raiki-pitia @ mpanakanto
41. kotobekibo
(
28/11/2008 23:57)
Niaranianatra t@ Bodo mmpihira izahay taloha , t@ mbola kely ( CEG ) , h@ izany fotoana izany izy no efa manja kely , nikoty azy dôly ny bandy kely t@ izany fa tsy nasiany vidiny . :-P
20ans taty aoriana nifankahita izahay sy izy , nampatsiahiviko azy ka tena tapatsinay izahay . (l) (l) :-D :-D :-D
20ans taty aoriana nifankahita izahay sy izy , nampatsiahiviko azy ka tena tapatsinay izahay . (l) (l) :-D :-D :-D
42. vale
(
29/11/2008 00:36)
MBa asehoy koa hoe ny sariny ry valeheidi: :cry: ts mahay mandefa sary aky za koh!!!!!!!!fa efa nataoko avatar -ko ny sariny teo alou teo!!!! (l) (l) (l) (l) :°)
43. vale
(
29/11/2008 01:06)
tena tsy tafavoakako le sary ry neny ah!!!! :°) ... fa ity lien ity sokafana de ao izy, tt le monde(enfin presk) le connais je crois!paix à son âme! tiko m/zay na de izany aza!!!!!!:(
http://zazabo.skyrock.com/
http://zazabo.skyrock.com/
44. vale
(
29/11/2008 01:31)
http://www.dailymotion.com/video/x1w1rh_gregory-lemarchal-vivo-per-lei_music">Gregory
hmmmmmmmmmm... (l) :} (l) :} (l) :} (l) :} (l) (l) (l) (l) :cry: :cry: :cry:
hmmmmmmmmmm... (l) :} (l) :} (l) :} (l) :} (l) (l) (l) (l) :cry: :cry: :cry:
45. ainaheri
(
29/11/2008 07:22)
kotobekibo:
Niaranianatra t@ Bodo mmpihira izahay taloha , t@ mbola kely ( CEG ) , h@ izany fotoana izany izy no efa manja kely , nikoty azy dôly ny bandy kely t@ izany fa tsy nasiany vidiny . :-P
20ans taty aoriana nifankahita izahay sy izy , nampatsiahiviko azy ka tena tapatsinay izahay . (l) (l) :-D :-D :-D
Hay zay zany no nampibontsina ny kibon'ni koto =))=))=))=))
Za kou mba tara @ mpihira gasy sasany fa tsssss,tsy atao mankarary andou fa mba revin-gadra hihihi
46. kelly13
(
29/11/2008 10:10)
o ry heidi a, ny kadradraka nge ka mi rouler rrrr e! nga tsy fantatrindry zany? hô hô hô (le rire du papa nöely)
47. sakaizakely
(
29/11/2008 10:17)
kay io zany ra Kickx an\'i heidi izany
tsy ratsy tkou klé
aza mbo raikimpitia am reny vedety reny fa mampalelo né e, déjà 1 chance sur 10 raha tanteraka, nefa aveo il faut gérer les fans, ny tournées tsy eo lava izy, tsy araka arahina isaky ny mandeha
Za nanana namana tena niaraka tam zay oul zay tsy azoko tenenina, fa tssss nolaniany andro fotsiny le sipakely nefa izy efa zokiny be. Zareo tsy niara-nipetraka fa samy manana ny fiainany an
lery amn\'io matory tontolon\'ny andro de alina vo mifoha mibosy fa eo oun vo misy aingampanah, de rasipa no fohaziny isaky ny am 3 maraina hiresaka aminy
dékalé be ny fiainan lery de tsy synchrone mitr iz mitram
sarotra be raha tsy mitovy samy artista no miaraka fa tsy mifanaraka am train train quotidien ny fiainan\'ireny artista ireny kou
asa anefa
ze te hiditra bonikoraz, nena mbo mifantasma fotriny fa efa ela aza za zay tsy nidrery dvd robbie williams akory
bedabe tsy hita isafidianana ny vedety de tsy hitako oe iza no tiko atao ekskluzifa, Craig David ndray nena zao no malaza
sorajandiana ouz rap6 zay
ny hoe tena hiraikimpitia, otra tsy possibla satria mety ho ny statut ny fotriny no itiavana azy fa tsy ny personnalité-ny, zay hoe raha hitanao milanja garaba feno tainakoho ve izy de tsy tinao intsony, tsy tena fitiavana zay fa fantasma fotsiny donky tsy mbola tena tia ka ;-)
:-D :-D :-D :-D

48. ikaretsaka
(
29/11/2008 11:15)
Marina io hoe fantasma fotsiny! Ary raha tsy mpanankato tsy mpihira tsy acteur natrice ve tsy mety?
49. ni81
(
29/11/2008 12:17)
na manao pôzy inona tiko fona fona ka! mitsonika fona zàHumm :-D :-D
o ry heidi a, ny kadradraka nge ka mi rouler rrrr e! nga tsy fantatrindry zany? hô hô hô (le rire du papa nöely)ilay elany manidina iny ve no mampi-rouler rrrrrr azy e! :-D :-D :-P
ny hoe tena hiraikimpitia, otra tsy possibla satria mety ho ny statut ny fotriny no itiavana azy fa tsy ny personnalité-ny, zay hoe raha hitanao milanja garaba feno tainakoho ve izy de tsy tinao intsony, tsy tena fitiavana zay fa fantasma fotsiny donky tsy mbola tena tia ka=)) =)) mahita lazaina mihitsy ka
50. Koditra
(
29/11/2008 16:45)
Ny ahy tsy misy tiko reo artiste efa misy ireo, aleoko miandry an Fahamarinana ho lasa artiste fa izy no mahatara anà. :)
51. ni81
(
29/11/2008 17:37)
Ny ahy tsy misy tiko reo artiste efa misy ireo, aleoko miandry an Fahamarinana ho lasa artiste fa izy no mahatara anà.=)) =)) zany ry fahama a! hirao ny hiran-dry e =D>
52. Koditra
(
29/11/2008 19:06)
Ni81:
zany ry fahama a! hirao ny hiran-dry e
Refa tsy possible aminy d mba amorona artiste ndray zany ny tenanay fa sao d mba tara amiko Fahama. (l)
53. Papoose
(
29/11/2008 19:30)
ny ahy zao chris brown no toa nampanofinofy ahy halina fa mahafinaritra le fitsikiny sy ny kaviny ary le paoziny....le hira nohirainy moa dia aoka fotrinnnn! (l) (l) (l) (l)
heidi, ratsy tarehy kely aloha kix t@zay kosa eeee sady naloto kely lery!!!!! fa asaaa!!!
heidi, ratsy tarehy kely aloha kix t@zay kosa eeee sady naloto kely lery!!!!! fa asaaa!!!
55. Papoose
(
29/11/2008 20:33)
na za nahita azy aza anie mba gaga eee!!!
nisy groupe na ankizy nijorojoro teo dia ozizy le bandy sasany hoe "k'ahon lesy ra kix a!" dia nihiratra be ny voamasoko dia nojereko izy de tena izy tokoa!!!
nisy groupe na ankizy nijorojoro teo dia ozizy le bandy sasany hoe "k'ahon lesy ra kix a!" dia nihiratra be ny voamasoko dia nojereko izy de tena izy tokoa!!!
56. heidi
(
29/11/2008 21:44)
try manin mitry aky ah! tiko fona fona alou hatramzao :wink: :-D :-D :-D
chirs brown kou tena nanitona ahy lay fihetsiny sy ny fihirany fa efa lasan'i rihana iny knou :-P
chirs brown kou tena nanitona ahy lay fihetsiny sy ny fihirany fa efa lasan'i rihana iny knou :-P
57. Papoose
(
30/11/2008 01:50)
kou kix kounkou neeeee efa manambady eeee :-D
fa chrihanna koshany lo hitako beau couple kely fa asa zay ho faharetany!!
ahon mo njy no mbola tsy nahita an'i kiks mivantana..mbola tsy nijery spekta-ny mintry veu t@ izy tany lafrantsa reny???aia koshany e!

58. heidi
(
30/11/2008 09:23)
45. Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 29-11-2008 11:10:03
Lohateny : Re : raiki-pitia @ mpanakanto
o ry heidi a, ny kadradraka nge ka mi rouler rrrr e! nga tsy fantatrindry zany? hô hô hô (le rire du papa nöely)
fangah ny gajajaka any aminareo miteny ry tonaka e! :-D :-D :-D
56. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 30-11-2008 02:50:07poiiikaaaa! efa nosarahany aza lay vadiny kouuu! efa divorcé lery koike efa nampakatsa vavao no tsy haiko fa je ne crois pas :wink: :-D :-D
Lohateny : Re : raiki-pitia @ mpanakanto
kou kix kounkou neeeee efa manambady eeee
fa chrihanna koshany lo hitako beau couple kely fa asa zay ho faharetany!!
hoy i koditra
Refa tsy possible aminy d mba amorona artiste ndray zany ny tenanay fa sao d mba tara amiko Fahama.
tondé koditra be i fahamarinana vao mahita anao :? :-D :-D :-D
59. ni81
(
30/11/2008 09:38)
Refa tsy possible aminy d mba amorona artiste ndray zany ny tenanay fa sao d mba tara amiko Fahama.mety ho maro no raiki-pitia aminareo @ zay fotoana izay :lol: :lol:
try manin mitry aky ah! tiko fona fona alou hatramzaotena tian-dry fotsiny ihany, tsy asiana hoe ahoana an! dadany mihitsy ange izany fitia miredareda ao zany e :-D :-D
chirs brown kou tena nanitona ahy lay fihetsiny sy ny fihirany fa efa lasan'i rihana iny knou
60. heidi
(
30/11/2008 09:46)
tena tian-dry fotsiny ihany, tsy asiana hoe ahoana an! dadany mihitsy ange izany fitia miredareda ao zany e :-D:-D:-D
draissss aoka fotsiny wa! aza mba izaho no tam placen'i paposse nahita azy tany betongolo io fa tena mangovitra klou de mikikika de tondé metsampy :-D :-D :-D :-D :-D miangatra lay fiainana an! de tsy mety hifanena aminy mtry zany zà :?