vhv manao mamo
61. ikalapeta
(
17/04/2008 15:19)
glady: efa tsy mahagaga raha ny mpidinika ato, tsyhaiko i mansoor na vh na lh fa ny tena maharikoriko anahy ny lh mila vaniny @ vh!!! :evil:
62. xxx
(
17/04/2008 15:48)
toa vavy io kou! hoe izany mampinono izany.... :-D :-D :-D otran'ny mamo marina :roll:
63. tess
(
17/04/2008 15:51)
mansoor: ny atao hoe klass ve??otrnzao ataonao izao ny mifanohitra aminy =))
64. ikaretsaka
(
17/04/2008 15:57)
aza adino kao fa samihafa ny mpisotro toaka sy ny hoe mamolava an...
ny mpisotro toaka tsy voatery ho mamolava....
fa ny versa tsy haiko raha mety na tsy mety
ny mpisotro toaka tsy voatery ho mamolava....
fa ny versa tsy haiko raha mety na tsy mety
65. tess
(
17/04/2008 16:01)
ka ny mpimamo no resahina eto ika an hoe tsy misy kilasiny ny vevhivavy mpimamo na mamo lava ny toaka :?
66. mansoor
(
17/04/2008 16:11)
tess la klass!sure @ zany va sé? sé kou tô mampmémé bé kou ! =)) =)) =)) =)) refa tsy hay lé définition-ny de aza be resaka é :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ o^o o^o
68. mansoor
(
17/04/2008 16:17)
glady: zà anie manaiky hoé tsy milay lé vhv mamo é!fa ny fanontaniako dé hoé :dçozidôzy pour le plaisir,na hoé manala azy kely tsy mamo avec modération,de hoé tsy klas mits zany?In no hidiran'lé mot klas @ zany?asa na tsy tafita lé tiako tenenina na lé olona mits no efa :{ be!pfff!
70. mansoor
(
17/04/2008 16:33)
kalapeta:tsy mila vanona aho fa dinika no atao,in fotsiny no atao eto raha tsy hifadinika?sa nisy zvtr tsy nety voateniko teo? :/
71. mansoor
(
17/04/2008 16:53)
de misaotra antsika jiaby nandray anjara fa sao de vokitika eo ndray ny point sensible'ny sasany!!andé hamorona loha hvtr etsy aho hoé: "ny klass" :@ ,sa ny "glasy?" =)) =)) ouf!
72. tess
(
17/04/2008 17:22)
mansoor:
glady: zà anie manaiky hoé tsy milay lé vhv mamo é!fa ny fanontaniako dé hoé :dçozidôzy pour le plaisir,na hoé manala azy kely tsy mamo avec modération,de hoé tsy klas mits zany?In no hidiran'lé mot klas @ zany?asa na tsy tafita lé tiako tenenina na lé olona mits no efa :{ be!pfff!
diniho izay nosoratako e! mpimamo no nmarihiko hatramizay ary ny mamo fa inona aryity mivadi dela isaky ny mihetsika ity sa efa mamo i mansoor
:^)
lazao ary inona ny atao hoe klass na tsia????? :^) rehefa tsy mpimamo dia tsy mpimamo zany fa inona ary ity?????aminay vehivavy tsy mendrika tsy mihaja ny vehivavy mamo lava :^) vulgaire ;-)
73. tess
(
17/04/2008 17:25)
mansoor:
de misaotra antsika jiaby nandray anjara fa sao de vokitika eo ndray ny point sensible'ny sasany!!andé hamorona loha hvtr etsy aho hoé: "ny klass" :@ ,sa ny "glasy?" =)) =)) ouf!
efa manao firesaky ny mamo mansoor
:^) :{
75. tess
(
17/04/2008 17:39)
tsy takatrao mitsy ny tiko lazaina hatreny amboalohany fa mbola mamo ny nedrita ngamba :^) ny mpimamo na ny mamo no resaka hatreny amboalohany dia aholakolakao ny resaka! rehefa tafiditra ao anatin'lay mpimamo dia aleo mitsotra na mangina :-P lazaina fa tsy misotro de lazaina fa midôzy de tsy haiko tsony mi hic ndray ngamba avy eo :-D :-D :-D :-D
ny voto-aton'ny dinika dia hoe tsy mendrika ny vehivavy mamo, mazava angamba izay ô! dia izaho mi juger hoe tsy misy kilasiny, ary tsy izaho ireny no miteny izany fa jereo izay nanoratra retra....mazava waz! vevavy mpimamo tsy misy kilasiny ;-)

76. jemimah
(
17/04/2008 18:20)
inna njay ny hvt tsy hifanarahan'i tess sy mansoor ato e! tsy misotro akia io mansoor io fa aiko tsara ty tess fa mba te hampiresaka izy!njy koa ry mansoor dia tena mampiresaka mihintsy an!
77. jemimah
(
17/04/2008 18:24)
mansoor ary tato ho ato njy manao resaka toaka foana an!halazako @ zé fa ataovy?
78. tess
(
17/04/2008 18:40)
jemimah: tsy hoe tsy mifanaraka fa samy manana ny heviny....
fa ny hevitro io voalazako io de zay iany tsy miova....
tsy hidirako na misotro izy na tsia azy ny azy ahy ny ahy!
ny hevitra no ampiadiana fa tsy ny mpidinika no iadiana :-P
fa ny hevitro io voalazako io de zay iany tsy miova....
tsy hidirako na misotro izy na tsia azy ny azy ahy ny ahy!
ny hevitra no ampiadiana fa tsy ny mpidinika no iadiana :-P