malahelo...:snif:
42. kiadi
(
20/05/2008 17:09)
veloo>mitadiava enao dinika ato ka misy anah manopa!!ary pour info! tsy mpanao xxx zah!1 sur mille ny dinika xxx ataoko!!
aza mi accuse raha bola tsy nahita! :wink:

43. sitlo
(
20/05/2008 17:15)
kelly13>ontonale eh,
etsy zany namako izany hosakambiniko [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/0035.gif[/IMG]

45. sitlo
(
20/05/2008 17:19)
odry lasa iny indray ilay izy, eo fa sakambiniko amin'izay [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/0034.gif[/IMG]
47. Veloo
(
20/05/2008 17:25)
kiadi [ Valio ] 20-05-2008 19:09:56
Lohateny : Re : malahelo...:snif:
veloo>mitadiava enao dinika ato ka misy anah manopa!!ary pour info! tsy mpanao xxx zah!1 sur mille ny dinika xxx ataoko!!
aza mi accuse raha bola tsy nahita!
:-D :-D :-D ekena lesy a hihihihih
48. sitlo
(
20/05/2008 17:27)
dia nosakambinina ve?
Tairo inviteko hitafatafa ndry http://karajia.org [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/0048.gif[/IMG].

50. orona
(
20/05/2008 19:01)
kiadi:
veloo>manin indray zah?
manotany zah fa io be orona io tsinona ty manopanopa zay!
L'habit ne fait pas le moine.
52. ari.malala
(
21/05/2008 07:57)
ny zavatra tsapako d misy olona tsy tohinina ato e! tsy haiko frustré any am misy anazy any v d ato no manala vonkina mi semer desordre d refa iny fa misavoritaka ny ray trano d iny izy fa manjavona, na tonga d mi atak olona tsotra ftsn zao... d nitombo tokoa angaha ny adala k!
53. Koditra
(
21/05/2008 13:46)
"Ny hevitry ny maro mahataka-davitra". Zay no tokony itondrana azy, samy maneho ny heviny.
"Zay tsy mahay sobika mahay fatambary". Raha tsy manankevitra enao, tsy oe enao akory no vendrana ary tsy voatery tsy maintsy mamaly hevitra, vakio fotsiny dia mahaiza maka lesona.
Ny vazy2 sy ny haniany dia fantatra eny foana, ilaina iany ko ireny andravaka ny forum sy ampitsiky2 ny mpandray anjara.
Fa lé manopa sy miteny ratsy kosa alo dia tsy mety e, marina fa, za manokana dia virtoaly, tsy tokony anararaotra @zay maha virtoaly ahy izay aho ka hanampatra ny iteniteny foana satri tsy misy mahafantatra, ary matetika lé olona tsisy sary sy tsy misy amantarana azy ireny lé sahy2 miteny2 foana.
marina ny voalazanao

lazounet:
Fa tena rehefa ni'analyser forum aho dia misy "Haine gratuite" fotsiny izao: -Tsy tiako ranona, tsy tiako ikala anona " etc...
marina ny voalazanao
54. ari.malala
(
21/05/2008 14:46)
Koditra:
[ary matetika lé olona tsisy sary sy tsy misy amantarana azy ireny lé sahy2 miteny2 foana.
Tena marina ny voalazanao!! fa angamba tsy izy mianakavy no manao izany? asa re...
56. tess
(
21/05/2008 15:31)
Samoana:
ari./ Tsy dia hoe ny adiady no mampitsoaka ny olona fa ny lohahevitra mihintsy @ dinika (izay miisa 34 !!!!) no mety tsy dia mahasarika loatra intsony. Satria nahoana? Satria lasa ny kisarisary mivanitika no betaka fa tsy misy valinteny matotra loatra . Setrin'izany dia maromaro ny namana no misafidy mamorona ambiansy @ sisintsisiny ka zary mitselika fotsiny sisa izy eto.
Fandalovana ihany ny fahanginana (sy ny hadalàna :wink: ) ka mahareta fa mbola hanao rodobe hiverina ireo alahelovanjiko e! Raiso am-pitiavana sy am-pitsikiana hatrany aloha izay misy :)
miray hevitra am samoana mihitsy e! tsy misy matotra intsony ny dinika sy famaliana dinika fa vao miala any ka mahita an'i an ao de lasa ra vanitika hatram farany na ilay dinika adaladala, zé eritreritra mandalo de ampidrina dinika dool
:^)
57. melody
(
21/05/2008 16:22)
mitovy hevitra @ kelly13, izaho koa tsy mametraka sary eto fa tsy midika hoe manaratsy na miteniteny fôna an... ahitsio kely iny rô!
58. kiadi
(
21/05/2008 17:03)
marina kosa ny an'i koditra eh! fa tsy midka ange zany ry kelly13 sy melody fa zay tsy manana sary retra de zany dôly eh!
ozizy fotsiny oe reo tsy manana sary eto no manao adalana!
fa zah mihevitra wa fa tsy aiko aloha na mitombona na tsia fa betsaka ko no manana "double personnalité" ato!! zany oe @ ps ray iz de olotsotra tena mafinaritra de manana ps hafa iz hanaovana adalana! asa raha marina io eritreritro io na tsia!

59. Koditra
(
21/05/2008 21:29)
kelly13 sy melody: za kosa tsy niteny oe ny tsy misy sary retraretra fa oe matetika hoy aho zany oe ny sasany fa tsy izy rehetra ary mbola nampiko koa ary hoe "sy tsy misy amantarana azy ireny " zany oe zara fa feno ny mombamomba azy.
Marina ary tena misy io, ohatran ilay mampiasa xxx ohatra
Za koa nefa mahita fa na dia vao haingana aza no tato dia tokony hahafinaritra lé izy, mahita karazana dinika ihany aho ato tena mahafinaritra lé mahita karazana hevitra bobaka be, misy hevitra tsara mbola tsy fantatry ny tena na tsy takatry ny fahalalan'ny tena nefa azo ato.
Za mino fa ra misy ezaka kely fotsiny d mety milay be io eh.
kiady:
fa zah mihevitra wa fa tsy aiko aloha na mitombona na tsia fa betsaka ko no manana "double personnalité" ato!! zany oe @ ps ray iz de olotsotra tena mafinaritra de manana ps hafa iz hanaovana adalana! asa raha marina io eritreritro io na tsia!
Marina ary tena misy io, ohatran ilay mampiasa xxx ohatra
Za koa nefa mahita fa na dia vao haingana aza no tato dia tokony hahafinaritra lé izy, mahita karazana dinika ihany aho ato tena mahafinaritra lé mahita karazana hevitra bobaka be, misy hevitra tsara mbola tsy fantatry ny tena na tsy takatry ny fahalalan'ny tena nefa azo ato.
Za mino fa ra misy ezaka kely fotsiny d mety milay be io eh.
60. tess
(
22/05/2008 18:38)
kiadi:
fa zah mihevitra wa fa tsy aiko aloha na mitombona na tsia fa betsaka ko no manana "double personnalité" ato!! zany oe @ ps ray iz de olotsotra tena mafinaritra de manana ps hafa iz hanaovana adalana! asa raha marina io eritreritro io na tsia!
mitombina io ka! ary maro maro ihany hoy ilay tsy mahay manisaaaaaaa! tsy efa mba hitanao tam film niseho teto ihany ve e! ohatra
:°) :^)