malahelo...:snif:

61. kiadi ( 22/05/2008 18:47)
tena koboko mintsy kle!! ny ps ray mody enjy be fa ny ray degany be!!
62. Belami ( 22/05/2008 19:03)
kiadi : nahakobo an :-D :-D
63. ainaheri ( 22/05/2008 19:04)
Amiko ireny oul tsy milamina @ tokantranony any d eto no manovokovoka sy mila vaniny,maninn ra sahy mou ra iny PS mahazatra iny iany no iadivan-kevitra eto fa tsy mamorona hafa ,mba hanenjehana sy ilana ady,amiko zany ambany fisainana!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0159