malahelo...:snif:

21. ainaheri ( 20/05/2008 12:39)
Aona ndray zany ankamerim-bola zany ry keliterezy aa,Ngah tsy namely ny nems-n'ny lery?? hihihi
22. ari.malala ( 20/05/2008 12:44)
tena itako niova mints ry hery a! mampamonamonaina!
23. lemenakely ( 20/05/2008 12:53)
ari.malala:

tena itako niova mints ry hery a! mampamonamonaina!



tsy ny eto ihany no lasa toy izao fa na any @ site hafa koa aza jereo ny ao @ site sobika sy ny moov ohatra fa dia fifanasàna vangy sy teny ratsy no mameno ny adi-hevitra!mahalàsa fisainana ihany aloha e !
24. kiadi ( 20/05/2008 13:02)
le nem_ko ve no mapamonamonaina? :lol:
25. lazounet ( 20/05/2008 13:29)
hery:

Fa firy isanjatony tokoa aloha izany resaka adiady eto izany e :-) Tena be tokoa ve ny adala sa isika no manimanina ny tongolon'i Ejipta?


Raha tongolon'i Ejipta ve no mahamanina, tsy dia maninona loatra fa rehefa nataoko ny fandinihana dia toa i Sôdôma sy gômôro no mameno ny fon'ny sasany. Raha resaka malentendu ange azo aravona é sy ifandinihana é! Fa tena rehefa ni'analyser forum aho dia misy "Haine gratuite" fotsiny izao: -Tsy tiako ranona, tsy tiako ikala anona " etc...

26. milaibe ( 20/05/2008 13:35)
mandeha be ny bizna ato zany ,ela tsy azo asorina kiady fa milay e
27. Samoana ( 20/05/2008 13:45)
ari./ Tsy dia hoe ny adiady no mampitsoaka ny olona fa ny lohahevitra mihintsy @ dinika (izay miisa 34 !!!!) no mety tsy dia mahasarika loatra intsony. Satria nahoana? Satria lasa ny kisarisary mivanitika no betaka fa tsy misy valinteny matotra loatra . Setrin'izany dia maromaro ny namana no misafidy mamorona ambiansy @ sisintsisiny ka zary mitselika fotsiny sisa izy eto.
Fandalovana ihany ny fahanginana (sy ny hadalàna :wink: ) ka mahareta fa mbola hanao rodobe hiverina ireo alahelovanjiko e! Raiso am-pitiavana sy am-pitsikiana hatrany aloha izay misy :)
28. naritsimba ( 20/05/2008 14:06)
slt samoana!
elaela izy zany an!

Ari.malala>> didy maso asiam-panafody eh, mahareta fa hanana ny soa!

:D
29. Veloo ( 20/05/2008 14:11)
ari a
misy ny devolikely retsy a hihihihihi
samoana a
nisy foana lesy ny fananihanina tato a, fa tsy mahery be otran;izao ankehitriny izao.
mbola betsaka ny ankizy miresaka amiko avy ato @ sera2 dia nanontaniako oe fa ahona no tsy mande ao @ sera2 intsony dia izao no lazain-ndry zareo oe : mandreraka be hono ny resaka ifanaovana ato
Satria lasa ny kisarisary mivanitika no betaka fa tsy misy valinteny matotra loatra

ito lazain'i Samoana ito mihitsy ilay izy.
rehefa zavatra serieux dia tokony atao serieux, ary ny atsikana rehetra dia tokony atao ary atsika sy lalao any mahazo mihanihany hihih
30. ari.malala ( 20/05/2008 14:33)
lazounet:

Fa tena rehefa ni'analyser forum aho dia misy "Haine gratuite" fotsiny izao: -Tsy tiako ranona, tsy tiako ikala anona " etc...



k tena zany mints no zavatra tsapa hoa!! zay nge le lazaiko hoe tsy le hevitra aroson'ilay olona no iadiana fa le olona mintsy e! d mitombina iany koa ilay hoe sarikely mananiany no betsaka...Enga anie mba hiverina toy ny taloha marina fa tena manina ny tena e

31. Veloo ( 20/05/2008 14:54)
didy maso asiam-panafody eh, mahareta fa hanana ny soa!

io lazain'i nary io retsy a
32. orona ( 20/05/2008 16:13)
ohhh enjehan'ny eritreritra
33. Veloo ( 20/05/2008 16:17)
orona [ Valio ] 20-05-2008 18:13:58
Lohateny : Re : malahelo...:snif:
ohhh enjehan'ny eritreritra


ny inn ry orona?
34. cutie ( 20/05/2008 16:18)
:-D :-D :-D :-D :-D
35. kiadi ( 20/05/2008 16:20)
tsisy hopa anga ato
36. Veloo ( 20/05/2008 16:36)
ty kiadi ty manondrana ka
37. kiadi ( 20/05/2008 16:51)
veloo>manin indray zah?
manotany zah fa io be orona io tsinona ty manopanopa zay!
38. sitlo ( 20/05/2008 16:54)
Izaho aloha dia miala tsiny dia tena miala tsiny indrindra amin'ireo izay tezitra amiko. Tena im-pito mandrifitr'olona mihitsy ny fialan-tsiniko.

Efa ela be aho izay no tsy nananihany tao amin'ny sary intsony fa mbola tsy niverina ihany ilay tezitra be. :°) Mifona mifona mifona ^:^ za ve nahalala hoe ze tsikera kely ireny dia hahatezitra be.

Za tsy mino hoe mahita an'ito ny cousine-n'ny akama fa raha mahita ianao dia mba ilazao izy. Tsy memezako intsony hono hoe ny sary. (na dia mampime aza :-D )
[center]---------------------------------------------[/center]

Raha ny valiteny ho an'i ari.malalako indray dia ito no fahitako azy. Misy clan ilay izy. Fa tsy misy ku klux, dia ny olona tsy tia hisafidy dia aleony miala. Dia raha mba tia hiresaka ny clan dia manao xxx.

Samy gasy re ah, mifankatiava....

[center]---------------------------------------------[/center]

Ilay sarisary kely tsy olana fa efa hatry ny ela ireny, fa ilay glasy au lait sy aoutra am sase no manimba zavatra ndraindray.

[center]---------------------------------------------[/center]

Fa raha ny momba ahy manokana dia hakamoana fotsiny izao no tsy handraisako anjara. Lany ranomainty dia mbola mitady rechange. Sady misy mampiasa blanco koa ve rangaha...:twisted:
39. Veloo ( 20/05/2008 17:03)
kiadi [ Valio ] 20-05-2008 18:51:27
Lohateny : Re : malahelo...:snif:
veloo>manin indray zah?
manotany zah fa io be orona io tsinona ty manopanopa zay!


kiadi a aza izay manopa aminareo roa lahy :-D :-D :-D

sitlo kamo velona
40. kelly13 ( 20/05/2008 17:08)
sitlo>taiza, taiza indray ianao? taiza? ny marina lazao? taiza, taiza lazaoooooooooo? omeko ranomena indray elah ra lany ranomainty e, hihihihi etsy zany namako :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083