Jeankely: Terroriste eto amin'ny serasera!

41. kiadi ( 31/05/2008 23:57)
gravy ko zany an!! efa voafafa marina moa ilay fandrahonana anindron'antsy ka sahy miteny zany lety!tssss
42. xxx ( 01/06/2008 00:39)
...tsy taitra ela ra Kiady fa na voafafa aza iny efa vita copie ary isika vavolombelona ny amin'ireny vava ratsy feno tenindratsy sy fandrahonana ny hamono olona nataon'i Jeankely ireny!

...Za no nandefa hafatra nanaitra ny tompon'andraikitra ary ny nataony dia ny nanala an'le dinika feno teny ratsy sy fandrahonana ny hamono olona nataon'i Jenakely...ary i Jeankely mbola hanaraka an'iny dinika iny tsy ho ela...

...raha tsy hoesorina moa i Jeankely dia mazava ho azy fa efa fifandraisana hafa mihitsy indray izany...ka raha izay no izy dia aza mifamaly aminy!

Eto dia tokony hampiharina ny fitsipika, fa raha ny tompon'ny serasera aza moa tsy manaja ary mampihantra ny fitsipika, dia tsy tokony ho gaga isika raha betsaka ny Jeankely hipoitra... :?
43. Jeankely ( 01/06/2008 09:34)
Mbola Jeankely no mamaly. Manaiky ny sazy homen'ny tompon'ny serasera aho ary miala rehefa izay no mampety azy. Saingy avy aiza no nipoiran'ny gidragidra. Ianao xxx mihintsy no namoaka mombamomba izay fady raha resaka "International". Misy ny atao hoe "confidentiality". Ny mpangalatra, ny mpamaky trano aza mbola tampenana ny masony ao amin'ny gazety koa tsy nianaranao fa tsy anjaranao mihintsy ny mamoaka ny mombamomban'olona.
Ampiharo ny lalana sy fitsipika ary ampiakaro fitsarana iraisampirenena :-D :-D :-D
44. ranitse ( 01/06/2008 09:47)
Ny sasany aza ny Filohampirenena no ompaina sy lazaina hanalana slipo ary hitsongolika any Ambohitsirohitra tsisy resaka koa ahoana? Fa ambony nohon'ny Filohampirenena sy ny Governemanta angaha ianareo no mihevitra tsy ho voakasika ry xxx isankarazany ? Samy mifampiandry mihintsy ary samy mahalala sy mamaky fitsipika. Tapina ve ny maso amin'ny resaka ataon'ny xxx eraky ny sehatra rehetra ? Kiady sy ny xxx namany hatraty koa tsy makasitraka ny fomba ataonareo. :evil: :evil: :evil:
45. penguin ( 01/06/2008 09:56)
patrick2002 sy ny kiady mivadibadika xxx na XxxX ve no tompon'ny serasera ? Azo atao ve raha ny mpitory xxx ary ny toriana avoraka ny mombamomba azy ?
46. kiadi ( 01/06/2008 10:34)
olety ry penguin sy ranitse an!! avohay de asehoy eo fa tsy olana !misy sary klo ny mombamomba anah! zah tsy hotran'ny lisany tsy mpikambana ato akory!
tsy olana mintsy raha tsy makasitraka eh!! ny ady hevitra avôka fa tsy ny teny ratsy sy fandrahonana @ antsy no atao eto!!
47. kanota ( 01/06/2008 16:05)
Milaza tsy matahotra ianareo koa inona no amerenana izany foana fa tsy miandry fotsiny. Fa efa nisy nitsongolika nanala slipy tokoa anagha ilay nilaza sa samy miresaka. Ny sasany avorakareo, ampitovianareo amin'ny tay koa ahoana no otran'ny mitaraina indray angaha. Ary ahoana no hifankahitana amin'ity elanelanabe ity ? Mba lehilahy ihany koa kanosa tssssss
48. xxx ( 01/06/2008 16:56)
...harary fo eo i Jeanpeti ra zao no mitohy...may ny endimboanjo dia ampidirina daholo na penguin na rainiketaka...tena tsy foinao marina ity site ity...maninona anefa raha mifona ampahabemaso e...enao anie ka diso be e!

...zay mombamomba anao (sady lainga no betsaka) tsy misy miraharaha an'iny akory ny olona. Ary tsy dia misy dikany iny raha ampitahaina amin'ny fanopana olona ataonao ry jkl, sy ny fandrahonana hamono olona ataonao... adinonao sahady angaha sa tianao hadinoina??? Ny fanaovana xxx eto dia ara-dalana ary ny tompon'ny serasera no manome alalana ny hanaovana an'zany...
49. xxx ( 01/06/2008 16:59)
kanota:

...ahoana no otran'ny mitaraina indray angaha. Ary ahoana no hifankahitana amin'ity elanelanabe ity ? Mba lehilahy ihany koa kanosa tssssss


ho n'i kanota...tsy misy mitaraina eto...fa ny namanao mila hampiharana fitsipika na faly enao na tsia...raha tsy kanosa enao dia asaivo manao azafady ny namanao...sa menatra?

50. xxx ( 01/06/2008 17:04)

...Rainitse? Mampiasa solomaso fa ohatran'ny mandeha anjambany enao ka miaro be fahatany fotsiny ny namanao DISO BE! Vizaka eo enao satria ny xxx eto dia be dia be sady olona samihafa tsy fantatrao...Aza ampitovianao daholo ny rehetra! Enao koa na manao Rainitse aza dia mitovy @ xxx ihany satria tsy rainitse ny anaranao...:lol:
51. xxx ( 01/06/2008 17:07)
jkl...GOOD BYE AND GOOD RIDDANCE! I'M GONNA MISS YOU BB! (l)
=))
52. kiadi ( 01/06/2008 17:10)
iza hono zao lazain'i kanota matahotra zao eh?azavao tsara ?
53. Jeankely ( 01/06/2008 23:34)
Asaivo mifona ohatra ilay milaza hitsongolobody eny Ambohitsirohitra voalazan'ny sasany raha hanao. Ato @'ny politika moa isiaka fa tsy momba ny serasera akory. Fa iza ianao no hifonako. Tsy mifona @'ny xxx tsy fantatro aho ary miandry ny fitsarana iraisam-pirenena hanamelohana ahy :-D :-D :-D :-D :-D :-D Mampiomehy. Averiko Politika ny rehetra aza afaka madiodio daholo sa nanongana xxx i jk dia alefa Tsiafahy :-D :-D :-D
54. ranitse ( 02/06/2008 01:04)
Fa ny vady aza tsy hifonana koa ny xxx no mitady inona sa i kiady moa? Sao marary saina sa alavitra ny mpitsabo ? Aleo hamoaka mombamomba fa tsara aloha ilay misy sary e. Mitovitovy sahalan'ny kelimaso moa ny gasy dia sarotra fantarina. Hametrao sary lehibebe. :-D :-D :-D Ok Jeankely :* :* :*
55. kanota ( 02/06/2008 01:34)
Tadidio tsara fa ato amin'ny sehatra POLITIKA isiaka no mifandahatra izao. Jereo erantany ny vokany. Ny an'ny Malagasy efa nisy ny nanjera tetezana, nanapaka Jirama. Sao heverinareo fa ary amin'ny resaka Fitiavana, Fivavahana sy Tetsy sy Teroa ary izy ity. Omeo marina ny sary lehibe akana fy. Kiady sy ny xxx. :lol: :lol: . President azonareo atao elah fa nareo tsy azo kitihina ve ?
56. Jeankely ( 02/06/2008 13:14)
Efa nipirina ngah ???. Mangina koa izahay rehefa vizana ny adva. :-D :-D :-D
57. kiadi ( 02/06/2008 16:40)
ranista kanota jk>tsy manana adva adala sy tsisy saina hotranareo zah!! havao tsara ny xxx sy kiady fa tsy manao xxx ny aty ary tsy kanosa hotran'ny lisany reo!!
sa olona iray ihany reo ?
tsy elah zao lesy no atao advara jk ann! manambany tena zany!!
mivoha tao raha tena iz fa ny profil aza tsy feno :-D :-D :-D
58. Jeankely ( 02/06/2008 17:42)
Atao inona fenoina ? Havoaka miaraka @ sary ve ? Tsy azo @'izany. Aza matahotra fa hiseho tokoa ary efa manakaiky. Fa ahoana ilay resaky ny tsy adala "tainorona ary". Tsy adala oooo. Kotokabosy :-D :-D :-D
59. patrick2002 ( 03/06/2008 15:16)
ary toa avadika ho adin'i mpanapaka tetezana sy ny mafia mpitondra firenena indray ny ady hevitra lety ah! :roll: :roll:
aoka hazava tsara fa ra jeankely renim-pianakaviana manopa sy mandrahona olona no resaka
Ary rehefa hoe contre an'i mafia d'Etat akory dia tsy maintsy manohana ny mpanapaka tetezana :oops:
60. patrick2002 ( 03/06/2008 15:22)
ady hevitra no atao eto ,alefaso izay hevitrao ,sy izay arguement nao fa tsy ianao no hitsara hevitra olona anankiray ,mahazo mametraka izay fanontaniana manitikitika azy eto ,fa tsy hoe rehefa tsy mifanaraka amin'ny sainao dia tenenina hoe hevitra jolahim-boto ,sns , ary ra jeankely moa mba inona :lol:
rehefa tsy tianao ilay loha-hevitra dia aza valina izay ny an'i olo-kendry .Fa tsy probleme psychologique nao any no hoentina eto.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082