malahelo...:snif:

1. ari.malala ( 20/05/2008 06:52)
manina ny ambiansy taloha teto am forum serasera mintsy hoa za zany e! taloha tsy mba nisy izany mifampialonalona sy miadiady izany fa tena hoe niray fo sy niray saina ny mpiforum:-(:cry: izao izay dinika idirana toa misy miadiady foana, sady ny mahazendana d tsy ilay hevitra aroson'ilay olona no jerena fa ny ps ny aloha hany ka raha vao ilay tsy dia azoazo dia izy mivantana no asiana sy iadivana d miitatra toy ny sima misioka ilay idnika ary lasa mifara am ady mazàna... indrisy ry fahiny:snif: :snif:
novalian'i ainaheri ny 22/05/2008 19:04
2. dziana ( 20/05/2008 06:58)
:snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
adaladala e! ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
3. dziana ( 20/05/2008 07:00)
:snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
adaladala e! ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
4. tslem ( 20/05/2008 07:07)
ari.malala:

manina ny ambiansy taloha teto am forum serasera mintsy hoa za zany e! taloha tsy mba nisy izany mifampialonalona sy miadiady izany fa tena hoe niray fo sy niray saina ny mpiforum:-(:cry: izao izay dinika idirana toa misy miadiady foana, sady ny mahazendana d tsy ilay hevitra aroson'ilay olona no jerena fa ny ps ny aloha hany ka raha vao ilay tsy dia azoazo dia izy mivantana no asiana sy iadivana d miitatra toy ny sima misioka ilay idnika ary lasa mifara am ady mazàna... indrisy ry fahiny:snif: :snif:


fita ho ah ry ari,hany ka lasa mamaky fotsiny sisa satria tsy hita izay hamaliana anazy :-*:-*:-*
5. fahamarinana ( 20/05/2008 07:20)
:arrow: za moa azo atao hoe vao haingana no niditra teto par rapport aminareo ka tsy dia haiko loatra ilay ambiance taloha,fa rehefa ndraindray tokoa dia vakiana fontsiny dia mivoaka satria tsy araka intsony hoe inona ilay dinika.Ny ahy koa moa raha tsy fantatro tsara ilay izy dia aleoko aloha mitazana dia tsy mamaly fa lasa mivaona ndray fa ary am sakafo ary no mba manala azy.Mety mba hiverina am laonina angambany,zay no irariana,sa ahoana aky ari.? :-* (l)
6. ari.malala ( 20/05/2008 07:41)
izay mintsy no irariana e! mba hiverina amin'ny laoniny! aiza aky ry tslem le mivanitika fooooona isak'izay dinika! tamizany tena hoe tsy ampy aza ny lera ijanonana ao ampiasana iseraserana! izao tena mahamonamonaina!!
7. hery ( 20/05/2008 07:50)
Izaho koa manimanina ny sahan'i Edena... ilay fony niboridana tsy nila akanjo (waoww).
Fa zany hoe aleoko ihany izao toa izay sahan'i Edena :-)

Revena manja ny ankehitriny
Tsiky dia ampy
8. kelly13 ( 20/05/2008 08:00)
ari.malala tslem>ataovy ôtran'ny ataoko ankia a, tsy valina fa resak'ankizy miala sakana, pour ne pas dire resak'adala 8) ! any @ sakafo sahala @ fahamarinana sûr fa tsy hisy gidragidra d aleo marina manala azy any refa mba mahita sakafo tiana ho fantatra na tiana ho hay! :°)
9. milaibe ( 20/05/2008 08:38)
dingano fotsiny zay tsy mampitsiky fa mizotra ho azy io e,izaho koa mba mamaky fotsiny an`ireny tsikera tsy mamaly ilay dinika ireny fa mampimé ahy fotsiny le izy e
10. hery ( 20/05/2008 08:44)
Sady tamin'izany fotoana izany koa anie mbola vitsy kely isika e :-) Nitombo ny tsena, nitombo ny olona, dia nitombo koa ny adala :-)
11. dadabe ( 20/05/2008 08:58)
:-w d iza aby aloha le nama taloha zany e :-w :@
12. ari.malala ( 20/05/2008 09:18)
hery, hahahaha naika tapaka koa ny tsinaiko amle hoe fony mbola tsy nila akanjo hahahahah! d zay marina nga hoe nitombo ny olona d nitombo ny adala, saingy d ny adala v no nihabetsaka sa ny hendry no niala andaharana???
13. hery ( 20/05/2008 10:14)
Fa firy isanjatony tokoa aloha izany resaka adiady eto izany e :-) Tena be tokoa ve ny adala sa isika no manimanina ny tongolon'i Ejipta?
14. kiadi ( 20/05/2008 10:41)
tara eden zah zany klé!! ba tiko hita zany t@ tsahan'ny eden zany!ba mahita an'i aribota nue(oawouuu)!
zah angamba tô hiala forum sasatsasany fa tô zah no mpiady atsena ato! :-D
mety zah mintsy aza no asin'i aribota aminio :-D
15. kelly13 ( 20/05/2008 12:02)
enao io mintsy no miala sakana ato ry teletubbies :-P
16. milaibe ( 20/05/2008 12:04)
kiadi ela zany adama d arimalala i eva fa iza no ninana paoma voaalohany nareo nitarika izao adalana zao e
17. kiadi ( 20/05/2008 12:10)
kelly>teneno aza ny tompon'andraikitra anakana anah fa tsy manina eh! raha izay moa no mapilamilamina ty serasera ty tsy olana!mahay miala zah!
aiso vôty eh!! raha milaza doly ny ol oe sakanana zah de miala ampanajana fa tsy misy olana
milaibe>aribota ihany no voalangolangon'ny bibilava teo fa tsy zah!
18. kelly13 ( 20/05/2008 12:12)
ka ra miala enao d tsisy ambiansa teletubbies tsony sady tsy mande ny bizana nems-ko! ary avereno @ zay klou ny volako rehetra t@ nems namidinao reny e
19. ainaheri ( 20/05/2008 12:13)

Atao akory moa fa ny saonjo 1 lohasaha tsy ilaozan'ny zay mamarara
20. kiadi ( 20/05/2008 12:13)
zah no nibizina de enao hitavana fotsiny zany!!
zah mipenipenina etsy sy eroa hamarotana azy :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.067