Tsy voatelina ny fanafafody kanefa te ho sitrana aho !!
21. niryna
(
07/08/2008 04:37)
diamondra27:
fahamarinana: ka heverin'i ainaheri fa sao dia kenda kosa angamba i niryna koa
mba mitsimbina antsika rehetra nge akia izy e
:D :D
misaotra ainaheri nitsimbina :D :-* :-*
23. niryna
(
07/08/2008 04:39)
ikaretsaka:
rehefa tsy mety voatelina ny fanafody de suppositoire atao na tsindrona na serum e :-D :-D :-D
nga amb-bava fotsiny
ao @ katolika.org koa misy ka ka
dia ao @http://homelies.fr/ koa
misaotra anao nizara
24. niryna
(
07/08/2008 04:47)
diamondra27:
ty le mofo isanandro http://www.bible-ouverte.ch/pain.htm
http://www.intouch.org/site/c.dhKHIXPKIuE/b.2264355/
Tsindrio eo amin'ilay hoe watch na listen
http://joycemeyer.org/OurMinistries/Broadcast/Radio/radiolistings/
http://joycemeyer.org/OurMinistries/Broadcast/TV/tvlistings/
raha te hihaino Radio na TV amin'ny teny anglisy na teny hafa
25. niryna
(
07/08/2008 04:52)
todisoa2:
Fanampin'ny nolazain'i nyrina etsy ambony
Misy ny teny mora azo raisina. Vao mandalo ambanimasonao dia efa mazava aminao. Ary mora koa ny mampihatra an'izany ara-bakiteny. misy kosa teny maizimaizina (ao @ baiboly ihany io an) ny famakiana azy. Ary dia tsy azo mihintsy aza, raha tsy efa mahakasika ny fonao, na ny fiainanao manokana vao tsapanao sy azonao ny tena tian'ilay verset biblique hotenenina.
manao ny ahy io Tody a ha,ha,ha
marina izany ary izay no mahatonga hoe mitoera amiko ary izaho aminareo.Ilay teniny raha tsy hiainantsika dia sarotra ny ampihatra azy satria ny fahavalo izay efa resy dia tsy tia ny tenin'Atra ka raha iny no ampinga hiadina azy dia manoaka fotsiny izy
Be dia be, ary imbetsaka, raha amiko manokana no tratr'ity faharoa ity. Misy aza hiram-pivavahana (izay tenin'Andriamanitra an-kira) tsy dia azoazoko loatra, raha tsy efa mahakasika ny fiainako manokana ilay izy. Itantarako zavatra hianareo? Misy hira izay ao @ fihirana FFPM ao, Mananj-jara ry Jesosy ny lohateniny. Ao @ andininy ao misy manao hoe:
...Na ho voky na honoana, ity mba mpanomponao
Tsy handa ny fanompoana....
Rehefa tonga @io andininy io aho, dia tena tsy te-hihira mihintsy taloha. Tsy te-hihira satria tsapako ho tsy mety amiko ilay andininy. Tsapako fa tsy hovitako, ary hohalako izany tsy fisiana na fahantrana izany. Anefa rehefa trtra dia tsy maintsy. rehefa tapaka ny tongotra, tsy afa-mandeha; rehefa apaka ny lalana rehetra, tsy maintsy manaiky ny fitondrany satria azy ny zavatra rehetra, indrindra fa ny fanompoana. Ka dia tsy azo lavina. Tsapako, fa na dia tsy iriako (raha amiko manokana) ny tsi-fisiana, dia ampianariny aho hiaina izany. Beaziny hahay hihaino sy hankato ny teniny. AMpiaininy araky ny teny faminanaina ombam-pampianarana ao @ Baiboly iny!!!
26. niryna
(
07/08/2008 04:54)
prime:marina tanteraka izany.
"Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan'ny fo." Hebreo 4:12
tsy misy fisaorana fa hianao koa no isaorako manazana aminay hatrany. =D
Mandratra ihany tokoa nefa mitondra aina ihany koa ny tenin'Andriamanitra...
niryna> Misaotra...
28. ikaretsaka
(
07/08/2008 23:40)
Ary dia tsy azo mihintsy aza, raha tsy efa mahakasika ny fonao, na ny fiainanao manokana vao tsapanao sy azonao ny tena tian'ilay verset biblique hotenenina.
ary raha tsy versets bibliques no raisina fa zavatra miseho @ fiainantsika isan'andro fotsiny aza ange dia efa andiamanitra miteny amintsika e
29. niryna
(
08/08/2008 05:10)

ka izay fahasoavana nomeny maimaimpoana izay nefa na dia tsy mendrika ny ahazo izany aza isika dia efa fijoroana vavolombelona lehibe (by the grace we are saved)
http://baiboly.org/toko.asp?boky=EFESIANA&toko=2&andininy=5-6&dika=
8 Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra
9 tsy avy amin'ny asa, fandrao hisy hirehareha. Efe 2 :8-9
30. prime
(
08/08/2008 11:15)
ikaretsaka:... manana andriamanitra marobe izany i ika a? :lol:
ary raha tsy versets bibliques no raisina fa zavatra miseho @ fiainantsika isan'andro fotsiny aza ange dia efa andiamanitra miteny amintsika e
31. ikaretsaka
(
08/08/2008 18:31)
amiko ny andriamanitra inoako dia miteny sy maneho ny heriny sy ny hafany @ alalan-javatra maro fa tsy ao anaty boky fotsiny!
32. fahamarinana
(
09/08/2008 11:01)
:arrow: itovizako hevitra koa io voalazan'ika io,tsy midika amiko hoe manana Andriamanitra hafa ihany koa.Aiza ho aiza ilay tenenintsika mazana hoe Asan'ny Fanahy Masina ? Sa tena diso tanteraka ihany koa ny fomba Fijeriko sy Finoako ???? :( (l)
33. ikaretsaka
(
09/08/2008 14:47)
izaho mba gaga manko
amiko tsy source 1 ihany no azo anovozana an'Atra sy ny teniny raha milaza ianao fa manana ny fanahiny fa @ alalan'ny zavatra rehetra...
amiko tsy source 1 ihany no azo anovozana an'Atra sy ny teniny raha milaza ianao fa manana ny fanahiny fa @ alalan'ny zavatra rehetra...
zahako ary @ blaogiko:
efa noraisiko ato am-poko tanteraka andriamanitra fa tsy najanoko ao anaty baiboliko .. izay no finoako ary voiziko sy fihiniko mafy tokoa..
ny foko sy ny fanahiko no miteny [izay entanin'ny fanahy masina noraisiko t@ sakramenta isankarazany] rehefa asainao miresaka momba an'andriamanitra aho...
fa tsy handeha aloha aho hiteny hoe "nankaiza ny baiboliko teto"
Raha eo ilay baiboliko tsara, raha tsy eo izy .. tsy maninona!
Izay ny finoako , ianaro ho anao raha tsara, avelao ho ahy irery raha hitanao fa tsy mety.
Mihaona isika any ananonanona any, raha samy ho any indray!
34. niryna
(
10/08/2008 04:38)
ikaretsaka:...
ary raha tsy versets bibliques no raisina fa zavatra miseho @ fiainantsika isan'andro fotsiny aza ange dia efa andiamanitra miteny amintsika e
prime::roll: =))=))
manana andriamanitra marobe izany i ika a? :lol:
35. niryna
(
10/08/2008 04:45)
ikaretsaka::roll:
amiko ny andriamanitra inoako dia miteny sy maneho ny heriny sy ny hafany @ alalan-javatra maro fa tsy ao anaty boky fotsiny!
ny voa afafy no ahalalana azy ko !
MARKA 4
14 Ny mpamafy dia mamafy ny teny.
15 Ary ireto no ilay teo amoron-dalana, dia izay amafazana ny teny, fa rehefa nandre izy, dia avy miaraka amin'izay Satana ka manaisotra ny teny izay nafafy tao aminy.
16 Ary tahaka izany koa, ireto no ilay voafafy teny amin'ny tany marivo ambony vatolampy, dia izay mandre ny teny ka malaky mandray izany amin'ny hafaliana;
17 nefa tsy manam-paka ao anatiny ireny, fa maharitra vetivety foana; koa rehefa afaka izany, ka tonga izay fahoriana na fanenjehana noho ny teny, dia tafintohina miaraka amin'izay izy.
18 Ary misy hafa koa izay voafafy teny amin'ny tsilo; dia ireo no ilay nandre ny teny,
19 fa ny fiahiahiana izao fiainana izao sy ny fitaky ny harena ary ny filana ny zavatra hafa miditra, dia mangeja ny teny, ka tsy mamoa izy.
[COLOR=BLUE]
20 Ary ireto no ilay voafafy teny amin'ny tany tsara, dia izay mandre ny teny ka mandray azy, dia mamoa: ny sasany avy telo-polo heny, ny sasany avy enim-polo heny, ary ny sasany avy zato heny.[/COLOR]
36. niryna
(
10/08/2008 04:56)
ikaretsaka:
izaho mba gaga manko
amiko tsy source 1 ihany no azo anovozana an'Atra sy ny teniny raha milaza ianao fa manana ny fanahiny fa @ alalan'ny zavatra rehetra...
zahako ary @ blaogiko:
efa noraisiko ato am-poko tanteraka andriamanitra fa tsy najanoko ao anaty baiboliko .. izay no finoako ary voiziko sy fihiniko mafy tokoa..
ny foko sy ny fanahiko no miteny [izay entanin'ny fanahy masina noraisiko t@ sakramenta isankarazany] rehefa asainao miresaka momba an'andriamanitra aho...
fa tsy handeha aloha aho hiteny hoe "nankaiza ny baiboliko teto"
Raha eo ilay baiboliko tsara, raha tsy eo izy .. tsy maninona!
Izay ny finoako , ianaro ho anao raha tsara, avelao ho ahy irery raha hitanao fa tsy mety.
Mihaona isika any ananonanona any, raha samy ho any indray!
izay izy izany aminao dia izay ,samy manana ny safidiny sy ny fantany fa mety
tadidio fa tsy ny fitondrana baiboly no tena zava-dehibe fa ny fahalalana ny tenin'Atra ao anatiny ka afaka mampiasa izany amin'ny andro rehetra ilaina azy ary tsy matahotra ny herin'i satana satria ny tenin'Atra no ampinga hoentina hiadina azy.
Ny fahalalana ny tenin'Atra sy ny fampiasana izany isan'andro isan'andro no zava-dehibe ka tsara dia tsara tokoa ho ahy manokana no ahalalako sy amakiko ny tenin'Atra isan'andro,mampianatra ahy ny anaraka ny didiny ary tsy matahotra na inona zavatra mitranga amin'ny fiainana satria efa nanome toky ahy Izy ny amin'izany.
Tsara ho hay ny tenin'Atra ry ika a raha nomeny fahasoavana isika ka izara amin'ny olona ahoana no hizaranao raha tsy ao aminao ilay teny ?
Ny sofina mihaino ,ny maso mandinika ,ny saina mandalina ary ny vava midera ka mivoaka ho azy avy ao amin'ny fo izany teny izany avy eo. Mahereza
37. fahamarinana
(
10/08/2008 09:36)
niryna:
Tsara ho hay ny tenin'Atra ry ika a raha nomeny fahasoavana isika ka izara amin'ny olona ahoana no hizaranao raha tsy ao aminao ilay teny ?
:arrow: angamba tsy misy mandà fa tena marina tanteraka ny voalazan'ny niryna mikasika an'io fa kosa aiza ho aiza ndray ary ilay hoe samy manana ny fizaram-pahasoavana nomen'ny Tompo azy :ao ny mpitory,ao ny hafa ihany koa...raha tsy mivimbina Baiboly na tsy mampiseho izany na tsy mitanisa Tenin'ny Soratra Masina ve dia azo lazaina fa tsy izy mihintsy e...ny tiako ambara hoe mahalala ny Tenin'Andriamanitra fa mampiseho izany amin'ny Fitiavana,Firahalahiana,Fihetsika mampi-te ho tia sns...sns...Na diso tanteraka koa aho angambany satria hisy hilaza ndray hoe amboarinareo ny Teny sns...sns...... (l)
38. ikaretsaka
(
10/08/2008 16:26)
niryna:
MARKA 4
14 Ny mpamafy dia mamafy ny teny.
15 Ary ireto no ilay teo amoron-dalana, dia izay amafazana ny teny, fa rehefa nandre izy, dia avy miaraka amin'izay Satana ka manaisotra ny teny izay nafafy tao aminy.
16 Ary tahaka izany koa, ireto no ilay voafafy teny amin'ny tany marivo ambony vatolampy, dia izay mandre ny teny ka malaky mandray izany amin'ny hafaliana;
17 nefa tsy manam-paka ao anatiny ireny, fa maharitra vetivety foana; koa rehefa afaka izany, ka tonga izay fahoriana na fanenjehana noho ny teny, dia tafintohina miaraka amin'izay izy.
18 Ary misy hafa koa izay voafafy teny amin'ny tsilo; dia ireo no ilay nandre ny teny,
19 fa ny fiahiahiana izao fiainana izao sy ny fitaky ny harena ary ny filana ny zavatra hafa miditra, dia mangeja ny teny, ka tsy mamoa izy.
ny dikan'ny hoe mamafy teny ange tsy midika hoe ze teny ao anaty baiboly ihany akory no atao diska goaka de averina e.. fa ao ary betsaka aza koa ny teny voalazan''ilay fanahy masina miasa ao aminao (raha tena entanin'y Fanahy Masina tokao ianao) , ny hafatr'Atra izay mi se manifester amin'ny alalan'ny zava boahariny sy ny tranga rehetra manodidina anao, miteny aminao sy manambara ny hafatr'Ilay nahary aminao avokoa ireny fa aza adino ary ampiasao ny talenta nomeny anao hijerevanao ireny....
fa tsy ny heo fitsimponana andalana sy ny famerenana izany entoana foana foana akory
eo ilay mivoana...
39. fahamarinana
(
11/08/2008 07:02)
:arrow: ka itovizako hevitra ny tenin'ny niryna eto fa kosa ny voalaza tao ambony tao dia hoe tenin'andriamanitra ao anaty baiboly...
ny tiako marihina sy tsindrina dia hoe tsy io velively fontsiny.Mino aho fa tsy nilaza ny namana hoe tsy ilaina...,izay no nanamafisako ny resaka Fanahy mampiteny izay tsy hitantsika ao amin'ny andininy Baiboly ihany koa...:-* (l)
niryna:
Ny fahalalana ny tenin'Atra sy ny fampiasana izany isan'andro isan'andro no zava-dehibe ka tsara dia tsara tokoa ho ahy manokana no ahalalako sy amakiko ny tenin'Atra isan'andro,mampianatra ahy ny anaraka ny didiny ary tsy matahotra na inona zavatra mitranga amin'ny fiainana satria efa nanome toky ahy Izy ny amin'izany.
Tsara ho hay ny tenin'Atra ry ika a raha nomeny fahasoavana isika ka izara amin'ny olona ahoana no hizaranao raha tsy ao aminao ilay teny ?
ny tiako marihina sy tsindrina dia hoe tsy io velively fontsiny.Mino aho fa tsy nilaza ny namana hoe tsy ilaina...,izay no nanamafisako ny resaka Fanahy mampiteny izay tsy hitantsika ao amin'ny andininy Baiboly ihany koa...:-* (l)
40. ikaretsaka
(
11/08/2008 17:01)
ka le fahalalana ny tenin'Atra ve hoa izany dia nahatonga le hoe nankaia ny baiboliko teto foana ? (ho an'i niryna io)
efa naveriko foana hoe ohatran'ny rano io.. eny ilaina ny rano, mamelona ny rano ...sns... ... fa tsy rano fotsiny akory dia ampy!
efa naveriko foana hoe ohatran'ny rano io.. eny ilaina ny rano, mamelona ny rano ...sns... ... fa tsy rano fotsiny akory dia ampy!