Jeankely: Terroriste eto amin'ny serasera!
1. xxx
(
26/05/2008 21:56)
Manaitra ny tompon'andraikitra mba handray fepetra haingana handaminana ny olana goavana mitranga eto amin'ny serasera.
...tsy vitany hoe tsy manaja ny fitsipi-pifehezana i Jeankely fa sady tsy manaja ny hafa, ary mety hanimba na hampihena ny olona mitsidika ny serasera ny toe-javatra ohatran'izao.
...Mba vakio ny dinika sasany ahitanao ny fandrahonana hamono ny namana hafa ataon'i Jeankely. Akoatran'zany dia tena mahamenatra sy marikoriko ny fanopana sy teny ratsy ataon'ity namana ity...
Tena mampalahelo raha dinika no atao eto fa lasa mihorohoro enao.... :(

répondu par Jeankely le 14/06/2008 16:04
2. kiadi
(
26/05/2008 22:36)
de manina aza no atao xxx iz io!! tsy aleo zah no nanao ny dinika raha manao matahotra ihany!! :-D :-D :-D
na izany aza aloha de marina nenao eh!tsy mazaka virtoaly rajaenpeti :-D :-D :-D
nefa ange raha alana lery de mapalahelo fa tsisy atao tsony eh! :-D :-D :-D
na izany aza aloha de marina nenao eh!tsy mazaka virtoaly rajaenpeti :-D :-D :-D
nefa ange raha alana lery de mapalahelo fa tsisy atao tsony eh! :-D :-D :-D
3. Jeankely
(
26/05/2008 23:01)
Esory rehefa manimba ny tany. Tsisy mampalahelo izany. Fa nandeha ve ny teny ratsy mialoha ny fametrahana mombamomba ? Ianao ihany no sadt xxx no mody mampiresaka. Sambory, esory, poteho ary halaviro rehefa tsisy ilaina azy. Efa nanaomboka ny namoaka ny mombamomba ka tohizo hatramin'ny farany ny fanafohanana ilay JK.
4. kiadi
(
26/05/2008 23:03)
zay mahamaivandoha an'elah lesy ry peti an!! raha zah nanao an'io tsy nataoko xxx io! zah kanosa lahy hotran'elah! ny sariko jereo fa ao @ serasera ! fa nenah adi=y hevitra no ataoko eto fa tsy hotran'elah miseho mandrahona sy be teny ratsy!anotanio ny tompon'andraikitra raha izah io!!tsisy hirarahiko zay kôfa kely hotran'elah zao! :-D :-D
5. Jeankely
(
26/05/2008 23:06)
Tsisy ilako ny hijery izay mombamomba na sarinao. Na sahala ny anjely aza tsy mila mijery izany aho. Kofabe ianao izany ????Kentrina sady kely loha.
6. kiadi
(
26/05/2008 23:08)
pfff!a leo amizay mangina fa hifamaly @ adala ve! :-D :-D :-D :-D
asio fandrahonana @ tsidron'antsy sy hopa kely aloha ry sipakely an!! @ zay zah matahotra be tsy mahgita tory :-D :-D :-D
asio fandrahonana @ tsidron'antsy sy hopa kely aloha ry sipakely an!! @ zay zah matahotra be tsy mahgita tory :-D :-D :-D
7. Jeankely
(
26/05/2008 23:11)
Averiko ihany. Esory hatramin'ny fakany ny aretina manimba ny serasera. Poteho ary simbao rehefa tsisy ilana azy. Mandray roa io fa tsy ilany ihany.
8. kiadi
(
26/05/2008 23:18)
be konetaka eo enao vevavy kely io raha halana fa aza be vava eo an! :-D :-D :-D
11. Jeankely
(
27/05/2008 03:54)
Tsy mikonetaka aminao izany JK. Ny fitsipika no noresahako teo aloha ary tsy miresaka izany intsony aho satria ny fitsipika apetrakao ra-kiady izany no arahina. Ka tairo fa tsisy mitsoaka.
13. Jeankely
(
27/05/2008 11:09)
Tsy nahita mihintsy aho fanontaniana hoe lehilahy na vehivavy ihany no mahazo mi-serasera eto. Ny loha no mi-serasera eto fa ny fitaovam-pananahana koa inona ity hoe vavy ity ?
14. kiadi
(
27/05/2008 15:27)
ny mety angamba de avela mitatata eo io adala io fa tsy valina na miady hevitra aminy fa ny dinika no tohizana! aleo hanao ny ataony eo fa ny sainy efa tsy ao tsony! :-D :-D :-D :-D :-D
16. patrick2002
(
28/05/2008 21:30)
mihetsika indray ny hadalany ra jeankely marina ,tena tsy ampy lahiny angamba izy io letsy , :D
efa hoe amby aty amiko hoa ,ra jeanne kely
efa hoe amby aty amiko hoa ,ra jeanne kely
17. kiadi
(
28/05/2008 22:19)
izay mintsy no fahedrena ry jk an! adala no miresaka @ adala! de nefa zah tsy adala
18. Jeankely
(
29/05/2008 09:59)
Tsara rehefa mahalala ny fahadalanao manadala ny adala ianao. Samy adala ve. Vasoka be amin'ilay dinika manokana tsisy kil. :-P :-P :-P :-P :-P :-P
20. Jeankely
(
29/05/2008 15:34)
Dia maty sa naninona i Jeankely rehefa naseho ny mombamomba avy eo lazaina terroriste. Inona no vokatra azon'ilay milaza tsy adala nefa manao zavatra tsy mitondra vokany ? :-D :-P :-P :-P :-P :-P :-P . Terroriste eee, Dinika manokana ooo. Kentrina tsisy loha aaaaaaaaa. :-D :-D :-D :-P :-P :-P :-P