raiki-pitia @ mpanakanto
81. kotobekibo
(
03/12/2008 11:45)
heidi > Raha teneniko njy hoe fantako kiks d ahoana ny bizna ? :-P
Papoose > lasa izao , ho avy any ary zà d amboarin-tsika izy roa ireny e! :-D :-D :-D
Papoose > lasa izao , ho avy any ary zà d amboarin-tsika izy roa ireny e! :-D :-D :-D
82. Papoose
(
03/12/2008 18:00)
reny ane lafo eeee, sao de tonga de tokony hamorona plan b fa sao de hideprime enao rehefa tsy hahazo azy :-P
83. naritsimba
(
12/12/2008 10:37)
hoy ikotobekibo
ary elà mpianatry ny CEG Ambohipo an! zahay mantsy niara-nianatra t@ izy iny fa tena nisy bandy 2 lahy izay niady ho sipan'ny Bodo fa tena rombo zany zalahy ah!
ary elà mpianatry ny CEG Ambohipo an! zahay mantsy niara-nianatra t@ izy iny fa tena nisy bandy 2 lahy izay niady ho sipan'ny Bodo fa tena rombo zany zalahy ah!
84. heidi
(
13/12/2008 08:22)
ary elà mpianatry ny CEG Ambohipo an! zahay mantsy niara-nianatra t@ izy iny fa tena nisy bandy 2 lahy izay niady ho sipan'ny Bodo fa tena rombo zany zalahy ah!:-D :-D :-D
80. Mpandefa : kotobekibo [ Valio ] 03-12-2008 12:45:37
Lohateny : Re : raiki-pitia @ mpanakanto
heidi > Raha teneniko njy hoe fantako kiks d ahoana ny bizna ?
arosoy ny proposition toi klou ary jerena, tsy misy mifamitaka eoan! :°) :-D
85. kotobekibo
(
13/12/2008 22:23)
naritsimba:
ary elà mpianatry ny CEG Ambohipo an! zahay mantsy niara-nianatra t@ izy iny fa tena nisy bandy 2 lahy izay niady ho sipan'ny Bodo fa tena rombo zany zalahy ah!
an an an kah! mpianatry CEG 67ha less .
86. kotobekibo
(
13/12/2008 22:30)
Papoose:
reny ane lafo eeee, sao de tonga de tokony hamorona plan b fa sao de hideprime enao rehefa tsy hahazo azy :-P
Draisss... aoka fotsiny ! isika no ataontsika mora b amin-dry zareo kah !:-D :-D :-D
Plan B :arrow: Euhhh... :roll:
ataontsika mitsiriritra antsika sy njy ry zareo e! :-D :-D :-D
heidi > amboary @ rihanna na Beyoncé aloha zà d ezahiko ny anjy (l) :-P :-D
