raiki-pitia @ mpanakanto

61. heidi ( 30/11/2008 09:51)
fa chrihanna koshany lo hitako beau couple kely fa asa zay ho faharetany!!

bô couple mitry ry zareo ka! sady samy metisy hummm no sady mpihira malaza fa mino aho fa tsy haharitsa ka! afaka manantena i paposse :°)

ahon mo njy no mbola tsy nahita an'i kiks mivantana..mbola tsy nijery spekta-ny mintry veu t@ izy tany lafrantsa reny???aia koshany e!

tena mbola try nahita azy mivantana mitry za e! :? :( izay ilay ataoko hoe miangatra ny fiainana:?:-D
raha senja manao spect aty ivelany alou izy amity de tsy maitsy lasa ihany aho ninon-kidona ninon-kitranga sady efa album 5 zao ny hira aza efa mila ho haiko tsenjery aby :°)
62. ni81 ( 30/11/2008 10:06)
raha senja manao spect aty ivelany alou izy amity de tsy maitsy lasa ihany aho ninon-kidona ninon-kitranga sady efa album 5 zao ny hira aza efa mila ho haiko tsenjery aby
tandremo tsara ary fa sao misy olon-kafa misongona any an! :lol:
63. kotobekibo ( 30/11/2008 10:26)
ainaheri:

kotobekibo:

Niaranianatra t@ Bodo mmpihira izahay taloha , t@ mbola kely ( CEG ) , h@ izany fotoana izany izy no efa manja kely , nikoty azy dôly ny bandy kely t@ izany fa tsy nasiany vidiny . :-P
20ans taty aoriana nifankahita izahay sy izy , nampatsiahiviko azy ka tena tapatsinay izahay . (l) (l) :-D :-D :-D


Hay zay zany no nampibontsina ny kibon'ni koto =))=))=))=))

Za kou mba tara @ mpihira gasy sasany fa tsssss,tsy atao mankarary andou fa mba revin-gadra hihihi


Mety ho izay mihitsy less bainn a! mbola tavela ao ny ambony retra :-D:-D:-D
Ka ilay izy anie less t@ izany tsy nisy nahalala akory hoe ho lasa mpanakanto malaza anie izy ity e!
Fafa aza no fiantsoanay azy t@ izany andro , ary efa tsy tany dago intsony zà t@ lasa mpihira izy .
:}
64. vale ( 30/11/2008 11:30)
heidi:

try manin mitry aky ah! tiko fona fona alou hatramzao :wink: :-D :-D :-D

chirs brown kou tena nanitona ahy lay fihetsiny sy ny fihirany fa efa lasan'i rihana iny knou :-P



:-D :-D :-D :-D :-D heidi! njy kou tara am star foana ah!!!! :-D :wink:
65. kotobekibo ( 30/11/2008 11:39)
heidi:

try manin mitry aky ah! tiko fona fona alou hatramzao :wink: :-D :-D :-D

chirs brown kou tena nanitona ahy lay fihetsiny sy ny fihirany fa efa lasan'i rihana iny knou :-P


Andao ary ho tafihintsika sy njy izy mitsam e! Tena mba tsy matiko lolo koa anie i Rihanna e! Beyoncé koa aie aie aie b an! :-P
66. fahamarinana ( 30/11/2008 11:55)
:arrow: ary hitako zà mari-koditra sy nangididy ny sofiko,hay zà resahanareo ato an...
zà tsy dia mahay mihira na dia tena tia mihira aza,tsy mahay 1ere voix fa 2eme hatrany no ahazoana aina.Fa vonona hanao choriste rahatoa mahataty ho voatoraka voatabia i koditra... :-D (l)
67. kotobekibo ( 30/11/2008 12:25)
faham , koditra > ao fa takona ko @ kiboko izay mitady hitoraka anareo @ voatabia e! lasa izao . :-P
68. heidi ( 30/11/2008 13:23)
tandremo tsara ary fa sao misy olon-kafa misongona any an!

zà tsy te hahalala klou e! :-D :-D :-D hodiako fanina be mahitsiny raha efa nisy nisongona :-D
69. heidi ( 30/11/2008 13:26)
vale:

heidi:

try manin mitry aky ah! tiko fona fona alou hatramzao :wink: :-D :-D :-D

chirs brown kou tena nanitona ahy lay fihetsiny sy ny fihirany fa efa lasan'i rihana iny knou :-P



:-D :-D :-D :-D :-D heidi! njy kou tara am star foana ah!!!! :-D :wink:


maro ny manitona sy ny tsara klou kosa fa tsy hatakaloko an'i kix niza niza hatramzao e!


:wink: :°)
sady i rihana aza toa hoe bevohoka an'i chris de tsy afa-bela iny fa aban'ny zanany :-P
70. heidi ( 30/11/2008 13:30)
fahamarinana: raketo namana fa aza be filirony an! :-D :-D :-D

i botabekibo efa milaza hanakona am kibo beny hono :-D
71. Koditra ( 30/11/2008 13:44)
kotobekibo> melsi @ fiaramiasa
Fahama>tairo fa iaho masaky
heidi>marina zany, aza asina flirony ono ry fahama
72. Lejoba ( 01/12/2008 11:10)
Kelly13 : i samoela, hahahahaha
Sérieux ve? Efa manambady amanjanaka iny eh. Sady ilery efa nilaza tena ho fidèle fa mahafapo azy hono ilay vadiny.

Ary sao mba misy manambady mpanakanto kosa ary nareo ireo?
73. Papoose ( 01/12/2008 22:32)
lo atoroko ny indrokelin'i beyonce shena ry ventredodu dia ayayay toko hoe!:^)

heidi hay v efa nisaraka lihaka sy divany ee! tatazzoooooooooo :-P :-D
74. kotobekibo ( 02/12/2008 00:07)
Papoose:

lo atoroko ny indrokelin'i beyonce shena ry ventredodu dia ayayay toko hoe!:^)

heidi hay v efa nisaraka lihaka sy divany ee! tatazzoooooooooo :-P :-D


f'angaha tena zavadoza hono? :-D :-D :-D

heidi:

:wink: :°)
sady i rihana aza toa hoe bevohoka an'i chris de tsy afa-bela iny fa aban'ny zanany :-P


Ountsss....zaza fito tsy aza mahafehy trano kouh! :wink:
Aza mba mifanakivy kely azafady tompoko!:-D :-D :-D
75. Papoose ( 02/12/2008 03:40)
ndraso tadiaviko le indrokeliny wa, kalam fotriny! :-P
76. heidi ( 02/12/2008 06:35)
Papoose:



heidi hay v efa nisaraka lihaka sy divany ee! tatazzoooooooooo :-P :-D


Ka ny blem de izy tsy mety mifanena amiko fa injy njay no toa nifanena taminy


:°) :-D
77. heidi ( 02/12/2008 06:37)
Ountsss....zaza fito tsy aza mahafehy trano kouh!
Aza mba mifanakivy kely azafady tompoko!

fangah tara am rihana i kala bekibo :-D
78. kotobekibo ( 02/12/2008 17:18)
heidi:

Ountsss....zaza fito tsy aza mahafehy trano kouh!
Aza mba mifanakivy kely azafady tompoko!

fangah tara am rihana i kala bekibo :-D


rihanna d i beyoncé koa , ...(l) (l) (l)
:-P
79. Papoose ( 03/12/2008 03:12)
heidi, ka tara lotsa fa zao vao koboko njy hoe hein hein aminy koooo!!! raha tsy zany efa voapita ny resaka lol

kotobekibo, enao tara @ rihanna zany de zah tara @chris :°)
80. heidi ( 03/12/2008 06:28)
tena domazy marina aky e! tssss nefa takizay tondé nomenjy ny adress mail ko klou! :? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1099