Jeankely: Terroriste eto amin'ny serasera!
81. Jeankely
(
14/06/2008 01:45)
Efa nikobana fa tsy mety madio satria efa tandra vadikoditra ralay a. Ho avy fa aza mainka e. Otran'ny baolina hono ny tany =)) =))
83. patrick2002
(
14/06/2008 03:41)
fa inona aza ty homanina nga tena sahirana amiko mihintsy ,ary aza manova PS moa ry lalimanga ah! ataovy kobay indray @ manaraka eh!
:-D :-D efa hataon'olona fimehezana ,hanopa olona avy koa homanina ty tena tssss, tsy aleo mba manao fanatanjahatena hanalana ny depression nao :-D
:-D :-D efa hataon'olona fimehezana ,hanopa olona avy koa homanina ty tena tssss, tsy aleo mba manao fanatanjahatena hanalana ny depression nao :-D
84. Jeankely
(
14/06/2008 04:43)
Iza ralay no resahinao ? Sao diso adiresy rehefa tsy nahavoa amin'ity terroriste. Mbola manoratra ihany Jeankely raly a.
85. kanota
(
14/06/2008 04:55)
Inona no atahorana izay kobay fa tssss. JK no mety voan'lah fa izaho koa hamely kanota an'lah mihintsy ry leity. Elah mivadika x koa ny olona no iray ihany. sao avy amin'ny pa-hana ilay pa-trick.
86. Jeankely
(
14/06/2008 10:12)
i Kanota koa lahy sa vavy sa Jeankely ihany sa xxx nilaza hoe mila hanaovana dinika manokanaJeankely avy eo hitarainana terroriste rehefa avy navoaka ny mombamomba ? Tsy mbola xxx Jeankely ary be loatra aza ny fanoratana hidiran' Jeankely noho izany tsy ampy ny fotoana hanokafana ny mombamomban-dra patrick2006 na kiadi na naughtyboy na bazylou na badboy sy hamoahana azy ary hanaovana PS hafa na xxx. Ny terroriste misaro-tava fa Jeankely misoratra hatrany tsy misarotava :-D :-D :-D
87. patrick2002
(
14/06/2008 14:43)
halefaso amin'izay ny kamikaze razanety be kanota ah!
kanota no hovimbinina ka hoe :@ :@
kanota no hovimbinina ka hoe :@ :@
88. Jeankely
(
14/06/2008 15:13)
Aminy manontany fa tsisy fifanarahana io. i ra-langilangy ianao aloha tsy maintsy ho voavangovango e :-D :-D :-D :-P :-P :-P
89. patrick2002
(
14/06/2008 15:44)
voavangovango @ kanota ve , :-D :-D fa sao dia tsy ianao ary io =)) =))
91. patrick2002
(
14/06/2008 15:57)
iza no hibaradaga aminao @ langilangy ,manaova heure supplementaire aloha dia andefaso vola ny ankizy , fa aza misahirana amin'izany .
good bye my dearling :-@ :-@
good bye my dearling :-@ :-@
92. Jeankely
(
14/06/2008 16:04)
tsy hananan'ny dikisi0nera Malagasy-Anglisy ilay "dearling" aloha. Revy Canada tokoa :-D :-D :-D . izaho aloha tena mahita lesona foana e.
