Jeankely: Terroriste eto amin'ny serasera!

61. kiadi ( 03/06/2008 15:32)
=))=))=))=))=))=))=))
62. Jeankely ( 03/06/2008 17:06)
Iza no nanery an'i xxx helezin'ny ankoho tokan'anaka ? Iza no nanoratra ny jiolahimboto sao mba olona hafa ? Samy manao izay tiany hiaviana ary samy manaraka izay fironana tiany. Rehefa mihazohazo sahalan'ny t.y tsy latsaka dia milaza. :-D :-D :-D
63. patrick2002 ( 03/06/2008 20:08)
ianao hoa tsy ampy lahiny fa mangina ,lany zara veh ? =)) =)) =))
64. Jeankely ( 04/06/2008 01:49)
Tanora tsy nahita no dikan'ny lany zara ka tsy anisany angamba i JK. Ilay xxx nihevitra hamely ny terroriste nefa tsy nahavoa no mila misaina hoe aiza indray no hevitra avoavo hamelezana.
Fa miveraka angaha izahay no ho tratranao ? Asio sary ahalalaa ny mombamomba hamoahana azy. Hahaha sarin'alika no hita ve ?
Izay mibanaka no tongavan'ny adala sy hendry. Malagasy mahita zavatra ka ny lasa andafy indray no tsisy saina.
Filohampirenena aminy azo ompaina. Mpitondra azo atao vendrana fa ry zareo tsy azo kitihana. Izay voanao hitsaho hatramin'ny farany fa ny manenjika haloka sasa-poana. :-D :-D :-D :-D :-D
65. patrick2002 ( 04/06/2008 15:37)
fa i ra jeankely izany efa antitra bobongolo petahin'i lalimanga :wink: :wink:
miavera tena ra mamajeanne fa efa ho menopause ah! izay kay no maha-adala anao misy trouble hormonal =)) =)) =))
66. Jeankely ( 04/06/2008 15:46)
Angamba saingy ny loza dia ny antitra adala no lazaina terroriste satria doma loatra :-D :-D :-D
67. patrick2002 ( 04/06/2008 18:04)
hatatataho indray ny ambony ,amin'izay tsy ho petahiny lali-manga oh! ny ambany manko efa petahiny lali-manga :-D :-D :-D
68. fijo ( 04/06/2008 21:14)
inona indray ity ry zareo an?????
69. Jeankely ( 05/06/2008 00:43)
Tsy haiko aloha raha ny antitra rehetra hitanareo any amin'ny fianakavianareo any hipetahan'ny lalimanga ka anareo no mahita azy. Raha tanora daholo nareo ary maty tanora tsisy tratra antitra lalimanga dia anareo koa izay fa tsy hidirako. Rehefa tsy zakanareo ny fikan'adala dia eto mifampitohy eto ary tsy ankiala io. Terrorrsite e, adala e, menopause e, bobongolo o, lalimanga a, manamaoly iiii sns sns. :-D :-D :-D Tsy mahasakana ny tany tsy hiodina fa mbola ity JK ary mbola mitohy ny lalany. Hatramin'izao dia mbola miakatra maraina ny masoandro ary lasa ny hariva izay tsy voasakanao na adala aza.
70. naughtyboy ( 05/06/2008 21:09)
trouble hormonal ozy ra-pa :-D :-D :-D :-D :-D
hafatra any lalimanga anjamo oe ampianaro ze lazainao eto rehetra t..
filahina,sy fivavina sns..ny zanakao 18 taona any dago fa lasa lavitra ny zaza @ zay :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
71. Jeankely ( 06/06/2008 00:16)
Na "trouble hormonal" io, na "adala", na tsy nianatra, na tsy ampy filahiana, na inona na inoa koa ary farany eto @'ity loha-hevitra ity dia ny hoe na TERRORISTE io dia mitohy maporisika ny mpitondra hiasa ny tenanay fa tsy ry dedaka milaza misy loha ihany no Malagasy.
72. patrick2002 ( 09/06/2008 12:34)
modia @ roky any an-tanana fa miandry ny kilonga, :lol:
73. Jeankely ( 09/06/2008 12:53)
Lany lainga ngah ralay fa nofiran'ny olona ity resaka terroriste. Efa faha 71 nanoratra ralay saingy mbola eto ihany JK. Tsy menatra ve ity gisa mangala-ketsa? Ny tratra no mangana :-D :-D :-D . Aza adino rehefa handray ondana hatory fa miodina ny tany ary ny alavitra mety ho akaiky :-D :-D :-D
74. patrick2002 ( 09/06/2008 13:30)
tara indray angamba ny vadim-bolany razanety
75. Jeankely ( 09/06/2008 13:50)
vadim-bolan-dreninareo ve terroriste ralay patrick2002
76. kiadi ( 10/06/2008 09:16)
hay patrick ihndray zao no nanoratra an'ito dinika ito ry jk fa tsy zah tsony??
f'anga tsy oe zah no nanao an'ito eh? :-D :-D :-D
77. Jeankely ( 10/06/2008 13:58)
Patrick2002=Kiadi rehefa tsy amin'ny vatana amin'ny saina. Ny iray milaza Canadany iray Parantsa no aventindresany. Pelaka roa
78. patrick2002 ( 12/06/2008 14:40)
andana mikobana loha rehefa tsy misy manao combien tsony eh!
79. Jeankely ( 13/06/2008 09:43)
Na hikobana aza tsisy foana io ralay a. Tsy misy mitady any aminao eo fa ny mendrika ho anao zvtr hafa ary ho avy tokoa fa aza maika.
80. patrick2002 ( 13/06/2008 21:00)
inona indray no homaniny razanety ahy :-D :-D hanao kamikaze ve ,ty tena ter roriste mihintsy ,mandana mikobana hoa fa petahiny lalimanga =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0974