Jeankely: Terroriste eto amin'ny serasera!

21. kiadi ( 29/05/2008 15:38)
io fa mihetsika indray ny adalany!! :-D :-D :-D
22. Jeankely ( 29/05/2008 15:50)
Terroriste hoy xxx mitapy. Tsy mbola henjehina ngah ilay izy. Ny olona adala hono no lazaina terroriste. Le rainitapy ity koa.
23. kiadi ( 29/05/2008 16:07)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
tairo môly kely any aloha ry jk fa tsy zakanao iz zany an =)) =)) =))
24. naughtyboy ( 29/05/2008 16:52)
:-D :-D raikitra tsisy mpitsara ty rombo ty, za maka any kiady lery misy teknika no tsy manao angovy fahatany :°) :-D :-D :-D :-D aiza ary ika sy ny vandrony..
25. kiadi ( 29/05/2008 16:59)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
zah ve lesy ry nôty de hiady @ adala an!! zaza tsy mazaka virtoaly io! :-D
26. naughtyboy ( 29/05/2008 17:06)
zay nge nolazaiko teo oe ela misy teknika(class) fa tsy manao angovy b fahatany :-D :wink:
27. Jeankely ( 29/05/2008 23:44)
Mazava fa manana technic ary misy class nareo kah. Fa zao mba jereo ny niveau ny resaka ataonareo milaza misy class ireo eraky ny sehatra rehetra. Maka mpianatra kely "undergraduate" hijery ny ahavony fa resa-body no betsaka. :-D :-D :-D :-P :-P :-P
28. kiadi ( 30/05/2008 09:33)
mi-stile @ teny tsy fantatra i jk adala :-D :-D :-D :-D :-D :-D
de oe refa maresaka politika de oe avo fisainana :-D :-D :-D
nefa ty iz miteniteny fona fa pôkaty ty atidoha :-D :-D
29. Jeankely ( 30/05/2008 11:49)
Valio. Nahazo ohatrinona ianao ra-Kiady amin'ity terroriste dinika manokana JK? Dia very ohatrinona aho amin'io miampy ilay mombamomba navoraka. Esyeeee ny tolana no voa fa tsy ny rindrina ry kentrina tsisy saina aaaa. Terroriste ee, adala eee, takatsy oooo, takaro iiiii. Mahatsoaro ilay JK mandritra ny fiainanao iray manontolo ianao. Nahavita naneho ity ahavon'ny resaka miafara ary @'ilay mampitsinjaka. Maizina ampotitry ny mazava satria Kentrina.
30. xxx ( 30/05/2008 13:13)
[quote=Jeankely]

...shut it! You’re harassing people here and deserve to be prosecuted. You talk shit and rubbish…if you live in a commonwealth country, you should know that you are eligible to “Naming and Shaming”...you know that! Besides, you’re bizarre and disrespectful! None will remember your stupid nickname and ideas…your nickname will be wiped out from this site later...

…Your talk doesn\'t meet the standard of an educated politician and you need to work hard to reach your goal. You’re far from being a politician, but just a blabbermouth! You embarrass yourself and damage the discussion in this site. You should be ashamed of yourself. Your comments full of strong language and sexual immorality are not needed in this site. Save them for yourself!

Back off! Say good bye to the nickname Jeankely, \"kely\" really reflects the level of your knowledge. Jkly: Not smart, not clever, again just a blabbermouth (voc for the day 4u)!


:-$
31. Jeankely ( 30/05/2008 13:50)
Ohhhh. wawawawa. Wrong address my baby. I'm not politician n not smart, not clever as u said. xxx = kiady. Vasoka be dadatoa kentrina.
32. naughtyboy ( 30/05/2008 15:57)
xxx >too right but sometimes unfortunately,some walls are too thick to receive or absorb any information outside:wink:
33. kiadi ( 30/05/2008 18:07)
oais!! ary lasa mitapy i jk:-D :-D :-D :-D
ino ma rô io?
olety ry jk adala an!! de bola lazan\'elah fa zah ko ve io xxx io? zah lety tsy mahay teny tsy fantatra an!
34. kanota ( 30/05/2008 23:32)
Hampinano izy samy nareo roalahy ry kiady. Fa aza manao adimboritsiloza i naughtyboy. Rotaka eto raha samy hanampy izay mitovitovy firehana aminy ary tsy hay izay hiafarany. Mangiana ny sasany ary mamaky fa tsy hoe pahana daholo akory.
35. Jeankely ( 31/05/2008 12:08)
Aleo hanao adimborona ao fa tsy olana. Porofon'ny maha-class sy misy saina azy izany. Terroriste Mama ooo.
36. naughtyboy ( 31/05/2008 14:35)
u r weirdoo JK ,samy lehibe tsy mila ampina fa mahay maneho hevitra ny eto :-D fa zao e firy2 zay ny oul niteny teto fa enao manao hitsindalana foana
refa miresaka de midona @ rindrina nefa tsy mety tonga saina :°)
tsakotsakoy kely kalo ty ra miasa ny fitaovana fandinihana ao anaty loha ao ..tsy misy zay tsy mba diso fa zay mikiry no adala.. :°) :-D
37. kiadi ( 31/05/2008 15:04)
ka efa oe adala ko! adala ve mety ho sitrana eh!!raha tsy zany ve handrahona hitsatokantsy!! :-D :-D
38. Jeankely ( 31/05/2008 15:39)
Ny adala tsy mety sitrana fa mitohy io. Tsy mbola nidona ny rindrindrina na nadona aza fa aza diso fijery. Tsy voavaly ilay hoe inona no tombony rehefa natao ny mombamomba sy ny terroriste ? Reny no atao hoe menaka ahosi p(l) ry raha tsy hain'i Kentrina, na mihositra aza tsisy mahita. Efa hoe ny tolana no voa fa tsy ny rindrina. :-P :-P :-P :-P :-D :-D :-D :-D
39. kiadi ( 31/05/2008 16:22)
ka zay ange wa no mahadala an'elah ry jean peti eh! sady donto!! anotanio wa ny mpiandraikitra raha zah manao xxx eo!! nenah basy atifikavana ka arangaranga hita maso ! fa na izany aza aloha tsy manana havana hotran'elah zah eh!
anotanio ze nanao an'io fa tsy zah io!! elah na mandrahona @ antsy sy ny sisa aza tsy manao xxx @ elah zah!
40. Jeankely ( 31/05/2008 23:25)
Iza no nandrahona anao ? Mahaiza mamaky teny fa tsy nisy fanononana olona tsy fantatra ary tsy ilaina fantarina. Tsy hilako ny hizaha ny mombamomba anao. Ataoko inona ? Tsisy ilaiko na pitiny aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008