Mitady vady

81. kelly13 ( 06/02/2009 12:49)
tsistar>tô mbola lonaka za ka, fa tsy d mazoto hanome taranaka intsony! fa za nge oa manana CDD sy CDI sy ttsy rehetra ze ialaina e! tsy mety v? :-D :-D :-D
82. ari.malala ( 06/02/2009 12:54)
:-D :-D :-D :-D :-D
83. TsiStar ( 06/02/2009 17:17)
Misôtra atsika retra nandray anjara teto, tsy tsaroana tsony ny avizanana fa dé tokelaka sy tsikitsiky lava no novantanina teto @ty ordi akamabeko ty nanomboka t@ namoronana ny lohahevitra ka h@ fiafarany, na teo apanoratana na teo apamakiana hvtra, milay e. Ita mitsy oé mahay miforum sy manalazy ny namana serasera, ita mitsy ko fa milay sy hendry ny vhv vitagasy, tsy voasariky ny vola sy ny bika amanendrika fa tsy maintsy mandinika sy mamakafaka kalou. Mpinamana fotsiny oà fa tsy asina anzany kivadivaky sy mpisipa zany! Ry soanja, Fahamarinana, sipagasy ..., namaky dé tonga dé nitsôka natanjaka. Tssss =)) =)) =))
Milay oà ty serasera.org ty, ra titsika ho elavelona dé aza adino ny mitsidika an’reny dokambarotra isakarazany reny (maka 19 any @sefo zà @ io sô dé mbô ampitomboiny 5 be zao ny bizorokako), iangaviako Sefo mba hamafa an’ty Ps-ko ty afaka 10 andro fa mameno ny isantsika fotsiny, aza adino kalou lé kadô bizoroka mitombo dimy an!

Iza ary zà ô ?

Ra azoko io kadô bizoroka io dé omeko anzé mafantatra anà ny bizoroka 3, omeko an’ny Papoose ny 1 satri izy mbô zandriny ndrindra, omeko an’ni81 ny 1 ambiny satri izy no nazoto sy navitrika teo @ famaliana dinika 14/81 (na dé nitsoaka andaharana t@ reo candidate aza). Ra tsy omeny sefo lé kadô fa sô dé mamono antoka ny serasera defa atôvy naman’ny efa vôray daôly eh!

Iza ary zà ô ?
=))
84. TsiStar ( 06/02/2009 17:18)
Andramako ho valiana milay be @zay ireo valiny anisan’ny nampitokelaka atsika ankoatran’lé lohahevitra milay be sy nampikakaka teo ampanoratana anazy.


sakaizakely:
fahatsorana tsy misy toy izany :lol:
Sôtsa :lol:
85. TsiStar ( 06/02/2009 17:22)
ni81:
Fa izao: zà ange manan-janaka 5 ka ho zakanao ve izany? Ilay lahimatoa somary mafimafy loha izay ihany ka mieritrereta tsara aloha! Sao tonga aty vao hisaritaka eo ianareo ka ho raharaha be

TsiStar:
ni81> vao maika mitombo hatrany ny fanantenako mahita ny valiteninao. Tsy blèm mitsy fa vonona aho hiaraka aminao hanabe sy hanoro làlana ny zanatsika.
ento aty @ zay lé lahimatoatsika mbô omena tsipindy kely ny sofiny :-D
86. TsiStar ( 06/02/2009 17:26)
dadasy:
aza mananihany olondehibe hoa!
kay razoky efa kôpy melou a! :lol:


ainahery:
enao zany tkou otrany be taikafé klé hihi,aiza kou tsy maintsy taratasy vazà na farafaratsiny CDI
tsy maintsy asina suspens kely ôtran zay letsy lé izy a


papoose:
tristar a! enao ve mandray zaza tsy ampy taona?
Ato anatin’ty dinika ty zà tsy mandray zaza tsy ampy taona fa any ivelany masaky. :-D
87. ni81 ( 06/02/2009 17:27)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
88. TsiStar ( 06/02/2009 17:31)
quote=TsiStar]Heidi> raha hoe resaka sary indray dia aza matahotra fa sady tsara bika no misy tarehy, tsy anenenanao . Andramo ka izahao. [/quote] teo ampanoratana an’io no tena nilay be fa fimehezana 5mn kalou, milay be ono zà nefa inn akory no zany eo :-D:-D:-D
Dé tonga dé maty lolo Heidi sy xxx69 :lol: , laingako zany.


Heidi:
izaho indray manana tts vazà fa sômera be mitsy sady tsy manana diplome entina miasa no kamo mivoretaka fotsiny de mety ve????
Tairo fa zà sah, apenariko manao raharaha dé maazo mifindra lasy refa maazo expérience. :lol:


Vale:
drai,drai,draiiiiiiii, efa tsy maintsy vhv manana paps na CDI de mbola hifantina koa ranamana
milay be oà lé lohahevitrako =)) =))
89. TsiStar ( 06/02/2009 17:35)
kelly13:
za ndray sady ttsy vaza no ttsy gasy no CDI sy CDD aôna? raikitra?
oay, saika adinoko, za efa ramama b; efa ho 5 ny zafikeliko fa za kosa touzour zeune!
Vao teraka zany ny zanatsika defa misy miantso tonton na tantine saady ny zanatsika, ry zafikely io :-D :-D :-D


Heidi:
AN A AN ! ka !
hevitra naroso ho an'ny daholo be ny teto fa ny tena izy enaao manokana no mandefa intro any am lay sipa zay lay sipa vao mamaly izay no lojika raha ny marina..... aiza reh zany bandy tsy sahy mihetsika izany e!
sa tsy mety aminao lay kritera-ko , sipa mafy ady sômera kamo velona mitady mpamelona.... FA MANANA TTS VAzà sy mahay mahandro sakafo be
dé mahay manalazy sômatsara mitsy an :lol:
90. TsiStar ( 06/02/2009 17:39)
TsiStar:
Papoose> Ilay be fitiavana dia ohatran'zao ohatra, lazainao amiko ny tsara rehetra sy ny ratsy rehetra eo aminao, torak'izany koa aho, anjaratsika no manaiky na tsia izany toetra voajanahary na tsia misy eo amintsika izany, raha toa, enga anie, ka mifanaraka dia inoako fa ho hataontsika ampitiavana daholo ny tohiny rehetra, tsy ankifandatsa amin'ny défaut-n'ny ankilany fa vao maika aza iny no ezahina itiavana azy.
Mbola miandry anareo ny foko sy ny fitiavako.
dé mba mody sérieux be mitsiny ono zà zany. :-D :-D :-D

kelly13:
tsistar>tô mbola lonaka za ka
efa fatatro t@ lé tsika nihaona farany iny re eh ! :-D :-D

Efa oé mpinamana fotsiny oà.
Aza adino lé mitsidika dokambarotra.
Aza adino sefo lé kadô an.
Tsy hamerina tsony fa hatao resaka sérieux @zay @manaraka eh.

Tsiky dia ampy :lol:
91. heidi ( 06/02/2009 17:59)
tsistar: saodé enao ihany koa aza lay namoaka dinika be bonga atsy ambadika atsy suspens be tssss =)) =)) =))
92. TsiStar ( 06/02/2009 20:12)
Heidi> tsy mbô sahy manokatra dinika ôtran'reny kosa zà na dé oé mbô ti manalazy ary. :lol:
93. heidi ( 06/02/2009 20:42)
:-D :-D :-D :-D


ary izaho anefa mba efa tany am kaominina androany handefa sertifika d'hebergement ho anao fa tsy nomeny aho satsia hono mafy ady tsy manana fidirambola handraisana anao :-D
soa fa nanàla azy fotsiny enao zany .....!
94. TsiStar ( 07/02/2009 21:58)
Heidi>hihihi, ka zà ko aza tsy manana frais andehanana makany akory. :-D :-D
Ny vidin'lé machine à coudre mbò namonoko lolo tsy matonga anà any Tamatave akoriny :-D :-D
95. ari.malala ( 09/02/2009 06:43)
oudry! mpandrafitra mivarotra machine à coudre? fangà mis fanaka arafitra am machine à coudre?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085