Tsy voatelina ny fanafafody kanefa te ho sitrana aho !!
61. niryna (
27/08/2008 20:27)
ikaretsaka: ary raha tsy versets bibliques no raisina fa zavatra miseho @ fiainantsika isan'andro fotsiny aza ange dia efa andiamanitra miteny amintsika e
...
prime: manana andriamanitra marobe izany i ika a? :lol:
=))=))=D tsy ratsy =))
ka izany no anisany izaraiko tantara eto foana ry ika a . Ny baiboly no references omen'ny kristiana satria miresaka an'i kristy ny baiboly hatrany amin'ny voalohany ka hatrany amin'ny farany (TT sy TV) na Testamenta Taloha sy Vaovao.
Tsy midika mihitsy izany ry ika hoe aza mamaky boky isika,ireny nanoratra sy nanota boky ireny dia mijoro vavolombelona ho antsika ka tena feno zavatra maro azo raisina.
Raha tia mamaky boky hianareo dia vakio ity: Babylon Mystery Religion izay nosoratan-dRalph Woodrow.
-manazava ny nahatonga ireo finoana mandainga
-reny sy ny zanaka izay lasa nivavahana
maro e