Tsy voatelina ny fanafafody kanefa te ho sitrana aho !!

1. niryna ( 03/08/2008 05:19)
Tsy ny fanafody rehetra dia mora atelina avokoa,ao ny mangidy ,ao ny mila rano ary ao ny tapenana mihitsy ny orona manatelina azy rehefa te-ho sitrana ,rehefa nomen'ny dokotera fanafody izany dia tokony hohanina raha te ho sitrana .

Toa izany koa no fandraisako ny tenin'Atra ,misy mora raisina ,misy teny marary mihitsy ilay izy kanefa raha te ho voavonjy ny fanahiko dia raisiko ilay izy ary ampihariko amin'ny fiainako na mandratra sy mankarary aza ilay teny.Tsny mety azoko indraindray dia mangataka ny Fanahy Masina aho ny ampianatra ahy,anitsy ahy ary anoro ahy amin'ny lalana tokony alehako,misy toetra ratsy tiako ovaina dia mivavaka aho ary dia miezaka ny mandray ilay teniny ka mampiantra izany mba hiova ny toetrako ...


Sa ahoana hoy hianao ?
(l) niryna
2. ainaheri ( 03/08/2008 06:51)
Giravy kou niryna ra anao zé d mô an,neveriko we narary kibo ndray enao ané éé :roll: :-D :lol:
3. diamondra27 ( 03/08/2008 07:22)
ainaheri: hihii :D mbola tsy zatra foana ve ndry hatramin'izao e, saika hanome fanafody angaha?

niryna: tena izay mihintsy io ary surtout ilay teny any am TT ireny no tena sarotra, izany no mahatonga ny mpino miteny we mivavaka aloha avant ny hamakiana ny SM fa mandeha any am tsy falehany io ary tena le contraire ny tokony hatao no azonao raha tsy mitandrina>

Asa na efa nisy nahare ilay tantara we: nisy olona hamaky baiboly fa ni-deprime de nanokatra baiboly izy de sendra tam le verset we i jodasy nananto-tena no hitany de lasa koa izy mba nanao an'io fa sa ihany fa nisy nahita de mba voavonjy ary izay nonahatonga azy nijoro vavolombelona we tsy mety ny famakiana bible par hasard fa mila mivavakamba hahazo hery, mba ho azonao izay teny voalaza ao vao mamaky ny tenin'Atra

Ho an'izay mbola tsy mahay mamaky ny teninAtra dia misy ireny calendrier ireny arahina hanampy anao amin'ny famakiana bible isanandro
toy ny bonne semence ohatra , na mana isanandro sns
http://www.bpcbs.com/

na ao am top chretien koa misy pensee du jour ao , miova isanandro afaka mampahery anao http://www.topchretien.com/topmessages/view/6040/combien-tu-es-grand.html
4. fahamarinana ( 03/08/2008 10:05)
:arrow: misaotra any niryna nizara dia misaotra any diam's ihany koa.. :-*
ainaheri : :-D nareo kosa dia mahita zvtr foana...za ndray namaky dia hoe ary ahoana ary no nalefan'ny niryna tato,nefa koa efa haiko fa hisy zvtr ambarany avy eo mifandray amin'izay..:wink: ...(l)
5. diamondra27 ( 03/08/2008 10:40)
fahamarinana: ka heverin'i ainaheri fa sao dia kenda kosa angamba i niryna koa
mba mitsimbina antsika rehetra nge akia izy e
6. fahamarinana ( 03/08/2008 10:46)
:arrow: ndry koa vao maika manampy trotraka ry diam's.. :-D (l)
7. ikaretsaka ( 03/08/2008 10:58)
rehefa tsy mety voatelina ny fanafody de suppositoire atao na tsindrona na serum e :-D :-D :-D

nga amb-bava fotsiny


ao @ katolika.org koa misy ka ka

dia ao @http://homelies.fr/ koa
8. fahamarinana ( 03/08/2008 16:00)
:arrow: merci ika tamin'ilay homelies.fr fa mbola tsy fantatro ndray iny... (l)
9. diamondra27 ( 03/08/2008 16:27)
ty le mofo isanandro http://www.bible-ouverte.ch/pain.htm
10. ikaretsaka ( 04/08/2008 10:51)
fehiny: misy fomba maro samihafa ny fampidirana ny fanafody ao @ olombelona
rehefa tsy mahatelina ny vava nohon'ny antony maro samihafa dia mitady fomba hafa hatrany ny dokotera mba hiasan'ilay fanafody @ tena

torak'Izany koa ny tenin'Atra... rehefa tsy mandeha ny bliblibli sy blablabla sy ny tsimpona sy ny diso pilipitra dia fomba hafa hampidirana azy: asa fanasoavana, fanehoana ny fitiavan'Atra amin'ny alalan'ny ny fihetsika tsotra tsy misy wawawa, fanasoavana izao tontolo izao @ fanajana azy sy ny zava-boahary rehetra hitadiavana an'Atra

"Mitory ny tenin'Andriamanitra ianao na tsy mampiasa teny aza" ho'zy i Md Francois d'Assise izay
11. fahamarinana ( 04/08/2008 11:26)
:arrow: rehefa jereko ny hevitrareo dahy (niryna sy ika) dia samy tsara raisina daholo...zany hoe arakarak'ilay olona manoloana zany,misy ny fomba lazain'ny niryna no mety aminy,misy ny any ika no tsara aminy fa samy ok daholo...amiko aloha (l) .
12. ikaretsaka ( 04/08/2008 11:58)
dia rehefa ianao no dokotera ( a.ka eto= natao hitory) ka raha tena mahay sy mahafehy ny asanao ianao dia ny mitady ilay fika hafa hampidirana ny fanafody @ tenan'ilay marary no atao fa tsy hoe rehefa tsy voateliny le izy sy tsy nandraitra ny pilina de manasa tanana ianao...
manjary dokotera fopla ianao raha tsy mahita alternatives izany!
13. fahamarinana ( 04/08/2008 12:12)
:arrow: ika :dadany koa ilay jeu de mots ampiasainao nefa mazava tsara raha tena mamaky ny mpisera.Amiko manokana aloha dia izay miezaka izay no tiako atao ihany koa na sarotra sy mampiasa fotoana be aza ndraindray satria samihafa ny olona manoloana ary misy tena sarotra raisina fa zany hoe za izay dia ny hafa mety tsy sahala ihany koa.....Izany akory tsy midika hoe mora ny fanaovana an'izay...Mila tafita amin'ny tena izy ilay toriteny :voaray amin'ny sens tena tadiavin'ny Tompo :tsy ankaterena,tsy mivaona...
Dia arak'io voalazan'ika io hoe lasa dr fopla raha...Izay no mahalasa ny olona mitady dr hafa na karazany hafa rehefa tsy mandaitra aminy na koa hitany tsy efficace fa mivoana na manome fanafody fahatany...Ny dr rehetra anefa tsy voatery nandalina fianarana na nanao fa kely ny taona nanaovany azy na tsy nahazo diplome ...sns...sns....fa mety misy charlatan ihany koa....Mba ampiasaiko koa ny jeu de mots n'ika,asa raha ho azonareo ny tiako ambara eto ??(l) :) (l)
14. todisoa2 ( 04/08/2008 14:26)
Fanampin'ny nolazain'i nyrina etsy ambony
Misy ny teny mora azo raisina. Vao mandalo ambanimasonao dia efa mazava aminao. Ary mora koa ny mampihatra an'izany ara-bakiteny. misy kosa teny maizimaizina (ao @ baiboly ihany io an) ny famakiana azy. Ary dia tsy azo mihintsy aza, raha tsy efa mahakasika ny fonao, na ny fiainanao manokana vao tsapanao sy azonao ny tena tian'ilay verset biblique hotenenina.
Be dia be, ary imbetsaka, raha amiko manokana no tratr'ity faharoa ity. Misy aza hiram-pivavahana (izay tenin'Andriamanitra an-kira) tsy dia azoazoko loatra, raha tsy efa mahakasika ny fiainako manokana ilay izy. Itantarako zavatra hianareo? Misy hira izay ao @ fihirana FFPM ao, Mananj-jara ry Jesosy ny lohateniny. Ao @ andininy ao misy manao hoe:
...Na ho voky na honoana, ity mba mpanomponao
Tsy handa ny fanompoana....
Rehefa tonga @io andininy io aho, dia tena tsy te-hihira mihintsy taloha. Tsy te-hihira satria tsapako ho tsy mety amiko ilay andininy. Tsapako fa tsy hovitako, ary hohalako izany tsy fisiana na fahantrana izany. Anefa rehefa trtra dia tsy maintsy. rehefa tapaka ny tongotra, tsy afa-mandeha; rehefa apaka ny lalana rehetra, tsy maintsy manaiky ny fitondrany satria azy ny zavatra rehetra, indrindra fa ny fanompoana. Ka dia tsy azo lavina. Tsapako, fa na dia tsy iriako (raha amiko manokana) ny tsi-fisiana, dia ampianariny aho hiaina izany. Beaziny hahay hihaino sy hankato ny teniny. AMpiaininy araky ny teny faminanaina ombam-pampianarana ao @ Baiboly iny!!!
15. prime ( 04/08/2008 14:54)
"Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan'ny fo." Hebreo 4:12

Mandratra ihany tokoa nefa mitondra aina ihany koa ny tenin'Andriamanitra...

niryna> Misaotra...

Ika> Itoviako hevitra ilay fanamarihana hoe azo atao amin'ny endrika maro ny fanambarana ny tenin'Andriamanitra...
16. fahamarinana ( 04/08/2008 16:46)
:arrow: misaotra any todisoa nizara.. (l)
17. todisoa2 ( 05/08/2008 07:37)
tsisy fisaorana fahamarinana fa izay marina no ijoroana vavolombelona e!!!!
18. niryna ( 07/08/2008 04:27)
ainaheri:

Giravy kou niryna ra anao zé d mô an,neveriko we narary kibo ndray enao ané éé :roll: :-D :lol:



:D :D fiainana io ainaheri a,dia azo ampitahaina ka .
Jereo anie ity e
4 Ary raha namafy izy, ny sasany dia voafafy teny amoron-dalana, dia avy ny vorona ka nandany izany.

5 Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tany marivo ambony vatolampy; dia nalaky nitrebona ireny, satria tsy nisy tany lalina.

6 Fa rehefa niposaka ny masoandro, dia nalazo ireny, ary satria tsy nanam-paka, dia maty izy.

7 Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tsilo; ary ny tsilo naniry ka nangeja azy, dia tsy namoa izy.

8 Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tany tsara, ary raha naniry sy namoa, dia vokatra, fa namoa: ny sasany avy telo-polo heny, ary ny sasany avy enim-polo heny, ary ny sasany avy zato heny. Marka 4

Ireo no hiainantsika isan'andro !!!

:D
19. niryna ( 07/08/2008 04:34)
diamondra27:

ainaheri: hihii :D mbola tsy zatra foana ve ndry hatramin'izao e, saika hanome fanafody angaha?
hi,hi

niryna: tena izay mihintsy io ary surtout ilay teny any am TT ireny no tena sarotra, izany no mahatonga ny mpino miteny we mivavaka aloha avant ny hamakiana ny SM fa mandeha any am tsy falehany io ary tena le contraire ny tokony hatao no azonao raha tsy mitandrina>
marina izany ary izay no antony andalinana azy fa raha hoe hay fotsiny sy atao tsianjery dia very eo isika..

Asa na efa nisy nahare ilay tantara we: nisy olona hamaky baiboly fa ni-deprime de nanokatra baiboly izy de sendra tam le verset we i jodasy nananto-tena no hitany de lasa koa izy mba nanao an'io fa sa ihany fa nisy nahita de mba voavonjy ary izay nonahatonga azy nijoro vavolombelona we tsy mety ny famakiana bible par hasard fa mila mivavakamba hahazo hery, mba ho azonao izay teny voalaza ao vao mamaky ny tenin'Atra
ahatsiarovako ilay rangahy nanome vola tao am-piangonana koa ity tantara ity.Tao anatin'ny sainy dia hoe raha manome vola dia miverina mihoatra an'izany ilay vola.Tao anatin'ny fahatezerana anefa izy no nandrotsaka ilay vola ary rehefa nivoaka izy dia iny nisy vola $ 5 tsy hita fiaviana ary nisy feo niteny hoe iny hoento any ny volanao ...

Ho an'izay mbola tsy mahay mamaky ny teninAtra dia misy ireny calendrier ireny arahina hanampy anao amin'ny famakiana bible isanandro
toy ny bonne semence ohatra , na mana isanandro sns
http://www.bpcbs.com/

na ao am top chretien koa misy pensee du jour ao , miova isanandro afaka mampahery anao http://www.topchretien.com/topmessages/view/6040/combien-tu-es-grand.html
misaotra mizara e


:-*
20. niryna ( 07/08/2008 04:35)
fahamarinana:

:arrow: misaotra any niryna nizara dia misaotra any diam's ihany koa.. :-*
ainaheri : :-D nareo kosa dia mahita zvtr foana...za ndray namaky dia hoe ary ahoana ary no nalefan'ny niryna tato,nefa koa efa haiko fa hisy zvtr ambarany avy eo mifandray amin'izay..:wink: ...(l)



=))
misaotra aky a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0455