efa nisy tetsy ambony, tsy asitsika olana raha maty lolo ianao fa indro averiko fintinina eto, tsy mila lehilahy, tsy mila vazaha.
:lol: :lol: sao diso hevitra aza ianao fa vazà taratasy ireo tadiavinao ireo saingy gasy fihodirana hihi
78. Papoose ( 05/02/2009 22:11)
trista, mba lazao ahy ary ny tsara sy ratsy rehefa eo aminao eeee!!!! dia avy eo ko za mandefa :°) miandry aho!
79. heidi ( 06/02/2009 06:35)
75. Mpandefa : TsiStar [ Valio ] 05-02-2009 18:00:33
Lohateny : Re : Mitady vady
Heidi> indro ary fa alefako copie/coller mankany amin'ny email-nao ireo fanontaniako ireo. Mino sy manantena fatratra anao.


misaotra fa voray fa lay sary toa tsy alefa akory mba te ahita an'izao bika aman'ndrika top izao :^)
80. ari.malala ( 06/02/2009 07:46)
:-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6472