raiki-pitia @ mpanakanto
22. ni81
(
28/11/2008 19:29)
i samoela, hahahahaha:-D :-D :-D :-D :-D :-D d indry ve mihira ilay hoe havako mamomamo @ zay :-D :-D
23. kelly13
(
28/11/2008 19:34)
za feo kadradraka b d aleo tsy mihira sady efa horera b ny andro aty @ sud zao d aleo tsy hanampy trotraka fa sao vôtoraky ny vôtabia eo, :-D :-D :-D
24. heidi
(
28/11/2008 19:34)
kelly13:
nenà iza re e! klou za hitady lol
Hikambanako sy lovelyri io an!
:wink: :-D ny anjy kalou tsy haiko atramzao e!hihihih
25. heidi
(
28/11/2008 19:36)
ka zà kamo dia ampiasaiko ny jereo eto e! io no efa mahazatra
tssss.... izany ve de mbo tiko... raha tsy mahay mi klik an'io aho izany jereo eto io de aon fotsiny io sary io,? TSY HITAKO TEO IZANY ko!
zà kosa klou tsy nanokatra io raha ity kix ity e! :°)
27. heidi
(
28/11/2008 19:41)
fahamarinana:
:arrow: heidi ::-w :-w mila zairina kely ny patalohany...de inona koa re e,mila alefa lave linge fa maloto. :-P ,efa nanatrika concert privé zà taty dia ry zareo no tao,anniv n'ilay vozà be zay fa abordable be ry zareo tamin'izany.Ny fangalana sary nataon'ny sipa kely fans sns...sady afaka ni-commande hira.Aleo aloha hampangotsohana kely i heidi :wink: .. .Fa ny olana dia zà tsa nahay sy tsa mbola naheno ny hirany tamin'izany fa ilay namanay no mpikarakara ilay fety dia nanatrika tao.Zà moa tsy dia tia style-na hira tahaka ireny.Aleoko ndray ry marion sy ry shym dia i spear o mic :-D (l)
- lamaody aky zao pataloha rovitsa zao ah! na rovitsa aza tsy olana fa zà eo hanjaitra azy
:-D
-tsy maloto io pataloha io fa efa lokony mitsy izao, na maloto aza tsy olana fa eo zà hanàsa azy :-P
- ary mpamely tsaho kosa izany ilay hoe miavona hono lery hehehehe! zà mantsy mba gaga ihany :°)
- raha resaka sipakely mikomandy hira njay tsy de mahataitra azy fa fanolmezana fahafahampo an'ireny fotriny, mailo ihany izy amireny satsia sao delazaina fa pedofile eo :-D :-D :-D :-D
njy oà! aza mampangotsoka ahy eo :{
ka ndry kosa ajnie efa manana gout vazà mahitsiny amin'ireo tarika vazà votonona ireo e! ny itiavako an'i lery anie ny feony sy ny tonokira ary ny sarma -ny e! fa kôzatina be loatra izy io tam vlou de tsy de tiko :-D
izao izy ao tsara be :-P
28. heidi
(
28/11/2008 19:43)
Fa ny olana dia zà tsa nahay sy tsa mbola naheno ny hirany tamin'izany fa ilay namanay no mpikarakara ilay fety dia nanatrika tao.Zà moa tsy dia tia style-na hira tahaka ireny.Aleoko ndray ry marion sy ry shym dia i spear o mic
ka zao kou nge ry nao vao efa-taona no nahalala azy fa ny feony fotsiny alou hatramzao an! :-D
29. heidi
(
28/11/2008 19:45)
kelly13:
za feo kadradraka b d aleo tsy mihira sady efa horera b ny andro aty @ sud zao d aleo tsy hanampy trotraka fa sao vôtoraky ny vôtabia eo, :-D :-D :-D
:-w :-w an han! feo-gajajaka oéééé!
ountssssss! mba tandreneso kely am fone anie aky ry ni fa tsara feo sady mi rouler rrrrrrrrrrrrr be izy io, mitovy be am feonlay zanjiny zay mitsy :-P
30. ni81
(
28/11/2008 19:46)
- lamaody aky zao pataloha rovitsa zao ah! na rovitsa aza tsy olana fa zà eo hanjaitra azyoay leretsy e! dokadoka re zao e :-D
-tsy maloto io pataloha io fa efa lokony mitsy izao, na maloto aza tsy olana fa eo zà hanàsa azy
- ary mpamely tsaho kosa izany ilay hoe miavona hono lery hehehehe! zà mantsy mba gaga ihany
- raha resaka sipakely mikomandy hira njay tsy de mahataitra azy fa fanolmezana fahafahampo an'ireny fotriny, mailo ihany izy amireny satsia sao delazaina fa pedofile eo
njy oà! aza mampangotsoka ahy eo
ka ndry kosa ajnie efa manana gout vazà mahitsiny amin'ireo tarika vazà votonona ireo e! ny itiavako an'i lery anie ny feony sy ny tonokira ary ny sarma -ny e! fa kôzatina be loatra izy io tam vlou de tsy de tiko
izao izy ao tsara be
31. heidi
(
28/11/2008 19:54)
ny naha taratara ahy tam mbola kely dia i fafa n'i mahaleo iny, mianga avy am feony ihany aloha ny itiavako azy de manaraka nysarma....FA ZAO IZY efa lasa zokiny ihany de :°)
32. fahamarinana
(
28/11/2008 19:58)
:arrow: :-D :-D ....heidi : ka ireny nge akia no fihenon-janako ato e dia aleoko natoro teny gasy rehefa hiheno ihany... (l)
33. fahamarinana
(
28/11/2008 20:01)
:arrow: hatory aho ry reto fa maika hanonofy ah... :-$ amin'izay dia tommorow koa day hono. :-* (l)
34. ni81
(
28/11/2008 20:01)
ny naha taratara ahy tam mbola kely dia i fafa n'i mahaleo iny, mianga avy am feony ihany aloha ny itiavako azy de manaraka nysarma....FA ZAO IZY efa lasa zokiny ihany deay ve e
35. Papoose
(
28/11/2008 21:08)
heidi:
raikiptia be mitsy am kix fa mbola tsy niaona nivatana zà :°) :-D
ndry v tena mintsonika be @ kix? za nifanena t@ teny ampandrana t@ 27 aout dia nitondra bazary tsihy zay izy ( asa ndry raha efa nahita an'le ataon'olona fasiana akoho na gana na gisa reny)
tsotra be ny paoziny, short dia tennis dia t-shirt dia nikaskety)
fa raha zay paozy nahitako azy zay no nahitandry azy dia mety ho nivaingana tampoka ndry! nefa zay za vao nahita azy nivantana!!! :-D
36. ni81
(
28/11/2008 21:14)
ndry v tena mintsonika be @ kix? za nifanena t@ teny ampandrana t@ 27 aout dia nitondra bazary tsihy zay izy ( asa ndry raha efa nahita an'le ataon'olona fasiana akoho na gana na gisa reny)
tsotra be ny paoziny, short dia tennis dia t-shirt dia nikaskety)
fa raha zay paozy nahitako azy zay no nahitandry azy dia mety ho nivaingana tampoka ndry =)) =)) ! nefa zay za vao nahita azy nivantana!!!
38. heidi
(
28/11/2008 22:48)
Papoose:
heidi:
raikiptia be mitsy am kix fa mbola tsy niaona nivatana zà :°) :-D
ndry v tena mintsonika be @ kix? za nifanena t@ teny ampandrana t@ 27 aout dia nitondra bazary tsihy zay izy ( asa ndry raha efa nahita an'le ataon'olona fasiana akoho na gana na gisa reny)
tsotra be ny paoziny, short dia tennis dia t-shirt dia nikaskety)
fa raha zay paozy nahitako azy zay no nahitandry azy dia mety ho nivaingana tampoka ndry! nefa zay za vao nahita azy nivantana!!! :-D
sao de mba tsy izy e!
:°) :-D :-D
na manao pôzy inona tiko fona fona ka! mitsonika fona zà :-D
39. heidi
(
28/11/2008 22:49)
papoose: sambatsa be njy nifanena taminy :wink: nahoana ary zà no tsy mety mifanena aminy na miloloha vorona aza izy e! :-P :-D :-D :-D
40. heidi
(
28/11/2008 22:51)
fijo:
tsy miavona izany i kix ka,nareo no menatra tsy manantona azy.
ka hitako am endriny iny mitry e! ka zà mbola tsy nanana ôkaz ahitàna azy knou! tsy haiko alou na ho menatra na tsia e!
:-P zà ve fan fidely be ity de..... :{
