raiki-pitia @ mpanakanto

1. xxx ( 28/11/2008 15:53)
aza omena tsiny raha nanao xxx eh
Efa nisy ve ianareo, fan-na mpanakanto malaza dia nifandray mivantana taminy?
Ny olana dia sympa be ilay izy ka tena nidoboka ilay fo. Nefa mahalala fa be fans ilay izy ary sympa @ oul rehetra.
Sa cas mpiseho izany?
"tsy ho saro-piaro aho, tsy ho tia tena aho fa ho toa anao, ho an'izao tontolo izao..." (l) :oops: :cry:
2. heidi ( 28/11/2008 16:31)
raikiptia be mitsy am kix fa mbola tsy niaona nivatana zà :°) :-D
3. ni81 ( 28/11/2008 16:37)
raikiptia be mitsy am kix fa mbola tsy niaona nivatana zà
tandremo ary raha mifanena aminy sao dia tsy mety miverina aty eo intsony a :-P :-D :-D
4. heidi ( 28/11/2008 16:39)
:-D :-D :-D Toa miavona be hono lery iny knou! tsy hisy ny fanantenàna :? :-D taoko mba manao spect aty ivelany ihany izy ireny e???? Z0 KLOU MBOLA TSY nande nijery an! :-P
5. kelly13 ( 28/11/2008 16:48)
heidi>hahahaha
6. fahamarinana ( 28/11/2008 17:32)
:arrow: tena mety ho sarotra zany tia mpanakanto zany...
heidi :zovy akia ilay kix.. (l)
7. heidi ( 28/11/2008 17:57)
4. Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 28-11-2008 17:48:31
Lohateny : Re : raiki-pitia @ mpanakanto
heidi>hahahaha
toa mehezanjy fotsiny zà, mirevin-gaja be ve??? :°) :-D

5. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 28-11-2008 18:32:46
Lohateny : Re : raiki-pitia @ mpanakanto
tena mety ho sarotra zany tia mpanakanto zany...
heidi :zovy akia ilay kix..

Ouajayyy lay bogosy njinja sy lava ranjanana njinja fa iza njay e???? hay mbola tsy haindry foana :-D
8. fahamarinana ( 28/11/2008 18:00)
:arrow: iza ndraika zany e,tena tsa fantatro,marina moa ! (l)
9. heidi ( 28/11/2008 18:19)
aleo aza hikaroka sary e! ataoko kdô de bienvenue anjy :wink:
10. ni81 ( 28/11/2008 18:38)
http://ambondrona.skyrock.com/ @ ireo d aleo atao ankamantatra e :lol: :lol:
11. vale ( 28/11/2008 18:40)
xxx:

aza omena tsiny raha nanao xxx eh
Efa nisy ve ianareo, fan-na mpanakanto malaza dia nifandray mivantana taminy?
Ny olana dia sympa be ilay izy ka tena nidoboka ilay fo. Nefa mahalala fa be fans ilay izy ary sympa @ oul rehetra.
Sa cas mpiseho izany?
"tsy ho saro-piaro aho, tsy ho tia tena aho fa ho toa anao, ho an'izao tontolo izao..." (l) :oops: :cry:
ieuuuuuuuuuuu, zà alou anisany eeeee, de efa nifandray matetika mihintsy,sady izy koa sympa beee, ary mahavatra mamaly ny messagen'ny fans, sy mandefa attention kely etc, tena vao mainka mahatafalatsaka lalina be ilay fitiavana anazy, fa na izany aza zà kosa alou tsy nieritreritra na manantena ny hiarahany eeee :lol: , tena tsy azo atao na izany aza ny manantena tsy misy fa efa amboarina ny saina de ny tsaratsara kokoa 'le izy mijanona ho admiration eee!!!:^)


12. heidi ( 28/11/2008 18:41)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img142.imageshack.us/img142/184/208131551yg0.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img142/208131551yg0.jpg/1/][IMG]http://img142.imageshack.us/img142/208131551yg0.jpg/1/w375.png[/IMG][/URL]

io aza ry fahamarinana ah! enga anie mba hivoaka....NY SARY
hummmmm! à kroké ouààààà! :miam:
13. heidi ( 28/11/2008 18:43)
ni81:

http://ambondrona.skyrock.com/ @ ireo d aleo atao ankamantatra e :lol: :lol:


tondé nosokafako aky lay jereo eto ry ni ah!


:°)
dia ilay bandy vlou aky ry fahamarinana ah! ahoana no fahitanjy azy? :°) :-D
14. ni81 ( 28/11/2008 18:43)
:-D :-D :-D
15. heidi ( 28/11/2008 18:46)
ieuuuuuuuuuuu, zà alou anisany eeeee, de efa nifandray matetika mihintsy,sady izy koa sympa beee, ary mahavatra mamaly ny messagen'ny fans, sy mandefa attention kely etc, tena vao mainka mahatafalatsaka lalina be ilay fitiavana anazy, fa na izany aza zà kosa alou tsy nieritreritra na manantena ny hiarahany eeee , tena tsy azo atao na izany aza ny manantena tsy misy fa efa amboarina ny saina de ny tsaratsara kokoa 'le izy mijanona ho admiration eee!!!


MBa asehoy koa hoe ny sariny ry vale :-P :-D

izaho njay alou de ambony foana ny fanantenàna na tsy ho tanteraka aza e! :-D ny feony fotsiny defa han!
16. heidi ( 28/11/2008 18:47)
ni81:

:-D :-D :-D



:-D :-D :-D ka zao ve ky tsy ho lany mbakan'ny taolany kosa ry ni ah! aza mba tsatsako any ankadimirana ihany ouà! :-P
17. ni81 ( 28/11/2008 18:55)
tondé nosokafako aky lay jereo eto ry ni ah!
dia ilay bandy vlou aky ry fahamarinana ah! ahoana no fahitanjy azy?
ka zà kamo dia ampiasaiko ny jereo eto e! io no efa mahazatra :-D :-D
ka zao ve ky tsy ho lany mbakan'ny taolany kosa ry ni ah! aza mba tsatsako any ankadimirana ihany ouà!
fa angaha fitia fozakely mihitsy ry tonaka ka lany hatr@ akorany e :lol: :lol:
18. kelly13 ( 28/11/2008 18:57)
nenà iza re e! klou za hitady lol
19. fahamarinana ( 28/11/2008 19:07)
:arrow: heidi ::-w :-w mila zairina kely ny patalohany...de inona koa re e,mila alefa lave linge fa maloto. :-P ,efa nanatrika concert privé zà taty dia ry zareo no tao,anniv n'ilay vozà be zay fa abordable be ry zareo tamin'izany.Ny fangalana sary nataon'ny sipa kely fans sns...sady afaka ni-commande hira.Aleo aloha hampangotsohana kely i heidi :wink: .. .Fa ny olana dia zà tsa nahay sy tsa mbola naheno ny hirany tamin'izany fa ilay namanay no mpikarakara ilay fety dia nanatrika tao.Zà moa tsy dia tia style-na hira tahaka ireny.Aleoko ndray ry marion sy ry shym dia i spear o mic :-D (l)
20. ni81 ( 28/11/2008 19:13)
nenà iza re e! klou za hitady lol
lazao ho tadiavina haingana :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008