vhv manao mamo

1. rajoelina ( 14/04/2008 19:00)
Tsy mendrika ho an'ny vhv ny misotro zavatra mahadomelina mitovy ny laniny bandy, rehefa mivoaka na mande noche... satry nareo tsy mazaka.

;-)
novalian'i Papoose ny 26/04/2008 02:38
2. tess ( 14/04/2008 19:17)
ny ahy raha vehivavy no mamo de efa raisko toy ny vevavy tsy misy kilasiny! hevitro io sao misy maneno eo ndray :-P
3. vale ( 14/04/2008 19:41)
sendra mamo njay rajou ngamba !!! :-P :-D :-D :-D :-D
4. Papoose ( 15/04/2008 01:45)
ndao tsika sy jou hisotro de jerena hoe iza no tsy mahazaka fa atao mandraingiraingy raha KO alohako!
5. xxx ( 15/04/2008 03:59)
ra vevavy tsisy kilasiny ny fievitrao ny vevavy mamo d aona zany ny lela mamo ,pire sa moins gravvv tsssssssssss
6. tess ( 15/04/2008 05:30)
hevitro io ary jeriko! tsy misy kilasiny ny vevavy mamo lava :°) :-P
ianao angaha hitovy lahatra amin'n lahy amin'io lafiny io! he izany izy hoe lehilahy.....
7. lemenakely ( 15/04/2008 09:10)
tess:

hevitro io ary jeriko! tsy misy kilasiny ny vevavy mamo lava :°) :-P
ianao angaha hitovy lahatra amin'n lahy amin'io lafiny io! he izany izy hoe lehilahy.....



nefa dia indrisy fa miha maro ankehitriny indrondra fa ao ANTANANARIVO ny vehivavy roboka @ fisotroan-toaka
8. simplex ( 15/04/2008 09:33)

lemenakely,
samihafa ny hoe misotro sy ny hoe mamo :)

rajou,
miankina @ tsirairay sy ny fiaraha-monina io.
Otran'ny hoe tonga d vilgera be ra vevavy no miteny ratsy @ teny gasy fa ra ataony @ teny frantsay na anglisy ohatra d lasa tsy koi loatra.
Zany hoe tokony mahafehy tena foana aloha e, indrindra ra tsy misy ol mba azo ianteherana @ le miaraka mirevy...
9. tess ( 15/04/2008 10:44)
lemenakely: vokatry ilay fiainana angamba ilay firongatry ny fisotroana toaka mba hamonoana eritreritra am blem rehetra....
aza lasa alkolik ihany alou :-P

simple: ié! raha vevavy dia ilàna ny fifehezantena, ny famerana ny consomation am lafin'ny zvtr mahadomelina io, ohatra amiko ny vevavy mifoka sigar eny andalana koa dia efa tsy de mendrika loatra :-P
10. mansoor ( 15/04/2008 13:23)
de aôna zany raha vevavy mamo nefa mivanitika fotsiny?@ io miara misotro @ fianakm's ohatra mba manala azy é!!!de mbola tsis klasy iany ve ny filaza izany? :roll:
11. sakaizakely ( 15/04/2008 14:03)
raha vao mifatratra any antatatra kosa klou de eheeeeeeee ! samy tsisy vidiny dol na lhl na vhv raha vao samy tsy mahay mahafehy tena

fa za otran'ny lazain'i mansoor io, montbazillac na sauternes iray vera d'efa vanitika be tsisy otran'zany, spektakla be manadala. Iray vera iny ihany de ampy anankafizana ny sakafo sy hampiakatra kely fa tsy mila mampidina tavoangy 1

fa za zao efa 6 taona tsy nisotro de betsaka ny manontany we rovina indray vao afaka misotro njy fa mafinartra ny spekta :-D

rehefa falifaly sy tsy manala baraka tena fotsiny de zay na klass na tsia :P
ny hifaninana hanao mamo tampona amna lhl tsy mahalala onony kosa zamédlavi

tsinn tsinn dol ary an

12. mansoor ( 15/04/2008 15:13)
sady mafinaritsa be ané lé dôzidozy,ny olona miran'endrika,ramsé afa-po!! :lol: =)) =)) =)) =)) ka in ndray?hita kouh!!!!
13. tess ( 15/04/2008 15:20)
mansoor:

de aôna zany raha vevavy mamo nefa mivanitika fotsiny?@ io miara misotro @ fianakm's ohatra mba manala azy é!!!de mbola tsis klasy iany ve ny filaza izany? :roll:

ié tsisy kilasiny naiza naiza mamo misy azy amiko!
koboko kou enao zany!


14. mansoor ( 15/04/2008 15:24)
enao kou toa tsy mahay an'zany hatao hoé ambiansy zany kouh!oudryyyy! :-D
15. tess ( 15/04/2008 15:27)
ny hamamoana ve de ambiansy e! :°) sady tsy votery hitovi-hevitra anie tsika e! ny anay raha vao vavy no mpimamo ninona fety atrehina defa tsy misy kilasy! samy manana ny nitaizàna azy ny oul tsirairay! :°)
16. tess ( 15/04/2008 15:29)
ny anay aza ny partenera tsy sahy manao dozy be refa mivoaka mba ho fanajàna anao kou neao vevavy ndray no hisary adala :^) :^) :^) :^)
17. mmmhh ( 15/04/2008 15:32)
papoose:
ndao tsika sy jou hisotro de jerena hoe iza no tsy mahazaka fa atao mandraingiraingy raha KO alohako!

ka sao de mamo any njy de hibaradaka hiteny eo hoe, jou ty ne ka bôgôsy be e!:-D :-D :-D
18. tess ( 15/04/2008 15:37)
ka lery kousa né bogosy e! aiza no tsy ho tara ny sipa catalanas :-D
19. mansoor ( 15/04/2008 15:44)
tess:ôka hazava ny kôzy!"dôzidôzy" hoy aho teo,hafa ny mamo,hafa ny dozi^dôzy!,de raha ny fazahoako azy kou zany de misotro iany lé partener -nareo! :lol:
20. tess ( 15/04/2008 15:48)
ka i mansoor zany no mandray tsy raisina fa mamo no resako hatreny amboalohany sy ny loha-teny ny hevitra :-P ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2711